deception

1. rabilabila ( 23/03/2009 12:51)
Vus sur les foras de Serasera ces dernier temps:

- Apologie du viol:
"ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e"
".. le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa noho ilay manala..."
-L'apologie aux crimes fleurissent dans la rubrique "politique",ainsi que les attaques ,les injures, les diffamations ......

....etsetra etsetra....

Et dire que certains de ces propos proviennent des gens qui font la promotion de la réligion ( leur réligion) et de la foi chrétienne....

En tant qu'être humain , je suis outrée ;et en tant qu'athée je ne suis pas tout à fait surprise ...............
Aussi , je vous laisse entre vous , sans rancune , mais je ne regrette pas d'avoir participé à ces foras ; il y a eu des fous rires , du partages ,mais vue la tournure que cela prend ,on dirait que vos dieux sont tombés sur leurs têtes .

A bon entendeur!!

Adieu
répondu par fijo le 10/04/2009 20:57
2. ari.malala ( 23/03/2009 13:30)
:roll: :roll:
3. ikaretsaka ( 23/03/2009 16:21)
Rabila... inona no ambony indrindra @ religion ary...na religion inona io na inona... tsy ny aina apres an'izay Atra tompoin'ilay religion araka ny fombany avy?
Izay vo ny fiaraha monina sy ny soi disant causes rehetra,fa mi focus @ io fanajana an'ny aina io aby anefa...
De eo @ zay fa samy nametraka ny ambaratongany hoe ny fanajana ny ain'i zatsy sy zaroa no ambony no an'irokatra
4. ikaretsaka ( 23/03/2009 16:28)

5. rakaroka ( 23/03/2009 23:21)
Samihafa kosa Ika a! Tsy azo raisina loatra hoe "Aina" "sens" physique monja no fibanjina, fa indrindra "Aina" sens spirituel . Izany hoe misy fanahin'ny fitsimbinana , indrindra ny "épanouissement" ho @ TENA fiainana!
Ka 'zaho miombon-kevitra amin-Rabila fa misy "hasiny" fitandro ny fanjariana ny fiainana! Fa 'za fotsiny mbola tsy manao "Adios"! satria 'ngamba mbola manan-kolazaina.
Bref raha handeha Rabila dia misôtra nanoka-tsaina t@ lanin-kevitra maaaro
efa nentinao teto, dia soava-dia aza koh (l) :-* :-* :-*
6. ikaretsaka ( 24/03/2009 02:30)
Na spirituel na physical rakaroka rehefa aina kosa de aina fa tsy misy izany hoe rehefa physical de tsisy vidiny na bikina tsy nirina na tsy araka ny sitrapo de lefalefahana
7. ari.malala ( 24/03/2009 06:47)
ika, ekena hoe samy aina, fa manin ny ain'ilay reny nitondra tsy fidiny koa tsy asina hasiny fa jerevam-potsiny?
8. pitchou ( 24/03/2009 09:28)
Ika: izaho gasy ary mino fa ny fahendrena malagasy dia taratry ny sitrpon'Andriamanitra satria mitory ny fitiavana ny mpiara-belona. @ malagasy ny ain-dehibe, izany hoe ny ain'ny reny (ny vehivavy)cno ambony satria izy ihany no afaka manome aina. Raha tohintohininao @ viol ny ainy dia ianao izany no mpamono olona! raha zaza conçu t@ viol dia mikiky ny ain'ilay vehivavy noho izany fiarovana io ain-dehibe io no ambony raha tsy sitrany ny natao azy
9. Mirananirina ( 24/03/2009 13:29)
Na amin'izao fotoana izao ary dia matetika mipetraka io fanontaniana io :raha misy tsy mety ilay zaza ao ankibo,na ireny sampona ireny oh:trisomie 21;dia anontaniana ny reniny raha tazomina na esorina.
10. ari.malala ( 24/03/2009 14:18)
pitchou:

Ika: izaho gasy ary mino fa ny fahendrena malagasy dia taratry ny sitrpon'Andriamanitra satria mitory ny fitiavana ny mpiara-belona. @ malagasy ny ain-dehibe, izany hoe ny ain'ny reny (ny vehivavy)cno ambony satria izy ihany no afaka manome aina. Raha tohintohininao @ viol ny ainy dia ianao izany no mpamono olona! raha zaza conçu t@ viol dia mikiky ny ain'ilay vehivavy noho izany fiarovana io ain-dehibe io no ambony raha tsy sitrany ny natao azy

Miombon-kevitra tanteraka.

