pretra sy fanambadiana
21. pitchou
(
26/03/2009 21:53)
ka zao kosa ange e! arakaraka ny hifantohanao @ fivavahana no hahamaro ny fakam-panahy misangodingodina manodidina anao! raha vao tafatodika kely ianao d mibolisatra (d hoy Ika hoe mitsangana d avadiho ny pejy :D ) d rehefa nianjera indray mandeha ianao d tsy stable intsony. Le devoly ange toa izay miseho ho mivavaka ihany no mahafatifaty azy alavo e! fa raha tena mivavaka @ fo sy saina ary fanahy tokoa, mino aho fa tsy hiserana ao an-tsaina akory izany! hitanareo otran'ireny sportifa manomana compétition goavana ireny? mifantoka any @ tanjona ny saina fa tsy miroroa tsy fifehezan-tena akory izany aminy fa mandeha ho azy
23. fijo
(
26/03/2009 23:13)
ka hoanareo kanto izany ,ekenareo ve le izy?
itan'i tywa ve iny fandaharana iny????
itan'i tywa ve iny fandaharana iny????
24. ikaretsaka
(
26/03/2009 23:22)
dia efa io nazavain'i tywa io hoe misy codes-ny le izy de rehefa dikain'ialahy na nanao fandinihantena ialahy ka tsy tandrin'ialahy le codes de azon'ialahy atao ny miala tsotra izao..
ohatran'ny hoe mila bandy matanjaka rehefa hanao lezionera dia arak;ialahy ny tenan'ialahy fa tsy hahatanty lazon'ady de tsy manao
na mila bandy tia sy mazoto mianatra accords sy tsy matahotra hisy kitro @ tanany ny fitendrena basse nefa ialahy matahotra ny manicuren'ialahy sy tsy manam-potoana dia aza mitendry!

25. fijo
(
26/03/2009 23:29)
le tiako hofantatra dia hoe ekenareo ve le fitakian'izy ireo???izao aloh ary zareo tsy manaraka ny lalana nidirany dia rariny raha tsy ekena,fa rah amitaky izy,mitombona ve le fitakiany.ary azo hovan ave le lalana mifehy azy
26. ikaretsaka
(
27/03/2009 02:50)
izaho aloha tsy manaiky e
raha miditra fikambanana na societe ialahy (indrindra fikambanana matanjaka) dia tsy ilay fikambanana no manova ny rafitra misy hatr@ izay mba hampety azy @ itiavan'ialahy azy..
fa ialahy no manamboatra ny tenan'ialahy hifanahaka @ izay efa misy na tsy miditra tsotra izao na miala tsotra izao!
ohatran'ny hoe ialahy miditra any @ frantsay dia tsy ny frantsay akory no hiverina hiteny gasy sy hanova ny rafitra misy sy niainany hatr@ izay mba haha confortable an-drafijo sy ny akamany, fa i rafijo sy ny akamany no manamboatra ny tenany hifandraika @ le rafitra efa misy eo..
rehefa tsy vita de na tsy mankany na tany no miala...

