URGENT BE
21. xxx
(
06/04/2009 11:21)
xxx1 sy xxx19
mamorona ianareo PS hafa ifanakalozanareo hevitra fa matoa nifidy xxx dia tsy te ho fantatr'olona eto. Aiza kosa no dia hamoaka numéro tel na mail eto
Ampiasao ifandefasana ny momba ilay dokotera sns fotsiny ireo PS ireo dia vita ny ady, ny fotoana mandeha

22. rasobakobako
(
08/04/2009 14:39)
Azo atao tsara ny misafidy amin'ny fiainana :
1. raha hanala zaza ianao
- mitady vola
- mitady dokotera
- marary (vatana, conscience enjehin'ny eritreritra)
- tsy afa-baraka
- tsy bedy (raha tsy tratran'ny RAR)
- afaka manohy fianarana, sy izay zv kasainao
- mbola mety hisy haka vady
- Andriamanitra tsy mankasitraka (satria hoe aza mamono olona)
- possible tsy hiteraka intsony
2. raha hitazona ilay zaza ianao
- mitady vola hiterahana sy hivelomana
- marary ( vatana rehefa miteraka)
- afa-baraka, menatr'olona foana
- voalatsalatsa
- ilay bandy aza nitsaoka, mety tsy hisy haka vady intsony, bye bye love story
- tsy mamono olona, fa mitondra aina, mamelona
- mety mbola hisy haka vady
Dia izay tianao, fa raha ny tiako, dia aleoko itezeran'ny olona, latsain'ny olona, afa-baraka, fa hiantran'Andriamanitra, ilay Tompon'ny aina ao anatinao, ilay tsy hanary anao, ilay miteny aminao hoe "izay manatona ahy tsy mba holaviko mihitsy", "ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany", "ny voromanidina aza misy mpiahy", sns..
SAFIDY IO, ka izay safidinao, dia mahereza, kanefa tsy azonao iverenana intsony ny safidinao.
- mety tsy ho afaka manohy fianarana intsony

23. kerena09
(
09/04/2009 13:45)
Tohanako ny hevitra natolotr'i rasobakobako. Aina avy @ Andtra, donc saro-dapy be.@ fotoana ny olona ray manala zaza = mamona olona, dia mapiditra ny fanahin'ny fahafatesana eo @ fiainany, @ sehatra samihafa: tsy maintsy misy zavatra maty na bloqué foana eo @ fiainany (tsy avelan'io fanahy io ho tanteraka): oh mety tsy mahazo zaza intsony, bloqué @ fianarana, bloqué arak'asa, bloqué ara-bola , ara-panambadiana, sns.Tsy mampitahotra aho fa tena marina io: ny devoly tsy mamela mahazo izany raha vao omena sehatra hibaiko ny fiainana, ary de mitondra namana be handrava ny fiainana.
Anao ny safidy na hanenina sy hibebaka ary hifona @ Andtra, dia mitsotra @nao ny famindram-pony, dia miresaka @ RAR, tsy maintsy misy ny vaha-olana; na hanaiky hiaraka @ devoly, de hijinja fahapotehana.
Zavatra niainako reo nambarako eo ambony reo. Afaka eo ambanin'ny ziogan'ny devoly aho zao, ary afaka manohitra azy, satria efa tsy nanaiky ho akamany intsony. zay rehetra mankasitraka io acte "avortement" io de namany manota avokoa (tambin'ny ota = fahafatesana).
Tia anao Jesosy (tsy tokony ho ato no nisy an'ty fa io izy io).

