deception
41. rakaroka
(
27/03/2009 20:43)
Ny olana tsapako dia ilay "ilay fialana andraikitry ny lhl, sy ilay fanandronana sy fanonjonana ny vokany any @ vhv, sahala @ hoe "zakao ao...".
Dia tsy mahay afa-tsy ny mametraka iny sy ny manilika andraikitra sy mandatsa sy manameloka ´zany ´zareo lhl lazaina fa voaara natao mba ialofana. K´inn fa tsy miantehetra @ hazo boboka izany raha na lhl no
mba andrandraina?

42. ikaretsaka
(
28/03/2009 19:41)
Izay indrindra no tiako hahatongavana hoe tsy tokony hoe "zakao ao" izany avy hatrany no tokony ho solution sy ressource sy heritreretina sy hoe finality ...fa hoe inoa no alternatives hafa azo atao raha sanatria tratran'ny "olana"...mba tsy ho mainka hiteraka "olana" hafa koa toy ny depr sy abortion.
Izay no tiako lazaina @ ilay hoe "avadika ny pejy"
Izay no tiako lazaina @ ilay hoe "avadika ny pejy"
43. tywa68
(
28/03/2009 20:33)
Rakaroka : tsy hazo boboka dhl ny lhl fa misy tsy matotra koa na tsy niaina an'ilay izy d tsy tonga saina : na mody mitady alternatives nefa tsy misy afitsoka akory :°)
44. rakaroka
(
28/03/2009 20:48)
Nooonnnnn, franchement , tsapako zary ho natiora ve izany ? Ny an'ny lhl ny
"instinct" no mibahana (@ ankapobeny fa mety misy vhv ihany aloha!).
Ny an'ny vhv indray dia ny "sentiment profond" (@ ankapobeny koa fa misy foana ny eksepsio ).
tywa8 < Asa re fa dia zahana tokoa wa 'zany voara vanona fa tsy mba lo
Tiana 'zany lhl mb'ho "olombanona tokoa! :wink: "

45. ikaretsaka
(
28/03/2009 23:18)
Ny hitako olan'ny ankamaroany dia io tsy fanekena mandeha any dingana manaraka io raha tonga ny "olana" na mainka decisions hafa no aleha... fa dia ilay decisions mainka mampisy "olana" no andehanana... dia ny ironie dia matetika izy ireny no miverina voaolana...
46. rakaroka
(
29/03/2009 18:27)
Ka raha ny fananana anaka dia "conception de deux perso".
Donk Nahoana ny "iray fotsiny no hilonjehitra ny andraikitra?... Rariny ve izany? Dia tsy voatery ho valiana amin´ny rariny ny tsy rariny!
Rahateo maaaaaro ny zaza nitondra-faisana fa tsizarizary nahaloa-bava fa naleony tsy hary !

