racisme ve ny serasera?
1. salopard
(
05/11/2008 14:32)
satria ravatorano no responssable politika eto, hoy izy atsy ambadika
sale raciste mihintsy i toi , tena ny fitiavana an-dravalo ve no mahatonga anao hiteny izany?
avy eo responsable politique i toi eto @ serasera
raha tany france na etazonia, na angletera ise dia , gadra, satria ny propos xenophobe sy raciste dia penal, ary ho an'ireo tsy mino fa hoe entimpo aho,
http://www.afrik.com/article13639.html
ery ambany, Italie, espagne, etc... voateny ao
aiza rahery sefo, vao teny frantsay fotsiny ny olona sasany dia voasazy, ka ahoana , sa ho torianay koa ny serasera?
sa ny gasy efa maty hambom-po sy maty hozatra ka tsy taitra @ izany.
aza mihatsara-velatsihy e! manana courage ny zavatra tohanan'ise. izay le mahavoa ny gasy, de hoe tsy hoe oa oa oa aho... fa blablabla..., izay le formule phraséologique
ravatorano:
za v hanakiky ho entin'izany mainty hoditra izany ary oviana teto zamerika no nisy an'izany !!!!!
sale raciste mihintsy i toi , tena ny fitiavana an-dravalo ve no mahatonga anao hiteny izany?
avy eo responsable politique i toi eto @ serasera
raha tany france na etazonia, na angletera ise dia , gadra, satria ny propos xenophobe sy raciste dia penal, ary ho an'ireo tsy mino fa hoe entimpo aho,
http://www.afrik.com/article13639.html
ery ambany, Italie, espagne, etc... voateny ao
aiza rahery sefo, vao teny frantsay fotsiny ny olona sasany dia voasazy, ka ahoana , sa ho torianay koa ny serasera?
sa ny gasy efa maty hambom-po sy maty hozatra ka tsy taitra @ izany.
ravato ihany:
tsy hoe le Pen aho na manohana an dravalo betiman fa kosa...
aza mihatsara-velatsihy e! manana courage ny zavatra tohanan'ise. izay le mahavoa ny gasy, de hoe tsy hoe oa oa oa aho... fa blablabla..., izay le formule phraséologique
répondu par Papoose le 09/11/2008 04:08
2. xxx
(
05/11/2008 14:37)
sao dia le pen aza io????
Raha vao mivoaka ao dia mainty na dia fotsy aza any dago ka aoka e! ity hadalana !

3. kidoropamba
(
05/11/2008 16:44)
Tokony mametra-pialAna ingahy Ravatorano noho ny heviny tena manasoketa ny fiainan'olombelona sy ny maha malagasy.
Amin'ny anaran'ny jesosy dia tokony mibebaka izy na mametra piAlAna ka lasa mandeha mamorona tokantrano any @ Tim any.
Nataoko izao fangatahana "fametrahampialAna" izao mba hitandroana ny tsy handoroan'ingahy ravatorano hazo fijalina eto @ serasera na koa hanaovany sarontava fotsy lava loha ireny sy iny lamba malabary fotsy be ireny amin'ny alina, satria lany ingahy Obama.
8O 8O 8O

5. xxx
(
05/11/2008 21:05)
Ataoko fa lesona demokrasia ho an'izao tontolo izao ny nahalany an'i Obama izao. Izay tokon'ny ho regima politikan'ny tany tsirairay amiko, izany hoe afaka miteny ny heviny daholy sy ny fomba fisainany isika mianakavy. Eny fa na dia ny racista aza.
Ny momba ny hevitr'i ravatorana indray, maizimaizana tokoa. Ka tokony hanazava ny heviny eto i ravatorana fa tsy hangina any fotsiny satria izy no tompon'andraikitra eto no sady ataoko fa lehilahy manana ny maha-izy aza izy ka tokony hiaro izay zavatra eritreretiny. Eny fa na dia hilaza aza izy amin'izany fa hoe raciste izy.

