Fahantrana 2008

1. soanja ( 04/04/2009 15:01)
Toy izao ny fahantrana mianjady ny madinika tamin'ny andron-dRa8. Ka inona re moa fa tsy famonoana olona moramora ny ny fahitako an'io. Anareo no mandinika raha tokony nividy an'iny fiara manidina Air Force iny izy na tsia.

Mihevera tena ry Malagasy izay jamben'ny fitiavan-tena.

http://www.flickr.com/photos/37061134@N06/3411175838/
http://www.flickr.com/photos/37061134@N06/3411175860/in/photostream/

Ry Gasikarako, ontsa anao ny foko! :cry: :cry: :cry:
répondu par ravonjison le 08/04/2009 12:14
2. yuka ( 04/04/2009 15:09)
vao tamin'ny andron-dravalo zany io tanana io no naorina :roll: :roll: :roll:
sa villa-be daholo no teo talohan'ny nitondravalo :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. soanja ( 04/04/2009 15:15)
Tamin'ny andron-dRa8 io no niorina ary afaka manome anao ny andinindiny aho raha izay. Ny tsy firaharahan'ny fanjankan-dRa8 mihitsy ny zavamitranga any ambanivohitra any nefa anararaotany ny vokatra azon'ny olona any no tena fositra. Raha mba nanaramaso mantsy ry zareo! Raha mba nikarakara?

Ahoana ny hevutr'i Yuka, tokony novidiana ve le Air Force vaovao iny sa??? Aza mba tia tena hoa!
4. lasa ( 04/04/2009 15:16)
Aoka kosa aloha isika eto mba samy handinika tsara daholo vao mamaly fa misy ny an'ny sasany tahakan'ny tonga dia sosotra sy mankahala avy hatrany.
5. soanja ( 04/04/2009 15:17)
Yuka > imohezanao mantsy ny fahantran'ny sasany satria ianao voky ny volabe ny Gasikara tamin'ny andron-dRa8??? Mampalahelo ahy ny toetranao!
6. lasa ( 04/04/2009 15:22)
Mba omeo ny andininy zahay ry Soanja sady tena mahaliana ny fomba famelabelaranao hevitra eto.Anisan'ireo mankasitraka aho nadia tsy mitovy hevitra aza indraindray.
7. Mirananirina ( 04/04/2009 15:24)
Yuka > imohezanao mantsy ny fahantran'ny sasany satria ianao voky ny volabe ny Gasikara tamin'ny andron-dRa8??? Mampalahelo ahy ny toetranao!
Aza miteny izany ianao ry Soanja,satria misolelaka amin'i tgv ianao hoy ianao dia hilaza ve aho fa nahazo volabe ianao izao,sa izay no marina.
8. tsinjo ( 04/04/2009 15:44)
hiova villa doly zany reo amizao fitondrana tetezamita an , ^:^ =D> =))
9. yuka ( 04/04/2009 16:04)
aiza hoaiza io toera io ry soanja?
tsy ny fahantrana no hiomezako fa ny fankahalanao andravalo isakin'ny mamorona dinika :D
voky volabe tamin'ny androndravalo ahoana e?
hananao porofo ve?
tsy ravalo no manakarama ahy fa ny JICA tompoko misy any mada koa io,ary saika miompana tanteraka amin'ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra
dia omeko eto ko ny sary manaporofo fa nijery ny tantsaha sy ny tontolo
ambanivohitra kokoa ravalo,raha mihoatra amindratsiraka.
fantrao ve fa misy jeune volantaire alefan'ny japoney any ambanivohitra any?
mba mahazo tatitra anie zahay ato fa tsy hoe mitsipaka be fahatany fotsiny e!
10. yuka ( 04/04/2009 16:13)
za ry soanja na ravalo no mitondra eo na i TGV dia voky ny karamako foana aho a!
Omeko anao eo ny porofo refaveo ahitanao tsara hoe iza isika no tena niosina
sy nijery ny mahantra :D
11. yuka ( 04/04/2009 17:01)

