racisme ve ny serasera?
21. tenagasy
(
06/11/2008 10:23)
Mankamamy!
Safiotra Ingahy Obama fa tsy mainty!
"Raciste" daholo amiko izay miteny hoe mainty Ingahy Obama!
Mainty ny rainy, fotsy ny reniny ==> ""50/50"" izany!
Raha tsy hoe mbola misy ambony sy ambany indray!
"Raciste dondrona" satria zary mandray ny volon-koditra mainty ho toy ny loto, ka na be io na kely, rehefa maloto dia maloto izay.
Tsy "Raciste" ihany aza fa "criminel" mihintsy satria manafoana tanteraka toy ny tsy nisy akory = MAMONO ny ankilany (ny reniny eto).
Aiza ho aiza amin'izany ny fitovian-jo? (Egalité - Equité - indrindra ny Parité)
Tsy tokony hoe FOTSY aza ve izy?
- Ray mainty - Reny fotsy ==> 50/50
- Teraka tany Amerika """tanin'ny fotsy"""
- Fotsy no nitaiza azy
- Fotsy no maro an'isa any, izany hoe fiarahamonina fotsy sy kolontsaina fotsy no nibeazany sy nilomanosany
- Fampianaran'ny fotsy no azony
- ... ... ...
Amiko izay mihevitra ny tenako hoe tsy mpanavakavaka, raha esorina @ ambaratonga ny sokajy "SAFIOTRA" dia "FOTSY" izy fa tsy "MAINTY".
Mirary soa!

22. xxx
(
06/11/2008 10:55)
Ny tenako koa aloha dia tsy mankasitraka izao zavatra tenenin'ny ravato tatsy ambadika tatsy e. Nefa hoa ny demokrasia dia afaka miteny daholy izay ao an-tsainy ny tsirairay. Ny tena mampalahelo eto amiko dia i ravato mody miolakolana, tsy miaro izay efa noteneniny (ka mila vonjy avy amin'ny sefo hery mihitsy).
Misy hevitra roa no navokany:
-hoe enao ve hifidy olona tsy tena amerikana (fotsy io) raha toa ka amerikana enao. Azo ekena (fa mbola hafaka ho tsikerana). Lazainy koa fa be no mitsekara an'i obama, ataoko fa normal be raha misy tsy momba an'azy.
- faharoa dia ny hoe hiaro ny afrikany izy.
Izany dia manaporofo fa mijery volon-koditra i ravato. Ary manao sous entendu hoe tsy mahavita azy rehefa mainty. Après, hapa-rasista azy ve izany sa fahateren'ny sainy sa fanambaniaina ny tenany(tsy dia fotsy manahona mantsy izy)??? Tsy haiko

23. kidoropamba
(
06/11/2008 11:21)
Avelao marary fo any izay rasista fa henana saka telo no ataonay tsaky miaraka amina taoka rahariva hiarahabAna ity prezidA mainty hoditra ao zamerika ity.
safiotra angamba ingahy Baraky fa keniana ny rainy ary ny vadiny sy ny zanany dia tena mainty hoditra mihitsy. Ka raha tohizana izany dia ny hava-badiny, sy iny vavy antitra ao keniana ary ireo rahalahin'ingahy Baraky sy anabaviny maro be ao afirika ao dia tena ho takona tanteraka izany safiotra izany e.
Nilaza mantsy ny sasany fa hoe, @ hazakazaka sy fandihizana manetsika fitombenana ihany hono no maha danza an'i mainty hoditra. Pehan'ingahy baraky ny daomy ka tampina tanteraka. Ry bousy sy Maky-kaina ary ry saraha paliNA izao no toa tsy hita tabilao. Ny antsika any indonezia mihaino koraly. tsssss! sana! very e!
Miravoa daholo ary avelao ireo rasista anao sinema any. 8O 8O 8O

