loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!

21. andrywui ( 11/02/2009 14:51)
15 tsyafoi == fa iza no mahakanosa azy tsy nakeny Mahamasina ?? f'anga natahoatra ny TIM ndray Ravalo ?? tsy azony antoka ndray anga fa TIM ireo nanatrika teo ireo ?? ha! ha !ha! tena mafy rehefa manao ratsy ka !! na ny vady ao atrano aza atao fahavalo hoy ny fitenenana !!! sa efa mivadka ny fijeriny de lasa TGV sy drapeau orange daholo ny hitan'ny masony ?? sady ny mahagagtsy nisy nanao tee-shirt TIM zany tsony tao !! mety ho zay angamb no hitandra8 amin tele direct tany atranony oe ary toa tsy misy loko manga maitso re ato na iray aza e!!! de tonga de azony antka fa tgv daolo no tao angamba fa tsa tonga ny TIM !!! ha !ha !ha ! efa manody azy ny rànolona nalatsany de efa ampahitan'ny demony fahitana hafa mihitsy any atrano any ka ny TIM lasa miova TGV daholo aminy
22. yuka ( 11/02/2009 14:54)
vaovao ahoana ee?
nga koa moa raha vaovao dia tsy mahazo miresaka, aiza ary nareo zany??
ary aza varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso!
refa mivory ko nareo dia anontanio i Andry sy ry Ny Hasina hoe taiza ny vola
nanakaramana ny bemiranga sy zaraina hoan'ny TGVizana!!
hita be hoe olona sahirana no rongitina eny @ 13mai satria ireny no azo lalaovina.
Ny zatra panao ihany anie no mahana ee!
sady manitikitika ny saiko ilay vata-paty efa vonona miaraka amin'ny saina-pirenena mitovy habe aminy :roll:
vetivety teo ve dia nisy vata tonga dia vonona???
efa ela nareo TGVizana no niandrandra io faty olona io mba hamendrofendrona ny Malagasy sy ny mpamatsy vola!
amin'ny manaraka raha ho eny Ambotsorohitra dia aty Atsahavola lalana dia ho
hita eo ny tohiny misy ZONE ROUGE koa mantsy ao
23. andrywui ( 11/02/2009 15:00)
tsara tarehy ery ianao amle sary eo io ,maptsy te hiteny mafy zany enao,sarinao ve io ??? !! nefa rehefa adala de kapohina foana!! ny sary tsara fa ny hevitra dondrona be !! ze mpandrafitra manao vata adiny 1 de vita de mandefa alavitra ny saikelinao !! ny saina efa betsaka amin'ny refiny vidiana fotsiny zany !! donto ty sipa manja kelyty le !!!
24. yuka ( 11/02/2009 15:10)
rehefa tsy mitovy hevitra aminao nga dia donto??
nefa tsy maninona mahazo miteny ianao ee!k
ka ny andro anie tamin'io fotoana io asabotsy hariva ny tany koa miotakotaka
rahateo kanefa nareo nahita pivaro-kazo,mpanjaitra,pandrafitra sns....
sariko io fa tadiavinao ho sarin'iza ndray no asehoko eto!!
sady tsy matahotra aho na hitan'ny bemiranga aza ny endriko :-P
25. andrywui ( 11/02/2009 15:23)
yuka ---- an an an Fa tsy misy pitié zany eto ee!!! f'anga i yuka na mody manao mapalaelo kely mitongilangilana kely aza de hiantrako zany !! rehefa maditra de kapohina !! azo !!
---- Io toetra hananan'ny Malagasy hatram ny taloha manaiky foana io no tsy mampande ny firenena !! efa hita fa nitifitra olona ampolony maro de manaiky foana !! nefa ra taty amin'ny firenena hafa io zao efa tsy nisy olona tsony tany antrano tany fa nitokona daholo !! raha vao rà latsaka zany de tsy misy fanafany tsony ho an'ny mpitondra !! cfa isika Malagasy efa lasa zatra anity miondrika sy manaiky foana ity ka tsy azo ekena tsony izao aminty taonarivo fahatelo ity fa rehefa misy rà latsaka de jusk au boue ny fitakiana !! ny razantsika taloha no manaiky sy efa nampiaikena hiondrika fa tsy isika aminizao intsony !! fa na io karama 30euro omena ny malagasy io aza tsy azo ekena io !! ary ra mbola mijanona aminio ko nai Rajoelina aza de tsy hanaiky mihitsy ny malagasy !! fa mila ny ampy ny olona tsy 11 !! farafaharatsiny mba zay filana fototra ilainy isanandro de ny sakafo ampy in-3 isanandro no omena azy !!! de hiady ho anzay amze mpitondra eo foana aho !! zay no anjara adidiko satri fantatro tsara ny vola miditra amin fanjakana fa ahafahany manao izany aradalana !! fa le saina hampaghory sy tsy ampitraka ny Malagasy no tsy azo ekena
26. Noue ( 11/02/2009 15:25)
17:30 - Avant de se disperser, la foule a scandé à plusieurs reprises « Arrêtez TGV, Arrêtez TGV ! ».
27. andrywui ( 11/02/2009 15:28)
mamoroporona ndray le Noue alefaso eto zany raha marina !! sa oe tsy azo sary sy feo ndray fa aza mamorona fa zero !! sady le Noue ty efa malaza amin'ny miteniteny foana ato fa miteny zavatra tsy misy akory
28. Noue ( 11/02/2009 15:32)
io aza eeeee