11. ikaretsaka ( 24/03/2009 14:44)
Dia rehefa voa violee ka arahabaina tsy maty fo aman'aina... efa vita iny ... tsy nisy aina nafoy fa raha nisy aina voahary tsy fidiny kosa tao.. na tsy tiana aza aza vonoina kosa e..ateraho de na omeo orphelinat na centre d'adoption fa aza esorina izany
12. pitchou ( 24/03/2009 20:23)
Ika> "efa vita iny ahoana? adala izany ny firenena sasany manangana rafitra manokana hitsaboana sy hanaraha-maso ireo niharan'ny viol?
ka ianao lehilahy tsy anjaranao ny misafidy izay hanaovan'ilay vehivavy ilay zaza na halany na tsia e! angaha misy mahakasika anao moa izany? tsy mahavita mitondra vohoka an'iny na dia adiny iray akory aza ianao! nefa ianao no te- hanolana any ko ateraho ateraho ahoana?
ary maninona moa ianareo lehilahy rehefa te-hi-violer olona raha ianareo samy ianareo ihany no mifanamboatra e? @ izay tsisy vohoka tsy niriana eo :@ ^:^
rehefa misy mi-violer koa ianao na manisy anao any @ ankasarotana any, aza mikonaina, ary aza be torotoroka raha vita hatreo ny fahafahanao mananona an! :°)
13. ikaretsaka ( 24/03/2009 20:30)
fa tadiavinareo adiny firy sy firy andro nareo no ho violena no tsy hanaiky hoe "vita iny"

vita iny fa ny apres an'iny no imasoana rehefa avy violee ...
io tsy mamadika pejy io ange no mahavoa antsika koa e
14. rakaroka ( 24/03/2009 20:46)
Tsy azon'i Ika ny tiako ahatongavana :roll: :-w :-w :-$ Tsy hoe manambany ny "physique" aho, fa tsy ilay tsy fisian'ny saina @ panahy sy fiheverana aloha sy "afara" tokony hi-accompagné ilay "acte" no marihako ! Satroa olana fototra tokoa ity mianina fotsiny @ "fafiny" dia ny iray matetika no mizaka ny "vokany" anefa niarahana nanao. Rahateo raha tam-pitiavana ny "conception" tsy tokony hoe nitady ny azy fotsiny dia vitan'izay, ilay "aina"
taoko na aloha na "afara" aza mila "fitsinjovana". Ka lé mihanina @ "fafiny"tahaka ny biby manala ny "filany fotsiny!" no tsy "ekeko" satria
tompon'andraikitra @ nataony ny tsirairay ka tokony "voalanjalanja hatrany sy "efaina ny andraikitra!!"
15. pitchou ( 24/03/2009 20:55)
Ika> tena mino ve ianao fa raha misy manapaka manabory ny maha lehilahy anao d hiteny ianao hoe "efa vita iny" fa imasoanao ny après an'iny? dia vao tapaka iny dia hahavadika pejy ianao?
io ihany ange no mahavoa anareo e! (aleoko tsy miteny hoe antsika) rehefa tsy ny tena no hianjadiany d tamoramoraina! raha izaho aloha no tratran'izany, tsy hamelako iny raha tsy bory ary sahala ny hahatadidiavako ny nataony ahy no hahatadidiavany ny nataoko taminy (hihihi! nisy mpiara-miasa taminay bandy lingilingy otran'izany: tsy viol akory no nataony fa nampirafy. fa tratran'ilay iray aza lery fa saika tsy afa-namelona motera intsony: toa nasiana bandy nandritra ny volana maromaro fa saika nitsoaka tao. Tsy nisy nalahelo azy na d ny bandy tao @ labo aza fa lery indray no lasa fanalana andro tao)
16. ikaretsaka ( 24/03/2009 21:43)
rakaroka:

