Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
1. kalm
(
19/10/2008 16:28)
Zah dia ho any dago kanefa zao:
ny billet d'avion-ko dia tonga ao charle de gaulle ,ka nefa zah mbola hanova avion koa avy eo Orly vers Tana.
Ny fanontaniana dia: moa ve misy buss directe avy eo charle de gaulle vers orly? de mety hoatrinona? dia adiny firy eo ho eo vao tonga?

répondu par Lejoba le 25/11/2008 12:52
2. Ralay
(
19/10/2008 16:59)
Ny nandehanako farany zao dia 17€ CDG-Orly fa asa raha efa nisondrotra satria efa t@ 2006 :P ny fotoana dia miankina @ lera handehananao satria atsimo sy avaratra ireo ka mety hitohana ny fifamoivoizana raha sendra lera fidiran'ny mpiasa na firavana koa.
Naninona raha tonga dia natao Orly ny billet sa tsy nahita v?
Dia tongava soa aza e. :lol:
Naninona raha tonga dia natao Orly ny billet sa tsy nahita v?
Dia tongava soa aza e. :lol:
3. kalm
(
19/10/2008 18:51)
Ary tsy mety train ve? mialatsiny fa zah io manko tsy mipetraka any france de zay no mahabe fanontaniana ahy.
Nahita ihany fa lafo be.
Nahita ihany fa lafo be.
4. kalm
(
19/10/2008 18:53)
sady ny vol avy aminay aty mihitsy no misyfahavoazany, aiza ve rangah dia any CDG ihany no destination avy aty.
5. vale
(
19/10/2008 19:18)
kalm:
Ary tsy mety train ve? mialatsiny fa zah io manko tsy mipetraka any france de zay no mahabe fanontaniana ahy.
Nahita ihany fa lafo be.
mety koa raha mande train enao kah, mankao Charles de gaulles Terminal 3 de eo mandray RER mankany Orly, manontania renseignement eny @ guichet momba ny correspondance, sady mety tsy ho lafo tahaka ny bus. Mobilis vidiana Raha be de be ny correspondances raisina mba tsy ividiananao ticket isakin'ny mandé, iny tsy hihoatra ny 15euros sady valable pour toute la journée...
6. ainaheri
(
19/10/2008 19:39)
Raha ao CDG ianao ,mandray Bus navette zay mankany @ gare RER(anontanio ny chauffeur) Mandray RER B ianao (directe) direction Massy Palaiseau na Saint-Remy,miala ao Antony,eo ndray mandray Orlyval (tramway),toa tsy mandoa frais tsony angamba io f\'efa anatin\'ny billet-nao !!!Eo eo @ 15euros ny totalim-bidiny
7. kalm
(
20/10/2008 11:55)
ok, hafa ihany ny tompotany, dia miasaotra betska re tompoko ô, fa manampy be ahy io.
Ny fanontaniako farany dia zao:raha manadray train, de mety ho adiny firy re ni lany eny andalana e?
Ny fanontaniako farany dia zao:raha manadray train, de mety ho adiny firy re ni lany eny andalana e?
8. xxx
(
20/10/2008 12:14)
Ary ilay navette gratuit cdg - orly angaha tsy misy intsony ?. Rehefa tonga ao cdg dia mamonjy agence Air France dia atondro ny billet oe haka avion orly indray dia mahazo pass gratuit navette. Apres ny conditions tsy haiko raha tsy maintsy billet air france no anananao. Angalao renseignements quand même io fa tokony mbola misy.
9. ainaheri
(
20/10/2008 12:40)
kalm>> eo @ 1h15 eo
Anontanio kou io lazain'i xxx7 io sao bola misy iany
Anontanio kou io lazain'i xxx7 io sao bola misy iany
12. ainaheri
(
20/10/2008 17:45)
nomenjara:
ainaheri; tafiditra ve ny ambotaiazy amin'izany 1h30 izany????
Tsisy ambotaka ka; migrevy ny Sncf angamba @zay vao mitombo io hihi
13. nomenjara
(
20/10/2008 19:11)
10. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 18:48:58
Lohateny : Re : Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
f'angaha tsy train indray no hoe embotaiazy?!
ka aiza no halalako izany na train ny tiany ambara na inona??????Zaho koa angaha moa mponina ao paris!
11. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 20-10-2008 19:45:27
Lohateny : Re : Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
Hoy i nomenjara:
ainaheri; tafiditra ve ny ambotaiazy amin'izany 1h30 izany????
Tsisy ambotaka ka; migrevy ny Sncf angamba @zay vao mitombo io hihi
hay ve e! neveriko aza hoe fiara no handehanana aminzany, izay no antony nametrahako fanotaniana mantsy :wink: :-P
tena milona be koa izany train 1h30 izany...kanefa raha fiara angamba kosa no andehanana mbola hihoatra ny 1h30 amin'ny ambotaka
14. ainaheri
(
20/10/2008 19:47)
nomenjara>> Nifampidipiditra mou lay resaka d ny fiara no azon'i twa farany lol
Marina zany fa milona be, satria mifanipaka beu izy mitsamy lol, Train direct aza io,tsy miovaova ,misy eo @ 25 arrêts eo ,zay no mahaela azy,raha mandé fiara angamba mety malaky raha tsisy ambotaka,nefa manahy ihany aho !!

