loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!

61. heidi ( 11/02/2009 18:21)
ny firenena efa tafa- latsaka ankaterena
tsy mora ny manarina an'izany ny TROSABE MIAVOVONA nga moramora ny manala an'izany? de zay resaka force1 kely iny ve dia hita anenjehana anzy
anefa ny vola tsy ampy hatrizay toa tsy misy masahy manisy resaka ankory,


fiece1 kely: tena kely ve ny vidin'izany ry vale par rapport ny fahantrà, mihatra am malagasy????? :-D
HATramini'zay tsy nila avion privé izany fa vita vita waz teny foana ny fankanesana mande any ivelany kou nahoana no i ravalo no tsy maitsy nividy an'io???? MBA NAHAVITA ny amapahan'ny trosa kosa ny vidi'nio ko!
62. vale ( 11/02/2009 20:27)
ka depuis izy prezidà anie no nampiroborobo ny société tiko magro sy ny tariny e! izany hoe nitsetsitra be lery hita mibaribary,
hatramzay ny fitondràna tsy nila avion privé izany kou nahoana no izy ary no mila voninahitra amin'izany..

depuis izy prezidà, mazava ho azy satria na ny karama raisiny @ izy prezidà ve dia tsy afahany mampiroborobo ny aferany, tsy nandray millions firifiry aza izy efa niaraha-nahita ny fivoaran'ny aferany! NY HADINONAREO anie matetika dia IO OLONA IO MIKARAMA fa tsy hoe prezida de vao manao zvt kely izy de oe VOLAM-BAHOAKA foana zay ee!

Ho an'i kelly: raiso @ fitantananao vola ao atokantrano fotsiny ary, manana trosabeeee enareo mivady oh, tsy maintsy ilainareo koa anefa ny mividy Fiara, dia iny vola nividiananareo fiara iny ve dia hahaloa ny dette-be nareo ohatra? dia izay ve no tsy hividiananareo ilay fiara? na atao oe trano e, anefa iny avy eo tsy iza no handova anazy fa ny zanankareo ihany!!! bon mety tsy mazava tsara ny fanazavàko fa ny tiko atongavana ftsn dia oe, tsy ho hitan'ny trosabeeee akory ny vola nalaina nividianana iny avion iny! dia lazaivo ndray ary oe tokony nandoavany trosa anie le vola ee, ekeko izany fa misy koa ny zavatra tsy maintsy vidiana raha hita fa hahatsara zavatra na eo @ tokantranonao izany na eo @ firenena.
farany ho an'i heidi sa i Oay izy teo: ny nitenenako oe HO SENDRA MANGIDY eo dia IZAHO TSY MITENY AKORY OE TONGA LAFATRA RA8 NON NON NON, fa raha ampitahaiko @ fitondran'ny teo aloha rehetra dia NAHAVITA KOSA IZY E, sady tsy tanam-polo anie izy no tafiakatra teo fa EFA nanana ny business-ny eee! Amiko tsy mpameno paosy izany izy!! Olona efa zatra nikofoka teo @ fiainana ireny, fantattsika rehetra ny niantombohany fitadiabvany voalohany, anefa dia nivoatra hatrany izany, ary raha jerena ny fari-piainan'ny Malagasy dia olona AFAKA HAHATSAPA (quelqu'un qui peut comprendre) ny izany oe TSY FISIANA SY FAHANTRANA izany izy, ok'izay fa sodé lava lotra fa ndao ary oento ny ENFANT POURRI GATE nareo fa dia ho itantsika eo eee..
63. heidi ( 11/02/2009 20:39)
[quote]depuis izy prezidà, mazava ho azy satria na ny karama raisiny @ izy prezidà ve dia tsy afahany mampiroborobo ny aferany, tsy nandray millions firifiry aza izy efa niaraha-nahita ny fivoaran'ny aferany! NY HADINONAREO anie matetika dia IO OLONA IO MIKARAMA fa [quote]tsy hoe prezida de vao manao zvt kely izy de oe VOLAM-BAHOAKA foana zay ee![/[/quote]quote]

