pretra sy fanambadiana
41. soanja
(
01/04/2009 03:52)
ari.malala:
Soanja, tena efa maromaro iany izay frera na mopera bôgôsy :^) nifanerasera tamiko izay fa ilay fiantsoana azy fotsiny d efa barrage be tsy tafahoatrako! frera (anadahy) mopera (mitovy @ hoe dada) @ maha olombelona misy tokoa ny fitsiriritana angaha raha izay no azo ilazana azy, saingy ny fahalalako fa efa nisy antso manokana hoazy, sy efa nekeny dia izaho no mitandrina tsy ho latsaka @ fakam-panahy sy miala ary mamerina @ réalité raha sanatria ka avy any no iavian'ilay fakam-panahy :) Tsy mora, tena sarotra satria ny lehilahy hay iany fa rehefa misy raha tadiaviny izay... hehehe... fa misy moa ny sasany tratran'ilay "marisika iany ny fanahy fa ny nofo no osa" ka dia lavo...
Ka indry aloha izay fa ny hafa mety hoatr'izay. Samy manana ny reviny ny vehivavy toy ny lehilahy ihany.
Tadidiko tamza mbola kely dia vitako mihitsy ny hampiditra short-kely rehefa hilalao baskety ery amin-dry frera Marista. Tamzany maro be ny misipa tamn'ny frera hoe (ary betsaka ny voaroaka taminzany koa) fa zah mbola tsy nahalala zay sipa tamzany. Fa ny tiako tenenina dia fahafaham-po mihitsy ny hanetsika ireo filana ao anatin'ireo efa nanoka-tena. Olana ananantsika olombelona izany ary tsy ny relijiozy irery no omena soketa amin'izany rehefa mitranga fa ny andaniny sy ny ankilany. Tsy mora ny miaina ary tsy vitan'ny resaka toy izao no hanafoana azy, fa ny fanokana tena mba hametrahana ny Fanahy ho lohalaharana dia lasibatry ny filam-batana tokoa isanandro izany aina izany!
42. soanja
(
01/04/2009 03:58)
fijo:
ka hoanareo kanto izany ,ekenareo ve le izy?
itan'i tywa ve iny fandaharana iny????
Valiny dia NO!!!! Tsy tokony hanambady izay nanokan-tena tsy hanambady fa hanolotra ny fiainany ho an'ny olona ahiny rehetra. Izay tsy mahatanty dia mahazo miala na manangana sekta vaovao indray hafa mifanakaiky amin'i Kato fa hafa ny rafitra! Misaotra.
43. ari.malala
(
01/04/2009 09:22)
Ra tsy diso ah ny orthodoxe d manambady ny pretrandry zareo k refa ts matanty tokantena mivadia orthodoxe e! hihihi c pa katolik lol
44. ikaretsaka
(
01/04/2009 16:05)
ari> aza esorina kosa ny bodofotsinay rehefa tsy anjairanao bemiray anay fa manjary miala ny cover an''ny tary le
45. fijo
(
01/04/2009 21:48)
ka le izy anie ry zareo ka mbola mopera ihany izy na dia manambady aza e,izy tsy mahazo manao ny asany fotsiny.ka rah ahekena ihany ve ny hijanonany mopera,tsy aleo izy sady hanambady no ahazo hiasa.
46. ikaretsaka
(
01/04/2009 23:01)
ka tsy mety hoa ko ra fijo koa
raiso hoe ialahy lasa sefo fokotanin'ny kartier an laisany any frantsa dia bebe gasy ao dia handeha hiteny ialahy hoe atao gasy ny langue ofisialy ary ny lalana manankery ao @ fokotanin'ialahy? de ahoana hoy ny vazaha?
na ialahy mividy ilay fokontany de avadik'ialahy ho firenena.. na ialahy mody any gasikara miaraka @ akaman'ialahy rehetra
de toy izany io

47. ari.malala
(
02/04/2009 07:04)
ika, za ngà manala bodofotsy e! hihihi manjary mangatseka ao nareo koooo hihih!
fijo a, nisy dinika zay nampidiriko momba ny hoe ex mopera manambady, d nazava tsara mintsy ny position ny fiangonana hoe na manambady na manao mopera fa tsy azo afangaro ireo. Resaka faran'izay tsotra re izany ry fijo a! refa tsy zaka ilay tokan-tena dia miala de manambady! Fa tsotsotra kokoa ny hoe mbola tsy nanao voady dia miala toy izay efa nanao voady sns izay vao hoe ts zakako fa za hiala tena tssssss ts mety zany!