7. fijo
(
05/11/2008 22:29)
izay vao itako ilay voalazan'i ravato.
nefa dia hialako tsiny,fa raha za koa n oamerikanina tsy nifidy azy aho.noho ireo antony ireo.saingy tsy amerikanina aho ka tsy olana amiko.
izao mantsy,apetrako amiko ny fanontaniana.raha izaho gasy ity ve,dia hifidy karana ho filohan'ny madagasikara???tsiaaaaaaaaaaaaaaaaaaa avy hatrany ny valiny amiko ary fahadisoako rah amanao izany aho.
racisme ve izany??asa izay handraisanao azy,fa amiko fitiavako ny taniko no tsy hamelako olonkafa hitondra azy.

8. rakaroka
(
05/11/2008 22:57)
Ny fitiavana ny "tanindrazana izany" tsy voatery hanilikilihina ny "hafa"=>
"TSY FAHAIZA-MIAINA" izany! Ahoana moa no itsaranao ambolony izay "anjara boriky" mety ho voajoron'ny hafa, raha akifakifaka izy ireny?...Io anie tsy hoe rehefa gasy dia "mahavita azy ary rehefa vizongo dia "vorika" foana: Taoko maro ny gasy nomena seza tsy nahaefa ny nataon'Ingahy Pedro akory ohatra. Donk mbô "ovay ny toe-tsaina" hoy ilay olona efa tsy eo intsony aza fa tena
T-A-R-A-I-K-Y BBBBBEEEEEEEE loatra.
Rehefa akifakifaka ny aty dia latsaina sy "abokaina ihany koa hoe "aiza ialahy, sns....Ny an'olona ny zanany mielim-patrana eran-tany na nanambady vahiny aza mbola zanany foana iny ka!
Ramalagasy BBbbe fivoarana loatra : "Be lesona anefa tsy misy horaisina! 8O 8O 8O 8O

9. fahamarinana
(
06/11/2008 04:44)
:arrow: amiko,rehefa mizaka ny zo-pirenena iray ny olona dia afaka mirotsaka an-tsehatra koa.Tsy ny tenany manko no maka place fa ny vahoaka iray manontolo :na mainty ireo na fotsy...no mifidy azy.
Dia iraisako hvtr i rakaroka hoe ny zvtr atolony no jerena : mahavita izy na mainty io na fotsy dia arahaba soa,arahaba tsara FA kosa tsa mamely dia tsy mamely daholo fa tsy ny fihodirany no inona...Amiko aloha. (l)

10. nirasia
(
06/11/2008 05:11)
rakaroka:
Ny fitiavana ny "tanindrazana izany" tsy voatery hanilikilihina ny "hafa"=>
"TSY FAHAIZA-MIAINA" izany! Ahoana moa no itsaranao ambolony izay "anjara boriky" mety ho voajoron'ny hafa, raha akifakifaka izy ireny?...Io anie tsy hoe rehefa gasy dia "mahavita azy ary rehefa vizongo dia "vorika" foana: Taoko maro ny gasy nomena seza tsy nahaefa ny nataon'Ingahy Pedro akory ohatra. Donk mbô "ovay ny toe-tsaina" hoy ilay olona efa tsy eo intsony aza fa tena
T-A-R-A-I-K-Y BBBBBEEEEEEEE loatra.
Rehefa akifakifaka ny aty dia latsaina sy "abokaina ihany koa hoe "aiza ialahy, sns....Ny an'olona ny zanany mielim-patrana eran-tany na nanambady vahiny aza mbola zanany foana iny ka!
Ramalagasy BBbbe fivoarana loatra : "Be lesona anefa tsy misy horaisina! 8O 8O 8O 8O
11. ravatorano
(
06/11/2008 06:00)
mafinaritra tokoa eto izany
misaotra betsaka amin'ny fanamarihana rehetra fa tena ilaina tokoa izany
izao anefa :
rehefa mamaky sy hamaly izay soratan'ny olona iray ka anononana ny anarany dia vakio tsara aloha fa aza dia sendoatra loatra sy faly mitsimpona izay tianao ho tsimponina !
Averiko indray fa na hilaza amiko aza ianao fa sale raciste aho na le pen na tim na tia loatra andravalo dia tsy mampiova ny hevitro izany ary lazaiko eto fa tsy mampaninona ahy raha lany i Obama satria ny vahoaka amerikanina no nifidy azy ary zo an dry zareo izany !
za anie na hiteny inona na hilaza inona tsy ampiova an'izay efa lany sy vita e ary tsy izaho velively no hahavita hampitsimbadika ny vato lanin' dry zareo tany zamerika fa mba resaka sy hevitra nalefako fotsiny ihany iny
ka na taraiky be na mila fanovana toe tsaiana dia ekeko izany satria tsy izaho irery no mila manova toe tsaiana fa ny rehetra izay manao dika vilana ny voalaza ary misy ihany koa faly ny hanakiana fotsiny !
tsy hampihetsi bolo maso ahy izany satria toy ny voakanzo an'ala io ka ny tsara ihany no raisina sy ampiroboroboina ao anatin'ny tena !
Misaotra antsika rehetra e
:D

