tandremo ihany sao.....
1. fijo
(
16/10/2008 18:48)
Ambohibao
Un théologien ligoté tout nu
jeudi 16 octobre 2008, par Hassy
Un fou presque nu a été vu attaché sur un poteau électrique à Ambohibao près du bureau de la commune avant-hier vers 19h30. Une foule d’individus curieux rôdait autour de lui. Deux hommes l’auraient ligoté pour sa sécurité. Le fou en question serait en pleine préparation de sa thèse de théologie lorsqu’il a perdu la raison. Apparemment, sa famille le cherchait depuis deux jours. « Il était allongé sur la chaussée en tenue d’Adam et se levait pour prêcher la bonne parole à chaque fois q’une voiture passait. Il bloquait le passage et invoquait le nom Christ », racontent des témoins oculaires. « Amin’ny anaran’ny Jesosy », voilà son terme de prédilection ajoute un gargotier qui l’a détaché après qu’il se fût calmé. Sa crise remonte vers 13h, le même jour. « Je l’ai aperçu se promener en slip en direction d’Andranoro vers midi et il a resurgi complètement nu dans la direction opposée vers la soirée indique un boucher
io zavatra io wa mba ataovy amin'ny antoniny fa toa ny toaka anie io e.nareo efa lazaina foana.

répondu par ikaretsaka le 01/11/2008 01:13
3. rabilabila
(
16/10/2008 19:17)
Tratran'ny court-circuit fotsiny izy e!! :wink:
Mety tsy ampy vitamines ilain'ny atidohany fotsiny :wink:
hum!hum! na mety niankohoka loatra tao amin'ilay béboly bobongolo ( hoy i Badboy izay ) dia voan'ny atccchhhoooouuuum mafimafy dia nipika ny atidohany :oops:

4. fijo
(
16/10/2008 19:17)
mba miondrika kely ,de mimenimenina kely ,dia mihira kely dia alefa ny rakitra de vita,fa tsy amin'ny anaran'i lery lava eo.
5. ikaretsaka
(
16/10/2008 19:22)
niankohoka kokoa t@ le beboly bobongolo tokoa de tsy nahita lalana sy domelin'ny fofon-dao tao ko!
io koa no tsy azoko... akanjon'i Adama no anaovana dia amin'ny anaran'i Jesosy no vazavazaina!
ialahy ve ra fijo raha mihinana vary amin'anana ohatra dia hiteny hoe mihinana composE?
ataovy serieux hoa fa tsssss
« Il était allongé sur la chaussée en tenue d’Adam et se levait pour prêcher la bonne parole à chaque fois q’une voiture passait. Il bloquait le passage et invoquait le nom Christ », racontent des témoins oculaires. « Amin’ny anaran’ny Jesosy »,
io koa no tsy azoko... akanjon'i Adama no anaovana dia amin'ny anaran'i Jesosy no vazavazaina!
ialahy ve ra fijo raha mihinana vary amin'anana ohatra dia hiteny hoe mihinana composE?
ataovy serieux hoa fa tsssss
6. rabilabila
(
16/10/2008 19:24)
Na mety koa hoe :niverina tamin'ny "namoronana " azy izy kou !! tenue d'Adam ,hono , fa adinony fotsiny ilay ravim-boaloboka nanafenana ilay zafera spotnika
hi!hi!
hi!hi!
7. fijo
(
16/10/2008 19:28)
ka mety nataony laok ale ravimboaloboka ko.ary mety sempotrynybobongolo tao marin alery an??????
8. rabilabila
(
16/10/2008 19:34)
Na izany na tsy izany aloha , dia mampalahelo izy fa tsy salama saina e!! 'ty tsy fahampian-tsakafo 'ty hoy aho ,tsy mifidy fa izay malemy dia laimany avokoa !!indrisy!!
10. xxx
(
16/10/2008 19:38)
« Amin’ny anaran’ny Jesosy », voilà son terme de prédilection ajoute un gargotier qui l’a détaché après qu’il se fût calmé
"tsy izay manao tompoko tompoko no hiditra ny fanjakan'ny lanitra", Matio, 7, 21
ary ny scientifique koa misy surmené
11. fijo
(
16/10/2008 19:41)
ka rah asiantifika ,dia lazaina hoe nidiran'ny devoly,fa eto ve azo lazain ahoe nidiran'ny satana ry le miafinendrika???
12. rabilabila
(
16/10/2008 19:44)
fijo:
ary eto ve azo lazaina koa hoe nidiran'ny satana??????
Tsy maitsy hisy izay hypothèse izay ka!! Mazava ho azy !! Enga anie fotsiny fa tsy ilay hoe :" mivoaha !!mivoaha!! " no hitsaboana azy fa mba tena manantona pshychiatres ,na neurologues....
14. ikaretsaka
(
16/10/2008 19:51)
mandeha ny resak atsy ampy sakafo:
sakafon'inona aloha iznay no tena olana eto e
sakafon'inona aloha iznay no tena olana eto e
17. fijo
(
16/10/2008 20:04)
ka raha izay indray dia tsy nahalevonkanina ny atidohany.kozy e,be loatra le teny voalaza amin'ny anaran'i lery ka fanina ny akama ny farany.
19. fijo
(
16/10/2008 20:11)
izay mihintsy.teny efa 2000 taona lasa no mbola noanina ko,aiza no tsy hanimba le.aza manody marina.