24. Noue
(
06/11/2008 11:32)
tsy hitako izay hilazan'ny saqsany oe raciste eeee ! raha milaza ve aho i ranona dia mainty dia midika ve zany oe raciste aho eeeee??????
ary raha miteny aho oe i ranona fotsy dia raciste ve aho zany eeee???? mba alefaso lavitra sy voahy ny heritreritra fa tsy hitako izay antony ilazaina oe raciste ranona satria izy miteny oe mainty i ranona eeeeeee :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

25. vale
(
06/11/2008 12:48)
Tapaka koa ny tsinaiko ato mamaky an'ity:
sale raciste mihintsy i toi:lol: :lol: :lol: ohatran'ny hoe tsy mainty izany dol le oul miresaka ilay izy, enyfa na ny somary fotsy volon-koditra aza ohatra ny Arabo, mbola fotsy noho ny Malagasy, sy ny Sinoa, tsy mihevitra ny tenany oe fotsy satria izy tsy vazaha (eropeana, na allemand, na norvegiana,sns..), koa mainka fa isika Malagasy no hiteny oe raciste i ranona, ohatry ny mampiome be :lol: , asa na le fipetrahana aty ivelany no ahatsapàko oe anisan'ny mainty hoditra aho na mazava aza ny lokoko? :roll:
26. malala1
(
06/11/2008 14:34)
dia mbola miampy koa fa i obama dia manana ariera ariera ariera cousin frantsay
27. harybe
(
06/11/2008 14:35)
fijo,ravatorano> aminareo zany tsy amerikanina ny mainty hoditra?
ny mahavarina de zao! betsaka ny gasy tonga france na firenena fotsy hafa ny mitomany hanana karapanondro zay firenena misy azy , mitomany te hanana zo @ zao vazaha zao(nationalité français ohatra)
De maninona ohatra raha karana gasy mizaka ny zo_pirenena malagasy sy teraka tao madagasikara ohatra no tsy tokony ho vidina ho filoha? maninona bandy mainty teraka tao amerika manana ray amandreny manana karapanondro US no oe tsy tokony ho vidina?
ny amerikanina malaza be rasista aza zao nifidy filoha mainty de ny gasy kely indray no manakihana oe tsy hifidy mainty raha teo @ toeran'ny amerikanina fotsy!zany oe le toetsaina gasy ange zany mbola tena lomorona be raha ny fijeriko azy eh!mitomany manaraka ny ny fomba vahiny sns nefa kay zany oe tsy hifidy mainty na karana sns......
mba diniho tsara fa ny bekitana aza zao niala @ zay toetsaina zay! :wink:

28. kidoropamba
(
06/11/2008 14:49)
Vahiny indray hono 'ngah Obama-nana ao zamerika. Aiza ary 'sika zany e?
Io hoa efa nolazaiko: donto saina hoa ny gasy raha ny mino fotsiny ihany no abosesika ao an-doha isaky ny alahady @ fitenin'ny filoham-pirenena. Io Ary ny vokany: efa lany pirezy izao i Obama-nana dia mbola lazaindry zalahy fa "vahiny" indray ao zamerika ao. dray dray dray! Tandremo hoa ny aourta TIKO fa misy poizina avy any Sina.
F'angaha andalan'lery ny mitondra kAoraly fj-kaema mandrotsirotsy azy any indonezia tanan'ireo silamo @ fotoana maha lany pirezy an'ingahy Obama-nana ?
8O 8O 8O 8O 8O

