fandaharana TF1 talata 9/12/2008
1. sipagasy
(
08/12/2008 11:16)
Miarahaba e!
Efa nampidiriko tao @ ilay resaka 'mpiandry' iny ihany moa izy ity fa dia aleo atao vao² ato e!!!!!
Aza hadinoina aza ny mijery TF1 rahampitso 09/12/2008 manomboka 22h40 e!tsy dia ela loatra fa maharitra 40 minitra monja hono e!
Dia tongava ato mitantara izay hitanao sy tsapanao tao avy eo annn
http://www.programme-tv.net/culture-infos/r12888-enquetes-et-revelations/1250447-madagascar-enquete-sur-le-scandale-du-tourisme-sexuel-francais/

répondu par rurik le 26/12/2008 17:08
2. heidi
(
08/12/2008 18:46)
merci nampatsiahy sipagasy an! :-* sady amizay 22h40 izay efa vita kenikenina tsara mitsy any ampandrina no mijery azy.....FOHY LOATRA marina izany 40mn zany aloha fa ho jerena ihany.
3. fahamarinana
(
08/12/2008 18:49)
:arrow: mba omeo resumé aho fa efa matory amin'izany fa tsy ahandry intsony ry heidi a.. (l)
8. heidi
(
09/12/2008 23:20)
sipagasy an! toa tena tsy nisy fandaharana momba io voalaza io oà tam lay tf1 e??? resaka sans papier , faux papiers, sy ny asa maizina , expulsions no hitako sa???? :roll: 8)
9. Papoose
(
10/12/2008 03:01)
saika hanontany ndray za hoe fa misy in kay moa efa nomena rohy :oops:
10. Noue
(
10/12/2008 06:04)
emission momba ny clandestions no tao aaa ! niandry ka niandry fa tsisy :-D :-D :-D fa raha emission oatrireny oe ny vazaha ireny manao ratsy à l'etranger ve dia ho azony zareo atao ny mandefa azy ????
11. heidi
(
10/12/2008 06:26)
KA any amintsika tsy misy journaliste mi filmer azy ireny sady ry lerony miafina anie lay vazà mpanao ratsy e!
12. heidi
(
10/12/2008 06:28)
aleo asiana resaka ihany ilay fandaharana, tsy azoko hoe ilay cousiniers maliens dimy lahy... nahoana no afaka miasa declaré mandoha impots anefa hoe tsy ara-dalàna ny paps???? :°) SOA fa régularisés ihany ny paps ny farany
13. tywa68
(
10/12/2008 07:27)
Mba niandry ihany koa aho fa resi-tory ny farany e ! :lol:
Heidi : ilay mpampiasa zany maniraka an'ilay mamadou haka ny paps n'i cousin-ny ohatra (zay tena izy an) d tratran'i sécurité sociale t@ narary i mamadou hoe ahoana koa zany olona mitovy anarana nefa samihafa ny employeur ...
Fa nahafinaritra hoe régularisés r'izalahy.

15. vahiny2004
(
10/12/2008 09:13)
heidi:
aleo asiana resaka ihany ilay fandaharana, tsy azoko hoe ilay cousiniers maliens dimy lahy... nahoana no afaka miasa declaré mandoha impots anefa hoe tsy ara-dalàna ny paps???? :°) SOA fa régularisés ihany ny paps ny farany
Mampiasa identités n'olona hafa izy teo ka , olona hafa izay manana taratasy, dia iny no handoavana sécu sy déclarer-na any @ fisc.
Izay no nahatratraran'ny sécu azy teo. Efa in-2 nasain'i Patron niova anarana aza ny sasany fa tratra
Tsy hitako h@ farany koa avy teo fa te hatory
16. heidi
(
10/12/2008 10:39)
vahiny2004:
heidi:
aleo asiana resaka ihany ilay fandaharana, tsy azoko hoe ilay cousiniers maliens dimy lahy... nahoana no afaka miasa declaré mandoha impots anefa hoe tsy ara-dalàna ny paps???? :°) SOA fa régularisés ihany ny paps ny farany
Mampiasa identités n'olona hafa izy teo ka, olona hafa izay manana taratasy, dia iny no handoavana sécu sy déclarer-na any @ fisc.
Izay no nahatratraran'ny sécu azy teo. Efa in-2 nasain'i Patron niova anarana aza ny sasany fa tratra
Tsy hitako h@ farany koa avy teo fa te hatory
hay ve! misaotra nanazava.... possible ve zany mampiasa identités n'oul hafa izany tsy fahenoko aty aminay izany....de aon ny sary am carte d'identités....????
AVOTRA izy dimy lahy ka! samy afaka mijanona sy nahazo tts fa ny syndicats no niady ho azy ireo .....
ILAY PATRON no tena fatsora ratsy....Sy mpanao azy!
17. heidi
(
10/12/2008 10:44)
tywa68:
Mba niandry ihany koa aho fa resi-tory ny farany e ! :lol:
Heidi : ilay mpampiasa zany maniraka an'ilay mamadou haka ny paps n'i cousin-ny ohatra (zay tena izy an) d tratran'i sécurité sociale t@ narary i mamadou hoe ahoana koa zany olona mitovy anarana nefa samihafa ny employeur ...
Fa nahafinaritra hoe régularisés r'izalahy.
ka tsy azoko! lay identité raha izany satria tsy tokony ho possible hoe olona roa samy hafa mampiasa identité ho olona iray....
18. tywa68
(
10/12/2008 11:21)
Ka zay indrindra no nahatratra azy koa !
Ilay patron zany nandray tant que ni-déclarer identité tena misy i mamadou (ny sary rahateo maizimbelona tsy hifankahitàna) ; dia nanao maladie ny tena tompony, d hay ny ary miasa ihany d gainnnnnnnn :°)

19. heidi
(
10/12/2008 11:33)
oupssssss! mahasaky kou an! de na hoe régularisé aza ny paps amzany ve de tsy ho voasazy....?
20. fahamarinana
(
10/12/2008 11:48)
:arrow: soa zà fa nandry kah...niandry andrazaka tsy hivalana teo. :) (l)