12. ravatorano
(
06/11/2008 06:04)
ity no tena zava dehibe fa tena adinoko :
izaho ravatorano dia tsy mahasolo ny atao hoe serasera noho izany dia tsy azoko ilay fanontaniana hoe racisme ve ny serasera ny tena izy angamaba dia tokony izao no fipetrak'ilay fanontaniana hoe raciste ve ny serasera ???????
tsy hoe tompo'nandraikitra momba ny lohahevitra politika aaho dia midika izay fa izay lazaiko ato dia hevitry ny serasera !
fa iza moa ny antsoina hoe serasera aloha e :?:
i hery v ? sa i ravatorano ? sa salopard ? na i kidoropamba na i fijo :wink:

13. fahamarinana
(
06/11/2008 06:23)
:arrow: misaotra any ravato tamin'ny fanazavana ary marina tanteraka fa tsy ravato tokoa no serasera ary raha tanty ka misy mpisera iray sanatria tsy hitovizana hevitra dia tsy ny serasera manontolo no ho voahosopotaka.
Na izany na tsy izany dia tsara ihany ny nisian'ilay dinika satria tena misy dia misy io toe-tsaina io ary amerika no resahantsika eto fa na any amintsika aza amin'ny samy malagasy monja dia efa betsaka (tsy mila mandeha lavitra akory ) fa choix-ny tsi11 moa izany no hilazana azy ary efa samy niaro sy naneho ny heviny daholo na ny pour na ny contre.Ny fanehoana hevitra no mety fa tsy fitsarana ilay olona no mahavaha olana,raha izay no but aloha...
Dia tsiky dia ampy e !
Fa iza kay no serasera tokoa ? :D (l)

14. Noue
(
06/11/2008 07:38)
fahamarinana:tsy zaho aloha eeeeee
Fa iza kay no serasera tokoa ? :D (l)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. tenagasy
(
06/11/2008 09:14)
Mankamamy!
Hay tokoa moa serasera ato fa tsy namana serasera! Raha namana manko dia saika hiteny aho hoe tsy tokony hifanao teny mandratra toy ireny.
Asa moa anefa!
Mirary soa!

16. hery
(
06/11/2008 09:25)
rakaroka> Ary raha atao hoe tahaka ny tokantrano ny firenena... T-A-R-A-I-K-Y BBBEEEE ve aho raha toa ka tsy avelako hoe olona vahiny no hitantana ny vola ao antranoko? Na hoe olona ampiantranoiko no lasa mibaiko ny vadiko sy ny zanako? Na hoe ny olona mipetraka ao aminay no lasa raim-pianakaviana mibaiko ahy? :-)
Io hevitra io angamba no tokony handraisana ny nolazain-dRavatorano. Noho i Obama vahiny? Tahaka ny hoe Karana sns any Dago. Tahaka an'i Sarkouzy koa :-)