misokatra ve ilay sary?
12. xxx ( 04/04/2009 17:14)
Aza entina amin'ny fihetseham-po ny fijerena ny fiainam-pirenena ry Soanja fa manjary mankany amin'ny tsy izy ilay fomba fijery. Ilaina ny fo mangoraka sy mitsetra kanefa mijanona hatreo ihany izany. Ny saina no tokony hiasa: handinika sy handanjalanja ny mety sy tokony atao, ny antony mahatonga ny olana ary ny vahaolana efa eo an-dalana fanaovana azy. Raha ny fijery ilay tanàna hita dia mampihetsi-po kanefa izany ve no ahitana vahaolana? Indrindra ny tena mampalahelo amin'ilay toe-tsaina dia io no nentina nanaratsiana ny mpitondra teo aloha. Sao dia fanasoketana tsy am-piheverana no ataonao? Sa tianao hovoizina eto amin'ny serasera ny fisarihana anay rehetra hankahala 100% ny fitondrana teo aloha ka hirohotra hanohana ny ankehitriny? Tsoriko nefa fa hevi-diso izany ary io fomba fijery manohana be fahatany izay tonga eo amin'ny fitondrana io no isan'ny nahatonga ny firenena amin'izao fahantrana izao. Tsy mba nisy sahy nanambara ny tsy mety fa tonga dia MISOLELAKA avy hatrany mba hialana amin'ny ady sy korontana. Ny malagasy nefa manana an'ilay fomba fiteny hoe: "ny hisavorovoroan-kilantoana" ary ny hoe "ny hevitra tsy azo tsy amn'olombelona", "ny hevitry ny maro mahataka-davitra". Midika izany fa tsy vahaolana io manohana izay tonga io ka manaratsy an-jambany ny teo aloha io. Raha tena te-hitondra fivoarana dia aleo haneho ny heviny ny olona ary ny fandravonana azy ireny no tena zava-dehibe ahitana ny lalan-kombana, ary ny tsy fahaizan'ny eo amin'ny fitondrana mihaino izay tsy mitovy hevitra aminy no miteraka korontana. Hita teo aloha io ary efa managasanga sahady ankehitriny. Ka raha HISOLELAKA ihany ianao dia ataovy tonga any aminy ny hoe tokony hihaino sy hijery ny hevitry ny hafa ihany koa fa sao dia latsaka ao anatin'ny fandrika nahavoa ny teo aloha indray.
13. xxx ( 04/04/2009 17:19)
soanja:

Toy izao ny fahantrana mianjady ny madinika tamin'ny andron-dRa8. Ka inona re moa fa tsy famonoana olona moramora ny ny fahitako an'io.
fa ianao nga mihevitra fa nanakarena be ny malagasy t@ andron'i debanao io??? inona no antom-pivelomany @ zao fotoana izao? moa ve tsy ireo devizy, vatosoa, sokatra, diamondra nahondrany? dia mino ve ianao fa tsy efa tahak'izao ny fiainana alohan'i Ra8? aza manofy e! tsy zay sary kely notsongaina tetsy sy teroa akory no manaporofo ny inona! ary aminao mety daholo zao ataon 'i TGVNEDRANA DE HAUTE TRAHISON ZAO?


Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi d’après les Nouvelles.

voatendry ho ben'ny tanàna fianarantsoa i pety. Norohanina toy ny alika ny tompon-toerana

Quel ‘processus de démocratisation et de profonds changements’, évoque-t-on lorsque, par la rue, un jeune en complicité avec l’armée s’autoproclame chef de l’Etat ? Enfin de qui se moque TGV lorsqu’il clame urbi et orbi qu’il ‘va bâtir un ordre constitutionnel nouveau’ ? (….) A présent qu’il tient les rênes du pouvoir, il veut une telle tribune pour se donner un semblant de légitimité (…) ayant arraché le pouvoir par la force, il est en quête de tous les moyens pour le saupoudrer d’un vernis démocratique en attendant une pantalonnade de la Loi fondamentale pour mieux se carrer dans le fauteuil présidentiel »

TSY MISY AFATSY DE HAUTE TRAHISON KA MANDEHANA MISOLELAKA !!!!


