racisme ve ny serasera?

61. finoanaranoray ( 07/11/2008 13:46)
mba marina ve ilay tsaho hoe lasa "Maison noire" hono ny "maison blanche"...?
sy ny hoe hiova hono ny anaran'i "Amerika" lasa "Aferika"...

Raha marina izany mba mitondra fiovana lehibe koa ity OBAM ity...
62. harybe ( 07/11/2008 14:02)
fahamarinana> tsy zah no manao conclusion fa enao angamba no tsy mahazo resaka!
63. harybe ( 07/11/2008 14:06)
ny fahalalako ty forum ty aloha zao de oe sarotra ho an'ny sasany eto ny oe hifidy gasy mananafihaviana avy any velany tahaka ny oe sinoa na karana ...
Obama moa mantsy mainty hoditra de misy ny gaga oe lany ! satria ve oe tsy tena amrikanina fa metisy mainty hoditra?
mila azavain'ireo sasany toy i fijo sy ravatorano oe raha zareo de manin no tsy fidiny i obama?
mazava ve re fahamarinana an?
64. fahamarinana ( 07/11/2008 15:36)
:arrow: ny teninao ihany no naveriko anie ry harybe fa tsy namorona aho e.Iraisako tanteraka ny hevitrao manokana mikasika ny racisme sns...fa ny nampidiranao ny resaka nationalité sy mpisolelaka amin'ny vazaha sy ny mpitomany karapanondro no nampihetsika ny zanak'atidohako hoe nivoana ny resaka.Mazava tsara satria io voalazanao io tokoa ny tena dinika :
Underlined textmila azavain'ireo sasany toy i fijo sy ravatorano oe raha zareo de manin no tsy fidiny i obama ary efa voazavany rahateo. (l)
65. cutie ( 07/11/2008 16:02)
Hoy i ravatorano:
za v hanakiky ho entin'izany mainty hoditra izany ary oviana teto zamerika no nisy an'izany !!!!!



sale raciste mihintsy i toi ,

tsy raciste ravatorano fa mety tsy fantany ny tena dikan'ny atao we "black American" here in US :-D :-D :-D :-D :-D :-D
66. cutie ( 07/11/2008 16:32)
. Mpandefa : finoanaranoray [ Valio ] 07-11-2008 14:46:02
Lohateny : Re : racisme ve ny serasera?
mba marina ve ilay tsaho hoe lasa "Maison noire" hono ny "maison blanche"...?
sy ny hoe hiova hono ny anaran'i "Amerika" lasa "Aferika"...

Raha marina izany mba mitondra fiovana lehibe koa ity OBAM ity...
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
67. finoanaranoray ( 07/11/2008 18:34)
inona hono no dessins animés tian'i OBAM indrindra?

MADAGASCAR...sy TOM SAWER

dia ny rano fisotrony?

Black and WHite

Raha hitariko ny valam-parihako...fa tsy havelako eo amin'ny ranomasina fotsiny...dia ahoana? ... mponin'izao ntontolo izao...teraka tao amin'izao tontolo izao...very faty?




68. fijo ( 07/11/2008 21:25)
raha tia ny gasy ny karana tsy mitondra ny gasy toa izao ataony ao mada izao.fanambaniana no zavatra ita ataony ao de izay.

ary io voalazan'ika io koa e,ekena fa avy any indonezia sns isika,fa raha ny tantara dia efa isika no nitondra sy niady ,niaro ary nozanahana tao,ka efa misy ilay antsoina hoe"possession d'etat"izany hoe efa heverina fa izay.isika no tompony,ary raha may ny rova isika no malahelo kokoa,raha mahantra ny gasy isika no marary kokoa.noho izany antsika io.fa tsy an'i hasanaly bobodaly,na asgar homania.
69. cutie ( 07/11/2008 21:53)
tsy mbola misy karana hilatsaka alou ry fijo fa in ary ty :-D :-D :-D
70. ikaretsaka ( 07/11/2008 21:56)
izay.. raha samy mbola nisaina hoe samy mpihavy aby (toy ny bekintana) ny gasy dia tsy koi le izy na i Fatsourali no prezy eo na i Tsong Hua

fa isika tsy nisaina izany intsony fa ny fisainantsika de heo antsika ny tany (toy ny Eoropeanina any eoropa) ka tsy manaiky isika raha i N'gyen sy M'ba sy Sabour no mitondra antsika fa tsy maintsy 1 amintsika
71. rakaroka ( 08/11/2008 00:46)
Nisy mpandinika nilaza fa « tsy mitovy firehana » ara-fahalalahan-tsaina tokotrany ny mponina amina Nosy sy ireo mipetraka amina « kontinanta ».
Ary vokatr’izany ny fiolonolonana ! sy toetra sahala amin’ny zaza ilay « mandà lava » ireny . Atao hoe mi-confirme ny perso-ny ?....
Dia
1) NON au Vazaha satria ny mbô takatry ny saina dia karazan’ny hoe « rizareo no fototry ny tsy fahombiazan-dRamalagasy. » Dia mankahala azy ireny no atao betsaka, dia manaratsy.
Ny tsy azoko eto anie fa maninn Lé Gasy no manaiky “ambakaina e ? ….Ary raha tsy mahita afa-tsy ny lafiratsin’ny hafa koa izy noho ny solomasomaintiny, dia tsy hahalala feno ny fomba nahavoambaka azy. Donk tsy mahagaga raha voambaka hatrany!
2) Non koa ny “safiotra”
3)Non ny zanaka mielim-patrana any ivelany satria hono tsy maharaka ny any intsony!Dia na ny hamantatra ny mb^voten-drizareo amin’ny fifidianana aza : Non!
4) Non ireo intello satria tsy ny sainy no inn no tsy dia misy ilana izany loatra koa angaha.
5) Non : Ny fandrosoana Siantifika fa “ny mahazatra ihany!
6) Non ny teraka avy atsy fa ny aroa no tena izy…
7) Non ny fivavahanareo fa ny anay no tena izy!
8) Non ny fihevitrareo fa ny anay ihany, anefa hoy ny ‘’Ntaolo ny hevitry ny maro no mahalasa lavitra.
9) Non , non, non……ary na samy mpiraitam-po, mpivady,mpihavana aza efa tsy mifampatoky tahaka ny taloha
Donk
10)=> NON amin’ilay hoe “Fihavanana” naha-Malagasy”satria efa fiainan’ny samy mandeha samy mitady izao!
Dia “lazaina fa mbola Gasy nahatahiry ny soa notoavina aza ve ireto “race pure” raha toa izao ny fiainan-dRamalagasy ankehitriny? Ny " Jazz" miroborobo fatratra any ankehitriny 'ngaha no soa toavina lazainareo?
sns...

