apokalipsa

1. fijo ( 09/12/2008 20:58)
dia nitohy tamin'ny asabotsy ilay fandaharana momba ny apokalipsa,
dia voalaza fa tamin'izany fotoan aizany,dia toa nirona ary faly ny mpino kristianina raha maty"martiora"ary maro mihintsy no vonona hofaty martiora mba hotonga haingan aeo amin"andriamanitra"

toa mampahatsiahy ny ataon'ny silamo sasany amin'izoa fotoana izao le fihetsika.

ny kristianina tamin'izany fotoana izany koa ,dia tsy niavaka fa mbola "jiosy"arapinoana,saingy ny fomba no nisy fihovana.i jesoa aza moa dia mbola jiosy mandrapahafatiny.

nampatahotra ny mpitondra roman ary zareo satria nanakorontana io toetra te ho"martiora "io.ka izany no namantsiana andry zareo.ny fanamelohana amin'ny hazo fijaliana,dia natokana hoan'ny olona tena atahorana amin'ny fiarahamonina.

rah any fanadihadian a,dia noheverina ho isan'ny paminany apokaliptika i jesoa,satria nivohy ny faranadro lava.

teo amin'io fisainana apokaliptika io dia nizara roa ny mpino azy.
-nisy ny nino fa io apokalisa io,dia misy fandraisan'anjaran'andriamanitra
-misy ny mino,fa io dia izy mpino ihany no manatanteraka azy

eto dia mitovy amin'ndry ben mihintsy le fisainana,ka tara ve ry ben eto sa ahoana?
répondu par ikaretsaka le 15/01/2009 22:34
2. ikaretsaka ( 09/12/2008 21:13)
IO letsy le vokatry ny indoctrination sy ny fanasisihana ilay concept fandavana mi accept hoe misy raha hafa koa ange ivelan'io "tontolo" m-pivavahana misy anao io e (na silamo io na Xtianina)
T@ izany fotoana izany dia lamaody mihitsy io
saingy niova moa iznay traty aoriana rehefa tonga ireo dokoteran'ny eglizy sy ny fotoana maro samihafa ka nahatonga saina ny sasany hoe toa tsy izany izy ity lehiretsy .. fa ny sasany koa anefa dia mbola nidoboka tao
3. rakapy ( 09/12/2008 21:41)
Amiko io apokalipsa io dia politika no ao ambadik'io. Asisika ao an-dohan'ny olombelona ny hoe ny eto an-tany dia tsy misy dikany satria ho faty avokoa izy mpandalo eto. Ary dia nararaotin'ny olona sasany izany mba hampidirana ny heritreriny fa misy fiainana hafa rehefa vita ny eto an-tany ( satria tsy misy na 1 aza tena mahalala izany).
Dia matahotra ra olombelona fa sao very any @ afobe rahatrizay ka dia lasa mivavaka sns... Tsy misy ny maha ratsy azy raha toa ka afaka ny hifanampy sy mifampitsimbina. Fa kosa dia hita amin'izao fotoana izao fa toa ny mifanohitra no miseho. Lasa fanangonana ny haren'ny hafa ilay fatahorana an'ilay apokalipsa.
Ilay hoe lamody ny ho martiora dia tsy hoe tamin'izany andro izany ihany fa na dia amintsika miteny izao aza dia maro ireo izay mitomany ho maritiora eo amin'ny finoany. Ny an'ireo xana dia mba efa lefilefy ilay martiora amin'ilay famonoana olona amin'ny anaran'A/tra fa toa tour-ndry ben indray angamba amin'izao.Tara depart dia mampiditra vitesse 5 eme 180 km/h.

