Ireo tsy mpino

1. rahery08 ( 28/10/2008 07:46)
MANAHOANA DAHOLO!
Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh!
Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra!
Kanefa na ny feon'ny fiheritreretany izay miteny ao anatiny aza dia milaza sahady fa misy Andriamanitra namorona azy!
Koa meteza hiala @ fahotana,
Fa Andriamanitra mandidy ny olona rehetra hibebaka!
Koa Mibebaha ianareo fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra!
HO TAHIN'ANDRIAMANITRA ANIE IANAREO!!!
répondu par coopsal le 28/11/2008 10:51
2. ikaretsaka ( 28/10/2008 15:44)
aza adino koa rahery fa ireo lazainao hoe tsy mpino dia mpino fa samihafa fotsiny ny zavatra inoany an
3. naughtyboy ( 28/10/2008 15:54)
hay ve e..mba azavazavao oe izany fa mahaliana ry Ika.. 8O 8O
noeveriko manko fa ny mino de mino ary ny tsia de tsia ,fa le oe tsy mino nefa mino otrany sadasada..mila jiro e...
4. ikaretsaka ( 28/10/2008 16:46)
ohatra heo ianao mino fa misy andriamanitra..izy mino fa tsisy andriamanitra

samy finoana izany anaka!
5. rakaroka ( 28/10/2008 17:10)
MARINA ny tenin'i Ika samy manana ny Andriamanitra na zavatra inoany ny tsi1/1: ary tsy vozonana mihitsy hitovy hevitra @ mpino iray, dia rehefa tsy mitovy hevitra dia lazaina fa tsy mpino
6. fijo ( 28/10/2008 21:30)
le hevitr'ilay teny hoe "mino "no tsy hain'ny sasany.

ity misy ohatra entiko hanazavana zy,sao lavo koa ny hafa.

milaza ny gazety iray fa misy olona nivadika voay.tsy misy sary io tsy misy porofo fa dia lahatsoratra an gazety fotsiny.

vokatr'io lahatsoratra io,dia misy mino fa tena marina izany,misy mino fa tsy misy izany.
samy nitondra finona hoazy roa ilay lahatsoratra,fa le finoana no tsy nitovy.ny iray nino fa nisy ilay voalaza,ny ilany nino fa diso ilay voambara.ka eo tsy misy hafak amifanome tsiny izany,hafats'izay manana saina miridiridy.
7. rakaroka ( 28/10/2008 21:34)
Ka eo anie no mahavariana an'ity sioze 8O 8O 8O
Tsy mba nofaritana hoe tsy mpino inn? na an'iza?...sa rehefa tsy mpino izay eritreretindrizareo dia tsy mpino izay :roll: :?:
8. fijo ( 28/10/2008 21:45)
izay no tena izy,izay tsy mitovy finoana aminy dia tsy mpino.
9. ikaretsaka ( 28/10/2008 22:17)
miombon-kevitra
10. rabilabila ( 29/10/2008 10:46)
MANAHOANA DAHOLO!
Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh!
Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra!
Kanefa na ny feon'ny fiheritreretany izay miteny ao anatiny aza dia milaza sahady fa misy Andriamanitra namorona azy!
Koa meteza hiala @ fahotana,
Fa Andriamanitra mandidy ny olona rehetra hibebaka!
Koa Mibebaha ianareo fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra!
HO TAHIN'ANDRIAMANITRA ANIE IANAREO!!!


Mampalahelo ny fomba fijerinao ireo izay tsy mitovy aminao .
Fa iza moa ianao no afaka hi-réduire azy ireo amin'ny famaritana hoe " lavo" ?
Inona no ataonao hoe "lavo" ?
Aza marary andoha amin'ny momba anay "tsy mpino" , fa iaino ny finoanao dia tsiky dia ampy hoy ny leitmotiv eto amin'ny serasera.
Fantatrao ve fa ny kristianina dia tsy mpino @ silamo, ny silamo dia tsy mpino ho an'ny Hindou , ny hindou dia "tsy mpino"" ho an'ny kristianina .?......azonao atao daholo ny combinaison rehetra dia ho hitanao fa on est tous quelquepart des "tsy mpino "

Kanefa na ny feon'ny fiheritreretany izay miteny ao anatiny aza dia milaza sahady fa misy Andriamanitra namorona azy!


Io fehezan-teny io no tena mahatsikaiky ahy : aminao izany raha "tsara" ny olona anankiray dia forcément andriamanitra no namorona azy ? aoka re e!!