Taoko ny “Tapis Mohair” sy orinasa maro nihodina tsara taloha fa nony lasa lé vazaha mpitantana dia tsary mamely lé gasy nisolo?. Ka ny seham-pitantanana plutôt resaka “compérence et experience fa tsy havakavana.
Tsarovy fa ‘nareo entin-Ra8 io, misy vahiny karamaina hany hitantana fampandehanan-draharaha fa tsy nihanina tåmin’ny gasy izy! Izany hoe en klk sorte misy ati-doha vazaha
mitondra ny tany fa ny maso ftsn no akimpy tsy te hanakatra lalina!

FEHINY :
Rehefa akipily daholo ny rehetra (exclusion) dia inn sisa tavela ?roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-$
F A H A N T R A N A !
:x :x :x
72. tsipolitra ( 08/11/2008 03:24)
tsy mitovy ny lalam-panorenana eto amintsika sy ny any amerika fa mba vakio tsara aloha e
73. rakaroka ( 08/11/2008 09:19)
Ilay saina mikotrika ny lalam-panorenana no fototra mampajary ny fisiana @
firenena iray.
Ce qui implique matanjaka i Etats-Unis sy ireo tany hafa satria ireo nikotrika izany no "nahay raha", nahatsinjo ny mampndroso tokoa, nahay nihoitra ny fetra tsy mampandroso insan-karazany. Rahateo ny mponina nifidy manana "saina matotra" @ fahafantarana ny tokony ho "ekena sy tsia!".
Donk "mandroso ny firenena" iray satria "efa tafafoha avokoa ny maro an'isa ao anatiny!
74. cutie ( 08/11/2008 14:58)
misy vao2 tena mampime mitsy
Mba hitanareo ve ty remarque nataon'ny Italian president momba an'i Obama ty :-D
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/7715016.stm
75. skouskou ( 08/11/2008 15:10)
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :}
76. naughtyboy ( 08/11/2008 18:32)
ka ny lehibeny tsy tandalana/mafia v no resahina ahagaga aiza ko @ "mejo abbronzanto "no iantsony Berlusconi an'i Atoa Baraka Obama tsisy diplomatic tact na kely aza nefa ra te iaramiasa @ bekintana de tsy maintsy mifampiraharaha @ henjana(B.O) ..tsy maintsy ipirina ihany fa tsy trondro gasy no iafarany ...sendra ny gabany noho ny tena ka atao ahoana manaja tena ngambany no mety @ Berlusconi :°)
77. ikaretsaka ( 08/11/2008 18:48)
Nisy mpandinika nilaza fa « tsy mitovy firehana » ara-fahalalahan-tsaina tokotrany ny mponina amina Nosy sy ireo mipetraka amina « kontinanta ».
Ary vokatr’izany ny fiolonolonana ! sy toetra sahala amin’ny zaza ilay « mandà lava » ireny . Atao hoe mi-confirme ny perso-ny ?....


diao io rakaroka an

jereo fotsiny ny ao @ nosty rahavavintsika ohatra hoe morisy na maldives...
taranaka sinoa sy karana anie ny laibany any ary be safiotra fa tsary manahy e
singapore koa ohatran'izany...

par contre jereo ny ao frantsa fotsiny... raha taranaka gasy ny prezy ao (ireo gasy teraka tany ireo ohatra ..enga anie ) dia ahoana ho'zy ny frantsay?.... hisaina ho toy ny gasy tsy misy hafa hoe zahay tsy hanaiky ho entin'io fa tsy vazaha tahaka anay io!


resaka tohizotrana koltora lavabe no nandrafitra ny foto-pisainana tahak'io


78. rakaroka ( 08/11/2008 19:26)
Marina tokoa aloha fa "raciste" ny frantsay an! Anefa raha mankatsy "Ireland" na Angletera na maro @ firenena "Nordique" efa tsy mijery fihodirana sy "blabla izany intsony rizareo mi-"embauche" @ asa fa ny "motivation" sy ny "Capacité-nao ftsn dia maro ny namana no efa miasa any.
Izay anie ilay resaka "compétitivité" mampandroso"!
79. ikaretsaka ( 08/11/2008 19:38)
ka eo izao de tsy mitombila sahady le theoria..
irlande sy angletera ange nosy e :-D :-D :-D
80. Papoose ( 09/11/2008 04:08)
nde ho any ndray za hihaza kandra zany :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082