URGENT BE
41. fahamarinana
(
14/04/2009 14:38)
rasoabakobako:
Sao sanatria afaka taona vitsivitsy, hisy dinika vaovao entinao ato amin'ny serasera hoe "Inona no tokony hataoko, fa namporisihin'ny namana tao @ serasera nanala zaza aho taona vitsy lasa izay, dia tsy miteraka intsony aho ankehitriny ..."
:arrow: rasoabakobako :Aza mbola maminany aloha na mahita volana alohan'ny biby akia !...Toa zary mandatsa indray rahatoa izao dia ampiarahana amin'ny fanafarana sy torohevitra izany ,sa ahoana ?
xxx 39:
Ilay solution de facilité @ fanalàna zaza no dia mahavariana loatra
Lasa zary tsy misy olana fa tenenina tsotsotra eny : esory e !
:arrow: Aiza moa no dia hoe solution de facilité kosa ? hevero fa tsy acte tsinotsinona izany na mpandala azy ilay olona na tsia ! Acte medicale izy io fa tsy hoe tsary loarana avao koa raha anaty kibo akao dia basta ! sa efa izay moa zao ? ....Tsia ,efa tsy misy hevitra matoa tonga amin'izay ilay olona (eny e ! za aloha tsa mbola nahalala olona ka hoe ndeha mba hanala aho androany :mi exagerer aho fa izay ilay image omen'ilay remarque eto ! )
xxx mpandefa : ary nanao tany dia tsy niverina ianao fa dia ireo zany ilay torohevitra dia fakafakao tsara sy halaino tsara be ! Ianao no tompon'ny safidy e !Mahereza dia amin'ny manaraka mailo tsara min'izay !
:) (l)
42. rakaroka
(
14/04/2009 20:06)
[quote=xxx]
>>>rakaroka
Dia ataovy an-tsaina aza ry kristiana fa ilay Andriamanitra inoan-dRakaroka
dia fatra-panaja ny safidin'ny olona , ka izay koa no tahafin-dRakaroka hoe "exposé"-na ao anatin'ny misy REHETRA ny vahaolana , dia ilay Atra aza manaja ny safidin'ilay olona koa 'za no 'ndeha hisolontsolona toa vinanto tsy mahare fosa hanapaka à sa place :roll: :?: :?: 8O 8O
Oh TSIA ! :^) :^) :^)
>>>rakaroka
tsy mihevitra anay ho kristiana izahay fa kristiana
Dia ataovy an-tsaina aza ry kristiana fa ilay Andriamanitra inoan-dRakaroka
dia fatra-panaja ny safidin'ny olona , ka izay koa no tahafin-dRakaroka hoe "exposé"-na ao anatin'ny misy REHETRA ny vahaolana , dia ilay Atra aza manaja ny safidin'ilay olona koa 'za no 'ndeha hisolontsolona toa vinanto tsy mahare fosa hanapaka à sa place :roll: :?: :?: 8O 8O
Oh TSIA ! :^) :^) :^)
43. rakaroka
(
14/04/2009 20:23)
[quote=ikaretsaka]
Raha toa ka Andriamanitra FAHAMARINANA tokoa no inoana , dia tsy tokony hanaiky ny "mizana tsindriana ila"! Ka ny iray ho afahana maina @ izao , ny iray totofana ny "andraikitra rehetra" . Ary ilay nametraka izany anie "fahafinaretany aza fa ilay mitondra sivy volana, aloha mbola manginy fotsiny ; ny latsa manaraka , ny fianakams sy ny fhm , ny fiangonana
manao tondro-molotra, déjà ny mamelon-jaza tsy mora.
Ny tsy azoko mihitsy "BANTIANA" ho fanaka malemy ny vhv nefa rehefa
fatrarany ny andraikitra rehetra izy toa superman de nature no fihevitrareo azy ? NON tsy izaho velively izany vhv izany, ary déjà aza 'za io mametra-panontaniana maaaaafy hoe "dia vitan'ireto RAY marrrrro tokoa ny miteraka
ary tsy mandraraha ny ankohonany an !" , dia midehaka ery anefa "IRRESPONSABLE" @ nataony indrindra koa , dia manantena ho afa-maina ! Tsia tsy mety izany . Ary ny fanilihina andraikitra @ vhv toa izao
no fositra tsy ahalalan'ny lhl ny tokony ho ataony ! MAHONENA INDRINDRA!
Ka probleme tsindriana probleme ange le eto e
Hoe raha tsy nandray andraikitra ve ny 1 de iny koa ianao fa tsy?
De raha hihinan'ny malotony ny 1 de iny koa ianao fa?
