fandaharana TF1 talata 9/12/2008

21. sipagasy ( 10/12/2008 12:28)
Dia miala tsiny ry zareo fa izaho anie ka nampita ny hitako fotsiny t@ fandaharana hoe hisy izany 'hono' e!!! nefa dia indrisy hihih soa fa no enregistrena ilay izy!!! akory ny hagagana ny maraina fa tsy nisy izany tao!!!! fa na izany aza dia nahafinaritra ilay fandaharana nivoaka, fa dia tena nampiseho ny zava-misy e!!!, izay tsy mba nahalala olona nanana olana tahaka ireny eto Frantsa kosa mandainga e! hihihihh sa izaho no efa......... piraty hihihiih......
22. fahamarinana ( 10/12/2008 12:51)
:arrow: tsisy tsiny sipagasy a... :) (l)
23. diamondra27 ( 10/12/2008 13:27)
sipagasy nampiesona le namana natory mialoha ndry :-D :-D :-D
samy mahatanty vazivazy daholo an.

heidi ka hitandry any aminareo any nge hono mora atao ny resaka klandy e

momba ilay mamadou zany dia izao e niova identite izy, azo atao ange ny miasa am patron 2 saingy raha samy plein temps meme horaire angamba no nahakobo azy.
Za zaotaloha mba niasa tam patron 2 hafa fa za manana paps a de raha vao tsy miasa ary de makary am le iray.
Amin'izao fotoana koa izany dia ny impot no mideclarer ny caf fa tsy misy intsony le ohatry ny taloha.

manova identite izany akia de ny anarandry no miova fa ilay sary sarindry ihany a.
Tandremo sao de mahazo ireny mail mail avy any am maizina ireny milaza we manana lova izy fa mihidy an anaty consignes le vola ka mila anao izy mamoaka azy , fa tena arnaka be le izy satria raha mitohy ny mail-nareo dia mangataka anao hi-verser vola am kaontiny izy dia alefaso koa hono ny photocopie ny passeport na carte d'identite, de eo ianao no raisina satria amin'izay no hanaovany faux paps

====> ho an'izay tsy mahita hatram farany fa niesona be :lol: dia regler daholo ny paps an'izy rehetra afaka 5 sa 3mois taty aoriana , na izy 2 lahy we tsy nekena iny aza.

cas par cas le izy de vita ihany fa kandra be ry zalahy fa aiza ve de 3000 euros mahery ny impots , hummmm

de amin'ny heriny zany momba ny sdf ndray no hojerena de oviana ihany ilay reportage gasy


24. heidi ( 10/12/2008 17:31)
heidi ka hitandry any aminareo any nge hono mora atao ny resaka klandy e


non! je ne crois pas kosa e!
ny any indrindra no facile kokoa noho ny aty aminay, satria hita porofo am olona maro be mi klandy etsy sy eroa, fa ny aty aminay kely ny firenena dia misy fisavàna foana eny andalana eny ka raha tratra de eo noho eo de barakay, tsy henonareo angaha ilay sipa afrikan novonin'ireo ^polisy tamzany andro izany nataony maivoka hatrany anaty avion mitsy fa tsy arariny kosa, nigadra lay polisy klou...
Zà aza aky gaga am olona maro mi krantsa fa ny eto aminay eto tsy ahitàna firy raha tsy ao bruxelles ao ihany....
25. heidi ( 10/12/2008 17:33)
momba ilay mamadou zany dia izao e niova identite izy, azo atao ange ny miasa am patron 2 saingy raha samy plein temps meme horaire angamba no nahakobo azy.
Za zaotaloha mba niasa tam patron 2 hafa fa za manana paps a de raha vao tsy miasa ary de makary am le iray.
Amin'izao fotoana koa izany dia ny impot no mideclarer ny caf fa tsy misy intsony le ohatry ny taloha.

Ah! mazava amizay ka! traingo zany fa nahatsara zvtr kosa ilay nahatratrarana azy an! najary regler ny paps :-P
26. diamondra27 ( 11/12/2008 07:46)
heidi : de tsy haiko akia fa le maizina aty ireo milaza an'izany hoe hafarany any aminareo any hono ny havany...
de za koa efa naheno fa olona tao am prefecture mpiasa tao niteny an zany we mankanesa any b ... mivoaka frontiere
27. heidi ( 11/12/2008 14:50)
de tsy haiko aky ry diam fa raha marina izany efa lasa aty aby ny olona
ny aty aza aky olona efa vita mariazy nahazo carte 5 ans mbola tamy foana ny polisy mitsikilo manadihady maka renseignement am voisins :°)
28. tywa68 ( 11/12/2008 19:39)
ka be ny manao mariages blancs koa :°)
29. tywa68 ( 11/12/2008 19:40)
business mihitsy io ary ireny no antony mampasiaka an'ilay vazaha :lol:
30. heidi ( 11/12/2008 19:52)
ka ny a n'ilay namako efa hita soritra izao fa tsy mariage fotsy fa mena midorehitr anie e! :wink: :-D ouzy mitsy lay sipa oe! tiko mitsy isika refa manao krak krak bouboum iny no tongavanjareo eo amzay wain tsara....
NY JIOlahy tsy hita izay hanaovana azy fa ny olona manana ny fiainany milam no korotanina isaky izay mande jiihihihih

fa ny polisy any aminareo kosa aloha miasa tsara e! nisy marokanina rolahy sy afrikanina iray izay ni karjaké anlay vadin'i cousine-ko tam lundi, hay gangs avy any france no nanafika taty aminay...FA TEO ampiomanana brackage ry zareo niaraka tam lay fiara no tratran'ny polisy tondé niantso taty ilay polisy tany....
AIZA KOSA NO tsy ho sarotiny am klandestin ny fanjakàna fa tonga aty hanao jiiolahy fotsiny :x na hihinana vola-panjakàna....
31. fijo ( 11/12/2008 21:56)
tywa an,misy devoly izany resy tory izany.
32. tywa68 ( 12/12/2008 07:19)
:-D :-D
33. diamondra27 ( 12/12/2008 16:22)
fijo: hypnotise nareo sy tywa
heidi: ny ahy kosa aloha refa tsy manara-dalana dia tsy tiako e na iza na iza surtout we hanao jiolahy
34. kelly13 ( 12/12/2008 16:25)
d rôvina iany le fandaharana e?
35. heidi ( 12/12/2008 16:34)
diamondra27:

fijo: hypnotise nareo sy tywa
heidi: ny ahy kosa aloha refa tsy manara-dalana dia tsy tiako e na iza na iza surtout we hanao jiolahy


ieny e! n'iza n'iza na avy aiza niaviany rehefa jiolahy mamono olona dia


:x
36. Samoana ( 12/12/2008 16:44)
kelly13:

d rôvina iany le fandaharana e?


rôvina tokoa ry terezy fa maika njola eto ihany miandry goana :wink:
37. kelly13 ( 12/12/2008 16:51)
@ herinandro ono, mdrrrr
38. Samoana ( 12/12/2008 16:58)
mba tairotairo @ phone refa mande izany sô resin-tory ny namana e!
39. ikaretsaka ( 12/12/2008 16:58)
Ary tsy afaka contactewna ve zao tf1 zao handefa azy iii
40. Samoana ( 12/12/2008 17:03)
Ika/ efa nanirahako mpiandry any rizalà
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733