17. ravatorano
(
06/11/2008 09:41)
ika izao anie e raha miteny indray izao i hery fa tsy tokony ho vahiny mihitsy no hitondra ny fanjakana iray amin'ny tany iray dia io efa natsidik'i ra kidoropamba io ilay andininy ao amin'ny lalampanorenana ary dia iny moa no tena naingany hoe tsy tia vahiny ravalo ! izay ilay izy
averiko indray fa nisy tsoakevitra navoakan'ny mapanao gazety amerikanina nandeha tamin'ny fahitalavitra iray teto amintsika ary nilazany fa "hanahirana ihany raha "safiotra" no hitantana ny firenena marikanina".Hevitra toy izany no novoiziko ary dia nahafinaritra ny fandehan'ny resaka eto fa tena miposaka tokoa ny hevitra sy ny kiana hahafahana mamakafaka tsara ny tena ho fandehany !
Asa aloha raha hoe zakan'ny malagasy izany hoe karana indray no ho laniana ho filoam pirenena eto amitsika izany na dia tsara be tahak'inona aza ny heviny sy ny tetik'asa harosony eo ! asa mety ho vita sy hiseho eto ve izany ! na koa hoe sinoa fa izao mantsy efa betsak any sinao tonga eto !
Tadidio fa raha nisy karana valovotaka lany deputé tany avaratra tany dia betsaka ny gazety no "nanakiana" na ankolaka na ankitsirano izany safidi'ny olona izany ary raha toa ka ataotsika hoe ho filoham _pirenena dia ahona ?

18. tenagasy
(
06/11/2008 09:52)
Mankamamy!
Ho ahy ny Lalàn'ny Amerikanina dia an'ny Amerikanina!
Tsara ny maka ohatra soa, saingy mbola tsy Lalàntsika aloha izany hatreto!
Tsy misy afaka miteny isika hoe ahoana ny hevitry ny maro an'isa @ Malagasy @izany. Azon-tsika antoka ve fa tsy hitovy hevitra @i Ravatorano sy i Fijo izy ireo? (OH: mba fantatrareo ve izao izay hevitro sy ny ankamaroany tsy miloa-bava eto momba izany?)
Asa na dia entim-po be loatra tokoa isika mitsikera ka zary mifanohitra farany ireo ambara.
HAZAVAIKO:
Andeha tokoa ary hatao hoe mpanohana ny fitondràna i Ravatorano. Dia tsikeraina mafy izy hoe "...tsy tononiko...". Iza anefa no tena mpikororoka mafy mpivoy ny adim-poko ... sns ...? Mbola foko aza fa tsy firenen-kafa!
Hay ve ka izay mahavita ihany indray e? Tsy ankijery volon-koditra sy fihaviana?
Tsy an-kavia tsy an-kavanana aho fa mpijery avy ety ivelany ihany!
Manarak'izany:
Tsy miantso sy mitaona ahy sy ianao izy homba izany! Maneho fotsiny ihany!
Raha tsy izany manko dia mety hatao hoe manakorotana!
Fanehoan-kevitra ny azy! Heviny io!
Malalaka!
Tsy tokony hanompana azy toy izao izany! Asehoy fotsiny koa ny hevitra dia samy miala!
Ary araka ny tenin'ny ankamaroany hoe diniho tsara izay resahany vao mitsikera be fahatany!

19. fahamarinana
(
06/11/2008 09:59)
:arrow:Tsy vahiny intsony fa manana droit tahaka ny rehetra anie rehefa mizaka ny zo-pirenena iray e..na ny lalàna no ovaina tanteraka hoe rehefa tsy gasy na amerikana na vazaha % dia tsy mahazo milatsaka fidina na tsy omena nationalité...
Amiko matoa lanin'ny be sy ny bobaka dia ekena tanteraka na mainty iny,na boboka na vazaha na karana...Satria voafidy malalaka...izay ilay hoe zo...
Mbola ho ela vao ho tahaka izay isika malagasy : mbola tsy miresaka rà vahiny fontsiny aza fa samby gasy dia efa polémique be.Fa dinika hafa moa iny. (l)

20. kidoropamba
(
06/11/2008 10:08)
Tsy sahy hametra-pialAna izany ianao io?
Ok ary.
Hoan'ireo izay mihevitra fa tsy misy olona mandinika alohan'ny hamaliana dia mba averina ho azy ireo ity farany ity: diniho aloha ilay tsikera vao mamaly.
Tsy hoa ka mpomba an'ingahy "MakY-Kaina" ka hoa afaka mandinika ny zavatra lazain'ireo mpandoro hazo fijaliana, kanefa kosa raha mpomba an'iganhy mainty kibo sy mainty lohalika dia "tsy afaka mandinika" izay lazain'ny hafa.