ry zareo...

1. kelly13 ( 16/03/2009 18:10)
temoins de jehovah oa d tonga mandondona matetika ato antrano ato e! zao no fandehan'ny tatara, misy ramatou zay nandondona tato, d novoahiko soa amantsara, d ozizy "miteny gasy va ianao?" d ie ozy za, ah ok, hitako t@ botin ny anaranao d tonga aho nanatona anao fa za avy any tuléar manao mission any et patati et patata! ie, eny zay no mba navaliko azy fa tsisy handaharana mintsy le oul! nony farany d nomeny itony boky² itony za sady ozizy oe tsy lavitra ny tranonao eto ny foibe fa tongava! tsy tonga mihintsy aho, fa tongavandry zareo ato antrano fôna! sanatria lasa ôtran'ny harcelement le izy! ka d manontany tena aho oe inn no tena but-n'izy reo? efa hitany zao za fa mangatsika nefa mbola tonga mandondona ato fôna ry zareo! makaleo
répondu par ikaretsaka le 27/03/2009 02:53
2. ikaretsaka ( 16/03/2009 18:49)
ny ahy ny fanadalako azy dia fakafakaiko aloha ny finoany sy ny mombamomba azy(ara pinoana io ) dia jereko ny points le hoe fataontsika fa tsy fataony dia mikaroka porofo ahako handresena ny porofony....
ohatra le heo tsy manaiky transfusion sanguine irenyizy de ataoko hoe za zao be fati-dra... za efa nanome ra maimaim-poana .. za efa namindrana ra.... de ahoana ny amiko izany??

Izao anefa no ataovy ao anaty koko! raha hiresaka baiboly aminy dia mila mahafehy ireo andalana fanaony sesirano hanaporofony ilay tsy inoany...

indraindray (taloha) io resaka referansy tsy mbola no maitriseko tsara de ny fanaovako azy de hoe alohan'ny hifampidinihina tsy aleo aloha miaraka mivavaka? de ny fomba fivavany anontaniana azy (izany hoe tapohina izay izy e) . fa matetika izy ireny rehefa tratran'io fanontaniana io de misambodika sy sadaikatra satria tsy izany no nipreparena azy nony nirahina nitety trano izy fa le hitadidy sy hamely anao (handresy lahatra... haha) @ le passage natao par coeur iny fotsiny!

de ny fanaovana azy 1 koa de heo inona Atra? fitiavana sa armageddona ko maninona no andremannitra masika no wawazanareo hoe? .. lazaivo hoe tsy azonao ilay lazainy hoe mijaly izao tontolo izao dia tsy ny mamonjy izao tontolo izao no ataony fa ny mandeha tsiroaroa mizara boky!
3. soanja ( 16/03/2009 20:25)
kelly13:

temoins de jehovah oa d tonga mandondona matetika ato antrano ato e! zao no fandehan'ny tatara, misy ramatou zay nandondona tato, d novoahiko soa amantsara, d ozizy "miteny gasy va ianao?" d ie ozy za, ah ok, hitako t@ botin ny anaranao d tonga aho nanatona anao fa za avy any tuléar manao mission any et patati et patata! ie, eny zay no mba navaliko azy fa tsisy handaharana mintsy le oul! nony farany d nomeny itony boky² itony za sady ozizy oe tsy lavitra ny tranonao eto ny foibe fa tongava! tsy tonga mihintsy aho, fa tongavandry zareo ato antrano fôna! sanatria lasa ôtran'ny harcelement le izy! ka d manontany tena aho oe inn no tena but-n'izy reo? efa hitany zao za fa mangatsika nefa mbola tonga mandondona ato fôna ry zareo! makaleo


Ny miteny azy tsotra fotsiny hoe "tsy mazoto amin'io finoana io aho ary aza mankaty intsony fa tsy vonona ny hihaino aho no fanafodiny." Efa nomenao fotoana tsinona ry zareo handinihina hoe isany ve ianao sa tsia dia tokony efa hahalala izy raha amin'izany nefa mbola midrikina tonga ihany dia ny fanomezana azy teny mazava tsy misy hatezarana no mety.