14. xxx ( 04/04/2009 17:52)
f'a gaha moa ianareo ry soanja rehefa mimpetraka aty amin-dry be kitana de tena mampalahelo ny malagasy mahatra nandritra ny efa 40 ans lasa, nandritra ny andron'i deba ireny fa tsy andron'i ra8 irery akory, vo teo ampanaovana ny raharahany anie i ra8 no nahoganareo eh! mbola vo 7 ans izy no teo neja jereo ny anaovany an'i a/nanarivo sy ireo tana-dehibe misy eto amin-tsika, ireo lalana vitany na de hoe interet fotsiny aza aloha ny azy fa iraisan'ny malagasy manontolo izany, ary mba inona no vitan'i debana nandritra ny 25 ans! za tsy ra8 fa mba asio fiheverzena ihany alohany hitenitenenana , mbola aiza ny fahatrany gasy amin'izao fontoanany tvg zao, jereo fotsiny ireo tsy an'asa ao anatiny fonotana fohy, ireo olon amaro niasa tao amin'ireo orisn'asa ireny ho aiza tsy ianao any no hanome izay ohan'ireny olona ireny, alohany hi-jugerna izao sy izao mba nisy zavatra netinao an'i madagasikara ve aloha! ny tsy fitiavanao mainty an'i ra8 no tena betsaka!
efa lasa izy iny fa de izay hamerenana an'ity nositsika ity aminy laoniny indray izao no tokony iheritreretana! mba omeo soso-kevitra raha mahita ianao fa tsy ny fakahalana an'i ra8 no atao betsaka
15. yuka ( 04/04/2009 17:57)




Tsy mahay lay jereo eto ary soanja a!
tadidio fa matoa miteny eto dia nahita,sy niasa ifotony izay tsy misy hifandraisako ami-ravalo,fa kosa piasan'ny firenena izay nangatahany fanampina sy fiarahamiasa mivantana,ka mba nisy ihany ny fijerena ifotony e!
ny sary izay miseo ireo zao dia efa fito taona lasa :D
16. xxx ( 04/04/2009 18:12)
ry soanja tony wa no tsy mba nijery sy mandinika fa faly fotsiny ny hanaratsy sy hanenjika an-dra8, d nihevitra ve enao fa nanankarena daholo ny gasy rehetra taloha d avy eo nenahantra, efa nahantra foana ny gasy hatr@ zay fa rehefa mba misy olona mihezaka ny hampandroso d tsy maintsy misy foana ny mandrodana sy mampahantra ôtr'izao ataony radomelina zao, io d mbola hitombo reo trano-kely asehonao reo, d avy eo zay mitondra eo indray d lazaina fa nampahantra, raha nijanona teo ra8 mety nihena reo trano kely reo fa noho nataony lé olona solelahanao d vao maika hitombo b. Mba omeo tokoa hoe mba aiza io toerana io?
17. xxx ( 04/04/2009 18:19)
inona no mba zavatra vitan'i debanao ry soanja nandritry ny 24 taona teo? fanondranana ny harenan'i dago, mangony fotsiny ireny diamondra sns ireny, vao 7 taoana fotsiny ny naha teo an'i Ra8, mba jereo ny zavatra nataony fa aza io fankalahana azy io no atao mankarary saina, mba manàna fo tsy miangatra fa raha ohatranao daholo ny olombelona mihaina @ fankalahana dia ho aiza?
18. lasa ( 04/04/2009 19:06)
Hay ve Soanja any @ be kintana no mipetraka e!midera anao aho aloha @io lafiny io fa anisan'ireo olona tsy mba midehaka ianao fa tena mandefitra tokoa satria misy isika ato @serasera vao miteny dia te hitonona foana hoe:izaho avy atsy na avy ary ,na dia tsy misy tokony hidirana @lay resaka aza ny fihaviana ;-)
19. milamm ( 04/04/2009 19:31)
soanja,efa be ny voalazany xxx ireo ka tsy analàna na anampiana,minoa ahy ianao fa n\'aiza n\'aiza dia mbola betsaka ireo shanty town(hoovervilles izy tany USA),favelas(Brazil),Changchun(Sina),tao Cochin tany India,bidonvilles tany @ zana-tany frantsay ,fa alohan\'izany dia tsara raha lazaina ilay aloka mainty ny Gasikara niatombohany sy nampiroborobo nampijaly sy namono mivantana na ankolaka ireny olom-pirenena natao ankilabao ireny voalohany tao Madagasikara fantatra @ anarana hoe deban\'ny AREMA ,tsy mijanona mitombo toeran\'ireny tsy mana-kialofana ireny ireto no antony vitsy mahatonga izany araky ny hevitro ka araho tsara azafady