4. ikaretsaka ( 09/12/2008 21:45)
Tsy misy ny maha ratsy azy raha toa ka afaka ny hifanampy sy mifampitsimbina. Fa kosa dia hita amin'izao fotoana izao fa toa ny mifanohitra no miseho. Lasa fanangonana ny haren'ny hafa ilay fatahorana an'ilay apokalipsa.

izay mihitsy
5. coopsal ( 10/12/2008 08:37)
fijo:
dia toa nirona ary faly ny mpino kristianina raha maty\"martiora\"ary maro mihintsy no vonona hofaty martiora mba hotonga haingan aeo amin\"andriamanitra

==>
1. \"Saul avait donné son approbation à l\'exécution d\'Étienne. À partir de ce jour-là, une violente persécution se déchaîna contre l\'Église de Jérusalem ; tous les croyants se dispersèrent à travers la Judée et la Samarie ,\"[Actes 8:1]
--> Rehefa voaenjika ny mpino dia nitsoaka ny sasany, ny sasany nisitrika.
Fa i Jesosy ilay Maître mihitsy no nilaza hoe
2. \"Si l\'on vous persécute dans une ville, fuyez dans une autre ; vraiment, je vous l\'assure : vous n\'achèverez pas le tour des villes d\'Israël avant que le Fils de l\'homme ne vienne.\"[Mathieu 10:23]

FANAMARIHANA :
@ finoana silamo (raha tsy diso aho) dia voalaza fa izay martiry noho ny finoany (islam io izany) dia mahazo avy hatrany ny paradisa.
Ao @ Kristy, ny tanjona tsy ny ho lasa martiry akory, fa ny hamonjy. Raha toa ka ny maha martiry no sitrak\' Andriamanitra hahatanteraka ny famonjena ny hafa, dia izay izany!
I Kristy tenany mihitsy no modely, araka ny voasoratra :
3. [Luke 4:29] - [Jean 8:59]
--> Imbetsaka Kristy no saika hovonoin\'ny olona, fa niala foana izy satria mbola tsy tonga ny ora voatondron\' Andriamanitra hahafatesany.
4. \" Ô Père, si tu le veux, écarte de moi cette coupe ! Toutefois, que les choses se passent, non pas comme moi je le veux, mais comme toi tu le veux.\"[Matthieu 26:39]
--> Tsy sitrak\'i Kristy ny hijaly, fa sitraNy ny indrindra ny hanatanteraka ny sitrapon\' Andriamanitra (dia ny hamonjena ny mpanota : izaho sy ianao), ka na dia ny hijaliany sy hamoizany ny ainy aza dia nekeny.
Toy izany koa ny mpianatr\'i Kristy. Tsy fifaliana hijaly akory, fa raha mila mijaly na manolotra ny aina mba hamonjena ny hafa dia tanterahiny izany, izany no tena fitiavan\' Andriamanitra.
Mety hisy ihany sahy maty ho an\'ny olona marina, fa ny fitiavan\' Andriamanitra dia naseho toy izao : Kristy nanolotra ny ainy hanadiovana ny olona tsy marina.

Koa tsy fantatro na documents taiza na taiza no nanadihadian\'ireo manam-pahaizana ireo hahazoany conclusion toy izany.
Ary tsy fantatro na inona no porofo hanekenao izay lazain\'ireny sasany ireny avy hatrany, raha samy documents sans preuve no entin\'ny tsirairay eo aminao.

Fa izaho raha mi-affirmer ny zavatra ambaran\'ny baiboly, dia satria Kristy izay ambarany no inoako, tsy noho ny tantaran-dranona na i ranona, fa Izy no namaly ny resako ka fantatro izay inoako sy entiko. Izy koa no mampianatra ahy. Aminy no andraisako ny teolojia fa tsy @ fandalinan\'ny sain\'olombelona.
6. tywa68 ( 10/12/2008 09:04)
Coopsal :
Fa izaho raha mi-affirmer ny zavatra ambaran'ny baiboly, dia satria Kristy izay ambarany no inoako, tsy noho ny tantaran-dranona na i ranona, fa Izy no namaly ny resako ka fantatro izay inoako sy entiko. Izy koa no mampianatra ahy. Aminy no andraisako ny teolojia fa tsy @ fandalinan'ny sain'olombelona.

