deception

21. ikaretsaka ( 25/03/2009 00:37)
Fa mbola hi"aina" ilay sipa mandra pahafatiny
22. ari.malala ( 25/03/2009 06:24)
fa ika v afaka miaina @ tebiteby sy remorse sy alahelo lava izao? Tsy manana confience na @ iza na @ iza intsony? Izany no iainan'ireny olona efa voaolana ireny! Milaza enao hoe avadiho n pejy, ie, avadika ny pejy fa ny vokatr'iny viol iny anie tsy toy ny solaitra ka hoe fafana d afaka e! fa mamela ako sy takaitra mandrakizay @ vatana sy @ saina indrindra indrindra! Zay anie le lazaiko ary ambadika ary hoe ika le defenseur des violeurs e!

Iverenako kely ny teninao ary ambony ary,
ianao:
fa mi focus @ io fanajana an'ny aina io aby anefa...
fa ilay olona voaolana, tsy mbola miaina ve? dia aiza hoaiza ny fanajana ny ainy amizay fotoana izay? mba noeritreretinao ikaretsaka ve? sa refa afaka ny mangididy ka maivamaivana dia izay vita ny anjaranao ary afa-po ianao? ianao io mintsy no ametrahako ny fanontaniana ry ikaretsaka. Dia atao hoe nipetraka iny vokatry ny fanamaivananao ny tenanao sy fakànao fafiny iny dia ianao afa-maina fa ilay "vehivavy manan'aina" nozimbazimbainao mbola "terenao" iany koa hilanja irery ny vokatry ny adalàna sy ny herisetra ary ny hetraketrakao! Dia sady efa voazimbazimba ny hasiny no milanja enta-mavesatra tsy tokony ho azy akory ilay olona! fa angaha moa moramora ity miteraka sy mitaiza ry ikaretsaka? misaina iany alohan'ny andaharan-kevitra!
23. ikaretsaka ( 25/03/2009 15:33)
izao ary
Ny remorse aloha dia raha mbola olona dia tsy maintsy misy kely foana fa
Inona no mora kokoa ny miaina azy (ilay remorse):
Ny hoe voaolana de bikina de nanala zaza
sa ilay voaolana de bikina fa nateraka ilay izy de na notaizana ihany na nomena olonkafa?

Eo @ io choix io no tiako hahatongavana fa tsy ny santimaka hoe ouiiin ka izy aza voaolana
24. rakaroka ( 25/03/2009 19:06)
Tsy mbola hitanao mantsy izany tsy "fisiana" tsy maha-possible ny fameloman-jaza :x :x :x sady haiko ihany 'nareo lhl lé mpitety morontsiraka itony lé tsy maintsy mamela dindo ny toerana nolalovana :wink: :-D :-D :-D ? Ary
'za tokoa 'ngé nahita ika ( tsy IKA aloha lé izy sinon fantatro ) , mitovitovy nalasitra mihitsy kely be dia be ! tsy voaisako ! dia hoy aho anan-kam-po hoe
"Rahalahin'i Ika daholo vare 'zao itony sa :roll: :-w :-w :-w :@ :@ :@
Tsy haiko loatra ka :roll: :roll: :wink: :-P :-D :-D :-D =)) =)) =))
25. soanja ( 25/03/2009 19:30)
rabilabila:

Vus sur les foras de Serasera ces dernier temps:

- Apologie du viol:
"ka lay fanolanana anie ry fijo tsy mamono olona e fa maka fafiny fotsiny e"
".. le manolana tsy mahakasika aina bebe kokoa noho ilay manala..."
-L'apologie aux crimes fleurissent dans la rubrique "politique",ainsi que les attaques ,les injures, les diffamations ......

....etsetra etsetra....

Et dire que certains de ces propos proviennent des gens qui font la promotion de la réligion ( leur réligion) et de la foi chrétienne....

En tant qu'être humain , je suis outrée ;et en tant qu'athée je ne suis pas tout à fait surprise ...............
Aussi , je vous laisse entre vous , sans rancune , mais je ne regrette pas d'avoir participé à ces foras ; il y a eu des fous rires , du partages ,mais vue la tournure que cela prend ,on dirait que vos dieux sont tombés sur leurs têtes .