48. tywa68
(
02/04/2009 08:41)
Fijo : tsy nisy nanery azy hiditra hanao môpera fa rhf tsy zaka d miala tao, d manao pasitera :lol:
Ari.malala : hita hoa ! :-*
Ari.malala : hita hoa ! :-*
52. litika
(
08/04/2009 02:05)
Tokony omena làlana malalaka hanambady tokoa ny pretra katolika, izay maniry izany toy izay miaina amin'ny fihatsarambelatsihy. Misy aza ireo miteraka mihitsy ary voatery manao fahotana hatramin'ny fiangonana mba hanangonana izany!
Vao mainka miha-grave ny raharaha. Efa misy rivotra mitsoka ao amin'ny VATICAN ao fa tsy hay rahoviana no hahomby
Vao mainka miha-grave ny raharaha. Efa misy rivotra mitsoka ao amin'ny VATICAN ao fa tsy hay rahoviana no hahomby
53. ikaretsaka
(
08/04/2009 03:26)
Misy ny sata mifehy asa sy andraikitra 1 na inona io na inona... rehefa tsy ekenao na tsy zakanao io sata io de na miala tsy manao ilay asa fotsiny no fahendrena
54. pitchou
(
08/04/2009 23:49)
euh!!! marina klo zany lazain'ika zany! fa zao: tsy atao resaka we refa te-hanambady d miala, satria tsy ny tsy fanambadiana no nanaovan'ny mopera voady fa ny "chasteté". Ka rehefa tsy nanaja na in-1 mande io chasteté io fotsiny aza izy d tokony miala tao (fa tsy hanao sahala @ cardinal de Bricassart), na alàna tsy ho mopera! d anjarantsika ny maminavina hoe firy % ny mopera no nahaja an'io, d mbola hisy fanantenana ve ny fisian'ny fiangonana katolika?
Ika aza miteny mihitsy we mba sendra solafaka! rehefa tsy nahaja na manaja ny lalana fototra d dehors.
Ika aza miteny mihitsy we mba sendra solafaka! rehefa tsy nahaja na manaja ny lalana fototra d dehors.
55. ari.malala
(
09/04/2009 11:44)
ka ts natao iafenana anie hoa ilay "sendra solafaka" e! Le izy hoa tsotra, omena fotoana ilay olona hieritreretany, 2 taona be zao, ankoatry ny fotoana nanombohana tao izany an! d le iz kou ts nifanerena fa sitrapo, safidy. Izay safidy zay mitaky ezaka sy adidy lehibe, d ny fitandremana ilay fahadiovana (tsy ny arabatana iany fa am-po sy am-panahy indrindra indrindra satria io no nanokanan-tena) Rehefa hita fa tsy ho zaka hoa, satria lavalava iany ny fotoana nieritreretana, dieny mbola tsy nanao voady na d in1 aza d'efa mitsoaka tao fa tsy hoe tanterahina hatr@ farany le voady satria menatra ny fiarahamonina d refa ao manao izay tsy fanao reetra izao!
56. ikaretsaka
(
09/04/2009 16:55)
Ary tsy hoe midera ny kanto fa @ kanto dia omen danja be io fotoanan'ny fandinihintena sy fanaovana examen de conscience io: ao amin'izany ohatra ny mampisy ny avent,ny karemy, ny meditations isankarazany @ raozery sy ny lalan'ny hazo fijaliana, ny fihatahana masina sns...
Anisan'ny fitaovana mampatonga antsika ho akaiky an'Atra koa ny fahafantarantsika ny manjo an'ny tenantsika aloha, ary ny atao hoe mibebaka dia coscient @ realite fa tsy pli vava fotsiny
Anisan'ny fitaovana mampatonga antsika ho akaiky an'Atra koa ny fahafantarantsika ny manjo an'ny tenantsika aloha, ary ny atao hoe mibebaka dia coscient @ realite fa tsy pli vava fotsiny
57. cutie
(
09/04/2009 19:55)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-03-2009 00:43:48
Lohateny : pretra sy fanambadiana
france 2 tamin'ny alahady ihany.no nanambara,fa manomboka maro izao ny pretra no manana sipa,no efa manomboka mitaky ny ahafahan'izy ireo manambady sady manohy ny asany.i abe pierre moa dia efa nanokatra resak amivantan amomba io resak aio fony fahavelony.ka asa
ka tsy hangataka koa avy eo ny masera we hanambady :-D
58. fijo
(
10/04/2009 20:50)
tsy olana raha mivady ry zareo ka.
firy tokoa moa ny pretra no tsy mahatana io fifadiana firaisan aio?????nefa izay no nanaovan avoady?ka rah aizany maninona rah aavela mba hivady izy e.
firy tokoa moa ny pretra no tsy mahatana io fifadiana firaisan aio?????nefa izay no nanaovan avoady?ka rah aizany maninona rah aavela mba hivady izy e.
59. ikaretsaka
(
10/04/2009 21:24)
le izy hoa misy sata ra fijo.. ohatran'ny hoe rehefa lahy ialahy tsy mety ho vavy