Reo arabo sy jiosy ireo koa d manana zay finoana ohatranao zay koa f'aza manahy, ary mahafoy ny ainy mihitsy aza noho izany. Ao koa ny mino, fa mikirakira volabe, mangalatra ny tanin'ny hafa sns... satria zanak'Atra voafidy... :°)
7. ikaretsaka ( 10/12/2008 13:36)
Izay mantsy sao adino

Efata.......izany hoe misokafa....
8. Samoana ( 10/12/2008 17:02)
Inona izany no tena tanjon'ny mpivavaka e!:
- ahazo fanjakan'ny lanitra sa hamonjy ny hafa?
9. ikaretsaka ( 10/12/2008 17:19)
le "hamonjy ny hafa" toa betsaka ny manadino ko :-D :-D :-D
nefa io no tena antony mahatonga anao eto an-tany=hanasoa ny mpiara belona aminao...
raha tsy izany: inona no nataonao taty? erreur de calcul an-drabainina sy rabaofy ve? :wink:
10. Noue ( 10/12/2008 18:55)
izaho aloha dis tsy mba tia mijery ireny emission ireny aaaa !
11. badboy ( 10/12/2008 19:26)
coopsal >> Izay ilay nolazaiko hoe samy maka sy mandika izay mifanandrify @ tadiaviny!! Dia ity izao misy mifanohatra @ ilay hoe tsy mila martiora ny rôle satria izy mihintsy no nanambara fa Lioka 9: 24
Izay ta-hamonjy ny ainy dia hahavery azy, fa izay hahafoy ny ainy noho ny amiko no hahavonjy azy.

Ka dia aza omena tsiny, arakin'ny kozin'i tywa68, raha manapoaka boamba noho ny @ anaran'ny inoany ireo arabo ireo!!! :twisted: :twisted: :twisted:
12. tywa68 ( 10/12/2008 20:14)
Ary i Badboy ty kay tena maharaka mihitsy an :wink:
13. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:22)
14. Noue ( 10/12/2008 21:29)
15. badboy ( 10/12/2008 23:39)
Tsy ny mahay mandahateny, na koa ny mahay mampiasa ilay "méthode description-comparaison" no manana ny marina tsy azo kihanina!! Ny mpisolovava na "avocat" no enjana @ io, ary efa niaraniketrika t@ izireo kely ny fomba fanohanakevitr'izireny ihany ny tenako!! Tsy samihafa @ izay no ataondranamana saingy any @ mpamaky "roman à l'eau de rose" izy no mahazo kil fa tsy eo @ ireo izay mba namaky boky mifehy ny tantara nisy hatrizay!!!

Amaranako azy dia vive la gnose!!! :twisted: :twisted:
16. rabilabila ( 10/12/2008 23:53)
Amaranako azy dia vive la gnose!!!


Sao dia lazain'ny olona fa herétique eo !!! :oops:
17. fijo ( 11/12/2008 00:32)
asa fa raha ny hevitro dia ny gnostika no ekeko kokoa ny fomba fandraisany ny hevitra.fa io samy maka ny azy.

ilay resaka martiora,io amiko dia fahadisoan'i jesoa.izy no nampanantena fa hoavy ny farany ary "andriamanitra"hanova ny tany.
ry zareo tamin'izany fotoan aizany anie ka nino ary resy lahatra fa ry zareo dia ahita io farany io e.izao nefa isika mbola misy manesika ihany fa hoavy ilay izy.toa lasa AKFM ilay resaka.tsy mbola nahazo fahaleovantena ,"hoavy ny fahafahana"efa azo ny fahaleovantena,"hoavy ihany ny fahafahana"efa teo amin'ny fitondrana ry zalahy mbola hoavy hatrany ny fahafahana"
toa izay koa ity resak ahoavy ny farany ity.efa 2000 taona aty aoriana mbola hoavy ihany .na ilay nilaza sy nivohy azy aza efa tsy hita ny vovony mbola misy "mpianatra" manesika ihany fa hoavy ny farany.sao dia tsy hisy sy tsy hotonga izy ity ry zareo.fa aza sasamiandry eo an
18. ikaretsaka ( 11/12/2008 05:12)
Le izy motaisin' ireto wannabe mpanaraka. Literally no naha fople azy
19. xxx ( 11/12/2008 16:37)
Ny tena marina koa anie de zao e tsy zakan'ny olondrehetra ilay apokalipse de atao ze ahatsinotsinona azy nefa raha tena kristiana izy tokony handinika koa ny olona e!
20. fijo ( 11/12/2008 20:54)
ny tsy zakako aloha de le miafina rehefa maneho hevitra.

le farany anie samy ahazo sy hotojo ny farany ihany rehefa maty e.izay tsy azo lavina.fa ny hoe hisy andro iray dia hiara vita izao tontolo izao???io rediredy ny fahitako azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0678