Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala

21. ssendra ( 21/10/2008 17:37)
INDRY mantsy ry ni miomehy fa nahita fandaharana tam tv aho fa ry zareo ao australie ao tena sarotiny be ny douanes mpisava entana an!
vao voamaina kely azo ambolena sy sakafo tsy hay hoe ahoana dia
konfiskéndry zareo satria mitondra aretina hony :-D
zany wa! paoma sy votabia an'ilay madama sinoa izay tsy navela nivoaka, ny gatô misy tsinainy otran'ny atody masaka izany fa tsy nekeny tsotra zao?????
Isika mbola manana chance afaka mitondra ravitoto sy voamaina isakarazany ireny..... :/
22. ni81 ( 21/10/2008 17:42)
Ny mampihomehy ahy dia zà nanao dinika an'io ka! :-D :-D
23. ssendra ( 21/10/2008 18:06)
aiza io dinika io????? :°)
24. ni81 ( 21/10/2008 18:17)
aiza io dinika io?????
aza fohazina intsony fa aleo atory ao kah
25. ssendra ( 21/10/2008 18:20)
ka izany ve de mbo tiko :°) Asio jereo eto kely aloha :^)
26. ni81 ( 21/10/2008 18:29)
Tsia oa :lol:
27. Veloo ( 21/10/2008 18:33)
ainaheri [ Valio ] 19-10-2008 21:39:43
Lohateny : Re : Hoan\'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
Raha ao CDG ianao ,mandray Bus navette zay mankany @ gare RER(anontanio ny chauffeur) Mandray RER B ianao (directe) direction Massy Palaiseau na Saint-Remy,miala ao Antony,eo ndray mandray Orlyval (tramway),toa tsy mandoa frais tsony angamba io f'efa anatin'ny billet-nao !!!Eo eo @ 15euros ny totalim-bidiny


Tena lanin'i lery par coeur i Parisy kle hihihihi :wink:
28. ssendra ( 21/10/2008 18:34)
ni81:

Tsia oa :lol:

fa de misy in loatra izao dinika izao no hoe tsy oa

:-D fangah tsy hanaovako resersa :-P
29. ikaretsaka ( 21/10/2008 18:37)
ssendra:

INDRY mantsy ry ni miomehy fa nahita fandaharana tam tv aho fa ry zareo ao australie ao tena sarotiny be ny douanes mpisava entana an!
vao voamaina kely azo ambolena sy sakafo tsy hay hoe ahoana dia
konfiskéndry zareo satria mitondra aretina hony :-D
zany wa! paoma sy votabia an'ilay madama sinoa izay tsy navela nivoaka, ny gatô misy tsinainy otran'ny atody masaka izany fa tsy nekeny tsotra zao?????
Isika mbola manana chance afaka mitondra ravitoto sy voamaina isakarazany ireny..... :/


io aloha de marina ... ny an-dry zareo mivoaka tsary olana fa ny miditra giravy be mahitsiny
30. ssendra ( 21/10/2008 18:43)
Fa betsaka kosa aloha no tratra mitondra drogue an! sy ilay manao fausse passeport sy sejours tsy aradalàna....Fa maivoka mitsy e!
31. ikaretsaka ( 21/10/2008 18:46)
ny drogue rehefa tany anglo saxon gidraka be foana ko...
32. ssendra ( 21/10/2008 18:55)
aza tratra amin'ny tsy rariny ihany aloha e!
ny tsy mazava ny pasipaoro na ny tts moa tonga dia miverina eo noho eo avy hatrany.....Annuler avy hatrany ny visa....Mody barakay
33. kalm ( 21/10/2008 19:36)
ainaheri:

Raha ao CDG ianao ,mandray Bus navette zay mankany @ gare RER(anontanio ny chauffeur) Mandray RER B ianao (directe) direction Massy Palaiseau na Saint-Remy,miala ao Antony,eo ndray mandray Orlyval (tramway),toa tsy mandoa frais tsony angamba io f\'efa anatin\'ny billet-nao !!!Eo eo @ 15euros ny totalim-bidiny

F'inona moa ty RER FA TSY AZOKO E?

34. ni81 ( 21/10/2008 19:39)
R E R= Réseau Express Régional
35. ni81 ( 21/10/2008 19:47)
karazam-pitaterana ao Paris sy ny manodidina azy
36. ssendra ( 21/10/2008 20:10)
karazam-pitaterana ao Paris sy ny manodidina azy

ambanin'ny tany... :°) Sa tsy izay????
37. ratonga ( 21/10/2008 21:10)
mixte :°)
38. ssendra ( 21/10/2008 21:45)
:^)
39. diamondra27 ( 22/10/2008 06:22)
ssendra: za akia efa tratra tao australie a, tena tsy nekenjareo na rano hosotroiko ao am salle d'attente na le fromage fa tena tonga de pobelle wa , de nisy miel koa nentiko fa we poubelle daholo ireny .
Tena nalahelo be za kle
Fa le an'ny sinoa teo alohako wa foie gras lafo vidy , tsy mba nanontaniana we sao de haniny iny aloha satria nialana vola fa tonde poubelle , tena latsadranomaso mihiintsy ilay vehivav sinoa tamin'izay an

Ao Australie io an , tsy miblagy ireo fa tandremo an
40. fahamarinana ( 22/10/2008 10:12)
:arrow: diam's : ary tsy afaka nohanina nosesefana teo ihany ve ohatra ? :-D :-D ,mba danz tokoa zany poubelle avy hatrany zany ,fa koa tsara ihany zany mamantatra aloha raha azo entina na tsia amin'izay tsy maty mividy eo fontsiny (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2085