15. ssendra
(
20/10/2008 19:54)
ary eo amin'ny gare du nord mandeha CDG mba hafiriana raha mande RER na train e???? :-P Zà mantsy kamo hitsena olona amin'ny fiara miala avy aty aminay 500km aller 500km retour, enjana be ko!
dia raha mande tgv jusk'à paris nord de eo ndray mande CDG mba facile ihany ve eny na misavoritaka am bagages aza avy teo????
dia raha mande tgv jusk'à paris nord de eo ndray mande CDG mba facile ihany ve eny na misavoritaka am bagages aza avy teo????
16. fahamarinana
(
21/10/2008 05:28)
:arrow:ssendra : raha mahazo ilay direct dia vetivety ihany ny rer mankany cdg,na izany aza ilay tsy direct angambany eo amin'ny 30mn eo dia tonga fa ilay couloir ao amin'ny cdg mandrapahatonga any amibonimbony any no tena lava.Efa naka olona train aho dia nanatitra azy teny amin'ny gare du nord aby tonga avion fa tena henjana be nitarika ilay valizy hatrany amin'ny train nony niverina,nefa vita ihany aloha.... (l)
17. ssendra
(
21/10/2008 16:38)
fahamarinana: ka ilay bagages izao no manjeraka ny mieritreritra azy....raha mande RER roa aloha izany no hitarika azy fa tsy olona iray mety ho ça va fa na izany aza raha mavesatra dia manjeraka be :?
hay ve 30mn fotsiny e! misy hi calculer-ko ny retour HANDRAISANA tgv miverina mody ndray mantsy no tiako hamantarana izany.....
aleo asiana dekalazy be mba tsy hiazakazahana na izany aza.
ny FAHITAKO ilay parcours ao anaty rer ireny mantsy otran'ny lava be izany.

18. fahamarinana
(
21/10/2008 16:48)
:arrow: aleo aloha hamafisin'ny namana eto raha 30mn fa izay no faharetany nandehanako tamin'ny avril io fa asa izay zatra manao iny parcours iny...sady rehefa avy any dago na mandeha any mahagaga oah fa tsa mba mety kely entana an.. :-P (l)
19. ssendra
(
21/10/2008 17:01)
gasy mody kosa ve hahagaga aky :wink: :-D :-D ny ahy kosa aloha hararaotiko ny droit de bagages-ko e! ny bagage à main mbola etsy andaniny hihihihi....raha tonga avy any dago ndray izy dia ny vanjobory sy ny vary gasy sns no tena manavesatra entana...VONDALANA e! :-P