NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?

41. nirasia ( 16/02/2009 08:16)
Ny olona namotika an'Iarivo ry zalahy tsy ho mpitondra mandrakizay a, efa tokony hojerena @izay izay handimby an'Atoa ra8 rehefa lany ny mandat-ny fa raha i Andry aloha tsy tafa intsony fa maty pasport, sa ahoana hoznareo. Tsy mahay miandry fifidianana dia mba natao aloha izay nahatsara an'Iarivo fa ataon-dRatsiraka marionnette fotsiny.
42. Andribe ( 16/02/2009 09:08)
Tokony avela hihinana lery fa midongy loatra. Aiza ve de fanana kely no omena azy aleo izy omena eo @ 3% ny volambahoaha fa satria ze tonga eo mihinanana daholo. Na tonde gadraina koa lery mety hilamina na gadraina koa i ra8 de samy mirava dia avy eo maka 4mi etsy analagam atao filoha reny mantsy homambe koa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
43. Papoose ( 16/02/2009 23:31)
eshy eeee!!!
44. gabidemony ( 17/02/2009 00:28)
hampietsika ny demoniko mmintsy zao kaHHH!!!!!! :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0884