loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
41. andrywui
(
11/02/2009 17:10)
vale == mora2 ihany na zany aza sao ho tapaka lalandra tampoka ka tsy misy olona donto hiresaha eto tsony aho !!!
42. vale
(
11/02/2009 17:10)
andrywui:
vale !! anga tsy volambahoakandray no nividianany anireo fananany ireo ??? lasa amanarivony tampoka teo nefa orinasa amampolony fotsiny ny azy 7taona lasa !! VOLAMBAHOAK SY VOLAMPANJAKANA no nahazahoany anireo ry donto be fa mba misaina ah !! gay
O ry andrywui aaa, oul MIKARAMA ANIE INY EEE, de tsy hampitombo ny aferany kosa ve izy??? tsy nikarama-na filoha aza izy nahavita nampiroborobo ny aferany koa mainka fa mandray karama be amina millions?? ty enao ty marina an!!!
43. kelly13
(
11/02/2009 17:13)
klou kely fa tsy mazava... ny karamany v no nividianany ilay air force one 2?
44. xxx
(
11/02/2009 17:18)
an an an ny karamam-bahoaka sy ny volampanjakana ka !! vola tao amin tresor !!
45. vale
(
11/02/2009 17:18)
ny mitaky ny zony migreve zany tsy fahotana sady tsy misy fahadisoana mihitsy fa fanao erantany izany ry dondrona a!
mahay be enao dia bravo izany fa ny oul ao ambadiky ny filohakelinareo aza tsy fantatrao ankory oe iza dol!!! ary tsy greve ny nataonareo fa ny HANALA NY FILOHA AMPERINASA tsy MITOVY MINTSY zany!!! ^^
46. andrywui
(
11/02/2009 17:23)
de rehefa be marenina de esorina ka!! efa firy zay fitakiana zay fa : tsy misy hiraharahiako ze vahoakan'antananarivo any ..... zany no vava azo !! misia mitakitaky eo moa ahitako anzany !!!... zay no valiny sy ny taimbava avy amin'ny RAD n'ny firenena !! bon de ny alana teo zany no mety aminy rehefa be mokony otrizany
47. vale
(
11/02/2009 17:25)
xxx:et même!!!! nareo marina!! f'angah raha miala ho filoha izy de hanaraka azy iny??? fa tsy mijanona ho an'ny FANJAKANA??? ary tsy ny fividianany an'iny koa ange no hampanankarena tampoka ny Malagasy eee, ny tsi11 alou no miezaka voalohany , ny firenena efa tafa- latsaka ankaterena
an an an ny karamam-bahoaka sy ny volampanjakana ka !! vola tao amin tresor !!
tsy mora ny manarina an'izany ny TROSABE MIAVOVONA nga moramora ny manala an'izany? de zay resaka force1 kely iny ve dia hita anenjehana anzy anefa ny vola tsy ampy hatrizay toa tsy misy masahy manisy resaka ankory, mba firy moa ny valeur-ny euros par rapport @ ariary, ary oul iz ano mahavita mivelona @ Ariary aty ivelany mandram-pahafatiny oul iza?? dia za tsy iteny betsaka fa sode fotsiny mba diso mifidy ny manganana lotra eo ka HO SENDRA MANGIDY tsy ho tel vao oeeee, eisssy eee, le haligné tadidiko ihany le halignaaa!
:-D :-D :-D
48. kelly13
(
11/02/2009 17:26)
xxx:
an an an ny karamam-bahoaka sy ny volampanjakana ka !! vola tao amin tresor !!
gaga aho mantsy mamaky reto soratra samy hafa
49. kelly13
(
11/02/2009 17:29)
d araka ny tian'ny vale lazaina zany aleo ra8 nividy air force one 2 toy izay nanefa TROSABE MIAVOVONA araka io lazainao io? tsy azoko tsony!
bah
bah
50. andrywui
(
11/02/2009 17:34)
le vale kou ane avy nifoka maina vao naketo de zay no tsy ahaizan kelly ny tiany lazaina io fa ny bakiraro ny azy andrahoiny !! ny voasary orange hoaniny amin'ny tripy !! ny silipiny lolohaviny eran'ny tanana ! mivahan'ny maina e !! zay no mampisangojy ny resany io hi hi hi hi
51. heidi
(
11/02/2009 17:36)
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-02-2009 15:01:04
Lohateny : Re : loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
mpamosavy ve tsy ilalao faty e , hitan'izao tontolo izao , hita mitsy oe maka tahaka ny tavaratra (arabo ) lol
fa ita oà mody ireo fatin'ny olona no etina mivezivezy eraky ny tanàna, tena efa hafa kely ndray ra tgvendrana .....ANEFA IREO FATI?4NY OLONA MAY tamin'ny fandrombàna tsy asiana resaka mitsy fa izy samy izy ihany no may namono tena tamin'ny fandrombàna tao....