47. ikaretsaka
(
29/03/2009 19:23)
Tsy tadidiko intsony na I rakapy na I noty na I soanja na ianao (rakaroka) ihany no niteny ilay hoe indraindray ange ny humain ihanyno mahaviita inhumain e (jereo ilay resaka hoe olona sy biby ambony iny...)
Ny biby izao tsy misy problem an'ny lahy sy vavy "milonjehitra' izany mihitsy fa rehefa izay ny nanamboarana azy de zay... fa isika soi disant manan-tsaina no miady vanony @ raha ohatr'izany
Ny biby izao tsy misy problem an'ny lahy sy vavy "milonjehitra' izany mihitsy fa rehefa izay ny nanamboarana azy de zay... fa isika soi disant manan-tsaina no miady vanony @ raha ohatr'izany
48. ari.malala
(
30/03/2009 08:33)
ika, fa ny biby nga misy saina? sa ny biby afaka mieritreritra otranao? ny biby nge taritin'ny instinct ny e! fa ilay lazainao hoe ateraho sns ts ef ahoe zakao ao iany ve zany??? nga hoa mora ity mitondra vohoka! ts hainao zany satria enao ts vevavy donc aza miteny zavatra ts fantatra! firifiry akory ny vehivavy no mijalijaly refa manaizana! in aza le alternative hitanao ankoatran'ny hoe ateraka le zaza e! avadika aona ny pejy? Atao otran'ny hoe ts voaolana, de atao otran'ny hoe tsisy vohoka entina? nga zany mety e!
49. ikaretsaka
(
30/03/2009 14:46)
Ka izay indrindra! Ny biby lazainao hoe tsisy saina aza mahalala ny hahasarobidin'ny zanaka (na azony tanatin'ny fanolanana aza iny)
50. rakaroka
(
30/03/2009 17:01)
Non ! ny toe´tsainao manery hihazona ilay zaza no tena "irresponsable!"
Tsy voatery mihitsy ka! Toa tsa hainao akory we efa BBbbe koa aza
ny zazavavy tanora voaolana no maty teo am-piterahana satria tsy nanana ny "capacite" hiterahana akory!
Tsy voatery mihitsy ka! Toa tsa hainao akory we efa BBbbe koa aza
ny zazavavy tanora voaolana no maty teo am-piterahana satria tsy nanana ny "capacite" hiterahana akory!
51. ikaretsaka
(
30/03/2009 17:20)
za tsy niteny mihitsy hoe vonoy ilay zaza na hoe tezao ilay zaza fa hoe ateraho ilay zaza de raha tsy mbola tonga saina @ ;le aina doa efa nanolotra alternative koa aho hoe afaka omena olona na orphelinat hotaizany!
fa ny BBBBe lazainao ange misy cas foana e! fa io hoe expontentializer-na rehefa le BBBeee araka izay tianao no no tiana hasongadina de io no mody hapoitra e :wink: fa le norm "noeritreretina tsy hanana ilay capacite" nefa tafa soa amantsara lasa "kkkkeeeely" tampoka!
hafahafa Gne! Raolombelona e

52. rakaroka
(
30/03/2009 20:36)
Ka ´zao, Ny Atra inoako dia tsy Atra [u]miangatra[/u velively ka hoe misy hetsika ataon´ny hafa dia "ekena" fa ny hafa manao izany "enjehina"
Maaaaaro anie ny sorona vita tao @ baiboly tao, samby "aina" izao ary dia ekena soaman-tsara . Raha nomena "fahalalahana ireny olona ireny" ary nohobiana akory aza! Aza enjehina re ny hafa , satria manao mizana mitanila no fijeriko azy!