Raha toa ka Andriamanitra FAHAMARINANA tokoa no inoana , dia tsy tokony hanaiky ny "mizana tsindriana ila"! Ka ny iray ho afahana maina @ izao , ny iray totofana ny "andraikitra rehetra" . Ary ilay nametraka izany anie "fahafinaretany aza fa ilay mitondra sivy volana, aloha mbola manginy fotsiny ; ny latsa manaraka , ny fianakams sy ny fhm , ny fiangonana
manao tondro-molotra, déjà ny mamelon-jaza tsy mora.
Ny tsy azoko mihitsy "BANTIANA" ho fanaka malemy ny vhv nefa rehefa
fatrarany ny andraikitra rehetra izy toa superman de nature no fihevitrareo azy ? NON tsy izaho velively izany vhv izany, ary déjà aza 'za io mametra-panontaniana maaaaafy hoe "dia vitan'ireto RAY marrrrro tokoa ny miteraka
ary tsy mandraraha ny ankohonany an !" , dia midehaka ery anefa "IRRESPONSABLE" @ nataony indrindra koa , dia manantena ho afa-maina ! Tsia tsy mety izany . Ary ny fanilihina andraikitra @ vhv toa izao
no fositra tsy ahalalan'ny lhl ny tokony ho ataony ! MAHONENA INDRINDRA!
45. xxx
(
15/04/2009 07:33)
Responsables daholo tokoa ny 2 Rakaroka a, ary tokony tena Responsable kokoa ny vehivavy ka mila mahalala ny vatany hoe izaho no vehivavy mety ho bevohoka fa tsy ny lehilahy . Any am-piandohana ny olana fa tsy aty aoriana ianao vao hanao révolution hoe vehivavy tsy fanaka malemy etc ... Any no miainga ny safidy sy ny responsabilité
Amiko maha te hidera kokoa ny vehivavy mi-assumer izay nataony ka manaja ny aina entiny , fa tsy hoe manala zaza noho ny Tondro-molotra !
Araraoty tokoa fa manaja ny safidinao Andriamanitra !
46. rakaroka
(
15/04/2009 20:58)
ikaretsaka:
oeil contre oeil fait le monde aveugle hono rakaroka a
Non "tsy hoe potehina ny maso roa fa ahiratra ilay iray pahana"
:idea:
47. rakaroka
(
15/04/2009 21:13)
[quote=xxx]
Ny "blem" fototra angamba dia tsy hoe nataon'olon-drery ilay izy , ny vice dia ilay miala pas voalohany ! Ka raha misy ny "vice" tsy voatery maintenu ny "contrat satria "conception" par deux perso ilay izy quand méme , raha tsy hoe te hiteraka @ lé iray ftsn dia vitan'izay §
Aminao ! fa 'za nahita izao soratra izao : "une bonne mère devrait pas oublier
aussi sa perso en plus de ses enfants et sa famille" Ary izay mihitsy lé "blem"
mametra ny "horizon"-n'ny vhv matetika sahala @ hoe natao hitaza zaza ftsn sy hikolokolo an-dRamosé ary raha tsy mahefa izany dia "bantiana" koungefa rehefa Hary elatra ireo lasa daholo dia ilaozan'ny omby mihahaka sisa !
'za aloha tsy faly hitehaka ftsn hoe "mitondra vohoka ramatoa , dia miteraka izy , dia mitaiza izy , dia mamelona izy , dia ny kenona izy , dia ny tsiny izy...
Ny fanontaniana lojika kokoa amiko dia hoe "Aiza ilay ray?..."sa "Faty mitsangatsangana :roll: :?: :?:
Responsables daholo tokoa ny 2 Rakaroka a, ary tokony tena Responsable kokoa ny vehivavy ka mila mahalala ny vatany hoe izaho no vehivavy mety ho bevohoka fa tsy ny lehilahy . Any am-piandohana ny olana fa tsy aty aoriana ianao vao hanao révolution hoe vehivavy tsy fanaka malemy etc ... Any no miainga ny safidy sy ny responsabilité
Ny "blem" fototra angamba dia tsy hoe nataon'olon-drery ilay izy , ny vice dia ilay miala pas voalohany ! Ka raha misy ny "vice" tsy voatery maintenu ny "contrat satria "conception" par deux perso ilay izy quand méme , raha tsy hoe te hiteraka @ lé iray ftsn dia vitan'izay §
Amiko maha te hidera kokoa ny vehivavy mi-assumer izay nataony ka manaja ny aina entiny
Aminao ! fa 'za nahita izao soratra izao : "une bonne mère devrait pas oublier
aussi sa perso en plus de ses enfants et sa famille" Ary izay mihitsy lé "blem"
mametra ny "horizon"-n'ny vhv matetika sahala @ hoe natao hitaza zaza ftsn sy hikolokolo an-dRamosé ary raha tsy mahefa izany dia "bantiana" koungefa rehefa Hary elatra ireo lasa daholo dia ilaozan'ny omby mihahaka sisa !
