Aiza no alehanao raha ........

21. Koditra ( 12/12/2008 21:34)
Fahama : io efa nazavain'ny tywa io
22. Koditra ( 12/12/2008 21:37)
Amiko manokana alou dia tsy dia itako loatra oe aiza ilay mety ampatahotra, matoa enao matahotra dia ny eritreritrao zany no mety manenjika anao sy mampatahotra anao. Raha amaly lay fanontanian'Niryna aho dia tonga dia valiako hoe TSY HAIKO sady tsy misy nininona atahorako.
23. Koditra ( 12/12/2008 21:55)
Fa ity koa resaka mampihomehy anankiray, maro amintsika malagasy rehefa anontaniana hoe inona enao : katolika sa protestant sa adventiste sa inona? Ny ao anatin'ny sain'lay olona anontaniana dia tsy mijery ny tenany izy fa oe ny dadanay Protestant, ny mamanay Prot, donc Protestant (=kristianina) aho izany ( na dia zara raha nisy in 4 ary izy no niditra ampiangonana h@zay niainany, efa tsy fidiny ary io fa resaka fanatrehana mariazy na fahafatesana no nidirana ampiangonana). Mety koa hoe tsy fantany ny tenany hoe inona fa Rainy Prot ary ny reniny Catho. Dia raha comorien sy Prot ndray ray sy reniny d inona izy?
Ka raha raisina fotsiny oe kristianina io olona io, mba fantany ve ny atao hoe kristianina? tsy ho lazaiko eto ny atao hoe kristianina fa efa fantatrareo, na zany aza dia tsy maintsy miafara @io resaka fiainana mandrakizay io ihany!

Tsy haiko aloha fa fahitako azy io eh.
24. Koditra ( 12/12/2008 22:40)
Ika - fijo : Raha tena iverenana lay fanontanian\'ny Niryna dia mba andramo raisina ohatran\'ireny te andeha hijery spectacle an Mahaleo ireny afaka 1 volana, hividy billet mialoha ve sa refa tonga lay fotoana vao hividy (sao dia tsy hahita billet tsony fa lany), tonga ve dia hividy billet réservation dia assurée h@ place? Mbola azo hatao koa ny hoe tsy maninona na tsy manao réservation aza fa mba tonga mialoha mividy billet sy mamonjy toerana. Sa ve hoe mbola ho ela zany 1 volana zany fa aleo aloha hilamina, raha tsy mahita place intsony ve tsy aleo miaraka manao daomy @ Belzabouba sady misoron\'afo fa mety filinina milay be ko zany!!! :-D :-D
25. Koditra ( 12/12/2008 22:46)
Farany, raha @zao mbola fahavelomako zao kosa alou no miteny amiko ny iray @ Noue - Fahama - tywa - Niryna hoe refa tsy mahita aleha enao @zao mbola fahavelomanao zao dia tonga aty amiko, tonga dia byebye daholo nareo fa haoriko ny entakeliko dia iny aho no hoavy faran'zay haingana + tongotran-katoka! Ity aho manolotena :-D :-D
26. ikaretsaka ( 12/12/2008 23:10)
Ka raha VIP tampoka le olona?
27. rakapy ( 12/12/2008 23:33)
Hoy i Koditra
Dia raha comorien sy Prot ndray ray sy reniny d inona izy?

tsy mazava ny tianao lazaina? resaka finoana sa firazanana?
28. ikaretsaka ( 12/12/2008 23:48)
Izany ve de tsy mazava..... lasa Congolais rhema izy :{ :-D :-D
29. niryna ( 13/12/2008 02:08)
Noue:

mba fanontaniana koa ny an'i niryna aaa ! tsy aleo ve aloha manararaotra miaina sy manome voninahitra hatrany an'Andriamanitra eeee ! sady iza koa no afaka hamaly an'io afatsy Andriamanitra irery ihany @ fitsarana farany eeee !


hi,hi tsy maninona ka araraoty tokoa ny andro anaovantsoa fa mandalo izao fiainana izao

:D
afaka mamaly isika ka . Satria hoy ny tompo hoe Izaho no lalana sy fiainana ary fahamarinana ary izaho no lalana tokona ,tsy misy lalana hafa mankany amin'ny raiko raha tsy avy amiko irery ihany dia araho aza izy Noue fa ho voavonjy tokoa hianao ,tsy hianao irery ihany fa ny fianakavianao koa =D>
30. ikaretsaka ( 13/12/2008 02:10)
noue> efa hoe "tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" :-D
31. ikaretsaka ( 13/12/2008 02:15)
noue> efa hoe "tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" :-D
32. kotobekibo ( 13/12/2008 21:48)
Zà aloha ref maty d tonga d direct any andanitra e!
Mety misy gare kely lalovana tahaky ny afo fandiovana , sns ... fa ny terminus d any andanitssa ô!
Zà matoky an'i Lery ! ;-)
33. ikaretsaka ( 13/12/2008 23:13)
Ka tsy maintsy mi pirga kely lo o
34. coopsal ( 16/12/2008 10:06)
tywa68 & Ikaretsaka:
sady iza koa no afaka hamaly an'io afatsy Andriamanitra irery ihany @ fitsarana farany eeee !

==> Ianareo izany tsy mino an'ireto voasoratra ireto hoe :
- "Maintenant a lieu la première étape du jugement : il commence par le peuple de Dieuk. Et s'il débute par nous, quel sera le sort final de ceux qui refusent de croire à l'Évangile de Dieu ?".[1Pierre 4:17]
---> Efa eto dia tazana izany fa tsy hoe "mbola tsy hay".
- "Qui place sa confiance dans le Fils possède la vie éternelle. Qui ne met pas sa confiance dans le Fils ne connaît pas la vie ; il reste sous le coup de la colère de Dieu." [Jean 3:36]
---> Efa voalaza fa izay mino ny Zanaka manana (na inona ratsy efa vitany), ary izay tsy mino dia mitoetra eo aminy ny condamnation (na inona asa soa vitany).

Ikaretsaka:
Ka tsy maintsy mi pirga kely lo o

==> Kely par rapport @inona io?
Raha efa vitan'i Kristy ilay purge ... c'est le cas pour ceux qui croient en Lui.
35. fahamarinana ( 16/12/2008 10:16)
coopsal:
==> Kely par rapport @inona io?
Raha efa vitan'i Kristy ilay purge ... c'est le cas pour ceux qui croient en Lui.

:arrow:tsy mazava loatra amiko ranadahy fa ampio fanazavana kely ++,misaotra e.Zà moa hainareo fa ela fandraisan-javatra izay ihany.
koditra : hafa kely koa ilay fanoharana nataon'ise ary ohatran'ny mitombina,amiko aloha an... (l)
36. tywa68 ( 16/12/2008 11:57)
Coopsal : tsara rehefa faly @inoanao enao : zah koa d faly sy sambatra satria fantatro hoe Iza no manome fanantenàna ahy isan'andro.

Fahamarinana : tsy njy irery no tsy mahazo k !:-D
37. fahamarinana ( 16/12/2008 12:02)
:arrow: bediko eo njy an...ka namerina imbetsaka aho fa tsy haiko tsara ny tian'ny coopsal holazaina dia aleo mangataka fanazavana hafa ndray. :wink: (l)
38. tywa68 ( 16/12/2008 12:08)
mazotoa ary mangataka e :°) :-*
39. ikaretsaka ( 16/12/2008 12:35)
Ohatran'ny contradictoire be ra coopsal eto ko
40. tywa68 ( 16/12/2008 13:12)
ka efa hoe ny mety aminy anie tsy voatery handaitra aty :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077