URGENT BE

1. xxx ( 31/03/2009 06:42)
Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fanampiana avy @ nareo ny tenako . Za mantsy vao Terminal 19 Taona.
D hoe asoroko zany l izy nefa za tsy mahalala vanafody amin'zany . Ka zay mahalala r de mba valio fa mande ihany ny andro sy ny volana.
répondu par Ratoa le 03/05/2009 00:28
2. xxx ( 31/03/2009 12:07)
Fa tena tsy poss ve aloha ny hiresaka @ RAR-nareo eh, mba mifompona sns eo. Aza atoro azy ny rain-jaza raha hanampy trotraka ny blem. Na tsy hanambady aza ianao, au moins , mba tsy miady irery. Azo lazaina ho voafitaka ihany ianao tsinona na dia hoe nandika tenin-RAR aza, satria sipa 19ans izany tsy voatery tonga saina fa rehefa milalao an'io dia mety ho bikina.
Ka lanjalanjao ihany satria ileiry aza efa nidaka, izay hahasoa ny fiainanao ho avy no tsy maintsy atrehina. Ary ataovy ao an-tsaina fa "on ne sort pas indemne d'un avortement". Na vita tsara ara-medikaly aza io, manenjika foana ny eritreritra avy eo satria namono olona :-* :-* , zaza tsy manantsiny. Dia mieritreritra aty aoriana hoe mety ho nanao ahoana re ny fiainany eh sns.
Raha hesorina mantsy, sarotsarotra ihany satria ianao any Madagasikara. Raha eto France mantsy dia mankany @ hopitaly ianao dia milaza fa hanala zaza dia 30mn dia vita ny ady.
Any Dago io mampigadra. Misy ihany nefa sage-femmes sy dokotera manao antsokosoko. Tao @ Marie-Stoppes Ambodinisotry tao no misy mpanao azy henoko.
Tsipazopazo resaka ihany ireny sipa dimbadimbaka eny @ tanananareo ireny (kendreo ho ilay mahatam-bava nefa) fa mety misy mahalala fika.
Ny henoko, tsy haiko ny fahamarinany : ravina zavoka no amotsorana nono, asa atao ahoana izany. Dia misotro rano mafana betsaka, manaova sports violents (fa aza mamono tena).
Misy koa hoe "nifin'akanga", tsy haiko, zava-maniry? Fampiasan'olona
Aza kitikitihina irery ao fa dangéreux ny effets sécondaires. Araka izay azo atao dia aleo sous contrôle médicale ihany, nefa toa lafobe ny manao azy.
Ka diniho ao eh, miankina @ fiaraha-monina misy anao koa
Mahereza
3. xxx ( 31/03/2009 14:26)
zao no atoroko anao!!!! manine raha makany @ dokotera dieny zao??? misy tsindrona manala an'ireny nge e!!!!! na ty misy fanafody azonao ampiasaina ihany fa somary lafo² "sitotec" !!!!!
zay aloha dia mahereza e!!!!! aza mora kisy @ fiainana dia soa fianatra @ sisa!!!!
4. Djhamhal ( 31/03/2009 15:30)
Tena mplelo be enao ra zany , fa za mamaly anao aloha de lelahy ê! sady efa nandia teo @ taonanao miitsy ka izao! sarotra be klou zany hanoro anao oe esory zany ê! fa ny hevitra itako de ny firesahanao @ reninao ary aoka ianareo mianaka rery miitsy no miresaka mitokana , ary ra azo atao aza de aza miresaka ao antrano fa sao mbola misy maheno fa refa sur enao fa tsy hisy haheno dia tsara!! ary de tantarao azy tsara ny mahazo anao ary tsy mandainga na mana-maritena fa tena milaza marina ny zavamisy ; de anjarany @ zay no manome hevitra anao sy milaza izany @ zay tiany ilazana azy oh oe ny rainao na ny tsy fantako ê! ary ny tena ratsy de aza miinankinana fanafody fahatany ; fa ny grave @ io mantsy de misy fanafody mahalasa ny sasany fa tsy mahalasa ny anao ! satria miankina be @ teo-batanao le izy!indrndra2 ka oe misy tapa-kazo na zavatra hafa2 atsofoka any de tandremo! fa de anjaranao no mandanjalanja zay nolazaiko ! taloha za mantsy efa tsisy tsy nandramako ze oe hampandeha an'io fa tsy afaka ho tanisaiko eto zany satria itako fa tsy hahasoa anao ny vokany refa any aoriana any ;de mahereza ary ê!
5. Mirananirina ( 31/03/2009 17:18)
Amin'izao fotoana izao moa sarotra ihany ny hiteraka à 19 ans izany .Voarara ny Kristianina anefa izany fanalana zaza izany.Iza nefa no tsy nandalo teo????????
Rehefa tsy tiana dia manatona dokotera dia vita.
6. Hinagasy ( 01/04/2009 05:48)
Ny hoe iza no tsy nandalo teo??? tsy ny olona rehetra kosa angamba ka! izaho aloha tsy nandalo izany nanalazaza izany e! kanefa tsy manenjika aho.