27. ari.malala
(
27/03/2009 05:49)
bizarre b amiko zany mopera hanambady zany! ary na zà aza tsy ho tafiantso an'iny olona iny ho mopera ra manambady zany :-D :-D :-D :-D :-D
tywa:Ekeko fa marina 100% izany, nefa tsy iny fakam-panahy iny no ndeha ho fositra ts hitandremana ny voady natao! Tsotra be nge le izy e! refa tsy zaka de miala de vita! fa tsy hoe sady mijanona ao iany de sady manao ny atao koa aty ivelany! Mahita sy mahalala ngamba isika hoe olona efa avy frère no niala (ny pretra aloha ts mbola nahita aho fa ny frère no efa betsaka :°)) Fa aleoko aza mieritreritra azy hoe niala toy izay sady antsoina ho frère izy nefa izy aza manao sipa! halako ery!
ka zao kosa ange e! arakaraka ny hifantohanao @ fivavahana no hahamaro ny fakam-panahy misangodingodina manodidina anao! raha vao tafatodika kely ianao d mibolisatra
28. tywa68
(
27/03/2009 06:18)
Fijo > Hitako mihitsy iny fa nandreraka ahy d tsssss : efa nolazaiko tery ambony hoe zay tsy maharaka d tokony hiala !
Maika moa fa manao ny ataony, d mbola miseho mangataka ary tokony arahana @ io fanagatahana io v ? amiko ohatrany provocation zany : efa nazava ny règles alohan'ilay nanaovana voady, d na hanaraka enao na miala, tsy hisy hamono anao, fa affaire-nao sy Atra iny, fa mandrapahatongan'izay d ny olona mpiangona no mijery anao modely sy mihaino anao, mba tokony hajainao koa hoe matoa izy katolika, tsy pasitera fihetsika no alehany ao ampiangonana...ka amiko aloha d tsy tokony hovaina, arak'io nazavain'i Ikaretsaka io, satria misy olona tena mahavita mitandro ny voady nekeny ! isaorana ny Tompo @ fanampiany azy ireo. :wink:
Ari.malala : raha frera toa mbola mpianatra d afaka miova hevitra, hoe tsy hanohy d miala :lol:

29. ari.malala
(
27/03/2009 08:08)
@ fomba ahoana no anekena anizany! hihihi refa tsy zakan zalà le fiainana tokan-tena tokony miala fotsiny izy fa tys mandoto rano ohatrizany fa tsy mety kosa kle!
30. ikaretsaka
(
27/03/2009 16:39)
izay mihitsy!
io tsy misy hafa @ hoe satria ialahy sy ny kil an'ialahy gasy tia ravitoto dia mandeha mikaly any @ resto sinoa dia hoe hasain'ialahy hanao menu ravitoto ny sinoa satria laisany misy gasy 20 te hihinana ravitoto

31. soanja
(
27/03/2009 20:58)
ari.malala:
tywa, :-D :-D :-D ireny mpivavaka mikoty mopera sy frera ireny marina hoa mba mahagaga e :-D efa hitany izao le olona fa efa manana ny lalana no safidiany ko mbola inona iany aza! :-D
Isan'ny challenge mahafinaritra tokoa ny hafa sasany ny mba mahasirika ny mopera sy ny frera satria eo mihitsy ny sain'olombelona no mahita plaisir hoe ity olona natokana tsy hanam-batana ity dia mitaky ny vatako hiaina aminy. Goavana be tokoa izay sensation izay ary tena rehefa raikitra dia tena ahitana tsiony mihoatra lavitra amlay bandikely tsy manana n'inona n'inona nefa tsy misy mpijery nefa tia an'lay sipa ihany koa.
Mahavariana ny fahafinaretantsika olombelona. Izay zavamisy dia mitarika olana ary izay olana misy dia iakarana amin';ny ambonimbony kokoa dia ny fahatsapan-tena mahery vaika.
Raha mbola tsy mahatsapa tena mahery vaika ny olona iray fa asan'ny Fanahy no mahaolona azy dia zavapoana izany. Isika tsy afaka hifampitsara olona fa ny antsika tsirairay avy dia ampy hiasana mafy tokoa hahatratrana ilay Fanahy fitiavana.
Ontsa aho rehefa mahita frera tia vehivavy iray aminy. Ontsa aho fa tsy ankahala azy velively. Ontsa koa anefa aho rehafa mahalala fa mis vehivavy iray tara amin'ny mopera iray. Inona no misy eo tsy ny devoly velively fa ny vatantsika mitaky fifandraisana nefa haharitra ve izany? hahafapo ve izany raha mafy kokoa ny antso henonao ao ampo tsy miloaka? Aoka ny tsirairay no mahalala izay mahamety azy.
32. ari.malala
(
30/03/2009 08:25)
Soanja, tena efa maromaro iany izay frera na mopera bôgôsy :^) nifanerasera tamiko izay fa ilay fiantsoana azy fotsiny d efa barrage be tsy tafahoatrako! frera (anadahy) mopera (mitovy @ hoe dada) @ maha olombelona misy tokoa ny fitsiriritana angaha raha izay no azo ilazana azy, saingy ny fahalalako fa efa nisy antso manokana hoazy, sy efa nekeny dia izaho no mitandrina tsy ho latsaka @ fakam-panahy sy miala ary mamerina @ réalité raha sanatria ka avy any no iavian'ilay fakam-panahy :) Tsy mora, tena sarotra satria ny lehilahy hay iany fa rehefa misy raha tadiaviny izay... hehehe... fa misy moa ny sasany tratran'ilay "marisika iany ny fanahy fa ny nofo no osa" ka dia lavo...
34. gabidemony
(
30/03/2009 15:14)
OLOMBELONA NY TENA, i Adama aza tsy nahatanty ny mena miraviravy maika fa isika taty afara, noho izany tsy olana mintsy izy ra hanana sipa na vady fa toy ny asa rehetra io fa kosa ny mikòfesy @ zay fotoana izay de foanana.
35. ikaretsaka
(
30/03/2009 15:32)
Anisan'ny voasoratra @ teny latinina ary @ fianarana theo ary ambony avaratray ary ny hoe on n'accepte pas des compromis. seulement des commitments.
Ka rehefa tsy mi commit @ le rafitra kosa dia aleo miala tsy misy arakaraka e

