Namana eto amin'ny serasera
41. Koditra
(
24/01/2009 14:14)
Heidi:Zà kiriezy be mitsiny, mbô vohay varavarana mo eh! Kouny? :lol:
non lay oul tsy fatako mandombaravarana tsy vahako trano satria saodé kiriézy fotsiny ahita ny fessebook-ko ao kanou
42. fahamarinana
(
24/01/2009 14:39)
:arrow: heidi : mety kah,tsy olana..efa lasa any.
koditra : mivadiha vhv fa mety hisy chance kokoa anie e !! ,za zao ahazo an!!!! :°) (l)
koditra : mivadiha vhv fa mety hisy chance kokoa anie e !! ,za zao ahazo an!!!! :°) (l)
43. soanja
(
24/01/2009 17:06)
Ny tenako indray dia efa tao elabe mihitsy dia nanapa-kevitra niala. Koa miala tsiny amin'izay namako rehetra nahita ahy tao fa izao ny antony:
Hitako fa toa misy fibosesehana be amin'ny fiainan'olona manokana ary tsy mandeha amin'ny isan'isany fa indraindray dia tena aman'onja mihitsy. Ny soratsoratra eny amin'ny tabilao iraisana dia ilaina fandinihana tokoa kanefa misy tokoa ny olona tsy mahalala mandanjalanja ny fametrahana hafatra. Ny hanakana azy angamba tsy azo atao rehefa namana izy fa ny hamerana ny tsy ahafahany mametraka zavatra betsaka eo no tsy hitako tao. Tsy nahavoa ahy akory io fa saingy efa hitako ny fiaingany.
Ny FB taloha dia natao hifandraisana arak'asa, fianarana sy fizarana ny mahasoa eo amin'ny sehatry ny asa sy ny fianarana sns amin'izao anefa dia hila ho rakotry ny zavatra tsy ilaina ny boatim-pifandraisana.
Mazotoa mifanerasera anefa fa io no mahaolona.

44. Koditra
(
24/01/2009 17:50)
Fahama : tsy adinoko akory lé voady nataotsika teny @ alitara iny ka. :lol:
45. heidi
(
24/01/2009 18:46)
Zà kiriezy be mitsiny, mbô vohay varavarana mo eh! Kouny?
TOA TANY AHO fa enao tsy hitako mandona akory!!!! :roll: sa mbola tsy ao akory :-P
46. heidi
(
24/01/2009 18:49)
izaho manokana alou tsy manana blem am oul mifandray dia ny namana efa fantatra teto sy tany ivelany ary ny famille ! mahalala fomba sy mirindra tsara ary mahafinaritra ny fifandraisana , nanamafy ny fihavanana tam namana tsy de nifandray taloha firy aza izany de mande ihany ilay hoe tsiky de ampy any 8) :-D
47. Koditra
(
24/01/2009 18:58)
Heidi : Zà mbola miandry tôpy avy any @nao nge vô miditra any eh!
Soanja : Kivy be zà mahita n'io vôlazanao io, sô dé tokony tsy oany ary zà? Tsy olana nge ra oe mi-tchat fotsiny tsika eh! :lol:
Soanja : Kivy be zà mahita n'io vôlazanao io, sô dé tokony tsy oany ary zà? Tsy olana nge ra oe mi-tchat fotsiny tsika eh! :lol:
48. heidi
(
24/01/2009 20:12)
zay jerena de manga ny lanitra fa aza mora kivy am tsy antony zany e!
fiainana manja be ity ve????? :°)
KA NY TOPY AZA EFA nalefako impiry sa mila basy mipoka voa hietsika :-D
fiainana manja be ity ve????? :°)
KA NY TOPY AZA EFA nalefako impiry sa mila basy mipoka voa hietsika :-D
50. diamondra27
(
26/01/2009 12:08)
f'angah tsy renareo ilay tantara tao am tfi journal we nisy journaliste naka ny info personneln'ol zany tao am FB dia notoriana izy.
ka hono wa infos tena vrai zany ve no apetrakareo any am FB sa mahazo mandainga toy ny ato am serasera refa tsy tiana apetraka ny info
za aloha de misaotra ny namana rehetra nanasa fa tena tsy maharaka intsony am ty net net ty e
NB : dia nolazain'ilay tf1 we ny FB , youtube sy netlog hono no tena be mpisoloky ohatr'io am info personnel

51. booboo
(
26/01/2009 12:37)
I Heidi zao tsy namako any @ FB nefa zà afaka mahita ny sariny aby aby sy ny sarin'ny namany :°) :°) :°) :°), dia namana maro² ato @ serasera kounkou...