Amiko dia ny firesahana ny RADnao aloha no tena maika! na ho tezitra aza rizareo dia aza matahotra fa aza mizaka irery izao zavatra izao. Aza manaonao foana sao matimaty foana any!
7. fafa75 ( 01/04/2009 06:27)
Amin'izao fotoana izao moa sarotra ihany ny hiteraka à 19 ans izany .Voarara ny Kristianina anefa izany fanalana zaza izany.Iza nefa no tsy nandalo teo????????
Rehefa tsy tiana dia manatona dokotera dia vita.
tsy voatery tsy maintsy nandalo teo izany daholo ka! Samy manana ny lalany...
8. Veloo ( 01/04/2009 12:46)
ankizy 19 taona zany tsy mahalala an'izay ataony tena fantatro tsara mihitsy izany, ary maninona raha mivady nareo na dia tsy eken'ny RAD ary? miresaha tsara nareo roa kely dia mivava ary hivavaka ho anareo ko aho Andriamanitra mahay zavatra izay tsy taka-tsika. Miankina aminy.
Zay fa mahereza e :-*
9. xxx ( 01/04/2009 14:43)
Veloo:

ankizy 19 taona zany tsy mahalala an'izay ataony tena fantatro tsara mihitsy izany, ary maninona raha mivady nareo na dia tsy eken'ny RAD ary? miresaha tsara nareo roa kely dia mivava ary hivavaka ho anareo ko aho Andriamanitra mahay zavatra izay tsy taka-tsika. Miankina aminy.
Zay fa mahereza e :-*


Efa nitsoaka hono ilay bandy e , io no nolazainy io

xxx1 >>> Aleo retsy resahina ny RàR a, dia tsy maintsy ho bedy indry , fa izay no maha ray aman-dreny azy : mibedy dia avy eo manampy ihany koa

Eviter-o ilay manaonao foana , ilay manala zaza eny @ sisiny no tiako lazaina

Bon courage
10. ikaretsaka ( 01/04/2009 18:16)
asivo resaka ray amandreny izany na ara batana io na ara panahy.. na bedy aza .. izay ihany io
iombonako hevitra io lazain'i xxx io
11. vaotonga ( 03/04/2009 10:47)
Efa nanoratra indroa @ty aho nefa tsy tafavoaka ka hanandrana indray mandeha satria zava-dehibe loatra amiko ilay resakao.
Ho anareo nanoro hevitra hoe esory dia tena tia tena sy tsisy fo.Raha mba te-ho velona ianareo,angaha ireo zaza novoninareo na hokasinareo hovonoina tsy manan-jo ho velona mitovy aminareo? Ka izao no ataoko anao ry"xxx": Tandremo manaraka ny hevitr'izy ireo fa ireo no fahavalon'ny aina sady efa enjehan'eritreritra mafy sy tsy manana fahatoniam-po intsony noho ny nanaovany ireo tsy manan-tsiny"tsy mana-tana-handrangotra na tongotra hitsipaka".Mitady namana izy ireo satria marary saina noho ny tsiny avy amin'ireo tsy manan-tsiny novonoiny ka tiany harary saina mitovy aminy koa ianao.Mety tsy takatry ny sainao noho ianao mila hevitra mafy fa ireo izay nanoro-hevitra anao hanala zaza ireo dia mpiantsaravelantsihy,nahoana hoy ianao?Ireo no midradraka ery t@ fisian'ny faty olona nandritra ny tolona nifanaovan'ny Ra8 sy TGV ary ny mpomba azy hoe"TSY VANONA,MPAMONO OLONA"nefa ny menaky ny ainy aza novonoiny,dia aiza hoy ianao ny fahamarinana aloaky ny vavany? Mpiantsaraivelantsihy!!!! Ka aza matoky izay lazainy,angamba ry zareo mieritreritra hoe tsy tadidiko daholo ny Solon'anarany dia eto no miteniteny foana manoro vohany olona.Heveriko fa misy kristianina aminareo ka mbola ho tohizako kely etsy ambany ka araho fa sao maty eo indray izay voasoratro.
xxx:

Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fanampiana avy @ nareo ny tenako . Za mantsy vao Terminal 19 Taona.
D hoe asoroko zany l izy nefa za tsy mahalala vanafody amin'zany . Ka zay mahalala r de mba valio fa mande ihany ny andro sy ny volana.




