fandaharana TF1 talata 9/12/2008
41. heidi
(
12/12/2008 17:36)
ity angamba ilay tokony niseho tf1 e! :°)
Du paradis au paradis sexuel Vos avis ici
Nosy Be, c'est la représentation du tourisme balnéaire à Madagascar. Les plages, les cocotiers, la plongée, le sable fin, les hôtels de rêve...tout cela se trouve à Nosy Be. Mais Nosy Be est aujourd'hui victime de son succès: hausse de la criminalité, delestages d'electricité, pollution des plages et surtout un nouveau lieu " à la mode" dans le monde du tourisme sexuel ! Enfants, femmes, hommes, il n'y a pas de limites. A ce propos, la chaine TF1 diffusera ce mardi 9 dec à 22H30 ( émission déprogrammée par la chaine, ndlr ) , un reportage sans complaisance sur la prostitution galopante, même chez les mineures dans l'ile. C'est toute l'image de Nosy Be qui aujourd'hui en prend un coup. Elle est déconseillée pour ceux qui veulent des vacances sereines au soleil, elle est recommandée par tous ceux qui n'ont pour objectif que le plaisir de la chaire docile, facile...et pas chère ! Nosy Be est elle toujours ce paradis ? Non, certainement pas d'un point de vue touristique. Il vaut mieux aller à Sainte Marie ou même à Maroantsetra. Mais pour quelques vieux pervers, Nosy Be, c'est vraiment le paradis, ou tout est possible et tout est permis car les autorités locales sont impuissantes ou inefficaces ou les deux ! Et paradoxalement, c'est cette nouvelle image de Nosy Be fait venir de plus en plus de touristes ( il y a même une ligne directe Paris Nosy Be via Corsair, preuve que ce tourisme est essentiellement français ) . L'ile n'a jamais été aussi florissante en termes de visites mais à quel prix pour la population ? Vos avis ici
43. kotobekibo
(
12/12/2008 19:51)
Hitanareo fa na ny aty ivelany koa aza d tsongoloan'ny zornalista fa tsy ny any amintsika ihany ( resaka mpiandry sy marary )
Midika izany fa tsy ny zornalista no blem fa ny zava-misy mihitsy .
Zà koa ary mba niandry fa eee...tsy nahita ilay resaka tourisme sexuel any dago akory , tsy koi fa aiza d ny antsika foana no tsikeraina :-P
Midika izany fa tsy ny zornalista no blem fa ny zava-misy mihitsy .
Zà koa ary mba niandry fa eee...tsy nahita ilay resaka tourisme sexuel any dago akory , tsy koi fa aiza d ny antsika foana no tsikeraina :-P
46. tywa68
(
16/12/2008 13:15)
ikaretsaka:
Ary tsy afaka contactewna ve zao tf1 zao handefa azy iii
Ny tena aloha d faly foana raha vô momban'ny gasy fa io sujet io tena mahamenatra k ! ny mpiara-miasa tena be wa3 avy eo :°)
47. ikaretsaka
(
16/12/2008 13:21)
Ka tokony manao contre reportage na image tsara indray atao ko... hafaka haninona eo izy raha zavatra tsara no zava misy marina? (Ohatran'ny anaovany reportagen'i pedro ohatra de tsy afaka hanaratsy an I pedro izy)
48. tywa68
(
16/12/2008 13:25)
eny e fa ireny tsy d misy loatra satria efa hay hoe inn no ataony !
Fa ilay fampisehoana an'ilay tsy mety @hafa anie mety manamboatra ny sain'ny mpijery hoe : toa tsy mijaly loatra aho zany fa hay misy pira lavitra any ambadika any, d na miakatra aza ny vidimpiainana d tsy misy miteny fa mandoa ny taxes isakarazany tsy miteny intsony fa leo ... :lol:
Fa ilay fampisehoana an'ilay tsy mety @hafa anie mety manamboatra ny sain'ny mpijery hoe : toa tsy mijaly loatra aho zany fa hay misy pira lavitra any ambadika any, d na miakatra aza ny vidimpiainana d tsy misy miteny fa mandoa ny taxes isakarazany tsy miteny intsony fa leo ... :lol:
49. Rafahafahana
(
16/12/2008 14:03)
Dé betsaka anie ny gasy tsy manana ttsy eto France fa dia milamina eny ihany ny fiainany mandrapahatratra azy e
50. diamondra27
(
17/12/2008 07:28)
de ginagina be izany fa tsy nahita le reeportage e
oie oie oieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
oie oie oieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee