Aiza no alehanao raha ........

1. niryna ( 10/12/2008 18:29)
Mahalasa saina ihany io fanontaniana io raha mijery ny fiainantsika ankehitriny. Tsy ho voatery hoe mihinana ihany isika vao afaka midera an'Atra an,na inona kely eo amintsika dia midera azy foana isika satria mbola afaka nomeny andro hiainana indray.
Raha sanatria, sanatria hoy aho fa tsy maintsy ho tonga izany,ka maty amin'izao ora anoratako izao aho,hianao ,isika tsi11 ,moa fantatrao hoe aiza no alehanao ve ?
"if you die today ,do you know where are you going ? "
Niryna

2. Noue ( 10/12/2008 18:50)
mba fanontaniana koa ny an'i niryna aaa ! tsy aleo ve aloha manararaotra miaina sy manome voninahitra hatrany an'Andriamanitra eeee ! sady iza koa no afaka hamaly an'io afatsy Andriamanitra irery ihany @ fitsarana farany eeee !
3. ikaretsaka ( 10/12/2008 18:57)
De averiko indray ny molazaiko tany aloha tany.... Atra ihany no mahalala izany.... io le ataon'ny Gasy hoe fiainan tsy hita.... ny hoe aiza dia tsy misy mahalala... tsy misy mahafantatra....sao mitompo tena fatratra kanjo mahita an drakapy sy ry rabila. Mainka tsara plasy any eo vo hoe inona koa no ataon itony aty.

Dia averiko ny tenin ilay olomasina izay manao hoe ny olona tsisy atao @ ity fiainana ity no manahy sahady ny any @ ho avy.... adinony ny tenin ny tompo hoe aoka tsy hatahotra sy hangorohoro ny fonareo
4. tywa68 ( 10/12/2008 20:24)
ka zay anie e ! ny eto aza tsy hay hoe ahoana no hamitàko ny fiainako, maika fa ny aorian'izany :lol:
5. Noue ( 10/12/2008 21:30)
tywa68:

ka zay anie e ! ny eto aza tsy hay hoe ahoana no hamitàko ny fiainako, maika fa ny aorian'izany :lol:
zay manko ankia aa ! kl'tia ee ! zao ho avy ny krismasy dia eto am-piandrasana an'io aloha eee !


:-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:38)
anisan'ny olana @ le sekta sy le vanjo alika mitady kil kao io fampitahorana ny fiainana tsy mbola hay io
7. tywa68 ( 11/12/2008 09:00)
Ika > koa efa hoe any @ afobe hono raha vao tsy manaraka azy ao @ilay fahamarinany koa :°)
8. fijo ( 11/12/2008 20:51)
niryna an,ataovy tsara amin'ny anaran'i jesoa ny eto,dia halalaka ny dia.ary aza maika fa mbola milay eto.
9. Koditra ( 11/12/2008 20:59)
Raha ny fahazahoako ny tian'ny Niryna tenenina dia izao : ny fanirian'ny kristianina rehetra dia ny ho tonga any @ fanjakan'ny lanitra, tsy ho an'ny olona rehetra nefa izany fa hoan'izay nandray an'ny Jeso, nankatò sy nanaradia azy, ny fanontaniana tiny apetraka zany raha arak'io fahazahoako azy io dia ny hoe tokony efa samy mahafantatra ny ho alehiny avy ny tsirairay raha sendra misy ny fahafatesany tampoka, nandray sy nankatò ve izy ? Samy mahafantatra ny nataony avy.

Asa raha marina na tsia io nandraisako azy io.
10. fijo ( 11/12/2008 21:07)
hay ve de anontanina indray le?
11. ikaretsaka ( 11/12/2008 21:43)
zay manko ..hay ve de anontaniana
12. fijo ( 11/12/2008 21:44)
eto izany mitovy amin'ny zazakely hoe "ampitahory aho" de matahotra tokoa
13. ikaretsaka ( 12/12/2008 01:10)
:!: :D
14. tywa68 ( 12/12/2008 09:49)
Fijo > tsy matahotra ny tsy mino ny fisian'ny afobe :lol:
15. Koditra ( 12/12/2008 13:26)
Ika - fijo : marina ny voalazanareo mitsam fa mbola misy valiny afa vtraky be ankoatran'io voalazanareo io. Anisan'izany io voalazan'ny tywa68 io.
16. Koditra ( 12/12/2008 13:31)
tywa:
tsy matahotra ny tsy mino ny fisian'ny afobe

Saika ilaza n'io mitsy a kay nenao no lasa alo :lol:
17. fahamarinana ( 12/12/2008 13:37)
fijo:
hay ve de anontanina indray le?

:arrow:fijo :ka ho an'ingahy mihintsy ilay fanontaniana angambany , :°) :wink:
fa mamerina in-2 hono manana ny antitra moa...fa mety misy mila an'izay tahotra kely izay vao miroso fa atao hoe azy izay,samy manana ny maharesy lahatra azy.
tywa-koditra : tsy azoko ilay hoe :tsy matahotra ny tsy mino ny fisian'ny afobe fa mba tsikovy kely arô ny atidohako e...misaotra manazava (l)
18. ikaretsaka ( 12/12/2008 16:37)
Za ry faha tsy mba partisant an'io ampitahorina mba hino io... tst nohon'ny tahotra no hinoako sy hanaovako zvtr 1 fa satria tiako ny manao iny zavatra iny ary epanoui aho noho iny zavayta iny...no antony nanaovako azy,
De zay no tiako ihainan'ny olona sy ataony,,, fa tsy le hoe tahotra so bedy,sao voasoratra ny carnet de corres no antony hanaovana zvtr 1
19. tywa68 ( 12/12/2008 16:47)
Faha > efa hoe ny olona tsy mino ny fisian'ilay afobe d tsy matahotra ny ho very na may zany ! mazava be anie zany e :lol:

Ika > hita hoa : rhf manao zavatra d tsy miandry takalony na manantena inn fa ampitiavana. Matoa enao manao an'iny d efa zay zany no tsara natao fa tsy hoe raha tsy manao d ho may sa fahotàna ?

Finoana zany tsy manakana ny hiaina ny fiainana ampahatsorana fa kosa mitaky efforts mba tsy ho tratran'ny fakam-panahy ; dia ilay aleha zany d miankina @ilay tanjona sy natao fòny fahavelona :°)
20. fahamarinana ( 12/12/2008 16:56)
:arrow: ika : zà koa tahaka izay..tsy mety miditra raha ampitahorina fa raha anarina am-pitiavana sy azavaina dia mety.... :wink: fa ny hafa no mety misy samihafany koa e.Samy manana ny sensibilité-ny angambany ny tsi11
tywa : ka zay no nandraisako azy koa fa hafahafa ilay phrase..zà kay moa aty andafy dia tsy mahazo teny gasy :)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3081