Miala ihany izy ny farany fa aza manahy.



4. ikaretsaka ( 16/03/2009 20:47)
soanja> fa misy amin'ireny tena mahatsiravina ohatran'ny lakaoly izany mihitsy an

manoatra noho ilay mpivarotra any @ taanna ireny hoe manomboka eo soarano tratran'ny ambotaka ianao no tamorainy.. fa tsy amelany raha tsy rehefa tonga any antaninarenina
5. rakaroka ( 16/03/2009 22:09)
Heuu...'za dia sendra ny fitarihan'ny olona samby hafa finoana matetika.
Dia "apetrako tsara" mialoha , ny hoe omeko minitra vitsy ianareo hilazana
"mahitsy sy mazava" izay tianareo holazaina. Raha tsy ampy izay dia aza hadinoina fa mila miatrika ny fiainako aho!
Dia mitovy @ fanamarihan'i Ika , matetika ny "tahotra ny "fara andro, sy ny fiainana sarotra no fitarihana ataondrizareo" Dia "Apetraka mazava hoe tsy mitovy lé fomba fijery satria "tsy ny tahotra akory no tokony hanatonana an'Atra fa am-pitiavana!" ! Dia aoka samy hitana ny finoany hoe!
6. soanja ( 17/03/2009 04:30)
ikaretsaka:

soanja> fa misy amin'ireny tena mahatsiravina ohatran'ny lakaoly izany mihitsy an

manoatra noho ilay mpivarotra any @ taanna ireny hoe manomboka eo soarano tratran'ny ambotaka ianao no tamorainy.. fa tsy amelany raha tsy rehefa tonga any antaninarenina


Mahavariana tokoa izany! Ny traikefa niainako no nahatonga ahy niteny an'io fa taty aminay izany nisy nahafantatra hoe miteny frantsay ry zareo ao. Dia misy tonga foana mandondona sady tonga dia miteny frantsay. Dia miteny ankitsirano mihitsy izahay hoe mahazo an'io teny Anglisy io ihany izahay fa saingy izahay mihitsy no nisafidy tsy hiditra amin'ity finoana iray ity ka aleo mifanaja. Ny finoanay dia izao ary tsy vonona hiova amin'io intsony. Dia nisy nandondona indroa angamba dia tsy namoha intsony izahay satria ry zareo koa raha vao tazanina eo ambaravaran-kely dia fantatra hoe ry zareo io.
Tonga dia miavaka tokoa ny fahitako azy satria ny olona aty aminay somary hippies ihany izay.:)))

Asa tokoa anefa fa ny Amerikanina aloha mba mahalala hoe aoka izay ihany rehefa hoe lazaina hoe aoka fa asa ny any an-tany hafa any. Aty aloha mbola tsy nisy gasy nandodom-baravarana momba an'io fa hafa no antondian'ny rehetra izay nisy. Sady mahasoa tsy mamaparary an-doha daholo aloha hatramin'izao.