A bon entendeur!!

Adieu


Ny fahitako azy indray dia ny fomba hijerevana ity resaka finoana sy fivavahana ity no olana hatramin'izay ka zary isika tsirairay avy no iharan'ny fifandirana sy fifanjevoana.

Raha mba tsy natao hoe ny baiboly na hoe ny koran na ny hoe ny izao ihany no izy sy izay hoe izao no fahotana dia izao tsy fahotana no tena nahavoa azy. Ny olombelona dia mahavanon-doza isan-karazany avy. Ny fifandraisan'iny zava-dratsy vita amin'ny fiarahamonina sy ny lalana dia tsy afaka hidirana lalina intsony satria iny efa samy manana ny azy ny fireneny, fa koa ny handray ny mahafanahy ny olombelona ka hanapina ny hafa tsy hanana fahaleovan-tena sy hamela ny hafa hanana fahefana hanao ny tsy mety nefa samy manao adalana daholo no mahavariana ahy.

Mety diso ny olombelona ary tsy aminkina amin'ny tsirairay velively fotsiny no mety hahavanon-doza fa na ny firahamonina iainana aza dia mety hitarika anao hanao zava-doza. Tsy voatery finidy ny ratsy mitranga. Tokony hahatazana an'io ny finoana ary miezaka manatsara izany fifandraisana amin'ny mahaolombelona sy fanahy izany ny momba antsika.

Isika akory tsy fanahy mandehandeha fa aina sy vatana koa. Mila mahalala ny mifandanja amin'io ny fikatsahana ny fandaminana ny takian'ny finoana amiko. Raha mbola tsy misy ireo fa hentitra sy voavitrana ny raharaha dia mbola ho fadiranovana ra-olombelona voafehiny.

Misaotra.


26. ikaretsaka ( 25/03/2009 21:38)
rakaroka:

Tsy mbola hitanao mantsy izany tsy "fisiana" tsy maha-possible ny fameloman-jaza :x :x :x sady haiko ihany 'nareo lhl lé mpitety morontsiraka itony lé tsy maintsy mamela dindo ny toerana nolalovana :wink: :-D :-D :-D ? Ary
'za tokoa 'ngé nahita ika ( tsy IKA aloha lé izy sinon fantatro ) , mitovitovy nalasitra mihitsy kely be dia be ! tsy voaisako ! dia hoy aho anan-kam-po hoe
"Rahalahin'i Ika daholo vare 'zao itony sa :roll: :-w :-w :-w :@ :@ :@
Tsy haiko loatra ka :roll: :roll: :wink: :-P :-D :-D :-D =)) =)) =))


Za nge efa miteny hoe misy alternative foana io e e...alefaso any @ orphelinat raha ny tsy "fisiana" ny olana e...
Aleo any @ mopre sy ry masera kosa toy izay foetus tapatapaka ao anaty sac a poubelles...sa?
27. rakaroka ( 25/03/2009 22:07)
Tena tsy mbola nandiavan'ny tongotrao tokoa ny dezaka any @ tanàna tsy misy na dia fako hofakoina aza koa orphelinat a orphelinat! Gravy anie 'zany ry Ika nanao vokansy aho 'ndraipandeha fa na ny hotafiana na ny hohanina sns
"blem" avokoa ny akanjo vorokitsay , dia 'za koa nony nody tsy nanana afa tsy ny teny an-koditro sisa fa dia nafoiko ho an-drizareo avokoa :-D :-D :-D
Tsy hainao ny fijaliana tsy misy n'inn n'inn ? tsy dokotera tsy dispensaire fa dia lavitra avokoa izany, dia mamboly sy mioty ny vokatra nefa tsy mahavita taona akory ny sakafo,
28. ikaretsaka ( 25/03/2009 22:50)
rakaroka:

