ry zareo...
41. fahamarinana
(
21/03/2009 10:36)
miranirina:
Tsy azoko ny tianao ambara,amin'ilay hoe "izay."
:arrow: ialako tsiny fa efa voazavan'ny namana ao ambony ao ka tsy hovelabelariko intsony fa mba vakio azafady indrindra !
kelly : mbola tsy notanarahiny tokoa ny ankamaroany ! (l)
45. ikaretsaka
(
27/03/2009 02:53)
mba supposition kosa ny ahy ko faha koa..sady supposition mifantoka @ lojikanjavatra