24. rakaroka
(
09/04/2009 21:33)
Matoa angamba ny loha-teny natao hoe "URGENT BE" ! dia satria tsy teren-ko ho masaka toa voalobo-jaza HIANDRY NY ANDRIAMANITRA SY I JESOA IZAY TSY MISY IFANDRAISANY MIHITSY @ ITO RAHARAHA? SY NY HOENTI-manana rehetra MBOLA ANKIBON'NY MOANA ? SY HIHARITRA NY TSAOK'ADIN'ILAY BANDY SNS . MILA FIOMANANA NY FIATREHANA NY FITERAHANA KA ! INDRINDRA NY FAMELOMANA . Ka RAHA TSY VONONA @ IZANY ALEO TSY MIROSO SATRIA HIJALY NA ILAY RENY NA ILAY ZAZA !
25. kerena09
(
10/04/2009 07:05)
Tsy "URGENT BE" zany io: décision-ny hoe esorina, ary efa manam-bola izy matoa manontany fanafody, donc tsy mila miandry hevitr'olona eto zany @ko, fa manatona dokotera de vita. "URGENT BE" = solution hita ao anatin'ny 24h.
26. xxx
(
10/04/2009 12:39)
rakaroka:
Matoa angamba ny loha-teny natao hoe "URGENT BE" ! dia satria tsy teren-ko ho masaka toa voalobo-jaza HIANDRY NY ANDRIAMANITRA SY I JESOA IZAY TSY MISY IFANDRAISANY MIHITSY @ ITO RAHARAHA? SY NY HOENTI-manana rehetra MBOLA ANKIBON'NY MOANA ? SY HIHARITRA NY TSAOK'ADIN'ILAY BANDY SNS . MILA FIOMANANA NY FIATREHANA NY FITERAHANA KA ! INDRINDRA NY FAMELOMANA . Ka RAHA TSY VONONA @ IZANY ALEO TSY MIROSO SATRIA HIJALY NA ILAY RENY NA ILAY ZAZA !
Raha izany dia mbola tany am-panaovana dia efa tokony nieritreritra tsara fa tsy izao vao mipapapapa eran'ny vaza-tany
27. rasobakobako
(
10/04/2009 15:05)
Ary RAKAROKA izany mazoto manala zaza a!
Tsy haiko ny anao RAKAROKA fa ny ahy aloha ny fiainako manontolo dia tsinotsinona raha tsy mifandray amin'Andriamanitra Telo izay iray e! "Ray Zanaka Fanahy Masina"
Inona androany ? zoma masina ...
Non ! tsy hamerina hanombo an'i Jesoa Kristy eo amin'ny hazofijaliana intsony aho ka.
Manaova paska sambatra fa io no fandresena ho antsika kristiana e!

30. vaotonga
(
11/04/2009 06:11)
za dia miombon-kevitra @ le 25 sy 26 ary mitsipaka tanteraka ny toro-hevitra omen-dRAKAROKA izay efa piraty @ famonoana olona tsy manan-tsiny tsy manan-tongotra hitsipaka na mba tana-handrangotra.Tsy haiko izay halehibeazan'ny indrafon'Andriamanitra RAKAROKA fa izao ihany:isika dia tsy maintsy hiseho eo anatrehany indray andro any ka izay"mamafy rivotra tsy hijinja tadio" ka samia mahareta miandry ny fiverenan'i Tompo izay hanome sy hamaly ny vokatry asantsika tsirairay avy e! JOYEUSE PAQUE daholo
31. rakaroka
(
11/04/2009 07:20)
Tsy afaka ny handrisika olona hoe miteraha mihitsy aloha aho, rehefa tsy vonona izy e! Ny moralinareo dia eo ihany, satria amiko tompon´izy
hiatrika ny fiainany ! Tsy mahatondra na iray sotro am-bava akory ny moraly koa, aleo tsy hampanofisina ny olona rahateo tsy mora ny hamelona zaza ankehitriny rehefa tsy niomana amin´izany tsinona!
Ny curiosite hoe mazoto manala zaza i Rakaroka :roll:
´za nahafehy ny loi d´ovulation hatry ny ela , noho ny dadatoako mpampianatra mpitsabo, ary dia ny lalana no narahina tsy nahabevohoka, dia ´zao aho manao sterile satria tsy te hiteraka intsony! Fa maro ny namana nifaneraserana no nandia izany, dia tsy afaka nanery azy ireny toa
izao ataonareo izao mihitsy aloha aho, fa nanaja ny choix-ny foana !