17:30 - Avant de se disperser, la foule a scandé à plusieurs reprises « Arrêtez TGV, Arrêtez TGV ! ».

http://www.topmada.com/





29. andrywui ( 11/02/2009 15:37)
sary tsy miteny io ve ry dondrona de mba ho porofo entinlah eto ah !!!
30. yuka ( 11/02/2009 15:56)
za ve miteny hoe alelovy koa zaa ee! lasa HS tsika zany!!
zaro miasa aloha ny olona fa aza zarina mitaninandro eny @13 mai ee!
rehefa mandroso ny tsirairay mandroso ho azy ny firenena :)
ny ahy ny fiainako tsy hantenaiko an'i TGV na R8 fa izaho sy ny ato antrano ihany no mikatsaka izay mahasoa anay!!
raha mitsinjo ny vahoaka madinika ianao tsy tokony hanohana TGV mintsy!!!
efa teo anie reo ee! sady tsy vitanizay hoe teo fa naharitra taona maro teo
tsisy nininina vita dia raha vao very seza dia manogampanjakana fotsiny no hatao raharaha.
Midadiava olo-kafa fa zay tsy tia RATSIRAKISTEEEEEEEEEEEEEEE!!!!!!!
efa saiky tsy voahongana ve dia haverina indray :roll: :twisted:
31. andrywui ( 11/02/2009 16:00)
yuka !! fa iza no niteny taminao fa efa nitondra teo ireo ministra 4 vao2 ireo ? sao ary de tsy ao tsara enao ry yuka a! olombaovao ireo sady mbola tsisy nanao politika zany !! sa ve mahita fijery hafa enao !! """"" ary tsara le sarinao an !!
32. ifiona ( 11/02/2009 16:09)
andrywui:

15 tsyafoi == fa iza no mahakanosa azy tsy nakeny Mahamasina ?? f'anga natahoatra ny TIM ndray Ravalo ?? tsy azony antoka ndray anga fa TIM ireo nanatrika teo ireo ?? ha! ha !ha! tena mafy rehefa manao ratsy ka !! na ny vady ao atrano aza atao fahavalo hoy ny fitenenana !!!


kanosa @ awôôôôôôôna aza, ny olona rehetra tany aza nilaza hoe " sambory TGV, sambory TGV", raha i Ravalo no kanosa dia i TGV nanentana ny vahoaka haka an'Ambotsirohitra nefa tsy nankany akory zany azo lazaina hoe ahoana?


fa milay be alou ilay misy an'i andrywui fa mahita lazaina foana na dia zavatra iray fa avadibadika foana aza no lazainy, amin'izay mba misy hiadiana hevitra foana eeeee misaotra lesy rah andrywui a