29. xxx
(
06/11/2008 14:52)
Manomboka resy lahatra aho hoe tena rasista marina ity ravatorana ity raha mijery izao fanazavan'i harybe izao. Satria raha ho tohizana ny lojikan'i ravatorana dia tsy hifidy karana izy, tsy hifidy sinoa, tsy hifidy vezo,bara, sns .. fa kosa hifidy ambaniandro. Ary ny tena loza mety hifidy vazaha fotsy izy satria amin'ny ireo mahay fa ny mainty dia vendrana be.
30. rabilabila
(
06/11/2008 14:54)
fijo:
izay vao itako ilay voalazan'i ravato.
nefa dia hialako tsiny,fa raha za koa n oamerikanina tsy nifidy azy aho.noho ireo antony ireo.saingy tsy amerikanina aho ka tsy olana amiko.
izao mantsy,apetrako amiko ny fanontaniana.raha izaho gasy ity ve,dia hifidy karana ho filohan'ny madagasikara???tsiaaaaaaaaaaaaaaaaaaa avy hatrany ny valiny amiko ary fahadisoako rah amanao izany aho.
racisme ve izany??asa izay handraisanao azy,fa amiko fitiavako ny taniko no tsy hamelako olonkafa hitondra azy.
noooooooooooooonn , pas toi Fijo a!!
31. cutie
(
06/11/2008 14:57)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-11-2008 23:29:31
Lohateny : Re : racisme ve ny serasera?
izay vao itako ilay voalazan'i ravato.
nefa dia hialako tsiny,fa raha za koa n oamerikanina tsy nifidy azy aho.noho ireo antony ireo.saingy tsy amerikanina aho ka tsy olana amiko.
izao mantsy,apetrako amiko ny fanontaniana.raha izaho gasy ity ve,dia hifidy karana ho filohan'ny madagasikara???tsiaaaaaaaaaaaaaaaaaaa avy hatrany ny valiny amiko ary fahadisoako rah amanao izany aho.
racisme ve izany??asa izay handraisanao azy,fa amiko fitiavako ny taniko no tsy hamelako olonkafa hitondra azy.
misy marina ihany ny voalazan'i fijo fa raha mipetraka aty US i fijo de mety miova io fisainana io lollllllllllllllllllllllllllllll
32. kidoropamba
(
06/11/2008 15:19)
Io no mba hitiavako an'ity serasera ity. Avo loatra ny saina mpanao debA ato. Obama-nana lasa vahiny any zamerika no sady mitovy @ karana any dago. Ato ihany no afaka mamorona izany hevitra mijoalajoala izany. tena ahazo diplaoma avo lenta aho raha mitohy ny toy izao sana.
Kay ny ankamaroan'ny gasy milaza azy fa malagasy kanefa tsy hainy akory hoe inona ny maha-gasy azy? hin!hin!hin!hin! Hajanony hoa ity fihenoana valandresaka ataon'ingahy rainy isaky ny alahady ao @ lahatenin'ny filohampirenena (RNM) io fa very tsy kelikely ny mba fahalalana sy fahaizana kely ao andoha.
8O 8O 8O 8O

