Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
41. tess
(
22/10/2008 10:30)
diamondra27:
ssendra: za akia efa tratra tao australie a, tena tsy nekenjareo na rano hosotroiko ao am salle d'attente na le fromage fa tena tonga de pobelle wa , de nisy miel koa nentiko fa we poubelle daholo ireny .
Tena nalahelo be za kle
Fa le an'ny sinoa teo alohako wa foie gras lafo vidy , tsy mba nanontaniana we sao de haniny iny aloha satria nialana vola fa tonde poubelle , tena latsadranomaso mihiintsy ilay vehivav sinoa tamin'izay an
Ao Australie io an , tsy miblagy ireo fa tandremo an
njy kou nge ky lava tongotsa lotsa e!
:-D
42. ainaheri
(
22/10/2008 16:22)
kalm>> io novalin'i ni81 io no izy
RER===>>Réseau Express Régional,
RER===>>Réseau Express Régional,
43. Lejoba
(
23/10/2008 15:25)
Kalm : io navette d'aéroport noresahin'i xxx io no mety indrindra @nao. terminal A sy C no misy azy, Les cars Air France no soratra eo aminy. Normalement io gratuit pour tout le monde, toy ny navette d'aéroport rehetra. Tsy mbola nandeha aho nefa fa miomàna ihany @ 17euros (pas plus).
Ny mampety azy : miaraka @ chariot ianao sy ny entana mandra-pahatonga eo @ navette (bus). Miandry anao sy ny valizinao ny saofera vao miainga. any @ aéroport alehanao indray ianao vao miala miaraka @ entana dia efa misy chariot miandry indray any. Miankina @ ora ahatongavanao ao CDG fa 1h eo ny trajet rehefa malalaka ny lalana.
Raha handeha train (RER) ianao: 1er mandray navette miala eo @ terminal ahatongavana mankany @ gare. Rehefa tonga any @ gare, tsy misy chariot intsony fa ianao sy ny valizy no mifampitaritarika eo satria mandeha tohatra midina any @ quai. 2ème ao anaty RER dia samy mijerijery ny entany satria mivoaka sy miditra ny mpandeha. Raha mifidy io ianao dia jereo tsara ilay train direct : CDG-Paris mba hanafaingana ny dia. 3ème tonga ao Antony indray ianao tsy maintsy miala ny train, miakatra tohatra, mandray Orlyval mankany Orly aéroport, ny entankely taritina eny ihany. Izay vao tonga, rehefa avy nandoa 23euros eo, reraka be sady lany lera satria na train direct aza, ela be ihany vao tonga any. Mety hitsy trajets sasantsasany koa tsy maintsy atao tongotra milanja valizy. Indraindray koa andrasana 15mn ny train, raha tsy migrevy ny SNCF.
Dia soavadia eh
:-* :-* :-*

44. kalm
(
25/10/2008 19:30)
Dia misaotr atsika rehetra nanome hevitra, samy mahafapo daholo ny valinteny e.
fa toa mazana ihany raha hitarika ny entakely @ na tohatra zany ka....... :*
fa toa mazana ihany raha hitarika ny entakely @ na tohatra zany ka....... :*
45. vale
(
26/10/2008 18:31)
hay ve e! neveriko aza hoe fiara no handehanana aminzany, izay no antony nametrahako fanotaniana mantsy
Kay enao tsy mamaky tsara ny voalaza eo aloha ankory vao mametraka fanontaniana, soa ihany fa azonao ihany avy eo, izy manko nanontany hoe raha mandé bus, dia avy eo indray oe raha mandé train, donc train ny tiany hambara, zaho koa aza mba fanina koh! hihihi
46. vale
(
26/10/2008 18:35)
ka aiza no halalako izany na train ny tiany ambara na inona??????Zaho koa angaha moa mponina ao paris!
Ity voalazanao ity no tiko nnanomezana fanazavana teo! hihi...train hoy izy fa enao tsy namaky tsara ny voalazany, ka izay no nahagaga ahy oe f'angaha tsy train indray no andehanana no oe embotaiazy?! fa azonao ihany ilay izy avy eo izany e. :-D :-D
47. Lejoba
(
25/11/2008 12:52)
18 euros ilay navette izay mila, dia isaky ny adiny 1 vao misy miainga, Dia 1h koa izy vao tonga