la frantsa

21. Noue ( 16/04/2009 20:45)
sary teny @ sit-in quay d'orsay

[URL=http://img21.imageshack.us/my.php?image=madagascargttparis16040.jpg][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/7541/madagascargttparis16040.jpg[/IMG][/URL]


[URL=http://img21.imageshack.us/my.php?image=madagascargttparis16040x.jpg][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/3129/madagascargttparis16040x.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img21.imageshack.us/my.php?image=madagascargttparis16040r.jpg][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/8850/madagascargttparis16040r.jpg[/IMG][/URL]


reviko be io sary farany io oe CHATAIGNER QUITTEZ MADAGASCAR
22. pikatti ( 16/04/2009 20:45)
aleo faizina fa le namoaka azy ireo ihany no asaina mikaroka azy kah :-D :-D :-D
23. Noue ( 16/04/2009 20:48)
fijo:

รด ry zalahy an,de ahoan aindray mo aizany izao ry pety,voninahitsy,kotity,fidy,bolo???hiverina hikaroka an'ireo indray izany?????
tsy maintsy averina any am-ponja any ireny eee !! tsy maintsy vitainy ny peine-ny !!


24. KALACK ( 16/04/2009 20:53)
Tsy te halala ze pety sy coutiti nareo zahay fa ze miana kendry hanohitohina cny Fanjakanay eo kosa de ny aina wno manefa na vahiny na teratany izy , efa milaza zahay izay fa manefa ny aina a
25. BeraMuc ( 16/04/2009 20:55)
io indray fa mi-delire i KALLACK
vao nahazo dose ma-Domelina ...
26. ravalotgv ( 16/04/2009 20:56)
misimisy sipa ihany ve ao eee aiza daholo ny sipa eto ami serasera tsy tazana eo bmba meo sikina

sniff tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
27. pikatti ( 16/04/2009 20:57)
tsy vitan'ny vava leity izy ty a!!! elah io koa tonga de cachot fa miana-kendry eo
28. fijo ( 16/04/2009 20:59)
maik aery le hoe ambasadera ,niaraka tamin'ny vadin'i lery nankany mada....kay izao mety hiverina tampoka fa tsy nandaitra ny fika.
29. KALACK ( 16/04/2009 21:00)
ialahy aloha ry pikatti dia ho taperiko aminialahy ny balles ko amin'ny chargeur iray raha vao fantatro ialahy , efa roa izay laisany tato no efa novitaiko fa ialahy angamba no fanitelony , fa ataovy ihany anie io vavan'ialahy io e, mora amiko anie ny mitady anialahy
30. pikatti ( 16/04/2009 21:03)
valinteny efa mahazatra zany ny fozaorana , jereo ny TGVendrana no mpanao an'zany ,efa hirodana :-D :-D :-D
31. KALACK ( 16/04/2009 21:09)
Ataoko maty in -droa ialahy raha azoko , tsy misangy aminialahy intsony aho , fa tena kidnapeko mitsy ialahy , ahita ialahy fa andraso e
32. pikatti ( 16/04/2009 21:09)
lasa le ambasady marina ,tsy nahita hirika :-D :-D :-D
misaotra Noue a
33. KALACK ( 16/04/2009 21:12)
O lety ry Pakatay a, miresaka aminialahy anie aho e,
34. BeraMuc ( 16/04/2009 21:13)
Izao koa anefa:

a) eo anivon ny firaisana eropeana, dia manana ny anjara-toerany i Frantsa. I MItterand sy Helmut Kohl no architecten ny Unite Europenne. Ary Frantsa sy Allemagne no an isan ny moteur lehibe amin ny traikefa eropeana

b) Izay no mahazava-dehibe ny fampisehoana, fampitana sy fampahalalana directe ny zava-misy amin ny firenena tsirairay. Ohatra tsara ary deraina manokana ny hetsy ny vehivavy malagasy teto Antananarivo. Toy izany ihany koa ireo interview amin ny media, ny fihaonana directe, ny lettre isan-karazany nataon ny mouvement legaliste, na eto an-toerana na ny diaspora

Misy antony
a) matoa maika tsy faingana i Chantaigner ho tonga aty Dago sy hihaona amin i TGV. Raha araka ny lalana eran-tany, ary ao antain izany ny lalana Malagasy, dia tsy en regle io situation-ny io
b) matoa miboredika sy miovaova fiteny ny quai d orsay, et co

== US + Japon + Allemagne + Chine mahafantatra tsara ny zavamisy ary tsy azo hivarotana saka be-loha
35. pikatti ( 16/04/2009 21:16)
zah mapinanaan'elah ry kalack kely a :-D :-D :-D
36. sitlo ( 16/04/2009 21:17)
Izany no sipa tena sady taviny no volony. kozy
37. pikatti ( 16/04/2009 21:20)
aiza elah kalackely a :-D :-D :-D sarimbavy marina leity an
38. halloween ( 16/04/2009 21:21)
Lazao ze adresse nlah lety ry Pikatti sy Kalaky de ampanaovn nareo mtsm a! sahy v laisany sa tsia ? rah tsi de aleo malmn d sam kems zan ,
39. pikatti ( 16/04/2009 21:22)
ary nakaiza kalackely :-D :-D :-D
40. ravalotgv ( 16/04/2009 21:23)
OMENA ANTSY BE ANAKRO DE RAIKITRA ZE MATY VONOINA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008