33. andrywui ( 11/02/2009 16:41)
ny marina ,marina ihany ry ifiona rehefa ts sahy de natahotrazay !! fa zay mba horakoraky ny matahoatra zay zao vao mba namahery kely anle mpamono olona de mba mety ho eny ihany angamb le assassin rapitso ! raha tsy mbola enjehin'ny eritreriny
34. yuka ( 11/02/2009 16:44)
sao dia ianao ary no tsy ao sa efa miha jambajamba??
tsanganolona fotsiny reo fa refa tena azo ny fahefana dia voadaka daholo reo!!!
ko rahatsy paiso Ratsiraka koa,izy ve no namatsy vola dia ny zanak' i dada-monja no hiravaka ny seza hi! hi!
entina handrebirebena olona fotsiny reo ee!!
resaka seza ny eto zao ry se fa tsy resaka sary aaa!
35. andrywui ( 11/02/2009 16:48)
fa iza ko no niteny an'i yuka fa nahazo vola tam Ratsiraka zany ?? fa isika teto no nampalaza sy namoroporona anzany fa tsy misy zany !! ny tranon-dratsiraka zany aza aty trano mampalahelo kely ka vola innn no omeny eo !!!
36. vale ( 11/02/2009 16:51)
TWING:

:oops:

efa saika boing TIKO mihintsy aza no niakatra tany @ ville androany

efa manomboka manao fikan ny laibany e
ka manin moa na boeing TIKO aza? fananany iny, volany iny, ary inn no hanenjehana azy amin'ny fananany? tsy MBA ZARA aza ve izy manana orinasa betsaka mba hiasan'ny oul, ary izy mahay mampiasa vola ka tsy mahagaga raha miroborobo ny aferany, lasa fialonana indray ny anareo raha izany! Ny teo aloha nifandimby tsy nisy nanana toa azy, anefa mahavita mialokaloka any ivelany mandram-pahafatiny, volan'iza no miantoka amzany?? mba misaina wa , fa tsy oe tsy tinao le filoha de aratsina sy amoahana vava ze tina lazaina rehetra, na logika na tsy logika, fanaratsina be fahatany izany!!
hmmmmm.


37. andrywui ( 11/02/2009 16:54)
vale !! anga tsy volambahoakandray no nividianany anireo fananany ireo ??? lasa amanarivony tampoka teo nefa orinasa amampolony fotsiny ny azy 7taona lasa !! VOLAMBAHOAK SY VOLAMPANJAKANA no nahazahoany anireo ry donto be fa mba misaina ah !! gay
38. vale ( 11/02/2009 16:58)
Io toetra hananan'ny Malagasy hatram ny taloha manaiky foana io no tsy mampande ny firenena !!

Io toetra manaiky foana io hoeee? dia izany ve nahatonga anareo hanongam-panjakàna??? mbà menatra !! ^^
39. vale ( 11/02/2009 17:06)
andrywui:

yuka !! fa iza no niteny taminao fa efa nitondra teo ireo ministra 4 vao2 ireo ? sao ary de tsy ao tsara enao ry yuka a! olombaovao ireo sady mbola tsisy nanao politika zany !! sa ve mahita fijery hafa enao !! """"" ary tsara le sarinao an !!
Fa iza moa no tsy mahalala fa RATSIRAKISTES ny tgv sy ny forongony??? vao niratra ny masoko dia efa izany anarana izany no teo, efa ho fotsy ty ny voloko mbola tady hiverina eo foana izany nom de famille izany, na raha tsy izy mivantana dia ny FORONGONY!!!! TSY MENATRA MIADY SEZA io FOANA no masaka ao an-dohany FA IN AKORY NO MALAHELO NY VAHOAKA EO.... MAZOTOA ALOU MANOHANA TSARA RY TEZEVENDRANA ISANY fa dia hohitantsika eo fa angamba efa tsy votampina ny ravimb.dy vao oeeeee, HAY VE !! NALEOKO IHANY VOKY RONONO!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D dondrona tsssssss, nareo no tena donto manaiky HATAON 4NY SASANY FITAOVANA HAZOANY SEZA!!! :lol:
40. andrywui ( 11/02/2009 17:08)
efa hatramin'ny andron'ny vazah io manaiky foana ioe!! zany no marina !! ary ny mitaky ny zony migreve zany tsy fahotana sady tsy misy fahadisoana mihitsy fa fanao erantany izany ry dondrona a! ny firenena sasany aza vao tonga ny ririnina hiver defa mila karama ampiakarina ny olona defa migreve amzay !!! zay no mila ataon malagasy amzao fa tsy ty manaiky be fahatany hitsahina antapon loha ty !!! aiza no hisy karama 30euro raha tsy olona vonoina direct fa tsy ankolaka tsony !! nefa ny carbu 1,40euro !! tsy azo ekena zany na i Rajoelina na i ra 8 no eo de tsy ekena zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2368