loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
1. andrywui
(
11/02/2009 13:45)
zany no tena oe vorondolo matahotra andro fa tena natahorany hatramin'ireo Tim mpanohana azy zany !! tsy nipoitra Ravalo fa nikamofla be tany atranony tany !! tsy natokisany hatramin'ny Tim marina ha!ha!ha! sao de efa naloan'ny TIM kou ary ny sefony ??? betsak mantsy ny TIM nivadika taminy taminireny famonoana olona nataony ireny !! ha ha ha RAVALO natahotra TIM hi hi hi mapme be !! akaiky ny farany zokibe a!!
répondu par xxx le 12/02/2009 16:17
2. ralalaina
(
11/02/2009 13:52)
hay RA8 kay lety no tena sarimbavy a,ngamba lety PD koa io mpamono olona io a
3. xxx
(
11/02/2009 13:55)
ra za lety elah manana pseudo bobaka be io de mba menatra za kle ,aiza ka isaky ny 1mn misy ps vaovao fona tssss , ny mpikambana (vrai) ato am serasera de olona tonga saina fa mba menatra na mba amboary le fomba fanoratra fa manjary tsarain'olona tsy amnapa lety a
4. andrywui
(
11/02/2009 13:57)
vorondolo ve hiseho andro e!!! nitodian'ny nataony ka natahorany hatramin'ny TIM ny !!
6. xxx
(
11/02/2009 14:01)
mpamosavy ve tsy ilalao faty e , hitan'izao tontolo izao , hita mitsy oe maka tahaka ny tavaratra (arabo ) lol
9. andrywui
(
11/02/2009 14:08)
ny tena loza oa de nofaizin'Andriamanitra tamle ranonorambatravatra be tao !! hi hi hi hi de asa innn ndray zao no hamelezan'Andriamanitra azy ao amin manaraka fa faifay tsara aloha zay ny androany
10. patrick2002
(
11/02/2009 14:10)
Fahendrena aloha ry zalahy no mipetraka any antrano ah! aoka tsy hifamono ny samy malagasy ,na ekenao izaho aza fa tsara ny ronooo ny TIKO.
11. xxx
(
11/02/2009 14:10)
ary tam omaly nga nareo tsy mba norarafan'ny orana , sa tso-dranon'i satana iny tam le nametraka ministra hahahahahahahhaha
12. TWING
(
11/02/2009 14:14)
chch efa oe cyclone oa io.LOL
isika eto ambany lanitra mihintsy no tokony ho tonga saina fa isaky ny tady hisy korontana tato ato dia misy cyclone foana ao Avaratra Andrefan'ny nosy ao
isika eto ambany lanitra mihintsy no tokony ho tonga saina fa isaky ny tady hisy korontana tato ato dia misy cyclone foana ao Avaratra Andrefan'ny nosy ao
13. yuka
(
11/02/2009 14:22)
ianao ity koa mahita lazaina foana an!
rehefa nareo no misioka dia voromanga,fa raha ny TIM dia vorondoloo!
efa voatsaran'ny vahoaka androany TGVizana dia mahaiza amizay miaina!!
ary ahoana sahady ity jadona mahazo ny mpanakanto malagasy sy ny pivarotra ity ee!?????
mbola tsy mahazo toerana ary ve nareo dia efa izany no zavamisy.
zay hoa tsy mirevy jomaka sy BM (bemiranga) zany

14. andrywui
(
11/02/2009 14:25)
yuka vao vahiny tonga eto de mandainga sy miteniteny foana !! bedy be eo ty androany !! ataoko !!
--tena sady vorondolo mihitsy ny TIM ry yuka no vorondolo tsy mahasahy miseho andro !!! tsy hitanao anga ravalo tsy sahy nipoitra teny mahamasina fa matahotrandro sao akorain'ny TIM namany ono
--tena sady vorondolo mihitsy ny TIM ry yuka no vorondolo tsy mahasahy miseho andro !!! tsy hitanao anga ravalo tsy sahy nipoitra teny mahamasina fa matahotrandro sao akorain'ny TIM namany ono
15. TWING
(
11/02/2009 14:27)
yuka
enao TIM an?
rehefa mba mivory nareo dia mba anotanio tsara hoe taiza ny vola nandefasana ny olona 10 isaky ny fokontany tany @ faritany namonjy iny hetsika androana teny mahamasina iny. volan iza e?
ny maire ,ny député, sns maro no tany nefa hoe TIM no hanao démo de force.
teneno koa ampiakaro kely ny indemnité dia mahazo olona maro no ireny izy.
fara faha keliny mba TIM (50 000 zany) fa tsy vinTs

16. tsiafoi1
(
11/02/2009 14:28)
FAHENDRANA LALINA tokoa!
Fa TSY KANOSA NY FILOHA,
Hainy ny nanaja tena,
Fa FILOHAM-PIRENENA!
Filohan'ireo Mpankato,
Filohan'ireo Mpikomy koa,
Tsy mpiandany atsy sy aroa,
TENA HENDRY zany raha FILOHA!
Fa TSY KANOSA NY FILOHA,
Hainy ny nanaja tena,
Fa FILOHAM-PIRENENA!
Filohan'ireo Mpankato,
Filohan'ireo Mpikomy koa,
Tsy mpiandany atsy sy aroa,
TENA HENDRY zany raha FILOHA!
17. andrywui
(
11/02/2009 14:32)
ha ha ha io fa tratrandra swing kou ny fika antitra ndry TIM aminle vints !! de taterina avy any ambanivohitra !!! teneno mihitsy lety ny marn ry swing a!! potsiro eto fa be fika loatra ry yuka tony soavaly vao be kiakiaka
18. TWING
(
11/02/2009 14:34)
TENA HENDRY TOKOA NY FILOHA
Etsy manamarina Deawoo
Tsy hampahantra fa hampandady @ tany
Jero ny ao atrano fa efa Nipoaka anie ny SAROBILANY
Pour vous,il est un Champion
Par l'allure et son AVION
Etsy manamarina Deawoo
Tsy hampahantra fa hampandady @ tany
Jero ny ao atrano fa efa Nipoaka anie ny SAROBILANY
Pour vous,il est un Champion
Par l'allure et son AVION
19. TWING
(
11/02/2009 14:38)
:oops:
efa saika boing TIKO mihintsy aza no niakatra tany @ ville androany
efa manomboka manao fikan ny laibany e
efa saika boing TIKO mihintsy aza no niakatra tany @ ville androany
efa manomboka manao fikan ny laibany e
20. Noue
(
11/02/2009 14:49)
misy ho tapaka lalandrà nihafaran'ny ato rehefa kelikely aaa :-D :-D :-D tsy nahazaka an'ilay ville morte nefa niasa , niatra , nivarotra , niakatra teny mahamasina ny vahoaka eee ??? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))