'za aloha tsy faly hitehaka ftsn hoe "mitondra vohoka ramatoa , dia miteraka izy , dia mitaiza izy , dia mamelona izy , dia ny kenona izy , dia ny tsiny izy...
Ny fanontaniana lojika kokoa amiko dia hoe "Aiza ilay ray?..."sa "Faty mitsangatsangana :roll: :?: :?:
48. ikaretsaka
(
16/04/2009 11:50)
rakaroka:
oeil contre oeil fait le monde aveugle hono rakaroka a
Non "tsy hoe potehina ny maso roa fa ahiratra ilay iray pahana"
:idea:
de ny famonoana aina no fanafody pahana? mainka izany manapoaka ny ilanytsy mbola poaka
aiza izany lojikanao izany
49. xxx
(
16/04/2009 12:39)
rakaroka:
Ny fanontaniana lojika kokoa amiko dia hoe "Aiza ilay ray?..."sa "Faty mitsangatsangana :roll: :?: :?:
Fanontaniana efa tara loatra !!! Mba fantarina sy fidifidiana anie izay iaraha-matory e !!! Tsy eo @ ordre n'ny logique intsony izao fa eo @ réalité : misy AINA miforona entinao.
Na 2 aza ny responsables, aza hadino fa iray ihany no bevohoka fa tsy 2.
Voninahitra ho ahy ny ahafahako mampita aina, privilège omen'Andriamanitra ahy , ka tsy ataoko an-tsobika
50. fahamarinana
(
16/04/2009 13:02)
Fanontaniana efa tara loatra !!! Mba fantarina sy fidifidiana anie izay iaraha-matory e !!!
:arrow: xxx 48 : mba misy kosa ny solafaka kouh ! Ataoko fa mba miezaka mifidy daholo fa io moa tsy misoratra eny amin'ny andriny anie e !(l)
51. rakaroka
(
16/04/2009 13:55)
Raha nisoratra teo @ handrina hoe "mpamitaka" ny olona niarahana dia ho nitandrina angamba ! f'izany tsy midika hoe "voatery hi-encaissé ny suite irery
mandrakizay doria raha tany ka tsy vonona akory , dia izay mihitsy amiko no antsoina hoe famonoan-tena!
mandrakizay doria raha tany ka tsy vonona akory , dia izay mihitsy amiko no antsoina hoe famonoan-tena!
52. rakaroka
(
16/04/2009 14:10)
ikaretsaka:
[quote=rakaroka]
oeil contre oeil fait le monde aveugle hono rakaroka a
Non "tsy hoe potehina ny maso roa fa ahiratra ilay iray pahana"
:idea:
de ny famonoana aina no fanafody pahana?
Ny fanerena ny olona iray hizioga mandramaty ny tsy niomanany , ny tsy nosaininy, ny tsy ekeny no tena "FAMONOANA OLONA!".
ary efa bobaka loatra ilay famonoana ny vhv @ io lafiny io no tsy hanekeko
lembenana ny fanabotretrana ny vhv @ endrika isan-karazany !
aiza izany lojikanao izany
Dia io voalazako io lay lojika !
53. kerena09
(
17/04/2009 09:27)
Tsy niomanany @aôna, tsy nosaininy @aôna, tsy nekeny @aôna? vehivavy 19 ans terminal: hajao aloha ny tenanao mba hanajan'olona anao, tsy nisy nanery fa fitiavana ny te hanao, efa mahalala tsara ny tokony sy tsy tokony atao + ny voka-dratsy sy tsara ny @ fanapaha-kevitra raisina alohan'ny anaovana 'lay acte. Ary ity no aza adino "samy mijinja zay nafafiny".
54. ni81
(
17/04/2009 10:07)
Tsy niomanany @aôna, tsy nosaininy @aôna, tsy nekeny @aôna? vehivavy 19 ans terminal: hajao aloha ny tenanao mba hanajan'olona anao, tsy nisy nanery fa fitiavana ny te hanao, efa mahalala tsara ny tokony sy tsy tokony atao + ny voka-dratsy sy tsara ny @ fanapaha-kevitra raisina alohan'ny anaovana 'lay acte. Ary ity no aza adino "samy mijinja zay nafafiny".tsy hoe kosa rehefa 19ans terminal dia tsy ho tratry ny fahalavoana e! Nentim-pitiavana sy nanaiky ny toky fitaka izy, ary izany no nanery azy! Rano raraka efa tsy azo raofina ka dia izay hanarenana ny ho avy sisa no atao.
Matetika ange efa vita ilay "zavatra" anankiray vao tonga saina e!