Fa marina mihitsy ilay hoe mila tandremana tsara izay infos soratana ao @ fesses bouc fa tsy sarotra mihitsy ny manaraka ny " momba ny fiainanao " ao.
Fa marina mihitsy ilay hoe mila tandremana tsara izay infos soratana ao @ fesses bouc fa tsy sarotra mihitsy ny manaraka ny " momba ny fiainanao " ao.
52. heidi
(
26/01/2009 12:51)
fahamarinana:
:arrow: heidi : :-D :-D iny koa no tsy hitako... (l)
:-D :-D kou zany kou! njy kou tena be vanitika otran'ny i ni ihany lol :°)
53. heidi
(
26/01/2009 12:54)
booboo:
I Heidi zao tsy namako any @ FB nefa zà afaka mahita ny sariny aby aby sy ny sarin'ny namany :°) :°) :°) :°), dia namana maro² ato @ serasera kounkou...
Fa marina mihitsy ilay hoe mila tandremana tsara izay infos soratana ao @ fesses bouc fa tsy sarotra mihitsy ny manaraka ny " momba ny fiainanao " ao.
:°) :°) :°) :°) haiko ny ps n'i booboo ao am fesse book fa mbola tsy nandondona zà!
ny info ko aloha tsy misy marina fa ny sary marina ny rehetra :-P
de raha hisoloky dia in no soloky mety mahobmy fangah misy mametaka numero de compte en bank na adresse trano ao :°)
booboo zà handodona any de mba vahao trano ary :°) :wink:
55. sitlo
(
26/01/2009 15:37)
Izaho amin'ilay tsy mandray. Ny fesse boka (blaogy.com :-D) momba ny fiainana isan'andro ihany (locale), hoe inona ny pro am zoma, na hoe inona indray ny offre sns
Ny serasera indray resaka gasy ihany.
Izany hoe tsy dia misy ifandraisany loatra.
Ny serasera indray resaka gasy ihany.
Izany hoe tsy dia misy ifandraisany loatra.
56. kelly13
(
26/01/2009 19:39)
houn, hitan'i booboo antsokosoko zany za tao ô! houn, omeo haingana ny an'i booboo d tsy bediko, mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
heidi>bitsibitsio ahy oe ny psn'i booboo zany? lolllllllllll
heidi>bitsibitsio ahy oe ny psn'i booboo zany? lolllllllllll
58. atonamia
(
12/02/2009 13:23)
xxx:
Gaga ihany aho fa toa voafetra hatreto amin'ity takelaka ity ihany ny maha-mpinamana fa rehefa tafavoaka ery ivelany de efa tsy mahay namana intsony ny ankamaroany.
Misy takelaka iray any @ FB ary bdb ireo mpiserasera eto no hita any. Fa ny mahalasa saina de rehefa anaovana "demande d'ajote d'amis" ny sasany de odian-tsy fantatra. Misy mahasahy mamaly mihitsy fa tsy fantatro ianao, sns.... Mahalasa saina :roll: :roll: :snif: :snif:
Aza marary fo @ zany fa rehefa mody fann d hodio fann kou shhhh. Bdb n azo atao namana eto ambonin' ny tany fa tsy d we voatery n namana serasera daholo
59. RATOVOARY
(
17/02/2009 13:45)
Gaga ihany aho fa toa voafetra hatreto amin'ity takelaka ity ihany ny maha-mpinamana fa rehefa tafavoaka ery ivelany de efa tsy mahay namana intsony ny ankamaroany.
Misy takelaka iray any @ FB ary bdb ireo mpiserasera eto no hita any. Fa ny mahalasa saina de rehefa anaovana "demande d'ajote d'amis" ny sasany de odian-tsy fantatra. Misy mahasahy mamaly mihitsy fa tsy fantatro ianao, sns.... Mahalasa saina
Ny ahy ndray hoatran'izao le sendra anah tao omaly :
Nangataka izy ny ho namako, de nekeko sady nandefasako msg hoe: taiza moa de iza moa; avy eo izy namaly fa namana serasera ihany hono. Te hahafantatra misimisy kokoa anefa aho de nohamafisiko hoe iza le ps rah tsy mahadiso ( sady narahako fialan-tsiny ) , nony niverina aho tamin'ny maraina ka efa tsy tao anaty liste tsony indray izy.
60. fahamarinana
(
18/02/2009 09:10)
:arrow: ratovo : :D tsy hita moa izy ity...ny ahy koa moa ny namana eto aza mbola azo atao hoe tsy dia fantatra tsara sy tiana fantarina kokoa ka aleo mijanona amin'izay aloha,aoriana angamba mba mety hihitra ihany..Ahy moa izay! :) (l)