Tena tsy mbola nandiavan'ny tongotrao tokoa ny dezaka any @ tanàna tsy misy na dia fako hofakoina aza koa orphelinat a orphelinat! Gravy anie 'zany ry Ika nanao vokansy aho 'ndraipandeha fa na ny hotafiana na ny hohanina sns
"blem" avokoa ny akanjo vorokitsay , dia 'za koa nony nody tsy nanana afa tsy ny teny an-koditro sisa fa dia nafoiko ho an-drizareo avokoa :-D :-D :-D
Tsy hainao ny fijaliana tsy misy n'inn n'inn ? tsy dokotera tsy dispensaire fa dia lavitra avokoa izany, dia mamboly sy mioty ny vokatra nefa tsy mahavita taona akory ny sakafo,

O rakaroka ianao marina!
Iza isika sy ianao rakaroka no "nikaretsaka "tany @ dezaka tany @ tanana kokoa? Ianao Vokansa fotsiny fa ny ahy apostolat aman-taonany maro?
ny ahy resaka misiona sy humanitaire fa tsy vokansa ohatran'ny anao!
nanomboka hatrary @ le mompera lava volombava iny ka hatrany @ dezaky ry "bon pasteur" ( http://www.bonpasteur.com/ )

Traditionnellement et aujourd’hui encore, notre service s’adresse particulièrement aux femmes et enfants blessés par les circonstances de la vie et vivant en marge de la société. Non seulement nous accompagnons les personnes dans le besoin mais nous travaillons également en réseau avec d’autres groupes pour changer les structures injustes dans notre société. En langage religieux, notre service est désigné en termes de « œuvres », « mission », « ministère » ou « apostolat ».





29. pitchou ( 26/03/2009 02:26)
Ika klo d raha tratran'ny sipa malanga d ho voaolana be ihany raha izao no mitohy!
mitondra ratran-tsaina mandra-pahafaty aminao mora noho ny mitondra kilema ara-batana an! d tsy nandalo tao an-tsainao akory ve hoe ny ankamaroan'ny olona mamono tena tsy ratram-batana no hamonoany tena fa ratran-tsaina na ratram-po? midika izany fa mafy @ olombelano ny mizaka zavatra sahala @izany!
dia izao koa no lazaiko aminao Ika: ny vehivavy miteraka rehetra, entre la vie et la mort daholo eo am-piterahana! tsy misy fiterahana mora na tsy mamirifiry izany (azavaiko aminao satria ianao tsy hiteraka nefa mba natera-behivavy ihany), izay lehilahy efa niatrika ny vadiny teo am-piterahana dia mahatsapa izany avokoa (misy aza moa izy indray no kolapsa aloha). Dia ianao lehilahy manolana izany mamono ilay vehivavy iray iny impiry? eo am-panolanana dia efa vonoinay izy, terenao hitondra biby an-kibo 9 volana d efa vonoinao izy (satria zavatra miala @ ainy ny famelomana iny zaza iny ao an-kibo mbola itambesaran'ny sainy simba), eo am-piterahan mbola vonoinao izy ... d mbola vonoinao izy hamelona iny herisetranao iny ... sao mba Ika mihitsy kosa aloha no tokony amboarina e!
30. ari.malala ( 26/03/2009 05:46)
pitchou :-D :-D :-D andramo amboarina marina hoe akia :-D :-D :-D :-D

