tandremo ihany sao.....
42. prime
(
20/10/2008 12:58)
Mba mitsera ry zareo fa mafy ny nahazo io sakaiza io...
Aoka mba samy hitondra azy amim-bavaka... ny azo inoana dia fizahan-toetra mandalo io fa Kristy tsy mba manary ny azy ary tsy misy maharombaka izay efa eo am-pelatanany...
Mahereza aby...
Aoka mba samy hitondra azy amim-bavaka... ny azo inoana dia fizahan-toetra mandalo io fa Kristy tsy mba manary ny azy ary tsy misy maharombaka izay efa eo am-pelatanany...
Mahereza aby...
43. ikaretsaka
(
20/10/2008 15:03)
aza adino ny manao koa hoe rehefa trop loatra ny raha ananiray de mampitapy e
fa enga anie ka ho sitrana izy
fa enga anie ka ho sitrana izy
45. ikaretsaka
(
20/10/2008 15:59)
isika kosa ambamba rehefa manketo mba mahafantatra ny ataony aby e...
sa misy de mitoritotu fahatany ! anaran'i tywa? :-D :-D :-D
sa misy de mitoritotu fahatany ! anaran'i tywa? :-D :-D :-D
46. tywa68
(
20/10/2008 16:42)
zah aloha matoa manoratra eto d fantatro hoe misy "miantso" ahy e :wink:
47. ikaretsaka
(
20/10/2008 17:00)
de mba fantatrea kao ny zavatra soratana fa tsy heo ho'zy pasitteranay hoe..
na hozy razay t@ izy nijoro tao am-piangonanay hoe :-D :-D :-D
na hozy razay t@ izy nijoro tao am-piangonanay hoe :-D :-D :-D
48. fijo
(
21/10/2008 21:48)
prime an,mampalahelo izy,fa mila jerena koa ny tsy nety nataony.izay ve no manakora?dia tsy haka lesona mihintsy izany?
49. mmbl
(
22/10/2008 13:44)
Samia mivavaka ho an'io namana io isika e ! Mba nanana tanjona noheveriny ho azy koa mantsy io ranamana io matoa niditra amin'io sehatra io saingy ...
zay lay zava nisy moa, atao ahoana !
Ny tena marina fotoanan'ny fandraisan'andraikitra zao fa ts ady hevitra tsony angamba ?! Dia izay no mba anjarantsika we mitondra ambavaka, anjara boriky tsara indrindra ho an'le namana io mba hiverenan'ny sainy aradalana mba hahavitany ny adidy masina noheveriny hatao.

51. ikaretsaka
(
23/10/2008 21:24)
mananena raha fijjo fa ho sitrana izy an..
mba mitsetra eo ialahy ko :wink:
mba mitsetra eo ialahy ko :wink:
53. LibrePenseur
(
29/10/2008 06:41)
Marina ny an'i Fijo, ny zava-drehetra rehefa diso tafahoatra dia ratsy no vokany, ny tena mampmé dia lé izy tokony hanampy ny sasany amin'ny finoany ndray no ho tafian-damba, tsy vitan'izany fa na lé hivavahany sy antsoitsoiny aza mety ho gaga sy lagy mihitsy ny farany...io lé hoe à consommer avec modération
54. fijo
(
31/10/2008 21:40)
ahhhhh marina tokoa.toa ny toaka wa io ka tandremo.tiavo,fa aza araraotina.
55. ikaretsaka
(
31/10/2008 21:52)
izay..fantaro foana aloha ny atao sy ny antony hanaovana azy sy ny vokany
57. ikaretsaka
(
01/11/2008 01:13)
ka rehefa kopy ialahy heo vo misotro de mamo de aza mamely.. raha misy olona bota 3 tsy mihontsona dia aza gaga!