NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
1. gabidemony
(
15/02/2009 11:23)
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry
@ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ?
Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra
nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?:
Anjaranao no mamaly azy eto ambany :?:

répondu par gabidemony le 17/02/2009 00:28
2. Noue
(
15/02/2009 11:36)
gabidemony:dia tsy hihemotra ve raha izy no eo satria ny ekipan'ratsiraka daholo no miaraka aminy eee
Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra
nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?:
3. zama91
(
15/02/2009 11:42)
toa hoe tsy misy frein hono le tgv nefa lalamby efa hifarana ,tsy maintsy any ankady ihany no hiafarany e
4. yuka
(
15/02/2009 11:50)
Tana aza tsy vitany ko ataony ahoana ny hitantana an'i MADAGASCAR manontolo? :roll:
maika hanangokarena fotsiny io mahia be ka mirangorango :-D :-D :-D

6. Noue
(
15/02/2009 12:37)
en tant que dj aza izy efa tsy lasa intsony eee ! haninona eo ???? hanangonkarena satria efa tsy mandeha intsony ny affaire-ny ve eee ??? tssss
7. rabingogilabanga
(
15/02/2009 13:15)
gabidemony:
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry
@ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ?
noue:
dia tsy hihemotra ve raha izy no eo satria ny ekipan'ratsiraka daholo no miaraka aminy eee
zama91:
toa hoe tsy misy frein hono le tgv nefa lalamby efa hifarana ,tsy maintsy any ankady ihany no hiafarany e
dia izao ve no atao hoe hevitra aminareo?
asa raha mba nisy valeur ajoutée azon'ny gabidemony na ny mpiserasera eto @ ieo hevitra ireo fa dia fanaratsiana fotsiny no be.
yuka:
Tana aza tsy vitany ko ataony ahoana ny hitantana an'i MADAGASCAR manontolo?
maika hanangokarena fotsiny io mahia be ka mirangorango
zany mba misy kely ho fiazina, na kely aza, na dia farananao aza hoe : io mahia migoragora io
dia mba azo valiana hoe: ary NY CREDIT ny commune nofiazin'ny governemanta? ny fanendrena ny fokontany nalain'ny prezidansa ny repoblika, etc...?
Ny hevitra dia eto:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4997b2849f09f
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4997a0795d7c9
afaka contre na pour , fa au moins ça relance le debat, mba misy valeur ajoutée raisina au moins
8. zama91
(
15/02/2009 13:30)
rabingogilabanga:

Tsy misy hoe pour an'i ra8 pour cent pour cent eto,mety marina ny hevitrao momba ny commune antananarivo,fa ny hevitra hoe haka fanjakana eny @ rue aloha aleo zavatra tsy ara dalana.Taty france nisy manifestation contre la vie cher sy ny pouvoir d'achat presque 2.500.000 manarena an'i france,fa jamais hitaky ny fialan'ny president .Resaka krisy socialy tadiavina atao fitadiavantseza
9. ralalaina
(
15/02/2009 14:07)
ireo olona ireo anie rabingo efa donto RA8 mpamono olona ny saina,miaro satria niaraka nanao didy jadono,namono olona nangalatra zany no harovany eto nefa tsy fantany fa mialy zandry kely de mihorohoro izy mianankavy,ny any gabine moa ny anarana aza maimbo maika fa ny hevitra
10. tsinjo
(
15/02/2009 14:24)
ralalaina: amin'la ary mety ve io ataon'i TGV io ?
tadidio fa ra niantso ho eny mahamasina ny TIM tsy niantso izy we ny TIM ihany no makeny fa izay olona tsy tia korotana ,tsy tia gidragidra , ary manaja ny ara-dalana ireo ny olona natsoiny ,ar dia nahazo olona tokoa izy
i TGV kous ra nitaky ny demokrasia teny ambihijatovo dia nahazo olona tokoa fa saingy nivadika ho fanonganapanjakana ilay izy taty aorina de niala ny olona satria tsy laharapahamehana izany fa mampiditra lavaka ho any firennena

11. tsinjo
(
15/02/2009 14:27)
marina fa betsaka ny olona tsy tia io fanjakana io amin'izao fotona izao fa saingy ny vahaolana analana azy eo aminio fitondrana io de ny fifidianana iany ,tsy misy akotrizay ,fa ra io ataon'io TGV io de tsy ahazo olona aminio izy ,
12. ralalaina
(
15/02/2009 14:35)
nahazo olona izy satria olona nokaramaina no betsaka sy nontanterina avy any ambanivohitra,niampy spectacle gratos
13. belakely
(
15/02/2009 14:40)
mba alefaso lavitra ihany hoa ny saina fa aza faly hanakiana fotsiny.
io ataon'i tgv io anie ka style efa lany daty e! raha tena milay maninona no tsy mampiasa tetika avo lenta?
Raha ohatra izao izy ka tena nanaja marina demokrasia dia izao no tokony ho nataony: - nangatahany aloha ny hisian'ny fifidianana alohan'ny fotoana
- dia mba hasiana fanovana koa ny lalàm-panorenana hoe mahazo mirotsaka ny olona latsaky ny 40 ans, amin'izay izy mahazo mirotsaka
- Dia tsy nandrangitra, tsy nitarika olona handroba, handoro,....... fa nampiseho fihetsika olona stratège, mino aho fa na i Ramose aza mety ho menatra!!!!!!
Fa izao: fihetsika jiolahim-boto, manompa olona @ télé??????? eny an-dalam-be????,sns .... ny tenany aza tsy hainy ny manaja azy:
Victime t@ dérapage nataon-dr8 aho an, teo amin'ny sehatra ekonomika, fa tsy alehany ny ataon'i tgv. Ny olona ianteherany aza efa lo, masiso daholo. Tsy intellec lery e! :-D :-D :-D :evil: :evil: :evil:

