pretra sy fanambadiana
1. fijo
(
24/03/2009 23:43)
france 2 tamin'ny alahady ihany.no nanambara,fa manomboka maro izao ny pretra no manana sipa,no efa manomboka mitaky ny ahafahan'izy ireo manambady sady manohy ny asany.i abe pierre moa dia efa nanokatra resak amivantan amomba io resak aio fony fahavelony.ka asa
répondu par ikaretsaka le 10/04/2009 21:24
2. niryna
(
25/03/2009 04:04)
fijo:
france 2 tamin'ny alahady ihany.no nanambara,fa manomboka maro izao ny pretra no manana sipa,no efa manomboka mitaky ny ahafahan'izy ireo manambady sady manohy ny asany.i abe pierre moa dia efa nanokatra resak amivantan amomba io resak aio fony fahavelony.ka asa
ka inona no olana amin'izany ry fijo ? aleo izy anambady raha izany no tiany ka ,tsy fahotana izany satria ny baiboly no manambara izany .
Paoly no niteny fa mba faniriana ny azy raha toa ka tsy manambady toa azy ny olona ,izany akory tsy midika hoe aza manambady ,samy manana ny anjarany koa io fa ireo izay tsy manambady dia manompo betsaka an'Atra noho ireo izay manambady satria manana andraikitra maro eo amin'ny tokantrano izy ireo .
3. bichette
(
25/03/2009 07:30)
Amiko manokana aloha dia tsy manelingelina ahy ny pretra manambady e, aleo izy manambady toa izay manao sipasipa any an-kodahoda any fotsiny
:-*
:-*
4. tywa68
(
25/03/2009 07:44)
Ka ireny masera sy môpera ireny anie miofana amantaonany vao miditra manao ny voady farany e ! zany hoe matoa mibolila d tsy vonona ary te-hiaina ohatran'ny rehetra. Dia tokony miala fa tsy miafina ... mandainga ... ary mandeti-tena.
Bichette : be mihitsy ny olona manambady manao ny asan'i Tompo ao ampiangonana sy ivelany sns... fa rhf hoe môpera na masera d efa manoka-tena ho an'Atra 100% satria izy tsy noterena akory fa naheno "antso" :lol:

6. ari.malala
(
25/03/2009 09:06)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia nisy frère mpiomana ho pretra izay niresaka tamiko (tsy tato @ serasera fa niresaka mivantana) fa nanazava tamiko izy momba ny fisian'ny atao hoe régence, izany hoe omena 2 taona ilay olona ieritreretany na mbola vonona hanohy na tsy hanohy intsony, alohan'ny hanaovany voady. Mandritra ny fotoana iainany ao sy miampy izay 2 taona izay kosa ve tsy tokony mba efa ho hitan'ilay olona hoe mety aminy na tsia kosa ilay fiainana? Izany hoe amiko adalàna be ny hoe manohy nefa tsy vokatry ny fo dia rehefa tena mandray ny sakramenta fanamasinana ho pretra sy miantsoroka ilay andraikitra vao miadaladala manao sipa sns...
7. tywa68
(
25/03/2009 09:30)
Faha : tsy ny rehetra no mihaino ny "antso" ary eo indrindra no mahasarotra an'ilay finoana. :lol:
Ari.malala : adalàna mihitsy ary fahotàm-be ho an'ilay mitarika @ fankampanahy sy ilay nanaiky hanao adalàna nefa efa nivoady :°)

8. soanja
(
25/03/2009 14:51)
Amiko dia toy ny asa sy antso rehetra ihany ny fiainan-drelijiozy misy ny hetsika takiana/ lamim-piainana arahina (discipline) ao anatiny ary misy ny asa sahanina mifandraika amin'izany.
Tsy misy lafatra isika olombelona. Eo ny nihevitra ny hanao dokotera nefa tsy nahatanteraka izany, ao ny te ho hotesse, ao ny te hanambady vazaha sns... rehefa eo ampanantanterahana azy dia mahatsapa fa tsy vitany ilay izy satria ny olombelona amin'ny mahaolombelona dia samy manana ny nanamboaran'Andriamanitra ny vatantsika sy ny saintsika avy. Misy fetrany ny fahafahana.
Amiko ny fialana ho tsy ho isan'ireo relijiozy no mety satria ny maharelijiozy azy ny tsy hanambadiany sy hiterahany sns... mba ahafahany miatrika ny asa nomena azy dia ny fikarakarana sy ny fiahina ny rehetra. Rehefa manana fianakaviana ianao dia iny no tokony voalohany laharana amin'ny fiainanao vao ny hafa. Miantomboka ao an-trano ny fitiavana vao miparitaka amin'ny hafa.
Ny pasitera sy ny hafa dia efa manana ny fomba fiainana arahiny ary tsy mora koa ny lalovanireo. Tsy misy asa mora fa ny famitana azy am-pitiavana sy amin'ny fomba nanekenao ny hamitana azy no zava-dehibe. Ankoatr'izay dia ny mahaolombelona ny olombelona no hita, tsy misy masina ary tsy misy fanaperana...

