la frantsa

61. KALACK ( 16/04/2009 21:58)
ravalotgv [ Valio ] 16-04-2009 23:57:47
Lohateny : Re : la frantsa
lasa mody manas voud



miteny ratsy elah an !!!!
62. pikatti ( 16/04/2009 22:03)
adikao tena izy lesy fa aza tapahana :-D :-D :-D
63. bazylou ( 17/04/2009 00:29)
Dia niala ve ny frantsay dia hahazo 20h amin'ny tf1 i tgv ????
Izaho aloha tsy mbola nahita prezda gasy nahazo 20h tamin'ny tf1 izany hatr'izay niainako e!! sary kely 1 segondra angaha!!!! :-D :-D :-D
64. xxx ( 17/04/2009 07:01)
ka refa hisolelaka lesy le badolahy bazily ty de omen'ny frantsay ny ventiny koa elah a,azon'elah ve zany é :-D :-D :-D
65. xxx ( 17/04/2009 07:42)
ADALA ITY FIJO ITY TSY AZO AVOTANA INTSONY
66. ravonjison ( 17/04/2009 12:47)
Mahabelombolo ihany ny toe-javatra. Izay avy @ makarakara dia tsy maintsy mivoaka @ kiloadoaka.
67. fijo ( 17/04/2009 22:22)
naninona an'i xx indray hono i fijo e?????? sao handefasako kalak any koa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072