14. ralalaina
(
15/02/2009 14:43)
hiandry fifidianana ve ho lasa TIKO mcar vao ho tonga saina ianao sanatria zany aminay,ny fantratray dia tsy maintsy miala RA8 na amifomba ahoana na @ fomba ahoana ary tsy ho ela
15. tovolahy007
(
15/02/2009 14:52)
belakely! Izaho de miombokevitra aminao mitsy. Raha mba nisaina kely fotsiny i DJ dedaka fa tsy maika be ohatran'izao de nino mitsy aho fa nahomby ny zavatra nataony. Saingy maika loatra lery, asa na noho ny tsy fisainana, na adedahana satry nahazo olona, na ko nohon'ny ireo olona ao aorianana izay efa tena malahelo mafy ny sezany taloha no antony. Aiza ve rangahy ka vao afak herin'andro nanombohana ny fitakiana tonga de hoe za no ho prezida?? Ny niantsoana ny olona anefa de hoe hitakiana ny famelana malalaka ny haino amanjery hiasa malalaka, afaka herin'andro tonga de niodina 180 degre be tamoka teo hoe haka fahefana, tssss. Tena mbola tsy matotra e. Ho an'i Ravalo ndray de tokony ahatonga saina azy ireny zavatra niseho ireny, tonga ahalala izy fa misy zavatra tsy mety eo @ ataony ka tokony hovana. Amehezako ny resaka de izao, diso Ravalo, saingy kosa raha izao ataon'ny TGV zao, dia tena diso be nohony ataondravalo. Donko, samy tsy misy mamely, saingy Ravalo aloha izao no eo, azo atao ny manao fitakiana fa ra hoe haka ny sezany otran'izao de sasa-poana sy very andro eo fa tsy ho hisy zany, ny maty matimaty foana iahany ko.
16. kidoropamba
(
15/02/2009 15:21)
TAPAHANA ALOHA NY LOHAN'NY MPANAO JADONA. AVY EO OMENA NY VAHOAK NY SAFIDY MALALAKA.
NY RANTSANIFINDRAVALO NO HANDRAVAHN NY FASAN'NY GASY NOFOFOINY AINA.

17. mirana5
(
15/02/2009 15:38)
tovolahy007:
belakely! Izaho de miombokevitra aminao mitsy. Raha mba nisaina kely fotsiny i DJ dedaka fa tsy maika be ohatran'izao de nino mitsy aho fa nahomby ny zavatra nataony. Saingy maika loatra lery, asa na noho ny tsy fisainana, na adedahana satry nahazo olona, na ko nohon'ny ireo olona ao aorianana izay efa tena malahelo mafy ny sezany taloha no antony. Aiza ve rangahy ka vao afak herin'andro nanombohana ny fitakiana tonga de hoe za no ho prezida?? Ny niantsoana ny olona anefa de hoe hitakiana ny famelana malalaka ny haino amanjery hiasa malalaka, afaka herin'andro tonga de niodina 180 degre be tamoka teo hoe haka fahefana, tssss. Tena mbola tsy matotra e. Ho an'i Ravalo ndray de tokony ahatonga saina azy ireny zavatra niseho ireny, tonga ahalala izy fa misy zavatra tsy mety eo @ ataony ka tokony hovana. Amehezako ny resaka de izao, diso Ravalo, saingy kosa raha izao ataon'ny TGV zao, dia tena diso be nohony ataondravalo. Donko, samy tsy misy mamely, saingy Ravalo aloha izao no eo, azo atao ny manao fitakiana fa ra hoe haka ny sezany otran'izao de sasa-poana sy very andro eo fa tsy ho hisy zany, ny maty matimaty foana iahany ko.
19. heidi
(
15/02/2009 15:53)
13. Mpandefa : ralalaina [ Valio ] 15-02-2009 15:43:52
Lohateny : Re : NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
hiandry fifidianana ve ho lasa TIKO mcar vao ho tonga saina ianao sanatria zany aminay,ny fantratray dia tsy maintsy miala RA8 na amifomba ahoana na @ fomba ahoana ary tsy ho ela
FA NAHOANA ary no tsy mety voahoganareo foana i ra8 e! izay foana no nodradradraina hqtrizay teto , i dj efa nanao fietsiketsehana tahaka ny inona hoe tsy maitsy mirodana io kanefa mbola tsy rodana foana hatramzao :-D :-D :-D nefa anie nareo toa milaza ho mafy be e! :^) :^) :^)
20. xxx
(
15/02/2009 15:58)
Ny hevitra moa izany no tena tadiavina eto fa raha ny hevitro de zao , ny heloka hibaboana mody rariny , ka tsy aleo ve manao raharahampiavanana @ mpitondra mbola mpitondra anao io alefaso ny arazo e! za mino fa tsy hitana alahelo aminao ny mpitondra fa zany hoe sarotra ho @ olombelona ny manao izay ;maneke letsy ny fahefana misy a! tsotra raha mbola misoratena ho kristiana ianao a! aza entina hitenenandratsy ny anaran'i Kristy fa ento @ fahamarinana ary asehoy fa olona masina ianao a! vola ve tsy mitindra anao any @ fiainana mandrakizay zany tsy mbola nisy ol nahazaka na ariary aza nankany ampasana raha mahatsapa ianao fa diso de mifona @ vahoaka sy ny mpitondra , fa anjarany raha tsy hamela ny helokao izy , sady toi mbo mahay mitomany ihany , fa tena tomany fatsy setroka a! zay fa mahereza de aza manaonao foana tsony