32. fahamarinana
(
11/04/2009 07:45)
:arrow: Mba tsy azoko koa ireto milaza ho Xna nefa mahavita mitsaratsara olona ireto !....Tsy voatery tahaka anao sy ianareo ary izaho hatrany ny olona fa safidy malalaka anie ny Finoana e!! Tsara rehefa nandray ny Tompo ianao fa Izy koa tsy nilaza fa tsaratsarao izay tsy mitovy firehana aminao ! . :? (l)
33. Hinagasy
(
12/04/2009 03:48)
Tsy miditra amin'ny moralité fanalana zaza sy ny sisa aho fa io samy manana ny heviny. Tsy voatery ny marinao no marina ny olona rehetra na dia mihevitra aza matetika ianao fa ny anao no marina (n'iza n'iza io lazaiko io!).
Fa ny antony amporisihiko ito olona te hanala zaza miresaka ny RAD, dia satria betsaka ny tovovavikely matimaty fahatany mandeha any amin'ireny mpanala zaza sandoka antsisiny ireny na manaonao foana irery aho satria matahotra ny hiresaka amin'ny RAD.
Miresaha amin'ny RAD dia omeo ny hevitrao hoe tsy te hitazona ilay zaza na eny na tsia,fa tandremo ireny mpanala zaza antsisitosy ireny fa efa betsaka no matimaty foana!

34. ikaretsaka
(
12/04/2009 23:13)
fahamarinana:
:arrow: Mba tsy azoko koa ireto milaza ho Xna nefa mahavita mitsaratsara olona ireto !....Tsy voatery tahaka anao sy ianareo ary izaho hatrany ny olona fa safidy malalaka anie ny Finoana e!! Tsara rehefa nandray ny Tompo ianao fa Izy koa tsy nilaza fa tsaratsarao izay tsy mitovy firehana aminao ! . :? (l)
fa ny hoe manaraka ny Tompo anie ry faha tsy hoe araho ny Tompo de ataovy ze tianao atao e. fa misy sata sy Ethics arahana
35. fahamarinana
(
13/04/2009 07:27)
:arrow: ika : ilay olona eto mangataka conseils ! Ny dikany dia afaka manome daholo izay olona manana holazaina sy conseiller-na na mpino izy na tsia fa aza terena ho mpino hatrany ny olona rehetra ! Sady rahateo tsy any amin'ny dinika finoana fa dinika hafa ! Ny tiako marihina koa dia ilay fitsarana olona avy hatrany ,raha Mpino dia omeo ny hevitra dia ampy izay fa tsy ny hafa manome izay heviny ndray no ndeha ho henjehana sy tsaraina satria tsy mitovy amin'ny tena ! Safidy oah io fa tsy teriterena ! ..Tsy tokony hafangaro mihintsy !
:arrow: Ka tsy laviko zay fa ilay fomba-tsika Xna mitsara fahatany mihintsy no tsy azoko !Omeo ny hvtr dia ampy fa aza ny sasany indray no enjehana e !De quel droit no ahafahana manao izay ,na ilay olona mpandray anjara ato aza tsy hainao,tsy namanao nefa ny sasany izao dia avy dia manao remarques be ! eny e ! samihafa marina ny olona fa amiko aloha tsy mety e!...tsa Mpino toa anao hatrany ny manodidina fa tsy voatery mety aminy ny anao : aza bosesehana ny doctrine-nao ny hafa fa aleo mahatsapa ho azy raha te handray izy na tsia !
Averiko mazava fa tsy ny mpametraka dinika no nolazaiko an ! izy aza efa very hevitra ny tokony ataony ! :? (l)
ika:
fa ny hoe manaraka ny Tompo anie ry faha tsy hoe araho ny Tompo de ataovy ze tianao atao e. fa misy sata sy Ethics arahana
:arrow: Ka tsy laviko zay fa ilay fomba-tsika Xna mitsara fahatany mihintsy no tsy azoko !Omeo ny hvtr dia ampy fa aza ny sasany indray no enjehana e !De quel droit no ahafahana manao izay ,na ilay olona mpandray anjara ato aza tsy hainao,tsy namanao nefa ny sasany izao dia avy dia manao remarques be ! eny e ! samihafa marina ny olona fa amiko aloha tsy mety e!...tsa Mpino toa anao hatrany ny manodidina fa tsy voatery mety aminy ny anao : aza bosesehana ny doctrine-nao ny hafa fa aleo mahatsapa ho azy raha te handray izy na tsia !
Averiko mazava fa tsy ny mpametraka dinika no nolazaiko an ! izy aza efa very hevitra ny tokony ataony ! :? (l)
36. ikaretsaka
(
13/04/2009 14:26)
dia efa ioa voalazako io ambony io atao ary raha izany..
lazao i dada sy i neny sy ny ray amandreniny..
ateraho ny zaza de omeo olona hafa na orphelinat rehefa tsy ho velonao