mba asio kalcul fa tsy possible e! fa angaha ny aferanao no sahaninao am maha rezidà republika anao raha tsy ny fiainan'ny vahoaka iray manotolo manerana ny nosy, donko mazava ho azy ny reaction ny vahoaka ....
SOMOKOTRA loatra tsy nijery afa tsy ny azy dia ny azy irery ihany izy ,
firifiry ny prezidà manerana ny tany fa tsy lmisy hoe ny an'i prezidà tao anatin'ny fitondràny nitombo harivo heny ny aferany fa ny vahoaka mitsindroka daholo fa tsy lmisy hanina ho hanina
tsy hoe prezida de vao manao zvt kely izy de oe VOLAM-BAHOAKA foana zay ee![/[/quote
justement ! tokony tsy hitranga io cas io kanefa dia nitranga tteo am fitondran'i ravalo mampalehelo :-P
64. vale ( 11/02/2009 20:45)
Ka le force one tsy azo hoanina klé
dia amin'i Oay ary ve raha nozaraina t@ Malagasy io vola navidy avion io, dia iza no hahazo ary iza no tsy hahazo?? hahavita inn akory anefa io rehefa tsinjaraina ho an'ny vahoaka? tsss :lol: , za mahita fa tsara ny hananan'ny Malagasy an'io satria mety hampisy estime eo imason'ny firenena eran-tany io, he ity filaharan'ny Malagasy efa ary @ vody laharana ny firenena farany mahantra indrindra, dia tsy mba fière kosa ve raha naka io avion ny filoha, ho an'iza ny voninahitra, fa tsy ho an'ny Malagasy rehetra?? ilaina dia ilaina tokoa izany, fa tsy hoe ny kibo ny vahoaka tsin noana koh! raha atao oe nampiasainy nananganany orinasa indray aza, tsy inn indray ny VAVAN 4NY VAHOAKA EO OE MIHINANA VOLAM BAHOAKA INDRAY IZY HOE, ts'hita ihany koa anie le vahoaka indraindray eee, tsy amintsika ny lelo de mora ery ny manaisotra, ny ankamaroan'ny vahiny nandalo tany M/kara ny ankamaroany MAHATSAPA avokoa fa MAHAY SY HENDRY NY FILOHA RAVALOMANANA satria hitan-dry zareo ny t@ tfitondran'ny teo aloha! Maro ny mivaky vava fa TSY AHITA FILOHA OHATRAN4IO INTSONY NY MALAGASY, mampalahelo anefa fa dia avy indray ry manimanina seza ISANY DIA INN NY NIHAFARANY??? FAHAPOTEHANA, ady an-trano, MAHAMENATR'OUL!!!! :?
65. Andribe ( 11/02/2009 21:14)
ZA WAAA HAMORY VAHOAKA HANOME KALY GRATOSS DE I ANDRY SY RA8 NO MI FINANCE DE AHODIKO NY ATSASANY :^) :^) :^) :^) :^)
66. Noue ( 11/02/2009 21:18)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
67. xxx ( 12/02/2009 00:34)
Oay lel'ena!
68. heidi ( 12/02/2009 03:00)
Amiko tsy mpameno paosy izany izy!!


hoy enao??? aza mba naiva :wink:
69. heidi ( 12/02/2009 06:55)
dia amin'i Oay ary ve raha nozaraina t@ Malagasy io vola navidy avion io, dia iza no hahazo ary iza no tsy hahazo?? hahavita inn akory anefa io rehefa tsinjaraina ho an'ny vahoaka? tsss

tsarovy fa ny 1f na 1centme ny debut ny frtune, na lazaina fa kely anefa vola be aza mahavita ny vitany.....
NY ERIKERIKA maha tondra-drano....
ka nahoana no afafifafy am rendrarendra fotsiny ny volambahoaka



za mahita fa tsara ny hananan'ny Malagasy an'io satria mety hampisy estime eo imason'ny firenena eran-tany io, he ity filaharan'ny Malagasy efa ary @ vody laharana ny firenena farany mahantra indrindra, dia tsy mba fière kosa ve raha naka io avion ny filoha, ho an'iza ny voninahitra, fa tsy ho an'ny Malagasy


koa raha tsy ny fananana avion no manambara fa manankarena ny firenena iray ka hitàna ny loha-laharana eo am toekarena malagasy :-D :-D :-D
ny farimpiainan'ny vahoaka no jerena na mahantra ny firenena iray na tsia
70. tsiafoi1 ( 12/02/2009 08:00)
Tsy asiana resa-be, fa RAVALO no FILOHA e!
Izay ihany zao aloa no tena masaka ao an-doha
Tsy mila be safary fa manjary mankarary
TGV a!, TGV !
Kay Tena Gaigy Vendrana e!

Ilaozana mandany andro, mitanisa
Ny fananan\'olona tsy ho voaisa???
Ny anao ampitomboina!
De raha HENDRY mionona e!

Sa hangalatra sy handroba,
Fa izay no mba talenta!
Rehefa tsy ampy miasa!
De zay anao ampitomboina!

13mai a! 13 mai!
Kay handromba-pahefana!
Koa raha tsy vendrana ny tafika
Ka hainaiky hisy hanafika!

De hohitantsika eo tokoa moa ny tohiny e.....


71. kelly13 ( 12/02/2009 12:05)
hozizy vale: "Ho an'i kelly: raiso @ fitantananao vola ao atokantrano fotsiny ary, manana trosabeeee enareo mivady oh, tsy maintsy ilainareo koa anefa ny mividy Fiara, dia iny vola nividiananareo fiara iny ve dia hahaloa ny dette-be nareo ohatra? dia izay ve no tsy hividiananareo ilay fiara? na atao oe trano e, anefa iny avy eo tsy iza no handova anazy fa ny zanankareo ihany!!! bon mety tsy mazava tsara ny fanazavàko fa ny tiko atongavana ftsn dia oe, tsy ho hitan'ny trosabeeee akory ny vola nalaina nividianana iny avion iny! dia lazaivo ndray ary oe tokony nandoavany trosa anie le vola ee, ekeko izany fa misy koa ny zavatra tsy maintsy vidiana raha hita fa hahatsara zavatra na eo @ tokantranonao izany na eo @ firenena."

d nahatsara zvt inn le fividianana an'ilay air force one 2 ary oe mba jereko?
72. heidi ( 12/02/2009 12:40)
lovaina amin'ny ahoana ary?????? :-D KOU RAHA tsy hoe miakatra valeur otran'ny trano izyio, au contraire mandany vola, ny carburan sns

TSY NALEO VE namboarina ny lalamby dia nividy train vaovao, à la place n'ny avion ho azy ireny, au moins mba mampiditra mpiasa ho an'ny mpanao fitaterana andalamby, moa ny vahoaka afaka mivezivezy, ny vola azo ho an'ny fanjakàna ho an'ny sarandalana mirindra tsara
avion ah avion! tombotsoa ho azy irery izany fa tsy ho an' y gasy rehetra....
73. xxx ( 12/02/2009 16:17)
tsy mbola panao politika daholo kay ireto!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3194