apokalipsa
41. coopsal
(
23/12/2008 10:54)
Ka izany teninao izany ve tsy hoe raha hikaroka fanjaitra iray dia savao daholo ny bozaka rehetra sao any?
Ho lany fotoana ianao ary tsy hahita ny marina raha izany!
Nisy ny fotoana nahafantaran'ny olona ny organes tsirairay avy.
Taty aoriana dia nahafantatra ny momba ny cellule tsirairay avy ireo izay nananany sary tsotsotra aloha.
Taty aoriana kokoa, namantatra ny ADN ny olona, izay voalaza fa mitovy daholo ny ADN isaka ny cellule saingy ny miteraka ny fahasamihafan'ny cellule dia ny gène ao @ ilay ADN mibaiko ny fanamboarana an'iny cellule iny.
Izay tonga ao @ fahafantarana ny gène dia afaka namantatra ny zava-nitranga bebe kokoa noho ireo nahalala ny sombintsombiny sy bolongana be! Ary afaka ni-orienter kokoa ny nataony.
Izay mahafantatra ny marina fototra, dia Andriamanitra izany, izy no afaka hamantatra ny tena zava-misy marina ary afaka hahafantatra ny orientation ny tenany koa.
Izaho tsy nahafantatra an' Andriamanitra hatrany am-boalohany, fa rehefa nitady tamin'ny foko aho dia nanambara ny tenaNy tamiko Andriamanitra, tamin'ny alalan'i Kristy.
Ka tadiavo Izy, ataovy hoe "raha misy ianao dia lazao amiko ny marina", dia hahita ianao raha mitady amin'ny fonao.

42. badboy
(
23/12/2008 11:47)
Mampivotirika ny mijery ity fifanoherana asehon'ilay mpanao ohatra!! Mba malina moa leroa rehefa manao zavatra fa mahamenatra raha hitambahoaka tahak'izao ny adalana!!
Mahafinaritra aloha ilay ezaka mijery zavatra hafa ankoatr'ilay baiboly ary manaiky fa ny olombelona dia mndalina hatrany ny zavamisy ary ny fahalalany koa dia mivoatra manaraka ny toetrandro!! Saingy ilay fampitana azy @ ilay "concept religeieux" avy eo no mahatsikaiky satria mampibaribary ny fana"bornena" ny zavamisy!!!! Ilay olona atao ohatra dia mampiseho tanteraka ilay fifanoherankevitra satria raha tia hahafantatra ilay ADN dia tsy maintsy mahalala hoe ahoana no fomba nampisy ilay ADN, ny séquence, fonctionnement etc... ary ireo anefa tsy fantatra raha tsy nahalala ny fisian'ny cellule, ary ny cellule tsy ho fantatra raha tsy ny noho ny fahalalana ny fomba fisian'ny olona, izay mampiverina ilay fahalalana ny vatan'olona!!
Ary tsy ho fantatra koa ny mahatonga ilay ADN ho tsy ho "bien séquencé" raha tsy fantatra hoe inona ny manodidina nipetrahan'ilay olona : toerana "iraddié par les radioactivité" sa misy "exploitation industrielle et chimique" ..... Ireo rehetra ireo no atambatra dia mampiseho fa ny olombelona tsy ho hay raha tsy hay ny mahaolombelona SY NY MANODIDINA AZY!! Tahaka izay koa ny fahalalana ny FOMBA NISIAN'NY BAIBOLY SY NY MANODIDINA AZY IZAY TSY AZO HODIANTSIHITA!!
Amaranako azy dia indramiko ilay hiran'i Henri Ratsimbazafy milaza hoe "ny zavatra efa vita sy ireo mbola tsy hita..... hodiantsy hita ve... kanefa atao ahoana no hikosoka sy hanafoana ... ireo zavadrehetra efa nisy dia ny sarotra izany indrisy"!!!!! Araka ny lazain'ikaretsaka, rabilabila, fijo... dia mba jereo ihany koa ilay hodiantsy hita dia ny "Apocryphe" na ireo boky tsy noraisina ho ao anaty baiboly izay isan'ny mampahalala ny zavamisy hafa tahaka ny GNOSE!!!! :twisted: :twisted: :twisted:

47. prime
(
05/01/2009 08:13)
ikaretsaka> Efa donton'ny resaka ve nareo dia tsy mahafantatra intsony hoe iza no iresahana e??? :-D :-D
Ohatra sy hevitra taingina nomeko taiza??? :-D
Ohatra sy hevitra taingina nomeko taiza??? :-D
48. soulajn
(
11/01/2009 16:04)
badboy, rabilabila, fijo, ikaretsaka>>>> TANDREMO!!!! efa nandinika sy nandalina boky maro aho nandritran'ny 14taona, isan'izany ireo apocryphes , réligion (baha'i, yoga, indouhisme, bouddhisme, animisme, sikh, islam, taoisme etc..) maro ARY AZOKO antoka fa ny baiboly ihany no misy ny fahamarinana! Tsara ny mandinika sy mianatra ny fijery hafa fa mila hainao tsara aloha ny nitezàna anao sao very any ianao de tazominao ze tsara! tsy misy TSARA noho ny Xtiana! Ireo réligions hafa rehetra de hatambatry ny new age ary hotaritin'i Maitreya (ilay ho kristy sandoka) @ firehana manodoka hoe Nouveau Ordre Mondial, izay tsy inona fa fahatanterahana ar-bakiteny ny faminaiana ao @ Baiboly ihany!