36. ari.malala
(
31/03/2009 06:31)
ts gaga ah am le valinteni gabidemony fa ny ps ny aza mou efa demony ko! :°) Ny konfesy nge tsy hoe manota de mifona de manota de mikonfesy e! refa mikonfesy d atao @ fo, ary matoa manatona pretra hikonfesy d manana fahavononana hiala @ iny ratsy fanao iny! miezaka moa izany fa ny fahalavorariana tsy misy eto an-tany na dia angatahan'ny Tompo aza ny hahalavorary ny mpanara-dia azy! Ny momba ny pretra indray, matoa nanaiky hanonona ilay voady dia manaiky ny conséquences rehetra aterak'ilay fanekena, anisan'izany ny fijanonana ho tokan-tena. Ny maha pretra ange ry demony tsy asa akory e! zay no ataovy ao an-tsainao!
ika, tratran'ny marina ndray nga? :°) :-D

37. ari.malala
(
31/03/2009 06:40)

38. ari.malala
(
31/03/2009 06:46)

39. ari.malala
(
31/03/2009 06:57)

40. tywa68
(
31/03/2009 11:13)
gabidemony:
OLOMBELONA NY TENA, i Adama aza tsy nahatanty ny mena miraviravy maika fa isika taty afara, noho izany tsy olana mintsy izy ra hanana sipa na vady fa toy ny asa rehetra io fa kosa ny mikòfesy @ zay fotoana izay de foanana.
Sady mi :lol: aho no manoratra : tsy hoe Olombelona aho hoe ... d manao ny tiako atao !
Naheno ANTSO io olombelona io hanao môpera, ary fantany fa tsy ho mora zany, mila miofana, ary miezaka isantsengondra mba tsy ho lavo @ fakampanahy, mivavaka ho an'ny tenany izy ary mitsinjo ny hafa sy manome fotoana kokoa ho an'Atra tompoiny, satria aminy io no destin-ny !
Raha misy moa lay demony kely mahay mikôty, d anjarany no mampiseho fa ambony lavitra ny asan'Atra nekeny, ka tsy ho vetavetainy @ filan'ny nofo, zay fandalovana daholo, ka eo no ilaina an'ireny mpiangona maotina, fa tsy mijerijery ny mpiasan'Atra ohatran'ny olombelona tsy nanao voady :°) Miala rhf tsy zaka ilay célibat fa tsy mandeti-tena, mandainga...fa tsy hoe mikôfesy d mamerina indray ...