Ireo tsy mpino
22. rijadolly
(
30/10/2008 15:30)
Fijo:Zoky Fijo a!Mazava anie ny ten'ika fa resaka Andriamanitra no resahina eto e!
rijadoly an,mitombona tanteraka io voalazan'ika tsikeranao io.
ny tsy finoanay an'izany andriamanitra izany anie,ka dia efa finoana ato aminay koa e;.toa anareo mino ny fisiany.ao anatinareo ko.
ikaretsaka:tsy misy idiran'izay finoanao hafa any.Mino an'Andriamanitra ianao Mpino ianao zany,tsy mino mazava fa tsy Mpino an'Andriamanitra ianao zany.Sa ny tsy mpino Mpino =)) =)) =)) =))
efa hita fa Andriamanitra no resaka ko i niryna koa
23. ikaretsaka
(
30/10/2008 16:50)
Aza adino nyt Rija fa ny mino an'Atra araka ny famaritan'ny kristianian azy dia hafa @ Mino an'Atra araka ny famaritan 'ny Silamo azy ary hafa @ mino an'Atra araka ny famaritan'ny temple du soleil azy an!
izay no tiako lazaina!
resaka andriamanitra le izy fa andriamanitra jerena @ fijery inona?
izay no tiako lazaina!
resaka andriamanitra le izy fa andriamanitra jerena @ fijery inona?
25. naughtyboy
(
30/10/2008 21:21)
fijo ,io fa niverina ndry le fanotaniko noeveriko fa voavaly,ra misy miteny zao oe mino aho fa misy zv1 oh. de finoana izay, fa ra oh.tsy mino ny fisiany zv 1 de safidy izay ,zv efa tsisy v de mbola inoana ihany na ny tsy fisiany aza , eo le mila jiro...
26. ikaretsaka
(
30/10/2008 22:02)
ka bedebe le borne ry rakaroka no misaina foana ilay hoe .. ny atao hoe mino =kristianina izay...
mots 2 samihafa anefa ireo
un croyant n'est pas forcement chretien
mots 2 samihafa anefa ireo
un croyant n'est pas forcement chretien
31. fijo
(
31/10/2008 21:14)
naughthy an,mba teneno kely amin'ny tena frantsay hoe"mino aho fa tsy misy akory izany lazainao izany."
33. ikaretsaka
(
31/10/2008 21:36)
eny e misy "kristianina" tsy mino ny inoan'ny kristianina sasany aloha e...
ny fiombonan'ny olomasina ohatra na ny konfesy ohatra
ny fiombonan'ny olomasina ohatra na ny konfesy ohatra
34. fijo
(
31/10/2008 21:39)
izay le hoe aza atao bamba iray.miandry an'i naughty aho handika ilay lazaiko io e.
38. fijo
(
05/11/2008 22:16)
de tsy tonga mihintsy ilay handrasana handika teny fa sao mihova ny finoany
39. ikaretsaka
(
05/11/2008 22:59)
miambena fa ho avy ohatran'ny mpangalatra izy e :-D :-D :-D :-D :-D
40. prime
(
06/11/2008 11:46)
rabila:... Tsy ilay tsy finoana no "mankarary andoha" fa ilay fanahy (an'Andriamanitra, noforoniny toy ny endriny) ho very any amin'ny tsy sahaza azy...
Aza marary andoha amin'ny momba anay "tsy mpino" , fa iaino ny finoanao dia tsiky dia ampy hoy ny leitmotiv eto amin'ny serasera.
Tsy an'ny olona ny fanahiny fa an'Andriamanitra... ary tsy noforonin'Andriamanitra ho very... tsy noforonin'Andriamanitra ho faty any amin'ny helo sy ny fahaverezana...
Satana sy ny forongony raha very any dia efa tsy asian'Andriamanitra eritreritra intsony ny aminy satria natao ho azy rahateo ny helo... saingy ny an'Andriamanitra no mahasarotiny azy dia ny fanahiko, izaho sy anao... :)
Mbola miantso hatrany Jesosy...