"Avez-vous besoin de croire en Dieu pour penser que la sincérité vaut mieux que le mensonge, que la générosité vaut mieux que l'égoïsme, que le courage vaut mieux que la lâcheté, que la douceur et la compassion valent mieux que la violence et la cruauté, que l'amour vaut mieux que la haine?"
(André Conte Sponville)
11. ikaretsaka ( 29/10/2008 12:50)
Fantatrao ve fa ny kristianina dia tsy mpino @ silamo, ny silamo dia tsy mpino ho an'ny Hindou , ny hindou dia "tsy mpino"" ho an'ny kristianina .?......azonao atao daholo ny combinaison rehetra dia ho hitanao fa on est tous quelquepart des "tsy mpino "


ignorance ignorance rabila an
12. naughtyboy ( 29/10/2008 13:02)
ozy fijo
"vokatr'io lahatsoratra io,dia misy mino fa tena marina izany,misy mino fa tsy misy izany."

nazava tsara le oh. i fijo fa nisy banga ao ampovoany voalazany rakaroka oe

"Tsy mba nofaritana hoe tsy mpino inn? na an'iza?...sa rehefa tsy mpino izay eritreretindrizareo dia tsy mpino izay "

ny hevitra tiko tsipihiina de fanekena ny fisiany zv iray ny misy de misy ny masoandro oh. ekena fa misy ary azo inoana
ary ny tsisy de tsisy (non existant) oh.angano satria tsy ananana porofo mivaingana,tsy ekena ny fisiany de tsia fa tsy mila inoana akory izay,ny finoana dia SAFIDY ary toy izay ko ny tsy finoana ,dia ahajaina izay safidiny ts1/1 izay n'iza izy na iza...
13. niryna ( 29/10/2008 17:34)
rahery08:

MANAHOANA DAHOLO!
Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh!


resaka finoana an'Atra izany tian'i rahery resahina eto ?


dia hoe tsy mety mino an'Atra koa izany ny olona fa lavo @ fahotany ?
ireo izany no tianao ho resahina ?
14. ikaretsaka ( 29/10/2008 18:07)
efa hita fa Andriamanitra no resaka ko i niryna koa

fa le heo andriamanitra inona?
i jah ve sa i Allah sa i Jehovah sa i Yahweh sa...
15. rijadolly ( 29/10/2008 18:57)
I ikaretsaka no tena mahagaga 8O 8O ,hay ka fantatr'se ihany hoe Andriamanitra no resahina,nefa dia mampisaritaka ilay ady hevitra fotsiny,hoe NY TSY MPINO ANIE KA MPINO. :D
ikaretsaka:
aza adino koa rahery fa ireo lazainao hoe tsy mpino dia mpino fa samihafa fotsiny ny zavatra inoany an

Izy eo no mamaly voalohany a!
De refa manontany ny ol fa tsy azo ilay izy fa tsy fantatra tsony izay mpino sy tsy mpino na resaka Andriamanitra na tsy,dia azavainy njay
ikaretsaka:
efa hita fa Andriamanitra no resaka ko i niryna koa

fa le heo andriamanitra inona?
i jah ve sa i Allah sa i Jehovah sa i Yahweh sa...
De in zany idiran'ilay hoe ny tsy mpino dia mpino refa fantatr'se fa Andriamanitra no resahina ? Aza mampmémébe r'se fa tssssssss!Faly anohitra ol ray fotsiny.
16. ikaretsaka ( 29/10/2008 19:01)
ka ho an'ny mpino an'i jehovah ange dia tsy mpino ny mpino an'i allah hono ry rija e
dia toy izany koa ho an'ny mpino an'i allah dia tsy mpino ny mpino an'i jehovah
nefa samby andriamanitra ireo
17. rijadolly ( 29/10/2008 19:21)
Ary aona ty
ikaretsaka:
ohatra heo ianao mino fa misy andriamanitra..izy mino fa tsisy andriamanitra

samy finoana izany anaka!
aza miala bala oh io oa fa tssssss!
18. ikaretsaka ( 29/10/2008 19:32)
tena serieux iznayt..jereo io nolazain-drabila io e
Fantatrao ve fa ny kristianina dia tsy mpino @ silamo, ny silamo dia tsy mpino ho an'ny Hindou , ny hindou dia "tsy mpino"" ho an'ny kristianina .?......azonao atao daholo ny combinaison rehetra dia ho hitanao fa on est tous quelquepart des "tsy mpino "


19. fijo ( 29/10/2008 21:58)
rijadoly an,mitombona tanteraka io voalazan'ika tsikeranao io.
ny tsy finoanay an'izany andriamanitra izany anie,ka dia efa finoana ato aminay koa e;.toa anareo mino ny fisiany.ao anatinareo ko.
20. ikaretsaka ( 29/10/2008 22:49)
za mpino ra fijo fa aoka aloha an..
fa tsy mampaninoan ahy ny mijery ny faravodilanitry ny finoako avy any @ dabilion'i lisany fa aiza ve de ho ny avy aty atsimo mitodika mianavaratra foana no hitarafana azy? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.086