12. vaotonga ( 03/04/2009 11:12)
Raha misy kristianina ianareo dia izay manoro hoe manala zaza dia isany mandray anjara sy tompon'andraikitra @ zany asa mamoafady izany ary hoy aho @nareo ery ambony"sy ny mbola hovonoinareo",satria sao mihevitra ianareo fa olona iray ihany no voafandrikareo @'ity toro-vohany atoronareo,ka mba azonareo an-tsaina ve hoe:firy izay ny efa matinareo hatr@ zay namoahanareo ny hevitrareo,firy ny olona efa matinareo ankoatry ny menaky ny ainareo? Ka mino ve ianareo fa ho afaka @ fitsaran'ILAY AVO @ andro farany noho izao ataonareo izao? Sa ve mbola tsy hay izay ho farany ka aleo aloha handrovin-damba hoy ny fitenenana?K a ny hevitra atoroko anao ry"xxx"dia"raiso ny adidinao",iombonako ny hevitry ny sasany izay ery ambony hoe"tsy misy afa tsy ny firesahanao @ RaD nao no vahaolana",eny,tena mety ho bedy mafy mintsy ianao nefa hiareto kely izany mba tsy hanenjika anao sy ny eritreritrao any aoriana ny zavatra ataonao.Ary raha ny RaD no mamporisika anao hoe:alao dia aza manaiky fa tsipao ankitsirano,ny vahaolana omeko anao dia avelao ho antsika sy anao irery ihany,tsy hoe akory haka vady anao aho fa toro-hevitra ihany no omeko anao ary toro-hevitra hitako fa mety mahasoa anao sy ny zanakao.
13. sipagasy ( 03/04/2009 19:47)
efa namaly sy naneho ny heviny avy angamba ry xxx ny rehetra koa anjaranao ny maka safidy sisa ann, aleo miresaka @olon-dehibe e!

mahereza.
14. lolove83 ( 04/04/2009 08:18)
:-* Zao aky no teneniko andry a aza mety omen`olona ny tailana zany fa matoa ianao manao sipa a dia efa tokony ho matotra , ny matotra tiako ho lazaina eto dia amin`ny lafiny rehetra ohatra hoe: vatana , saina... efa mba nis fotoana ve ianao nieritreritra hoe : mba ahoana moa ra za no bevoka e? kanefa le zavatra atao ihany , mba mahaiza mandray decision manoloana blem iray indrindra fa zany ho avy izany . Izao raha iteraka ianao de ahoana aiza n vola , ny ho avin`ny zaza manontolo, afaka miantoka ny ho aviny v ianao ? raha esorina indray izy ... dia mbola mino v ndry hoe betsaka ny chance ananandry zaza rehefa tonga ny fotoana tena hanambadiana . Mbola sarotra be ny ho avy, izao anie ka raha itady asa zany tena mila diplome e .
Mila fisainana matotra be io fa tsy ny evitr`olona fona no arahana: raiso ny decision fa efa lehibe matoa mahay firaisana ara-nofo
Merci dia mahereza
Aza matahotra fa mbola ho avy koa ny tsy mety ho an`le tsy mahalala andraikitra maha ray azy iny
15. roxanaha ( 04/04/2009 08:43)
Izaho ihany koa dia manohana ny hevitra hoe miresaha @ dada sy neny. Maro anie ny olona maniry ny hanan janaka fa tsy manana e!!! Mandany ôtrinona hitsabo tena mba hanana fa indrisy!!!!Tadidio fa rehefa tena hanambady ianao any aoriana any ka sanatria sanatria tsy hanana( sanatria hoy aho) ho lasa nenina ho anao zao fanapaha kevitra ny hanala zaza zao.
Mahereza.
16. flodine ( 04/04/2009 10:29)
xxx:

Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fanampiana avy @ nareo ny tenako . Za mantsy vao Terminal 19 Taona.
D hoe asoroko zany l izy nefa za tsy mahalala vanafody amin'zany . Ka zay mahalala r de mba valio fa mande ihany ny andro sy ny volana.