Tsy azon'i Ika ny tiako ahatongavana :roll: :-w :-w :-$ Tsy hoe manambany ny "physique" aho, fa tsy ilay tsy fisian'ny saina @ panahy sy fiheverana aloha sy "afara" tokony hi-accompagné ilay "acte" no marihako ! Satroa olana fototra tokoa ity mianina fotsiny @ "fafiny" dia ny iray matetika no mizaka ny "vokany" anefa niarahana nanao. Rahateo raha tam-pitiavana ny "conception" tsy tokony hoe nitady ny azy fotsiny dia vitan'izay, ilay "aina"
taoko na aloha na "afara" aza mila "fitsinjovana". Ka lé mihanina @ "fafiny"tahaka ny biby manala ny "filany fotsiny!" no tsy "ekeko" satria
tompon'andraikitra @ nataony ny tsirairay ka tokony "voalanjalanja hatrany sy "efaina ny andraikitra!!"

ok... izay vao azoko

de ahoana izany ilay zanak'ambanivohitra le natao t@ fombana tera bitro ireny izany araka an-drakaroka
:-D
17. rakaroka ( 24/03/2009 22:25)
Nisy fotoan'andro maaaaro nifaneraserako koa t@ "tantsaha", nisy maaaro t@ vhv tantsaha no nizaka ny tsy eran'ny "aina", dia nampianariko fibeazana aizana mihitsy aloha e . Ny "blem" mantsy matetika ny vhv tratra farany foana
fa ny lhl nahazo 'ze notadiaviny izy dia iny no lasa na raha eo ihany aza , matetika somary "mialangalana tsy mahatsapa-tena" izay ! Fa na mpivady mifanohana aza , azo atao "alamina hatrany ny mahasoa sy mampety ny fiainana ! Raha mahay mifandrimbona sy velona tsara daholo ny ankizy, maninn moa ?... 'za koa tsy dia afaa hitsipaka ny "contraception" satria safidy
mitaha @ tsy fahavononana sy ny variable maaaro io, mahatonga ilay fiteniko hoe "lanjalanjaina tsara" fa raha tsy maintsy izay no fidiny dia "iarahana miatrika koa izany" ary tsy ataotao foana indrindra indrindra satria efa be ihany ny "risque" t@ izany!
18. ikaretsaka ( 24/03/2009 22:47)
ny ahy ny tiako tsindriana fotsiny le hoe na tsy sitrapo aza ny naha bevohoka t@ voaolana, na cas an'ny "tantsaha"
Eny, na hatao hoe tratra farany foana aza... tsy hoe mba "hahatratraranao ny voalohany" kosa dia abortena ny ao ankibo e...
Niniako napoitra moa ilay resaka ambanivohitra fa ireny viavy ireny aza hoe tratra n'ny tsy fidiny tsy manao iznay..
fa ny aty an-tanan-dehibe no ...

19. pitchou ( 24/03/2009 23:10)
fa angaha Ika mieritreritra hoe safidiny ny nitazomany an'iny? 8O ny cas n'ny vahivavy any ambanivohitra no resahako eto. Fa aiza no maro manary zaza hatrany an-dava piringa aza? mino aho fa naleon'izy ireny nesorina dieny mbola tsy nahita fijaliana ilay zaza toy izay teraka vao vonoina.
Raha misy fanabeazana tokony hatao @ fiaraha-monina d hoy aho hoe ny lehilahy no tokony ho beazina tsy hanolana sy hizaka izay nataony fa tsy ny vehivavy akory no terena hitazona zaza tsy niriany
20. fijo ( 24/03/2009 23:48)
eto ika ,di atsy mijery akaiky ny ten amanjo ilay niharandoza.aza hadino,fa ny vehivavy novetavetaina izany,dia miza an'iny mandrapahafatiny.noho izany manimba ny fi"aina"ny mandrapahafatiny ny natao zy.ka rah ahitsinjo ny "aina"mba asio todika koa io aina simba io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842