deception

61. fijo ( 01/04/2009 21:51)
le izy amiko dia tokony avela ny olona iray hampiasa ny maha olona azy.izany hoe hanana ny heviny momba ny aminy.
62. ikaretsaka ( 01/04/2009 23:06)
tsy le voaolana no tsy melohiko ry ari.. fa le zaza nesorina vokatr'ilay izy...
meloka ny mpanolana.. iny tsy laviko satria nandika ny didy (maka tsy miera=mangalatra) .. fa mainka meloka koa ireo nanala zaza ary t@ vokatry ny fanolanana (mamono olona =maka aina tsy miera @ tompon'ilay aina=ilay zaza eto)
63. ari.malala ( 02/04/2009 06:58)
:-D :-D :-D ika, logik v zany zavatra teneninao zany? iza no manala ilay zaza ts ilay vevavy v? :-D :-D :-D k iza no tena melohinao amizany? aza maka ny toeran'Ara hoa! ts hainao izay any an-tsainy, à moins que niteny "mivantana" ;) taminao izy hoe ranona melohiko fa nanala zaza nipetraka t@ fanolanana :-P
64. tywa68 ( 02/04/2009 08:44)
Ikaretsaka : ilay fanalàna misy antony satria ilay vohoka mamono no nasorina fa tsy hoe manala satria te-hamono zaza :wink:
65. ikaretsaka ( 03/04/2009 01:40)
Tsy aleo mi euth etotoy izay mi abort?
66. ari.malala ( 03/04/2009 09:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ts maita avaly tson ndray ra ika d mody ny euthanasie no tohanany :-D :-D
67. ikaretsaka ( 03/04/2009 14:31)
ka eto mitovy ihany sy tsy azoko koa..
ny euth tsy mety hono fa ny mi abort mety.. ahoana koa izany.. le euth nanontaniana le olona fa le ni abort tsy nanontaniana le foetus
68. pitchou ( 09/04/2009 00:15)
Ika ngah nanontany ny avis n'i vhv naolana sy bevohoka hoe te-hovoaolana sy ho bevoka @ fanolanana ve ianao? na we te-hijaly (ara-batana sy ara-tsaina) mandritra ny fotoana maro hitondra vohoka an'io ve ianao? ianao lhl manolana safidy no nanaovanao an'izany fa tsisy nanery anao, ko naona ianao no hanery olona hiaritra refa vita ny tianao natao? (loza fa lasa ianao indray no voalazako ho ilay mpanolana)

taryyyyy ambony tary Ika nanontany we "nga efa voaolana na efa nanala zaza no ..." : tsy sanatria hiandry an'izany vao hieritreritra ny rariny sy tsy rariny! ary ny tena vehivavy ka tonga ho azy ao an-tsaina rehefa maheno olona mihevitra sahala @nao we tsy dikany ny vhv fa tokony hizaka zay tian'ny lhl hozakainy, raha tsy izany d sokajiany we mpanota, d manontany tena we hanaiky an'izany ve za raha sanatria za no hiaran'izany?

ary te hametraka @ Ika ko aza za we sao d mba hary t@ fanolanana Ika ? na sanatria nanolana zanak'oloona tany ho any d nabevoka azy?
69. ari.malala ( 09/04/2009 11:48)
pitchou, reraka b akia za miady hevitra d navelako fa leo ah! takizay za nanana pouvoir d novaina vevavy ika! :^)
70. fijo ( 10/04/2009 20:57)
ny ahy dia tsotra e,avelao ny vehivavy mba hanana ny safidiny.ary aoka hajain aizay,fa fahotan alehibe ny fandikan aan'izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1069