37. rakaroka
(
13/04/2009 18:31)
Marina mihitsy ny fijerin'i Faha , raha te hitandro ny fahamarinana kokoa angamba ireo mihevi-tena ho xtiana tompon'andraikitra dia "responsabilisé-o aloha ilay "bandy" fa aza fatra-panilika andraikitra mitanila toa izao!...Ary matoa angamba isika eto no nis'adressé-van'ilay olona, tsy ny RAR monja angamba no afaka hidododoana sy natao hidododoana , rahateo efa betsaka
aza ny vitan-drizareo , no amiko misy olona hafa koa "mieux placé" aza @ famahana ny olana mianjady fa tsy voatery i dada sy i mama foana a! (Koa raha tsy zazakely izy ity koa ,isaky ny mihetsika dia dada ô, neny ô! Tsy voatery wa.
TIAKO BBBbbbbe mihitsy koa ny RAR-ko fa "TSAPAKO hoe efa MAAAAFY ady aza ny any an-tanàna dia tsary novolaniko hanampitrotaka azy ireo indray ny vao2 mety manahirana azy an : Tsy voatery mihitsy ! ...

38. ikaretsaka
(
13/04/2009 21:52)
Ka probleme tsindriana probleme ange le eto e
Hoe raha tsy nandray andraikitra ve ny 1 de iny koa ianao fa tsy?
De raha hihinan'ny malotony ny 1 de iny koa ianao fa?
De raha pissed off ianao dia hi piss someone off koa?
De aiza no maha kristianina @ zany?

39. xxx
(
14/04/2009 09:35)
Ilay solution de facilité @ fanalàna zaza no dia mahavariana loatra
Lasa zary tsy misy olana fa tenenina tsotsotra eny : esory e !
>>>rakaroka
tsy mihevitra anay ho kristiana izahay fa kristiana

40. rasobakobako
(
14/04/2009 13:18)
Ny olona rehetra na lahy na vavy, manao firaisana ara-nofo, dia samy mahafantatra fa :
- mahabevohoka io
(ankoatr'ireo ny ankizy tratran'ny fanolanana, na olon-dehibe tena tsy mahalala mihitsy, mety misy ihany angamba)
- misy ny fiarovana amin'izany, ny mikaonty andro, na kapoty, sns, arakarak'izay maharesy lahatra ny tsi 1-1
- misy koa ny tsy manao firaisana mihitsy
Izao no conseil - ko , efa hitanao daholo izay ny hevitry ny olona, ninoninona lazainay eto, dia anjaranao ny fanapahakevitra farany. Fa izao fotsiny no iriko, assumer-o izay vokatry ny décision anao.
Sao sanatria afaka taona vitsivitsy, hisy dinika vaovao entinao ato amin'ny serasera hoe "Inona no tokony hataoko, fa namporisihin'ny namana tao @ serasera nanala zaza aho taona vitsy lasa izay, dia tsy miteraka intsony aho ankehitriny ..."
Enga anie ka hitondra soa sy hanova ho tsara ny fiainanao izay safidinao eto.