Namana eto amin'ny serasera

21. tess ( 23/01/2009 19:54)
arialy:

ka raha xxx kosa no iresahana sy idirana mety tsy hanaiky zà alo an!!
LOL mbola tsy nahita demande ao am FB ka tsy nekena zany kosa e


zà nandombaravarana tany aminjy de misaotra nanokatra fa tadidiko ny sary teo am profil lol


:wink: :-D hummmmm
22. ikaretsaka ( 23/01/2009 20:01)
1 vohitra @ ahoana.... ay zao tsa any de okory
23. ratonga ( 23/01/2009 20:03)
andé mba ho any ko zany sô mba mety mahita an'i kellyterezy klé:°) :^) ;-)
24. Papoose ( 23/01/2009 20:20)
a lou tsa mbola nahazo an'zany ry xx1!!!!
sady hitanao sao kosa aza ny sasany de mba naddenao fotsiny fa nefa mety tsy mpikambana ato akory :-P
25. Koditra ( 23/01/2009 21:43)
ratonga : ndao aingana tsika selah isoratra anarana fa sô dé miova hevitra eo ndray Kelly13 sy tess :lol:
26. heidi ( 24/01/2009 08:02)
21. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 23-01-2009 21:01:48
Lohateny : Re : Namana eto amin'ny serasera
1 vohitra @ ahoana.... ay zao tsa any de okory


ka inona kosa no andrasandroky e! :^) mahafinaritra any ka! hitako mba tsy de misy ny lainga sy ny fitaka :-D

22. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 23-01-2009 21:03:12
Lohateny : Re : Namana eto amin'ny serasera
andé mba ho any ko zany sô mba mety mahita an'i kellyterezy klé


ahummm ahummm! odoyé! :-D
23. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 23-01-2009 21:20:51
Lohateny : Re : Namana eto amin'ny serasera
a lou tsa mbola nahazo an'zany ry xx1!!!!
sady hitanao sao kosa aza ny sasany de mba naddenao fotsiny fa nefa mety tsy mpikambana ato akory

ary androky kay ao ry kia papoose fa mba omeo ahy any am hafatra ny mail fa ahako any te hahafantatra bebe kokoa androky samy avy antanàna ihany vy de???? :wink: :-D ANDROKY kôcha e! :?

24. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 23-01-2009 22:43:53
Lohateny : Re : Namana eto amin'ny serasera
ratonga : ndao aingana tsika selah isoratra anarana fa sô dé miova hevitra eo ndray Kelly13 sy tess [/quote]
hummmm hanaovan'i ratonga belazao avy any ambalavao eo enao fa izy aza efa tonga soa efa hatry vina tao am FB anisan'ny mpakafy malaza :^) :-D :-D :-D
sa aon ratonga hahahaha :-*
27. Koditra ( 24/01/2009 09:52)
Heidi : Tsssss, ka zà rery zany no mbola taraiky kléaza. Mbô atoroy làlana mandeha mankany zà dé inn no bus tokony andehanako. Kouny?
28. heidi ( 24/01/2009 09:59)
koditra: omeo ahy ny numero de plaque nao cvd mail de vita waz gps nao! :P
29. Koditra ( 24/01/2009 10:20)
Heidi : njaso ary fa alefako atsy ambadika atsy zao dé zao. Sôtsa.
30. kelly13 ( 24/01/2009 10:24)
malakia malakia malakia :-D
31. Koditra ( 24/01/2009 10:34)
kelly13 : mbô meo oà lé pseudo-nao any @FB zany faza mapifila eo :lol:
32. kelly13 ( 24/01/2009 10:52)
koditra>tsy ps no ampesaiko any fa ny tena anarako, fa omeo ahy any @ afatra ny "ps"-nao d ampidiriko re e! za ndray ono no mampifila! quoique je suis une femme, donc mampifila hahahaha
33. Koditra ( 24/01/2009 10:57)
kelly13 : donc mapifila
ka zà oà vô isoratra anarana fa vô naka soupapa any @ Heidi, alefaso @hafatra nenao dé apidiriko av atrany ra vô tafa. Sôtsa melou.
34. kelly13 ( 24/01/2009 11:04)
nahavita adidy aho mon capiteny
35. fahamarinana ( 24/01/2009 11:22)
:arrow: za manokana ry reto dia efa nandà namana tonga tsy nantsoina tao amin'ny fb:
1-satria tsy gasy nefa gasy no tiako hifandraisana
2- olona tsy fantatro dia tsy dia mahaliana ahy ny ahalala azy sy hitafa aminy
3-namana serasera efa hitako ato sy mahazatra ahy no tiako hatreto,amin'ny manaraka angamba hiova ihany.Marihiko fa choix-ko tanteraka izay sao misy masiaka eo ndray,samy manana ny tiany amin'ny fifandraisany.
:) (l)
36. Koditra ( 24/01/2009 11:26)
Kelly13 : Sôtsa oà!
Fahama : Zà ve efa mbô fahitanao sy efa mbô mahazatra anao ? :lol:
37. kelly13 ( 24/01/2009 11:31)
fahamarinana>za kou ka, tavaratra zay le oul. fa ny tena nahafinaritra ahy tao d nahita ankizy mpiaramianatra tamiko talouuuuuuuuu ela bééééééé tao @ KMM tao, fa d gaga fotsiny za! hihihi ms mafinaritra ao ka!

re fahamarinana>za kou v efa mba hitanjy tato sy mahazatra anjy tato? :°)

koditsa>eny oà
38. fahamarinana ( 24/01/2009 13:17)
koditra:
Fahama : Zà ve efa mbô fahitanao sy efa mbô mahazatra anao ?
keliterezy:
re fahamarinana>za kou v efa mba hitanjy tato sy mahazatra anjy tato?

:arrow: ianareo rehetra efa mpiserasera miaraka amiko ato re efa mahazatra daholo e ! izay no hijanonako amin'ny namana serasera fa ato aza betsaka mbola vao manomboka fantatra..:wink:...raha mazoto dia antsoy aho fa asivo ilay ps amin'ny hafatra mba ho haiko an!!
heidi : tsy tianjy zany zà fa tsy misy sariko am avatar-ko, :? (l)
39. heidi ( 24/01/2009 13:44)
heidi : tsy tianjy zany zà fa tsy misy sariko am avatar-ko,


fahamarinana: non lay oul tsy fatako mandombaravarana tsy vahako trano satria saodé kiriézy fotsiny ahita ny fessebook-ko ao kanou :-D
fa raha mandombaravarana njy no mandefa hafatra hoe i fahamarinana ihany aky ity otran'ny hanaovako anjy refa miova palitaho zà de saokafako somantsara ka! :wink:
40. heidi ( 24/01/2009 13:46)
fahama: amevo ahy ny adresse ndry de tsidihiko any ndry e! :wink: :? :°) te hahalala bebe koko anjy zany ny tena marina sa aon??? tsy mety ve? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0566