52. heidi
(
11/02/2009 17:38)
8. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 11-02-2009 15:08:41
Lohateny : Re : loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
ny tena loza oa de nofaizin'Andriamanitra tamle ranonorambatravatra be tao !! hi hi hi hi de asa innn ndray zao no hamelezan'Andriamanitra azy ao amin manaraka fa faifay tsara aloha zay ny androany
IRENY NO ATAO HOE TSO-DRANO :-D
53. heidi
(
11/02/2009 17:40)
ka manin moa na boeing TIKO aza? fananany iny, volany iny, ary inn no hanenjehana azy amin'ny fananany? tsy MBA ZARA aza ve izy manana orinasa betsaka mba hiasan'ny oul, ary izy mahay mampiasa vola ka tsy mahagaga raha miroborobo ny aferany, lasa fialonana indray ny anareo raha izany! Ny teo aloha nifandimby tsy nisy nanana toa azy, anefa mahavita mialokaloka any ivelany mandram-pahafatiny, volan'iza no miantoka amzany?? mba misaina wa , fa tsy oe tsy tinao le filoha de aratsina sy amoahana vava ze tina lazaina rehetra, na logika na tsy logika, fanaratsina be fahatany izany!!
hmmmmm.
volam-bahoaka kosa aky ah! zà aloha tsy mankasitra an'i ravalo e! fa kosa contre 200/100 an'i tgvendrana
54. vale
(
11/02/2009 17:49)
andrywui:
le vale kou ane avy nifoka maina vao naketo de zay no tsy ahaizan kelly ny tiany lazaina io fa ny bakiraro ny azy andrahoiny !! ny voasary orange hoaniny amin'ny tripy !! ny silipiny lolohaviny eran'ny tanana ! mivahan'ny maina e !! zay no mampisangojy ny resany io hi hi hi hi
:lol: ity tena efa mtapy am ty fandeanana tgv lava ty! hihihihihihi, ho an'i andrywui sy kelly: tsy ho tratrany dol kosa ny hanala ny TROSABE REHETRA eo fa dia mba NISY ihany AZA ny voahalany na dia efa hiaraha malala ny fahantran'ny firenena ! fa matoa izy ividy iny force1 iny de mba ho voninahitry ny firenena , ho an'iza ary iny fa tsy an'ny MALAGASY ve? hafa ny sasany TSY MAHALALA AFATSY NY PAOSINY! de maztoa nareo fa zay dondrona hozy i andry fa aleonay dondrona anefa en sécurité toy izay matsilo anefa STUPIDE klé!!! lol
56. vale
(
11/02/2009 17:54)
kelly13:kelly: ka hiandry ny Trosabe tsita pesipesenina ve vao hanao zavatra ho an'ny firenena? izay anie le politika e, tsy mora
d araka ny tian'ny vale lazaina zany aleo ra8 nividy air force one 2 toy izay nanefa TROSABE MIAVOVONA araka io lazainao io? tsy azoko tsony!
bah
57. Oay
(
11/02/2009 17:58)
ny tsi11 alou no miezaka voalohany ,
Ka ny olana ry vale d izao ilay tsirairay tsy afaka miezaka satria efa voazara ny mofo mamy d efa lasan'ny tendakanina daholo ny tsara d ahoana ary ozy vale ny ahafahana mihezaka @zany d ohatran'ny alika romotra ny sasany ka raha vao misy mitady hikitika ny anjarany d tonga d manaikitra avy hatrany.
Hoy i vale:
ny firenena efa tafa- latsaka ankaterena
tsy mora ny manarina an'izany ny TROSABE MIAVOVONA nga moramora ny manala an'izany? de zay resaka force1 kely iny ve dia hita anenjehana anzy
anefa ny vola tsy ampy hatrizay toa tsy misy masahy manisy resaka ankory,
Ka le force one tsy azo hoanina klé, ilay ambassadeur ndry be kintana izao tsy nanaiky ny hidébloquer-na an'ilay 35.000.000.$ satria nividy avion 60.000.000 $ ny filou klé. filou=personne qui vole avec adresse an!
Jereo ity fomba fanao mangataka 35.000.000 kanefa manana 60.000.000 izany ve kosa d mbola ho sendra ny manganana tsy hotelina no izany ve ny mpiray tanindrazana amiko aoka kosa nama a!

58. kelly13
(
11/02/2009 17:58)
iarahamahalala marina ny fahantran'ny firenena ms tsy ni empecher azy hanary "eny ambaravaranekely" ny 60 milliards izany! io no tena hitako fa fanaovana tsinotsinona ny malagasy. tsy miandany an'i ra8 za, tsy miandany an'i andry rajoelina za, fa d nataon'izy ireo tohatra fekarana na za na ianao na iza na iza ka malagasy.
59. kelly13
(
11/02/2009 18:12)
vale:
kelly13:kelly: ka hiandry ny Trosabe tsita pesipesenina ve vao hanao zavatra ho an'ny firenena? izay anie le politika e, tsy mora
d araka ny tian'ny vale lazaina zany aleo ra8 nividy air force one 2 toy izay nanefa TROSABE MIAVOVONA araka io lazainao io? tsy azoko tsony!
bah
mahavariana ahy ny fijerinao ny zava-mitranga ka
60. heidi
(
11/02/2009 18:15)
54. Mpandefa : vale [ Valio ] 11-02-2009 18:52:11
Lohateny : Re : loza ty natahorany hatramin'ny TIM mpanohana azy marina !!
Voalaza teo :
volam-bahoaka kosa aky ah
heidi: ka boeing TIKO anie hono fa tsy hoe ilay force1 e
ka depuis izy prezidà anie no nampiroborobo ny société tiko magro sy ny tariny e! izany hoe nitsetsitra be lery hita mibaribary,
hatramzay ny fitondràna tsy nila avion privé izany kou nahoana no izy ary no mila voninahitra amin'izany.....???? mbola tsy obama na i bush ka ireny no hifaninana sy halain-tahaka....
CONTRE NY FANGORANKARENANY aho aloha sady nanai didy jadona ihany lery manampatra ny fahefany fotsiny tsotra izao, ny fanafodiny miala izy ampilaminana fa kosa i tgvendrana mijanona ho DJ IHANY, tsy ilaina akory ny firotsahan'iny ho kandidà