Consternée tanteraka @ le valinteny tsy mivakilohan'ika sy manatsinontsinona vevavy loatra ah ry ika marina fotana! averimberinao fona ny hoe atero any @ orphelinat na any @ masera sns, fa moa heverinao mora v ny mitondra an'iny ao ankibo ao mandritra ny 9 volana e! ts hainao mitnsy nge zany fa tsy iainanao e! enao tsin ts vevavy! (HS fa ra za klou no manana pouvoir manova zavatra, io ika io no ataoko miova vevavy ary vevavy bevoka ahitany anizany mitns e! :-P) Manatreha vevavy miteraka in 1 ftsn enao ahitanao ny fangirifiriana iainan'ny vevavy eo am-piterahana! tsy nataotao foana akory ny anarangasin'ny rasazy aty hoe mpampivelona fa ny vevavy miteraka d na maty na velona! enfin na hanazava in 1000 aza mou zay ts hoazonao mitns izany satria ts iainanao fa ny tiko tenenina anao ftsn d hoe aza idiranao ny safidin'ilay vevavy raha alàny ny zaza tsy niriany vokatry ny viol satria ts naniry ho violéna koa izy!
31. ikaretsaka ( 26/03/2009 11:27)
Za aloha aleo tsorina fa raha sanatria lasa vehivavy ka voaolana.. na bikina na tsy bikina de tsy izany no antony hoe nde hamonoako tena na hamonoako ny zaza ao ankiboko e.... voaolana ahako.ok fa miarahaba tena aloha tsy maty fa tsy hoe efa voaolana de mboola hitarika probl @ tenako hoe hi depr na @ tenako sy ny hafa hoe hanala zaza.

Raha hoe nisy nanala ny vot... ko sy nisy nanapaka ny maha lehilahy ahy, tsy hoe tsy afaka hananona intsony ahako dia iny no hanimbako saina hampi depr st hamonoako tena sanatria, raha izay no mitranga dia za tsy manda fa tadidiko ny hoe nocastrena ahako sns... fa misaotra an'atra ahako mbola velon'aina na tsy hafaka ny hananona tsony aza.
Izay le lazaiko @ le hoe vita iny.. avadika ny pejy fa tsy mikonaina @ "ouiiiin za (nibikina )voaolana de ahoana ny momba ahy " akory de mistop eo sy vo mainka mampiteraka faux probl tsy ho ahy ihany fa ho an'ny hafa
32. tywa68 ( 26/03/2009 12:21)
Ika > mora ho antsika ny manoratra eto hoe wawawa fa rhf tena tratra angambany d midegany, sy mivadika mihitsy ary tena mety maty (fa tsy hoe avadika ny pejy !) :°)
33. ikaretsaka ( 26/03/2009 12:28)
Ny pire noho izany aza namadihana pejy fa ianao marina
34. pitchou ( 26/03/2009 21:36)
Ika sy ny blablabla-ny! tsy misy firarahaina olona mihitsy! tsy hitako izay antony nanaovanao mission action humanitaire nefa aminao aza tsy misy dikany ny olona! plutôt sady tsy fantatrao no tsy te-hahalala rahateo ianao izay mety manjo ny olona fa ny anao ny tenanao ihany! lasa manontany tena aho hoe ndrao d tratran'ny remord tany azany enao d miezaka ny hanadio tena fotsiny sisa! marina moa!
tena tsy avotra mihitsy
35. ikaretsaka ( 26/03/2009 23:01)
fa entre pas tokoa aloha

efa voaolana sy/na nanala zaza tokoa nga aloha nareo no....?


36. fijo ( 26/03/2009 23:24)
ka rah aalefa any amin'ny mopera io,nefa le mopera hisaina ko a hoe "vetavetako ity zaza ity,de mifona aho di aho vita indray.de ahoana?????
37. ikaretsaka ( 27/03/2009 01:34)
nga voatery hisaina izany izy?
38. ari.malala ( 27/03/2009 08:48)
ikaretsaka:

fa entre pas tokoa aloha

efa voaolana sy/na nanala zaza tokoa nga aloha nareo no....?






Ra tsy diso aho efa nisy nanao confession tany hoany momba ny resaka viol ry ika... :cry:
39. tywa68 ( 27/03/2009 09:38)
Tsy voatery tratra anie vao mahatsapa hoe gravy zany e ! be wa3 eto fotsiny :°) Misy mpamadika pejy :°)
40. ikaretsaka ( 27/03/2009 16:34)
za ange tsy manao hoe tsy grave ny voaolana e...
fa gravy kokoa ho aho ny mamono ny zaza sanatria nisy tsy fidiny t@ ilay voaolana sy ny hoe voaolana de mijanona mikonetaka eo hoe ouiiin ka voaolana fa tsy "mamadika pejy"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444