Namana eto amin'ny serasera

1. xxx ( 23/01/2009 06:27)
Gaga ihany aho fa toa voafetra hatreto amin'ity takelaka ity ihany ny maha-mpinamana fa rehefa tafavoaka ery ivelany de efa tsy mahay namana intsony ny ankamaroany.
Misy takelaka iray any @ FB ary bdb ireo mpiserasera eto no hita any. Fa ny mahalasa saina de rehefa anaovana "demande d'ajote d'amis" ny sasany de odian-tsy fantatra. Misy mahasahy mamaly mihitsy fa tsy fantatro ianao, sns.... Mahalasa saina :roll: :roll: :snif: :snif:
répondu par fahamarinana le 18/02/2009 09:10
2. kelly13 ( 23/01/2009 06:50)
zany v? tsy cas-ko alou zany e, ny ahy ze mangataka ahy ho namana d nekeko avokou any @ FB, ze nangatahako iany kou nanaiky!
3. AnA ( 23/01/2009 06:55)
in ity FB? k nareo ry xxx miditra xxx ko! ny ahy kalou d nisy nandefa hafatra we mbo te hisera amiko hono nefa refa jeréna ny zvts lazainy ao tena nampitsaoka ahy e! nefa mbo hafatra volou nataony d za ts nanaiky d nosakanako
4. booboo ( 23/01/2009 09:58)
fessses book zany FB :°)

xxx > sao ny ps-nao ato no ahafantaran-dreo anao fa tsy ny anaranao sy fanampinanaranao ohatra ?

5. xxx ( 23/01/2009 11:41)
Non, ny ps fampiasa eto aza no entiko any ko ary tsy any @ FB ihany no ahitako an'izany fa na takelaka hafa aza, ny antony aloha tsy haiko e!
6. benasy ( 23/01/2009 12:01)
Mba azavao misimisy kokoa ry xxx a! in lé oe FB ? izaho izao tonga dia hafa be ny reflexe-ko! 'za 'zao mitady namana bdb mintsiny fa tsitako ny fikafikany !
7. arialy ( 23/01/2009 12:04)
ka raha xxx kosa no iresahana sy idirana mety tsy hanaiky zà alo an!!
LOL mbola tsy nahita demande ao am FB ka tsy nekena zany kosa e
8. kotobekibo ( 23/01/2009 16:44)
0 aloha mbola tsy niditra FB izany e!
noheveriko fa nomerao-na fiara avy any Fianarantsoa aza izy ity ! loooza , aza
lé zefa ihany an!
XXXX FB :-P
9. ikaretsaka ( 23/01/2009 16:49)
Fe be?
10. kelly13 ( 23/01/2009 17:26)
kotobebide>=)) mahita lazaina mihintsy
11. kotobekibo ( 23/01/2009 17:56)
kelly13:

kotobebide>=)) mahita lazaina mihintsy


kay v face book no dikany e! tsy hita fa ny taigna tamb. kouh !
zcha ve ro nahalala :-D
12. kelly13 ( 23/01/2009 18:15)
fa any alou ny fahitako azy plus intime koukou e! tsy haiko ny fahitan'ny sasany azy
13. orona ( 23/01/2009 18:27)
ny inverse ny hitako
14. kotobekibo ( 23/01/2009 18:40)
kelly13 > d eken-njy ho naman-njy ary v zà ref tonga any ? :}
15. Koditra ( 23/01/2009 18:43)
xxx:

Non, ny ps fampiasa eto aza no entiko any ko ary tsy any @ FB ihany no ahitako an'izany fa na takelaka hafa aza, ny antony aloha tsy haiko e!
Ka normaly kosa nge ny oul ra tsy mamaly anao ra io ps xxx no mbola entinao any eh :-D
kelly13 > ndé mbô isoratra anarana any ko zà, mbô meo anà ny ps-nao dé any ndray tsika manohy ny fisôrana :lol:
16. kelly13 ( 23/01/2009 18:44)
tsy mialonjafy re ny aty a, sady brôn v niaraka iany d sola vao hifanary? sa karakôry hozy enao
17. Koditra ( 23/01/2009 19:07)
fita oa.
Mbô alefaso email ary ny ps-nao any eh. Otran'milay zany hiaraka brôn any zany klé. Sôtsa.
18. kelly13 ( 23/01/2009 19:32)
efa miandry anareo nge za ry bekibo sy mampitahotra e
19. tess ( 23/01/2009 19:49)
kelly13:

zany v? tsy cas-ko alou zany e, ny ahy ze mangataka ahy ho namana d nekeko avokou any @ FB, ze nangatahako iany kou nanaiky!


ny ahy kou torakizany zé mangataka na tsy haiko aza de ekeko fa izay tsy manisy sary eo am profil tsy ekeko


:°)
fa marina hoe namana ato ihany mba nandombaravarana marina raha nosokafany akoryyyyyyyyyyy :-D :-D :-D nefa ato izay maha teo ho ita be an! :^)
20. tess ( 23/01/2009 19:53)
fa ny serasera ray vohitra alou any dool ambakan'i sefo :-P :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243