Ireo tsy mpino

61. fijo ( 15/11/2008 22:18)
izay ahay mba resaka.fa tsy tereo fotsiny any
62. ikaretsaka ( 16/11/2008 03:35)
zany ahay
63. prime ( 18/11/2008 12:15)
ikaretsaka:
fa samihafa ny fomba filazany azy fa tsy heo le creature misy tandroka be feno volo mitazona fourche be sy manindrona fitombenana sy le hoe rehefa tsy mifanaraka @ le soi disant "tsara" eritreretinao sy ny conviction anao de satana sy any @ helo izay.... araka ny filazanao azy!
... Izay fihevitrao hoy aho aza afindra amin'ny hafa... raha ireo sary ireo no fahitanao an'i Satàna (sy faharesen-dahatra anao amin'ny mahazezoita anao) dia hazony ho anao fa aza atao ho fihevitry ny hafa... :wink:

Ny zavatra tsara ambaranao eto dia efa resy lahatra aloha ianao fa hay misy Satàna sy ny helo... :lol: na dia tsy mitovy fijery aminao aza... :)
ikaretsaka:
ary @ ireo dia samihafa ny gahana sy ny sheol sy ny hades..
... Tsara rehefa fantatrao fa misy ireo ary toerana samihafa avokoa ireo mahalaza ny tobin'ny fahamaizinana... izany ahay ianao mazava tsara ny ambaranao... fantatrao izy izay, hanohy ny vazivazy ratsy ihany va? :lol:
64. ikaretsaka ( 18/11/2008 16:50)
lazaivo fa mitovy koa ny afobe sy ny purgatoire e
65. prime ( 20/11/2008 12:02)
Izay angaha ny fahitanao azy? :lol:
66. ikaretsaka ( 20/11/2008 17:23)
ny fahitandreo azy
67. fijo ( 20/11/2008 21:45)
le satana sy andriamanitra io anie ry zalahy ka tsy hafa fa iray ihany e,dia ny fisainanao tenany.
68. prime ( 25/11/2008 08:24)
fijo> Andriamanitra anie hamindra fo aminao dia hampahiratra ny masom-panahinao...
69. coopsal ( 28/11/2008 10:51)
Ikaretsaka:
ka i jaona angaha niverina nilaza taminao hoe tsisy silamo any na tsisy hindou any?

coopsal:
==> Hoy Kristy :
"Fa ny zanak'olona tonga tamin'izao tontolo izao, tsy ny hanameloka azy, fa ny hamonjeny azy". [Jaona 3:17]
Dikan'izany amiko : na ny jiosy na ny kristiana na ny sekta na ny silamo na ny athé na hindou dia samy tian' Andriamanitra ho tonga any paradisa daholo, ka nandefasany ny Zanany tety hitarika azy ireo ho any. Fa ny olona no asa na hety hotarihiny ho any na tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586