:-* :-* :-*
7. ari.malala ( 17/03/2009 06:18)
Hihihi hay ve hatrany izy ireo e! T@ za teny @ maternité (mai 2006) no nisy nandondona tao am chambre ko hoe hankahery hono sady hitondra ny Tenin'Andriamanitra, tamizay za mbola eo am-pisakafoanana, de nasaiko niverina refa kelikely fa za hoa mbola misakafo, fa romotra nijadonjadona be ilay ramatoa nandondona. Tsy niverina intsony moa izy iny andro iny. Fa ny rasazy iray nikarakara anay tao am kangooroo tao koa kay TJ :-P dia indray andro, tonga avy any rasazy, tsy nanao blouse fa hoe hitsidika fotsiny fa tsy miasa hoe, dia mba falifaly ery ny tena hoe mikarakara marina ry zareo izany, hay ny tanjony hivarotra ilay boky hihihi! izaho nefa vao eo no notsidihan'ny avy ao @ aumonier Catholique, de nolazaiko azy fa vao eo zà no notsidihan'ny tao @ KAtolika ary izaho dia katolika, inty ny gazety tafan'Iarivo nomen-dry zareo ahy, fa tsy nanaiky ilay rasazy hoa raha tsy noraisina ilay bokiny fa hoe ny azy koa mitondra hafatra mahasoa :-D :-D :-D :-D noraisina tsy sazoka fa izaho maika hikarakara zaza moa leo b koa @ ilay izy mi insiste velona eo :-D fa ny tena nahatapatsinay ahy dia hoe mba mametraka kely ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra, izay foy :-D :-D :-D naika nataoko izy hoe maninona moa raha tenenina hoe amidy ilay boky na hoe omeo vola aho fa tys manao safarin-teny e :-D :-D :-D
8. ikaretsaka ( 17/03/2009 14:35)
Le mi aborde any anaty metro ireny koa ry soanja no tena tsss. Fa za mo le t@ mbola nianatra dia manana le depliants kely @ scouts na youth groups sns ireny foana ao anaty kitapo,na fara faharatsiny le mandeha mamangy sakramenta masina @ fiangonana eny an dalana ireny de le maka m brochures na sary masina misy vavaka ireny apetraky ry zareo ary afara ary any anaty kitapoko..
De rehefa le mandahatra sy mizara boky dia omeko le depliants koa de mody ataoko hoe samy mamaky de mifampizara an... de vakiako ity de mifampidinika points par points. Rampitso toy izao ahako mandeha ity train ity indray fa miomana...
Fa tsary nisy nimpoly
9. kelly13 ( 17/03/2009 18:15)
hay tsy tiandry zareo ny resaka fakana rà, tranfusion de sang etc... henoko zay! lol! tena makaleo mintsy nge e! hitanareo, le izy zany amiko oe resaka momba an'Andriamanitra ! ny tena nianatra t@ sekoly katôlika, votom-pinoana! d qlq part @ fiainako, ôtran'ny "menatra ny tenako" za hi refuser hihaino andry zareo satria oe mitondra ny tenin'Andriamanitra etc... ry zareo! d mihaino azy sy ny "conneries-ny" aho. asa ra azonareo ny tiko lazaina! ôtran'ny oe amiko, ra sanatria tsy mihaino azy reo za d sanatria ôtran'ny oe mandà ilay Andriamanitra hinoako. asa tsapany v zay faiblesse-ko zay? depuis klou reo tsy nandalo e! une fois za tany milan tena nahavita niteny oe non merci fa za athée :oops:
10. ni81 ( 17/03/2009 18:47)
Nisy ni-sonne dia nivoaka aho nijery dia ry zareo kay no tao. Dia nanazava teo izy hoe ianao ve kristiana sns... eny oa; mahafinaritra mihitsy izany hoy izy tamiko nanazava teo sady nomeny ilay boky aho t@ farany (aty moa tsy amidy toy ny any dago ireny fa zaraim-potsiny). Noraisiko ilay boky dia lasa aho niditra. Ny herin'iny dia nisy ni-sonne indray hono fa tsy tao aho fa ram's no sendra tao, dia nivoaka izy nanontany. Dia nanazava ireto olona sady nampiseho ireo boky fa tonga hono dia nolazainy hoe: "tsy ilainy ireny boky ireny fa izy efa manana ny finoany". Dia nilaza ireo olona hoe: ka t@ herinandro izy nandray anay teo dia nandray boky koa :lol: An an hono hoy izy aza miverimberina aty intsony ianareo.
Ka zà koa nanao toa an'i kelly13 tsy sahy nandà fa nanaiky tsy sazoka nandray ilay boky :?
11. ikaretsaka ( 17/03/2009 19:06)
ny fika rapida ndrindra aloha de rehefa tonga izy ka samy milaza azy hoe mpivavaka de tarito hivavaka alohan'ny fifampizarana dia ny "fivavakao" no ataovy satria ao aminao izy....
fa ireny koa manda raha vao tsy ny fivavany no atao...

fa a 90% izy hitsoaka matanjaka
12. fijo ( 17/03/2009 21:00)
za koa ry kelly efa nataon'ireo an'izany,fa ny farany dia noteneniko hoe"za tsy mil aizay andriamanitrareo,ka rah ambol amiverina eto ianareo ,di ahiantsoako polisy"fa tsy hita intsony hatrami'izay.
13. niryna ( 18/03/2009 02:45)
fijo:

za koa ry kelly efa nataon'ireo an'izany,fa ny farany dia noteneniko hoe"za tsy mil aizay andriamanitrareo,ka rah ambol amiverina eto ianareo ,di ahiantsoako polisy"fa tsy hita intsony hatrami'izay.

