NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
21. tsinjo
(
15/02/2009 16:03)
hono wa ry zalahy , i DJ niteny teny aminy 13 we ande hitsidika any aminy faritany mba naheno ve laisany we nande tany lery ? de inn ny antony tsy nandehanany ?
22. mirana5
(
15/02/2009 16:07)
NY EMISSION T@ ARTE omaly dia mazava ho azy fa i RAVALOMANANA SY RAJOELINA dia BONNET BLANC BLANC BONNET daholo
DIA NY VAHOAKA NO ATAON NY MPITONDRA MIFANDIBY
"TOHATRA FIAKARANA FOTSINY"
Mivory etsy @ 13 mai mivory etsy Mahamasina, nefa ny ny tombi-tsoa tsy nisy mizara t@ dry zareo akory,
HITANAREO NY TRANON'IZY ROALAHY? ARY NY TRANO HIAINAN'ilay Madama kely sy ny vadiny aman -janany natao interview? TSSSSSSSSS!
Mahatofoka ny ADI -TSEZA MARINA MAFY E! :cry: :wink: :wink: :wink:

23. tsinjo
(
15/02/2009 16:12)
io nge r'ise n'aiza n'aiza firenena tsy maintsy ny vahoaka no atao tohatra fiakarana fa zay no atao mieritrereta vao manao zvt e
24. mirana5
(
15/02/2009 16:17)
tsinjo:
io nge r'ise n'aiza n'aiza firenena tsy maintsy ny vahoaka no atao tohatra fiakarana fa zay no atao mieritrereta vao manao zvt e
Fa ny an'ity ange dia efa tsy eran'aina loatra é miariary loatra ! ary lay mpiasa madinika lasa filoha any Pologne ve nanao ny vahoaka ho tohatra koa? JE NE PENSE PAS! donc, tsy ny firenena rehetra araka ny filazanao!
25. Papoose
(
15/02/2009 16:21)
lol marary saina mifanenjika eto fotsiny, efa hoe ohatran'ny hitondray ny bizny personely no hitondrany ny commune sy ny fanjakana!!!
26. Noue
(
15/02/2009 16:51)
ny ahy dia izao fotsiny no mba lazaiko eee !
*ekena fa tsy misy ny tongalafatra indrindra raha resaka fitondrana ao M/car no resahina
*ekena fa betsaka ny zavatra tsy mety nataon'Ravalomanana, saingy kosa aleo mba jerevana ny zavatra tena hita maso sy azo tsapahin-tanana vitany nanomboka teo izy
*t@ andron'dratsiraka , firy taona izy no teo??? inona no mba nataony eee ??? dia efa samy nahita an'ireny isika rehetra
---------------------------------------------------------------------
i TGV indray ??? voilà ; t@ voalohany aloha dia tsy ratsy ny zavatra takiany, tena marina ary rariny koa raha nitaominy ny vondron'olona hiaraka aminy ! tena nety ilay izy saingy:
diso tafahoatra loatra ny zavatra nataony! eisyyy eeee ! hitany moa fa tena nahazo kil izy dia tsy mba nisaina tsara oe inona sy tahakan'inona no hanohizana ny fihetsika
ny tena naharatsy ny zavatra nataony dia izy naka ny ekipan'i ratsiraka hany ka tsy zakan'ny olona io eee !!!!
hany ka lasa nanao didy jadona !! izaho no!!! izaho no !! je m'auto-proclame snss eee!!!
tsy izany ny zavatra nantenain'ny olona taminy ary fantany tsara zao ny vokany ! natao sorona ny olona fa tsy notohizany ilay ifoton'ny nanaovany io fihetsika io !
ka Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra
nandrasan'ny olona ve izy dia hoy aho oe raha izy no eo dia tsy hampandroso velively an'i M/car izy fa dia HIHEMOTRA hatrany M/car ny antony ???? efa samy mahafantatra ny tantara isika eeee ! ny ekipan'ratsiraka ve no nalainy hiaraka aminy tssss ! tsy ho lasa lavitra zany eeee !!!! aleo ihany izy hijanona @ maha DJ azy !!! ampy azy io !!!

27. patrick2002
(
15/02/2009 17:27)
Ny ahy rangahy ity rehefa tsy mangalatra ianao dia izay no zava-dehibe ah! sahiko ny milaza fa mbola tsy nisy filoha nangalatra ohatry ny ity hatramin'izay naha madagasikara an'i gasikara ,mbola misy miteny hoe izay mpitondra tsy maintsy maka kely ,amiko tsy kely io ataony ra-8 io fa efa tafahoatra mihintsy .
Mora ny mitondra anio rehefa hetinao ampahamarinana io, ka dia mahatoky an'i Andry DJ izaho ,sahala @ nahatokisako an'ilay Mpitery ronono avy any Manjakandriana iny.
Izaho dia midera an'i Ravalomanana @ tsy fahandeferany ireo izay minisitra manao corruption ,na fonctionnaire ,izay no maha samihafa azy sy i Ratsiraka, fa kosa tsy hampiariny @ tenany ilay izy .