10. pitchou
(
26/03/2009 02:44)
asa aloha na hitondra vaha-olana ny fanekena ny pretra hanambady na tsia e! azo tarafina @ mpitondra fivavahana hafa ihany ny zavatra mety hitranga: manambady ara-dalana izy nefa mbola manana sipa ihany koa ary ambadika, ny sasany aza manodina zaza tsy ampy taona !!!!
tsy sanatria fanenjehana be fahatany azy ireo izany fa mampanahy ihany ny ho avin'ny finoana kristiana eo anatrehan'izany rehetra izany

11. ari.malala
(
26/03/2009 06:17)
Ny fahitako izaho manokana, dia ny fahatsapan-tenan'ny tsirairay mintsy no vahaolana! Tsy miafina ftsn @ hoe marisika ny nofo fa ny fanahy no osa fa mijoro @ maha izy azy ny tena, ka mitandrina izay efa nekena!
12. tywa68
(
26/03/2009 07:09)
Ari.malala : Zany mihitsy koa ny fahitàko azy, ary indrindra2 mila mivavaka mafy mba ho arovana @ fakampanahy isantsegondra...zany hoe tsy ho mandry saina sy manaraka ny rendra2 manodidina fa mba ho ao Aminy foana2...Ilay fitandremana ny fanekena aloha d an'isany fa ilay mpiangona mpikôty môpera ireny koa tsara mieritreritra sy mivavaka koa mba tsy hitarika azy @ fakampanahy e :°)
13. ari.malala
(
26/03/2009 09:25)
tywa, :-D :-D :-D ireny mpivavaka mikoty mopera sy frera ireny marina hoa mba mahagaga e :-D efa hitany izao le olona fa efa manana ny lalana no safidiany ko mbola inona iany aza! :-D
14. Mirananirina
(
26/03/2009 09:27)
Tokony omena alalama mihitsy izy hanambady,olombelona anie ireny e.Firy ny mopera sy masera miala dia manambady.
15. ikaretsaka
(
26/03/2009 11:36)
Mirana> sarotra be ny mijery ilay perspective raha tsy kato sy nianatrta theo ary au moins mahalala ny adidy sy andraikitra sy ny conditions rehetra takiana @ firosoana @ le maha relijiozy ianao..satria manana tendance ny hampitovy azy @ pasy ianao nefa izay no maha kanto sy prot azy ary nialan'ny 1 t@ 1.
Fa marina ny an'i ari sy tywa hoe fahatsapan tena io..de rehefa tsy vita dia azo atao foana ny miala... commitment io ary na ny asa tsotra aza rehefa tsapanao fa tsy vitanao sy tsy fenonao ny conditions takiana aminao dia zoanao tanteraka ny na miala na ny miezaka mameno ilay conditions...

16. Mandefitra
(
26/03/2009 11:47)
Ka ny olana ange ry Ika, ry zalahy tsy hiala fa ny ataony ataony ihany.
Mahery ve ny fakam-panahy sa ilay tombotsoa @ maha pretra na relijiozy no tsy foy, ka na efa nanitsaka ilay voady aza dia tsy mahatsapa tena hiala ...

17. tywa68
(
26/03/2009 12:13)
Mirananirina > efa zay no zava-misy ao @ katolika, d tsy hovaina satria misy te-hanambady, na hiteraka ... efa omena safidy hanohy izy @ fiofanany aman-taonany, na miala raha tena tsy hahafehy tena. Fa tsy hoe ny any @ protesta afaka d maninn ... afaka mivadika protesta izy raha any no mety aminy kokoa :°)
Mandefitra : raha tena tia an'Atra izy d tsy manohy manota, mandainga, fa miala ary miezaka manao ny asan'Atra hafa azony atao ohatrantsika tsy niditra @izany voady sns... :wink:

19. bor2lais
(
26/03/2009 13:15)
Ity resaka ity dia miverimberina eto foana saingy ny endriny no miova : mpiandry sy ny toetrany, pretra sy fanambadiana, sns
Kristiana natokana hanao asam-piangonana izy ireo. Nolazaiko tamin\'izay fa misy dingana 3 mifamatotra tokony tsara arahin\'izy ireo :
1. Nahazo antso (vocation) : resy lahatra fa nomen\'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana hanao ilay asa, tsy noterena fa an-tsitrapo ...
2. Nahazo fiofanana na fampianarana ny amin\'izany asa izany ary manohy mandra-maty izany \"fianarana\" izany (formation à vie) fa tsy mihanina amin\'izay kely azo. Izany hoe miambina mandrakariva mba tsy ho solafaka (be loatra). Ny fanaovana ity dingana faharoa ity dia mety manamafy ny dingana voalohany etsy ambony. Tsy mahasakana ny fahalavoana velively ny filazana fa efa nahazo fiofanana na fisedrana nandritra x taona : mandra-maty ny fisedrana.
3. Nahazo fanokanana ho amin\'ilay asa (consécration) : tsodrano avy amin\'Andriamanitra ary fanekena avy amin\'ny Fiangonana. Noho izany dia andraikitry ny Fiangonana ny manampy sy mitrotro am-bavaka azy amin\'ny fanatanterahana ny asa. Tsy tokony hisy noho izany ny fifanomezan-tsiny raha sanatria misy ny fahalavoan\'ilay mpanompon\'Andriamanitra : isan\'ny tompon\'andraikitra amin\'izany ny Fiangonana.
Marihina fa tsy ny mpiasam-piangonana ihany no afaka manaraka ireo dingana 3 ireo fa na ny Kristiana tsi11 koa aza (izay nanapa-kevitra ny hanaraka Azy).
Fomba fijeriko ihany anefa ireo fa mety samy manana ny heviny ny tsi11 (arakaraky ny finoany).

20. ari.malala
(
26/03/2009 13:25)
miombon-kevitra @ bor2lais za fa ny tiako tsindriana d ts andraikitry ny Fiangonana irery, fa andraikitr'ilay olona aloha voalohany indindra, io ilay lazaiko hoe ny fahatsapan-tenany hoe nanaiky handray ilay antso sy ilay fanirahana izy dia mitàna ny voady izay nekeny, avy eo koa andraikitry ny manodidina azy iany koa ( ny tiako tenenina d refa mba fantatra ny vocation an'ilay olona d mba avela izy hiaina ny vocation any fa ts hoe bogosy d iny fa kotina sy charména :-P)