1 . fianjeran\'ny toekarena manontolo ny firenena iray raha ny tao amintsika no alaina dia voafitaky ilay bokimena tanteraka ny rehetra raha nolanian\'ny Antenimieram-pirenena ny 1977 ny famatsiana vola io fotodrafitr\'asa io,fehin-kevitra sy fanamby voalaza tao dia
-ho antoko sosialista manatanteraka tsara antsakany sy andavany ny andraikitra sy ny asa manaram-penitra ny tanjon\'ny firenena
-taona 2000 ho fotoana hitojoan\'ny sambo eny @ fihantsonana ny revolisiona sosialista an\'i deba ( in no niseho ? la totale cata ,ohatra eto ambany)

- - 1978.1984 :mise en place des structures de l\'économie socialiste(nationalisations,réforme agraire,décentralisation ect)et progression de 5,8 % par an de la PIB
Tous les indicateurs sont au rouge,la balance commerciale avait accusé un déficit de 103,4 milliards FMG en 1980 ,la dette publique extérieure s\'élevait à 625,1 millions USD et à 1035,1 millions USD(sachant que 1 dolar USD=271 FMG
cela donne 169,4 milliards FMG en 1980 et 280,5 milliards FMG en 1981 et enfin en 1984 ça montait à 1112,1 milliards FMG

2 . Ny tsy fisian\'ny asa nefa niakatra teto andrenivohitra ny ankamaroan\'ny tantsaha na tsy manana tany ho volena hitady asa ary ny fitomboan\'ny vava homana ary tsy nisy tetika nomaniny fitondrana hiadina izany sy hitsinjovana ny firongatry izany,nisy mihintsy aza ny varo-jaza tao Andrenivohitra noho izany hamafisan\'ny adim-piainana izany (ao tsara ny mahalala izany tantara izany 20.000 à 30.000)fa ity tatitra tao anaty rakitry La lettre de l\'océan indien/Madagascar-matin lahatsoratra ny 15/11/1985 no namoaka azy io
ka nampiteny ny Pdt de la Cour supreme\" l\'enfant n\'est pas marchandise \"
Et aussi d\'après le témoignage par le journal \" le monde \" le 09/04/1986
\"La représsion des enfants défavorisées,opérations 4\'mis\"
- 200 enfants moins de 6 ans sont placés dans un centre social à Isotry et autres 240 de 6 à 15 ans en plein ville dans la cour de la caserne des pompiers à Tsaralalàna gardée par les pompiers armée de triques et enfermée derière des barbelés
- le mois de Juillet 1986 près de 600 personnes adultes et enfant auraient été deposés par des camions poubelles ,route de Tamatave sur les tas d\'ordures d\' Antananarivo,une soicentaine seraient rapidement decedés de malnutrition,froid,l\'infection,les survivant se disputent les immondices avec les rats ,porcs et les passants les appellent 4\'mis
Mais bon Dieu le père PEDRO était arrivés après pour les sauver et fonder la communauté AKAMASOA pourtant il n\'était pas ni politicien ou quelqu\'un du fitondrana ,meme il a certainement la valeur traditionnelle malgache du \"fanahy no maha-olona\" et \"l\'esprit du fihavanana et fifanampiana\"
20. milamm ( 04/04/2009 19:43)
i yuka ko dia omeko fanakasitrahana @ ity asa mila fandavan-tena sy fitiavana ho an'ny mpiara-belona izao =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1901