28. Noue
(
15/02/2009 17:46)
patrick2002:ary ny nataon'i ratsiraka eee ?? ny diamondra sy ny vatosoa sy ny tsy hay intsony ???? @ fomba ahoana moa no hananany chateau aty frantsa eee ??? ary ny appart ao @ montparnasse sns ???
Ny ahy rangahy ity rehefa tsy mangalatra ianao dia izay no zava-dehibe ah! sahiko ny milaza fa mbola tsy nisy filoha nangalatra ohatry ny ity hatramin'izay naha madagasikara an'i gasikara
29. tovolahy007
(
15/02/2009 17:51)
Izaho de nankasitraka TGV t@ voalhoany, fony izy mbola niteny hoe NY ANTONY HANAOVANTSIKA IZAO HETSIKA IZAO DE MBA HITAKIANA HO MALALAKA NY FANEHOANA HEVITRA. Naknasitrahako100% io,ary tao aorianany aho t@ io. Fa vao novan'ny lery ny fitondrana ny baolina hoe HALAIKO NY FAHEFANA de iny za no nilaa satria TSY IZAY MIHINTSY ILAY aloha ilay ANTONY NIARAHAKO TAMIY. AMIKO DE TOKONY NATAONY MAZAVA TSARA HATRAMI'NY VOALOHANY HOE HAKA FAHEFANA ANIE NY TANJONA DE ANJARAKO NO MISAFIDY. Fa tsy taritina aho @ zavatra anankiray de hitanao fa roboka aho de tonga de ovanao tampoka hoe HAKA FAHEFANA ISIKA. Any ny ahy no tsy ankasitrahako an'i Andry fa aleo de atao mazava ny kozy. Za sure fa tsy izany mitsy ny tao an-dohany t@ voalohany,FA IREO AO ANDAMOSINY, MBOLA AVERIMBERIKO ETO FOANA, NO MANAO MAY TE AHAZO SEZA KA HANY KA MANORO VOHANA AZY @ ZAY TOKONY HATAO. DE IZAO NO IAFARANY. Tsy misy hevitra vaovao mihintsy fa ny efa teo iany no teo. ATSANGANA NY GOVERNEMANTA ENY ANTSISINDALANA, IZA MO NO NANAO AN'IO VOALOHANY??? DE HANDEHA HAKA AN'NY MINISTERA. NGA TSY MISY HEVITRA VAOVAO MITSY TSONY EE???
30. jakaka
(
15/02/2009 17:59)
yuka:
Tana aza tsy vitany ko ataony ahoana ny hitantana an'i MADAGASCAR manontolo? :roll:
maika hanangokarena fotsiny io mahia be ka mirangorango :-D :-D :-D
ka raha ravalondoza mangoro karena io va. miteniteny fotsiny
31. zama91
(
15/02/2009 18:03)
ralalaina:
nahazo olona izy satria olona nokaramaina no betsaka sy nontanterina avy any ambanivohitra,niampy spectacle gratos
rehefa vitsy mpanaraka lesy dia vitsy izany,tsy question 10.000 olona dia hanosihosy ny safidy nifidy an'i ra8 il y a 2 ans,tsy midika izany hoe pro ra8,problem ara tsosialy lasa fitadiana seza ankitsorano be izao
32. heidi
(
15/02/2009 18:24)
shhhhhhh! zay tonga eo mameno ny paosiny dahollo
nameno kely na nameno bdb dia efa nanao ny anarany!
samy tsy hônety tsy mendrika :°)

33. belaza
(
15/02/2009 18:56)
aleo ra8 ihany no ho eo e ny paosiny efa mitady ho feno, fa raha i DJ mbola tsisy inina ao ampaosiny, nefa tsy maintsy mbola ho fenoiny koa! :-P
34. xxx
(
15/02/2009 19:35)
efa kely sisa dia feno ny paosina dia hijery ny vahoaka @ izay lery :-* :-* :-*
36. gabidemony
(
15/02/2009 20:21)
io ko sady mifangaro adim-pianankaviana nen'izy roalahy io,de ny gasy no atao Echèque eo.
Efa niaraka t@ zanak'i ra8 i Andry t@ lery mbola Dj de niterahany iray mihintsy aza.Avy eo nanokafan'i ra8 Agence de communication ao Antaninarivo io lery de nefa avy eo tsy novadiny le sipa vao tafa lery.
Taty afara tò oe nalain'ny andry ny zanany hoe lery no hamelona azy
nefa tsy nomen'i ra8 ........
D'efa ALAHELO RAY KO IO
KO ZANY OLONA ZANY V NO HATAO FILOHA
IZY ROALAHY SAMY TSY MAMELY

37. Noue
(
15/02/2009 20:24)
belaza:sady efa ritra t@ manif daholo zao ny saosy eee ! dia hitady fika indray aloha hamenohina ny paosy eee
aleo ra8 ihany no ho eo e ny paosiny efa mitady ho feno, fa raha i DJ mbola tsisy inina ao ampaosiny, nefa tsy maintsy mbola ho fenoiny koa! :-P
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
38. mirana5
(
15/02/2009 20:38)
Noue:
belaza:sady efa ritra t@ manif daholo zao ny saosy eee ! dia hitady fika indray aloha hamenohina ny paosy eee
aleo ra8 ihany no ho eo e ny paosiny efa mitady ho feno, fa raha i DJ mbola tsisy inina ao ampaosiny, nefa tsy maintsy mbola ho fenoiny koa! :-P
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
RAZANA B LAY RESAKA E
:( :( :( :(
39. Andribe
(
15/02/2009 21:50)
aleo reo hifampigidra eo fa ny ahy ny governemasaka efa avy hitady minisitra to @ serasera za zao :-D :-D :-D :-D :-D :-D
40. patrick2002
(
16/02/2009 05:06)
Noue:
patrick2002:ary ny nataon'i ratsiraka eee ?? ny diamondra sy ny vatosoa sy ny tsy hay intsony ???? @ fomba ahoana moa no hananany chateau aty frantsa eee ??? ary ny appart ao @ montparnasse sns ???
Ny ahy rangahy ity rehefa tsy mangalatra ianao dia izay no zava-dehibe ah! sahiko ny milaza fa mbola tsy nisy filoha nangalatra ohatry ny ity hatramin'izay naha madagasikara an'i gasikara
Izay no antony nanalana an-dratsiraka teo ary izay koa no tokony hanalana andra-8