53. ikaretsaka
(
30/03/2009 21:19)
ka sorona miaro ny "ain'iza sy ny sitrapon'iza ny sorona natao ao @ baiboly ao hono?
tsy le zazakely ary tsy nahy tao anatin'ny rape kosa mba haha afaka madiodio ny reniny (tsy te hitaiza) sy ny rainy (izay efa niala pas) e!
tsy le zazakely ary tsy nahy tao anatin'ny rape kosa mba haha afaka madiodio ny reniny (tsy te hitaiza) sy ny rainy (izay efa niala pas) e!
54. rakaroka
(
30/03/2009 21:53)
Izao anie e, samy manana ny "Masina" aminy hanaovana sacrifice",
ary ny "IMAGINA-TION, SY NY REALISATION"-ny zavatra kotrehin`NY isam-batan`olona dia "MASINA" aminy avokoa; tsy misy tombo sy hala io !
ary ny "IMAGINA-TION, SY NY REALISATION"-ny zavatra kotrehin`NY isam-batan`olona dia "MASINA" aminy avokoa; tsy misy tombo sy hala io !
56. tywa68
(
31/03/2009 11:20)
Ikaretsaka : samy manana ny sarobidy aminy kosa e ! tsy hoe rhf kristiana d ohatran'izao. Isika zao no porofo mivaingana fa samy manana ny marina ao aminy, ary efa lasa mampimé aza satria ny tsy kristiana indray aza no manome lesona hoe zao ve ilay olona miseho mino ? :lol:
Rakaroka : efa hoe misy lhl tsy matotra sy mafy loha :°) :wink:
Rakaroka : efa hoe misy lhl tsy matotra sy mafy loha :°) :wink:
57. fahamarinana
(
31/03/2009 12:23)
tywa:
Isika zao no porofo mivaingana fa samy manana ny marina ao aminy, ary efa lasa mampimé aza satria ny tsy kristiana indray aza no manome lesona hoe zao ve ilay olona miseho mino ?
:arrow:tywa : soa aza nisy izay misy hisainana ny tena manokana sy ny antony Finoana fa tena samy manana ny azy tokoa ! Amiko aloha dia nampisaina ahy tanteraka sy nijereko ny mikasika ahy manokana !Mbola hisaorako any rabilabila hatrany !:) (l)
58. rakaroka
(
31/03/2009 20:15)
[quote=tywa68]
Ka 'ngaha moa ty izany ny maaro , vokatry ny "dominancen-drizareo physiquement" dia "faly manararaotra fahatany ny fanambakana sy fanoseana vhv" ho an'ny tombotsoany ! dia "lazaina" fa tsy vhv ny vhv rehefa tsa mifanaraka @ sitrapon-drizareo ! Dia lazaina fa araka an'Atra koa ilay izy,
Tsaroako anefa i Jesoa nanafaka ilay vhv iray iry hoe : "izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy ...."
Rakaroka : efa hoe misy lhl tsy matotra sy mafy loha:
Ka 'ngaha moa ty izany ny maaro , vokatry ny "dominancen-drizareo physiquement" dia "faly manararaotra fahatany ny fanambakana sy fanoseana vhv" ho an'ny tombotsoany ! dia "lazaina" fa tsy vhv ny vhv rehefa tsa mifanaraka @ sitrapon-drizareo ! Dia lazaina fa araka an'Atra koa ilay izy,
Tsaroako anefa i Jesoa nanafaka ilay vhv iray iry hoe : "izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy ...."
59. rakaroka
(
31/03/2009 20:55)
ikaretsaka:
ka aminao tsy mpino io de "isambatanao" klo
fa ny sasany hafa
_>donc misy tombo sy hala io
Izay mihitsy le efa tsinjoko tsy itovizana ara-pinoana , ho 'ahy "partiel divine ny olona ! tsy feno fa miezaka ho @ fahatanterahana !
Ny "accomplissement" tsy mitovy ny fandraisana azy !
Tsy @ fitondra-tena ihany fa fanatomombanana ny "raison d'être"indrindra indrindra !
Ary ny differentes "étape" de la vie mijoué rôle @ izany , fa tsy hoe, tsy namonina akory le paiso tonga dia lasa voany ! , satria raha tonga tsy nampoizina le grossesse , izany hoe tsy tao le saina nikotrika azy fa tonga dia "voany"! ...Koa Atra nihary izao rehetra izao aza mbo nomena fotoana
hiomanana ara-tsaina hikotrehany ny "hary" koa 'nahoana" ny voaary
mafy ady kely no ampanaovina tsingolobatita fotsiny! :wink: :-P
60. ari.malala
(
01/04/2009 09:10)
Fa iza mintsy aloha i ika no miseho manameloka ny vevavy voaolana manala zaza e! miseho maka ny position an'Atra manameloka... Enao nga mahalala izay any an-tsain'Atra @ iny fotoana iny sa enao afaka mahita izay ifanarahan'ilay vevavy sy Atra momba izay nataon'ilay vevavy? Tsy hoe izay anie ny nampianarina anao d ts maints zay koa no hevitr'Andriamanitra e! Izy en personne no efa nilaza fa manana ny hevitra iheverany antsika, izay hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza, donc ts anjaranao no manameloka na manamarina ny acte nataon'ilay vevavy! en plus ny manafintohina @nao d arovanao mafy ery ny mpanolana fa ny vevavy ts manaiky hizioga izay tsy niriany melohinao mafy d mafy...