33. harybe
(
06/11/2008 16:22)
xxx:
Manomboka resy lahatra aho hoe tena rasista marina ity ravatorana ity raha mijery izao fanazavan'i harybe izao. Satria raha ho tohizana ny lojikan'i ravatorana dia tsy hifidy karana izy, tsy hifidy sinoa, tsy hifidy vezo,bara, sns .. fa kosa hifidy ambaniandro. Ary ny tena loza mety hifidy vazaha fotsy izy satria amin'ny ireo mahay fa ny mainty dia vendrana be.
tena marina mintsy nenao!! mino mintsy zah fa reo miseho oe tsy hifidy karana sy mainty reo no mpisolelaka @ vôzah!!
34. Noue
(
06/11/2008 16:58)
ka vonona ve aza ianao hifidy karana na sinoa hitondra ny madagasikara eeeee?????
35. naughtyboy
(
06/11/2008 17:00)
ny milaza hevitra aloha tsy ifanomezantsiny nefa kosa ny zavamisy de tsy azo fafana, ny bekintana no firenena nampiseho ohatra matanjaka indrindra @ atao oe safidimbahoaka malalaka @ tantarany politika erantany ,ary ny olona nofidiany de anisany henjana indrindra ao aminy tsy ny fianarana fotsiny na politika nironany ihany fa manana ny mahaizy azy ary izay tsy azo iadikevitra mintsiny na iza hanaiky na tsia ary ninoany reo 53% nifidy azy fa hanome fanantenana azy reo sy ny firenena rehetra manodidina azy..noho izany mionona ze tsy faly fa akory atao .. :lol:
36. xxx
(
06/11/2008 17:32)
Dia mahaiza mionina izany ry Noue an! olombelona mitovy daholy isika eto an-tany fa tsy hoe fotsy be akory enao dia ho ambony mihoatra ny mainty.
37. naughtyboy
(
06/11/2008 17:33)
isika koa ra mandray ny fifidianana amerikana ho modely toy ireo rehetra hafa dia tokony ahatsapa fa zo malalaka ny safidy tsy azo afangaro @ lokombolokoditra na fiavina fa itovizana @ ilay hofidiana ho filoha,eo no lesona manamafy ny atao oe fitovianjo tanteraka tsy eo @ tany sy fanjakana amerikana ihany fa mikasika ny firenena rehetra ary anisany izany isika Madagasikara...
38. Noue
(
06/11/2008 17:42)
xxx:eeeeeeeeeee ! tsy kestion ny oe fotsy i ranona dia ambvony na oe mainty ranona dia ambany na oe mavo i ranona dia mananona eeeeee! fa milaza fotsiny aho oe raha ianao ve oa dia manaiky oe sinoa na karana no itondra an'i madagasikara eee ? juste une question que j'ai posé io eeeeee
Dia mahaiza mionina izany ry Noue an! olombelona mitovy daholy isika eto an-tany fa tsy hoe fotsy be akory enao dia ho ambony mihoatra ny mainty.
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
39. xxx
(
06/11/2008 17:49)
Mionona Noue an! ny baolina efa vita. Efa ao anaty rà ilay rasista ko atao akory indray. Aza dia marary fo loatra akia an!
40. rakaroka
(
06/11/2008 18:54)
hery:
rakaroka> Ary raha atao hoe tahaka ny tokantrano ny firenena... T-A-R-A-I-K-Y BBBEEEE ve aho raha toa ka tsy avelako hoe olona vahiny no hitantana ny vola ao antranoko? Na hoe olona ampiantranoiko no lasa mibaiko ny vadiko sy ny zanako? Na hoe ny olona mipetraka ao aminay no lasa raim-pianakaviana mibaiko ahy? :-)
Io hevitra io angamba no tokony handraisana ny nolazain-dRavatorano. Noho i Obama vahiny? Tahaka ny hoe Karana sns any Dago. Tahaka an'i Sarkouzy koa :-)
Fihevitro "capacité" sy horizon somary kely ilay mitondra tokan-trano, raha oharina @ mitondra firenena . mitondra firenena izany mila "ministera" maro,
mila "cerveau" indrindra koa raha ny marina, raha tiana ho lasa lavitra ilay firenena. Mila "fahaizana mifandray @ etsy sy aroa.
Eto anefa, vô metisy ilay olona dia efa "verezin-zo' tsy azo fidiana. Dia tsy fanavahana ve izany?...Taoko maro ny metisy mi-pulse ny hanao zavatra koa.
I Obama ohatra iray fa raha tany Dago izy dia efa tsy "tafa" , tsy noho izy tsy mahavita fa noho ilay toe-tsaina manivana sy manilika noho ny fiheverana ny hafa ho tsy ao loatra mitaha @ ny "amboloina" fa ao.
Tsy critère de compétence ni de confiance mitondra firenena anie ny hoe "race pure".
Sarko filoha io tsy race pure frantsay, ny miara-mitondra koa tsy hoe Frantsay ihany. Maro @ safiotra koa no compétant de nature noho ny richesse culturelle sy fananana différentes expériencesn'ny fiainana.
Ka "orera Bbbe amiko ilay manilika olona satria hoe "safiotra". Io tsy azo généralisé-na fa tokony mbô jerena ny "motivation et tendence, mode de vie,capacité,snsn'ilay olona, mba tsy hisian'ny mitsara ambolony!