55. ari.malala
(
17/04/2009 11:58)
ô ry reto a! aza d loza kosa re raha hasiaka e! tsy misy tsy diso nge hono zay mandia ny tany e! minoa ahy marimarina ianareo fa raha nahita solution io namana io tsy nitonantonana nangataka fanampiana teto ary tsy nitanty taimbava be ohatrizao! misy dia mihevitra ny tenany ho tsy mba solafaka mintsy! Ary ny tena mampalahelo d ilay namitaka tsy mba voakitikitika fa ilay mila fanampiana mitaraina no iharan'ny torabatonareo mianakavy miseho mahay vava isany ireo! Rehefa tsy hanoro hevitra d mangina ftsn fa ts mahay vava otran'izany! Tsy misoratra eny @ tampikandrin'ny lehilahy anie hoe hamitaka izy e!
56. fahamarinana
(
17/04/2009 12:07)
kerena09:
Tsy niomanany @aôna, tsy nosaininy @aôna, tsy nekeny @aôna? vehivavy 19 ans terminal: hajao aloha ny tenanao mba hanajan'olona anao, tsy nisy nanery fa fitiavana ny te hanao, efa mahalala tsara ny tokony sy tsy tokony atao + ny voka-dratsy sy tsara ny @ fanapaha-kevitra raisina alohan'ny anaovana 'lay acte. Ary ity no aza adino "samy mijinja zay nafafiny".
:arrow: Soa fa mbola betsaka ny Xna tsy tahaka anao fa tena maha-ontsa tanteraka raha anaty olana goavana amin'ny fiainana ka mba mangataka hevitra no tsenaina vava tahak'izao ! Indrisy mantsy an ! :? (l)
57. ikaretsaka
(
17/04/2009 17:32)
Nen drakaroka aloha efa mazava e..la mere d'abord de emmerd. le corps Ny sisa
De hozy ahako hoe mer d' alors!
De hozy ahako hoe mer d' alors!
58. rakaroka
(
17/04/2009 20:08)
ikaretsaka:
Nen drakaroka aloha efa mazava e..la mere d'abord de emmerd. le corps Ny sisa
De hozy ahako hoe mer d' alors!
Tsotra ry Ika a, satria maaaaaro loatra ny reny mitondra faisana noho ny
"irresponsabiliten´ny ray maaaro.Tiako mihitsy raha tsy "faisana" izany no entina.Mody dokafana ho vhv mahery fo,anefa raha ny marina dia efa tsy mifanerana ny aina intsony ny entin´ny reny maaaro, dia marina ny fanamarihan´i Ari: fa saika nahandrona @ vhv daholo izany ny "andraikitra sy ny fanenjehina fa ilay iray dia TSY KASIHINA an:wink: Fitsitanilana izao!
Ka ´zao ´za ´dray aloha dia tsa hamono tena sady hitondra sivy volana, hitaiza sns, anefa ny iray vitavita ftsn hoe "namitaka"
59. kotobekibo
(
24/04/2009 22:41)
mankanesa any @ radoko fa manajary simba ny avenir-njy raha izao sahady d hiteraka , aiza no hamelomana azy @ izany sady irery en + .
betsaka no efa nandalo teo fa tsy njy irery ;
raha aty ivelany njy d miditra maraina any ary ny hariva avoakany , aza mitarazoka fa mandeha haingana b ny fotoana .
betsaka no efa nandalo teo fa tsy njy irery ;
raha aty ivelany njy d miditra maraina any ary ny hariva avoakany , aza mitarazoka fa mandeha haingana b ny fotoana .
60. Ratoa
(
03/05/2009 00:28)
XXX ah!
Ianao irery no tompon-tsafidy.
Fantaro fa ny vavan'nyolona hangina ihany ary ny maso be jerijery hiodina koa.
Mety tsy hiteraka intsony ianao,ets.... Raha izaho dia aleoka tsy mahita vady intsony toa izay tsy hiteraka intsony (risque daholo izany).
Ny rahavaviko nanao ohatra anao izao: niala pa ilay bande, ny "rafozambavy" nahay vava sy nandraoka.
Ankehitriny 16 ans ilay zaza ary mahay dia mahay . Ny rahavaviko kosa dokotera . Ilay bady tsy niteraka intsony . Tsy nisy izay tsy nataony izy sy reniny mba azaoana ny zaza, eny, nitory teny @ tribunal mihitsy ary saika resy ny rahavaviko.
Mamikira @ Jehovah Andriamintsika fa Izy tsy mba matory fa miasa mangina. Mety ho io zaza io no varavarana miditra amin'ny fiadananao. Aza akatona (sosokevitra ny ahy) fa ny sia no tandremo.
Mahereza