50. coopsal
(
15/01/2009 12:24)
badboy:
Araka ny lazain'ikaretsaka, rabilabila, fijo... dia mba jereo ihany koa ilay hodiantsy hita dia ny "Apocryphe" na ireo boky tsy noraisina ho ao anaty baiboly izay isan'ny mampahalala ny zavamisy hafa tahaka ny GNOSE!!!!
==> Ny baiboliko dia baiboly katolika, izany hoe misy ireo apocryphes. Ary misy boky iray tena nahaliana ahy indrindra amin'ireo : 2 Esdras. Faminanian'i Ezra.
Rehefa mamaky ireny boky ireny aho indraindray dia lasa saina ihany (ary mivavaka) hoe fa maninona ary no tsy tafiditra anaty baiboly ireny. Dia izao no valiny : tsy resaka tsi-fahamarinana akory, fa araka ny tenin'i Jaona Apostoly hoe :
"Raha tena hosoratana daholo ny zava-drehetra nataon'ny Tompo, na dia izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky, saingy nosoratana ireto mba hinoanareo!".
Hoy koa KRISTY :
"Dinihinareo ny Soratra Masina, satria heverinareo fa ao no ahitana fiainana. Ary ireny no manambara ahy, kanefa ianareo tsy mety manatona ahy hahazoanareo fiainana"
Hoy ny Anjely iray niteny tamin'i Jaona teo amin'ny apokalypsy :
"Ny faminaniana dia filazana an'i KRISTY".
---> Dikan'izany dia hoe, Andriamanitra tsy nanaotao foana akory! Nanome tsindrimandry Izy hosoratana, fa ny tian' Andriamanitra hatao dia mba hahitan'ny olona an'i KRISTY ka hinoany Azy, satria ny sitrapon' Andriamanitra dia "mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy".
Tany am-pianarana, isaka ny kilasy dia nanome lisitra na boky hahafahana mandray ny fampianarana ny mpampianatra, na taranja inona io na inona! Fa nisy boky iray niaraha-nisafidy hoe : ity no hita fa mahafeno sy mety indrindra ka ndeha ity no handraisantsika ny programan'ny terminale (ohatra).
Ka ny fiezahana hamaky boky maro amiko dia mety mba ho tahaka ny mpianatra iray tsy mety mahay matematika ka ezahiny vakiana sy ianarana daholo izao boky rehetra izao! Saingy tsy izany no hampahay azy! Fa ny fony rehefa vonona ny hianatra, dia afaka ny hahay izy, miainga amin'ny anakiray aloha, ary afaka hampiasa hafa koa avy eo. Ary afaka hahay izy na tsy mampiasa boky mihitsy koa aza fa mionona amin'izay omen'ny mpampianatra azy ihany.
Ny Fanahy Masina dia mpampianatra tonga lafatra, ary KRISTY miteny amin'ny mpianaNy hoe "iray ihany no Mpampianatra anareo", ka na hisy boky na tsy hisy boky, afaka mampianatra IZY. Tsy mandiso velively ny famakiana boky izany! Fa rehefa ny fo no tsy mitady an' Andriamanitra dia tsy hahita ny marina mihitsy ny olona na tapitra ho voavakiny aza ireo boky rehetra momba ny finoana.
Raha misy kosa mitady an' Andriamanitra amin'ny fony, na inona na inona boky vakiany (na finoana inona na finoana inona izany), raha mitady amin'ny fony izy dia hahita an'i KRISTY.
Raha nitazona fidèlement ny finoan-drazany ny Malagasy dia ho faly nahare ny amin'i KRISTY ary ho nino. (http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4963889671de8#m496de66c39927)
Raha mitazona fidèlement ny coran ny silamo, dia ho faly mandre ny fanambaran'ny baiboly momba an'i KRISTY.
Tahaka izany ny hafa rehetra! Araho fidèlement izay inoanareo, dia ho hitanareo fa kay misy Andriamanitra ary KRISTY koa velona ary soa fa nisy Azy.
51. coopsal
(
15/01/2009 13:08)
soulajn:
Ireo réligions hafa rehetra de hatambatry ny new age ary hotaritin'i Maitreya (ilay ho kristy sandoka) @ firehana manodoka hoe Nouveau Ordre Mondial, izay tsy inona fa fahatanterahana ar-bakiteny ny faminaiana ao @ Baiboly ihany!
==> Raha namaky baiboly aho anio dia versets apocalyptique no hitako :
[Isaia 22], [I Korintiana 15], [Apokalypsy 16] ary ao amin'ny apocryphes : [2 Esdras]
Ny zavatra nambaran'ireo rehetra ireo dia milaza izay antsoin'ny baiboly hoe : Andron' Andriamanitra (jour de l'Eternel), hihangona ny vahoaka maro avy amin'ny firenena rehetra hiady amin' i KRISTY, fa i KRISTY kosa hamoaka afo amin'ny vavany handevona azy rehetra. Aorian'izay dia hiangona kosa ireo an'i KRISTY.
52. ikaretsaka
(
15/01/2009 22:34)
Haaaaa hay ve efa lasa tafiditra @ azo tsiponina koa ny apokripha zao e....
Io ary nolazaiko anao rap..... :^)
Io ary nolazaiko anao rap..... :^)