ry zareo...

21. kelly13 ( 18/03/2009 14:08)
tywa68>tsy mahay mitory teny za, hihihi

arimalala>ra mbola miverina eo d teneniko mintsy fa makamo, zany oe tsy mbola niverina ry zareo klou hatramin'izao e :)
22. fahamarinana ( 18/03/2009 14:12)
:arrow: ndraso fa ho avy za sady ampiako drap fotsy moa,araka ilay resaka tary,efa voazaitrako izy ato manko ! :-P (l)
23. ikaretsaka ( 18/03/2009 15:00)
tywa68:

Kelly13: d torio ny Atrao koa izy d zay leo voalohany miala :-D


Izay mihitsy...na anangony sary masina le misy vavaka ireny ao ambadikany dia omeo.... sady asaivo miara mamerina ilay vavaka miaraka aminao.
Rehefa tsy mahita raha any ivelan'i m/kara no misy anao dia misy azo alaina maimaim-poana ary afaran'ny fiangonana katolika ary de mangala rezega misimisy
24. fijo ( 18/03/2009 21:40)
alefaso aty ry kelly an,misy namako te ahita anareo hoe de alefaso aty vitrolles .
25. ari.malala ( 19/03/2009 07:24)
fijo hihihihi! hanjono ndray mantsy an :-P
26. kelly13 ( 19/03/2009 10:27)
fahamarinana>amiko ankia d secte refa mi-manipuler oul, maka ny 1/10 ny sôsin'ny oul, mi-harceler oul a, mba marina e!

fijo>omeo le adresse, mdrrrr sô d za no tonga any hitory teny mahafinaritra hahahahahahahaha

arimalala>njaso za mba hanjono, aiza misy kakana matavitavy tsara retsy?
27. ni81 ( 19/03/2009 12:45)
Ny TJ dia tsy mino ny TRINITE.
28. fahamarinana ( 19/03/2009 13:30)
:arrow: ni81 : ka zay manko akia no nahavariana ahy ilay voalazany mirananirina teo ! asa anefa ,iaho tsary tany koa aloha !
kelly13 : eka ouzy ! (l)
29. diamondra27 ( 19/03/2009 14:42)
kelly13: dia atena tsy rariny akia ny fiainana raha izany fa ahoana no any amin'ny olona tsy mitady no misy mandeha ary aty amin'ny olona mitady mpitory teny tsy misy mitory teny?

Tsy zara aza ve akia mba hisy fotoana ivavahanareo dia amin'izay mba tsy mieritreritra fahotana: handroba sy hangalatra ( za tsy miteny hoe ndry le mandroba an!)

sangisangy zary tenany io fa tsotra fotsiny akia ny atao a, aza mandray olona na iza na iza mihintsy any an-tranondry raha tsy sur rendez-vous dia efa ilazao ny vady aman-janak'indry hanao an'izay koa.
Betsaka manko ny mpisoloky na dia aty an-dafy aza fa zany hoe: tsy zendrany fotsiny. Ireny olona seule na antitra ireny no tena cible
Resaka fivavahana indray dia efa io ny doctrine nampianarina ny témoins jehovah hoe manao porte porte de tsy misy alaharo fa manenjika quota sy mivarotra na mizara ireny depliants ireny ry zareo
Inona moa akia no mahasakana andry tsy handray tsotra izao ilay olona , na koa raisina ny tel-ny dia antsoina ny foibe na hoe mandeha any mihintsy satria hoe akaiky anareo le izy dia lazaina ffa hoe: miala tsiny fa efa nandray anareo aho indray mandeha , ankehitriny anefa dia tsy mifanaraka amin'ny fivavahako ny finoanareo ka aleo isika mifanaja tsy hifandrebireby . Raha toa ka tsy mihaino ahy ianareo fa mi-insiste dia mampitandrina anareo aho fa considere-ko ho toy ny harcemlement ilay izy ka hiantsoako polisy ianareo.
Aleo mitsotra akia a!


-------------------

tena anisan'ny secte ny témoins jehovah ary hita ao amin'ny annuaire izany
30. diamondra27 ( 19/03/2009 15:09)
http://www.info-sectes.org/pages/sectes.htm = info secte
ery ambany ery ny misy ny témoins jehovah

raha hijery manokana momban'ny TJ dia ity http://www.info-sectes.org/tj/index.htm, misy témoignages ao ny olona victimes ny TJ
31. ikaretsaka ( 19/03/2009 15:18)
Ka raha vao tsy mino ny trinite izy de tsy ktianina izany e
32. ni81 ( 19/03/2009 15:24)
ni81 : ka zay manko akia no nahavariana ahy ilay voalazany mirananirina teo ! asa anefa ,iaho tsary tany koa aloha !

zà tsy tany fa nanontaniako azy ireo t@ zaho tany dago fa mahafantatra olona mpiray tanàna taminay aho, dia izy mitory amiko eo, dia zà koa manazava aminy ny zavatra haiko sy fantatro.
33. kelly13 ( 19/03/2009 16:12)
diamondra27>miciii @ torohevitra

fa za klou tena mifona fa tsy mahavita le hifandahatra @ndry zareo resaka fivavahana e! amiko Andriamanitra d "connaissance" infinie, nendry zareo tô ze loha-patany, aleo tonga d le oe manome rà iny na asaiko makany @ fengonana katôlika ry zareo (za tsy mpiditra ampengonana :oops: mantsy)
34. fijo ( 19/03/2009 20:35)
kelly tsy olana mihintsy raha hatory tena aty ndry ka.hihihiii avy dia krispijo sy temoin izany
35. ikaretsaka ( 19/03/2009 21:24)
keliterezy> izay tonga de abordena azy hoa....modio hoe hitako tamin ilay bokikely nozarazarainareo ireny hoe ny momban'ny transfusions ... de za zany hoe tsy koty fa za sady efa nanome ra no nalaina ra no namindrana ra ary mbola hanome ra sy hamindrana ra raha misy mpiara belona amiko mila izany .. de ahoana?
36. ari.malala ( 20/03/2009 05:54)
fijo, anhan!! hatory tena any i kelly? :roll: :-D :-D :-D :-D
37. kelly13 ( 20/03/2009 08:30)
arimalala> io zao fijo d mody oe oadray diso tsipelina, mdrrrrrrrrrrr

ika>fa tena tsy nampoiziko io resaka transfusion sy fakàna rà io! ry zareo zany d tsy mahazo manao bilan sanguin? oh là là! lalina

fijo>aôna mou zany "hatiry teny" zany ramosé? hahaha!
38. ari.malala ( 20/03/2009 13:50)
kellyterezy a! otran ifaninananareo iany le mandiso tsipelina ka hihihi! mifanaraha tsara aloha nareo e lol
39. Mirananirina ( 20/03/2009 18:08)
izy mi harceler, zay no mahadiso azy

Mba azonao hazavaina ve?Be ihany ny hitako izay fa toa mivavaka tsara daholo ka.
Hoy i miranirina:
secte ny anarany fa ny fitoriany anie dia i jesoa ihany,izany hoe Kristianina ka inona no mahadiso azy???????

F'angaha moa izay ry zareo ireny
Tsy azoko ny tianao ambara,amin'ilay hoe "izay."
40. kelly13 ( 21/03/2009 07:31)
tsy mbola tratrany ngamba ianao ry mirananirina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366