raha fahitako ny hevitrao manokana die tapa-kevitra ianao ny hanala azy. Dia manontany aho hoe, iza no nandra anareo tsy hiaraka, ny RAD nao sany azy?
Raha ny azy no nadrara dia miresaka @ mamanao, fa raha ny RAD kosa no nadrara anareo dia manatona ny RAD hoe dia lazao hoe "zah bevoka @ zanakalahinareo".
Fa raha tsy mahasahy miresaka ianao, kanefa tsy manambola hanesorana azy, de zao, ento mihazakazaka maraina sy hariva, ataovy zay hahareraka anao maximum. Dia ataovy rano fisotro (mafana tsara) ny ravina zavoka.
Rehefa avy nihazaka2 dia manaova travail en escalier, zany hoe mihazakaza eny @ tribun reny ohatra, fa atao maharitra io an. Ary ataovy zay hampikotrana tsara ny kibo sy ny lamosina fa mandeha io.
De courage.
17. welie ( 04/04/2009 10:47)
Efa niresaka @ RAD ihany ve enao? Satria raha ianao irey d tena sarotra (na inona na inona fanapahan-kevitra alainao). Aza matahotra ny ho voateny mafy (satria tsy maintsy ho bedy) satria zavatra efa natao ilay izy.
Sady raha vao mitaraiky ianao anie d tsy vitan'ny ho hitan'ndry zareo avy eo fa mety tsy afaka hi avorter tsony ianao fa misy risque be...
D bon courage hatrany!

18. Mirananirina ( 04/04/2009 13:27)
nanao ahoana ny tohiny ry xxx a.
19. rakaroka ( 04/04/2009 22:35)
'zaho indray dia tsy mi-influencé anao @ izay "heverinao hampety ny fiainanao" ; tsy afaka handrisika mihitsy aho hoe "resaho @ RAR na tsia,
satria "amiko" dia vehivavy lehibe "afaka mandanjalanja ny "variables" eo anatrehanao ianao hoenti-miatrika ny fiainana!
Tahaka ahy dia tsy tia manampitrotraka ny RAR ny zavatra tsy zakan'ny sainy , ny fiainana rahateo efa sarotra , ho ahy efa vita ny azy ! Ary fitiavako an-drizareo koa izany . Ianao no tompon'ny fiainanao! :-w :-w :-w :-$ Fa 'zao
Mila maka decision malaky :
1- Raha "ho esorina" , alohan'ny 3 volana no tsy misy risque kokoa.
a) na manontany eny @ mpivarotra tapak'hazo aza ianao, misy specialiste tokoa izy ireny satria tsapako fanaon'ireny mpiasa sahirana izany! sady tsy lafo loatra tahaka ny an'ny dokotera!
b) Heu....tandremo ihany ny ravina nifin'akanga fa raha tafajanona any toa ratsy be !
c) Tandremana koa ilay sikirina raha tsy dokotera, risque de tetanos
d) mifampiraharaha amina dokotera raha mahay miresaka !

Na 2- Raha "tsy esorina" dia manàna herin-tsaina hiatrika ny "grossessse sy ny famelomana"sy ny fhm !

Dia "anao ny safidy !"
20. xxx ( 06/04/2009 09:25)
xxx:

Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fanampiana avy @ nareo ny tenako . Za mantsy vao Terminal 19 Taona.
D hoe asoroko zany l izy nefa za tsy mahalala vanafody amin'zany . Ka zay mahalala r de mba valio fa mande ihany ny andro sy ny volana.



mampalahelo ko ndry izany, fa olombelona iza mo no tsy manam-pitiavana fa mahaiza mitandrina @ sisa,misy dokotera tena mahay an' izy io ary ao anatiny 30mn raha ela ary tsy misy atahorana , zara raha misy ra enao mivoaka tao ary tahaka anao niditra tao no hivoahana tao ihany ko, izany hoe tsy hita mintsy hoe naninona na naninona enao .fa ny volany no matevitevina
tsy hoe akory mampirisika ny rehetra anaonao foana aho , fa fantatro hoe ratsy le izy ,fa ny ho avinao sy ny zaza no mahatonga ah manoro anio dokotera io , aza mihinana anio citotec io fa fanafody mahery be io nefa tsy mampandefa azy akory indray2 .
omeo ny mail-nao aho de atoroko anao ny toerana misy ilay dokotera .na n° phone-nao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6907