=))=))
Ity omena azy ireo rehefa tsy maharesy lahatra azy hianareo Jaona 1:1 fa tonga dia mandositra izy ireo fa tsy mino an'i kristy ho Atra

ny ahy indray dia hoy aho hoe tsy mitovy ny finoantsika ka misaotra ,dia niteny izy hoe tsy mitovy ahoana e,hianareo tsy mino an'i kristy hoe Atra ....dia nalaiko ny baiboliko dia nasehoko azy ny baiboliko fa ny baiboliny dia milaza hoe......

..Ny tiako ho tenenina dia alaivo ny baibolinareo dia ampitovio ny azy fa tsy mitovy

In the beginning was the Word,and the Word was with God ,and the Word was God John 1 : 1

Ny azy ? In[ the ]beginning was the Word was ,and the Word was with God ,and the Word was a god

Ny antsika God ,ny azy a god
------------------------------------------------
1 Tamin'ny voalohany ny[ b][Teny[/b], ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.

ny antsika Andriamanitra ,ny azy andriamanitra

1 Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu.
Au commencement etait la Parole ,et la Parole etait avec Dieu ,et la Parole etait dieu

ny antsika Dieu ,ny azy dieu

14. ari.malala ( 18/03/2009 06:42)
Kelly13, ie, hitany iny faiblesse ndry iny hoe raha tsy nihaino azy d lasa mandà an'Atra d lasa tonga foana iz, fa nenà ndray kou reny mormons reny, de nizesta b nanotany anà hoe enao v mino an'Antra, d ie hoà, d hoe teneno anazy ny finoanao an'izany Atra izany, fa tonga d nanao tsenjery manitra b zà hoe fa toy izao no nitiavan'Atra an'izao ttlo izao nomeny ny Zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay, de mbola ni insiste iany alou hoe mafinaritra ny miresaka aminao fa tena olona mino tokoa enao, fa in ny finoanao d tsy nisalasala mitns mou za niteny hoe katolika nandray ny Batemy sy ny Fankaherezana hoa za ary za active tsara mitns ao @ Fiangonana misy anà, d mbola niseho nitarika iany hoe tongava mivavaka any am zareo, za ts nanotany hoe aiza ny fiangonany fa za kou mba nitarika hoe tongava etsy Ambanidia hoa, ao @ Ekar St Etienne @ sabotsy am 3 fa misy fandalinam-pinoana hoan'ny tanora ao de ny lamesa @ alahady maraina am 6:30 de any mifankahita :-D :-D :-D ts nahasahy niresaka tamko tsony no ts sahy niverina intsony :-D :-D :-D
15. kelly13 ( 18/03/2009 09:49)
secte oa
16. Mirananirina ( 18/03/2009 09:55)
secte oa

secte ny anarany fa ny fitoriany anie dia i jesoa ihany,izany hoe Kristianina ka inona no mahadiso azy???????
17. kelly13 ( 18/03/2009 10:38)
izy mi harceler, zay no mahadiso azy
18. tywa68 ( 18/03/2009 10:51)
Kelly13: d torio ny Atrao koa izy d zay leo voalohany miala :-D
19. ari.malala ( 18/03/2009 13:56)
kelly, io nataoko ny mormons io rikala anaovana azy a! hihihi! tarigo hoany @ Fiangonandry hihihi! ts ho sahy hiverina tsony ngamba!
20. fahamarinana ( 18/03/2009 14:08)
miranirina:
secte ny anarany fa ny fitoriany anie dia i jesoa ihany,izany hoe Kristianina ka inona no mahadiso azy???????

:arrow: F'angaha moa izay ry zareo ireny :?: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058