tandremo ihany sao.....

21. niryna ( 17/10/2008 03:58)
cutie:

mandreraka mitsy nareo reto :-w



=D =D ,mivavaha ho azy cutie ,mivoaka daholo tokoa ny voa nafafy hi,hi.
22. xxx ( 17/10/2008 05:42)
Raha nandalina sy nianatra ny tenin'Andriamanitra ve no nahalasa adala azy de nahoana moa izy no ihomehezana e!, fitsapana handalovany izany fa za anisany hivavaka ho azy mba hiverinany sainy, eo @ toe-javatra hoatr'izao no tena hamaritana ny olona hoe hatraiza tokoa ny finoana ary iza no tena namana kristianina eo @ fiainana!
23. mmbl ( 17/10/2008 07:23)
Io ry zalah ohatry ny zavatra rehetra ihany io a, mila limite, fa même io vary ohanin'lah io rehefa trop io mankarary, tsy mivantana ny sasany fa anokolaka,asa lasa be protide loatra ohatra elah dia mety zavatra hafa no manavy, zah moa tsy mpahay science fa zay e, mila avec modération et sobriété ny zavatra atao rehetra eny fa na ny heverina ho masaka be aza !
Ankoatra izay a, mila mahay miaina koa, refa drodroka ny fianarana elah ohatra dia mila mi-relax fa tsy we accro be zah dia tairiko foana fa ny capacité limité io, elah olona fa tsy Jesôsy akory : zay ny mahasamihafa ! Zah mirevy mivavaka ary tena tia ny mpamorona koa, fa izao koa, zavatra voadiniko koa, hevitra hafa azo aposaka amin'ty forum ty koa a, ny olona tena accro @fivavahana matetika manondrana raha ny hitako, hany ka mampihemotra ny te hitia ny Tompo ny ataon-dry lerony matetika satria lasa fanakonana an'le hadalana sy hafetsena sns le fivavahana, Dikan'izany rehetra izany : MILA ATAO AMPAHENDRENA DAHOLO ZAY ZAVATRA HATAO FA TSY ABUSE-NA ! okay sur daholo !
mmbl / savagecat
24. arialy ( 17/10/2008 07:41)
hoy mmbl
Io ry zalah ohatry ny zavatra rehetra ihany io a, mila limite, fa même io vary ohanin'lah io rehefa trop io mankarary
:/ :/ :/
25. tywa68 ( 17/10/2008 09:32)
fijo:

mba miondrika kely ,de mimenimenina kely ,dia mihira kely dia alefa ny rakitra de vita,fa tsy amin'ny anaran'i lery lava eo.

hay zany ilay antoniny (atao "kely" daholo zay atao ?) :-D
26. hao ( 17/10/2008 10:16)
Raha nandalina sy nianatra ny tenin'Andriamanitra ve no nahalasa adala azy de nahoana moa izy no ihomehezana e!, fitsapana handalovany izany fa za anisany hivavaka ho azy mba hiverinany sainy, eo @ toe-javatra hoatr'izao no tena hamaritana ny olona hoe hatraiza tokoa ny finoana ary iza no tena namana kristianina eo @ fiainana!



Izany no tena esprit chretien, ny alahelo an'ilay marary aloha no atato, fa tsy tonga de fanomezan-tsiny toa an'i Fijo sy rabilabila.
Izaho no ilay xxx, nanoratra hoe : "tsy izay manao tompoko tompoko no hahazo ny fanjakan'ny lanitra", ary @ maha-chretien ahy, dia mifona @ io teniko io koa aho satria, olona marary no eto ka tokony ho fitserana sy firariantsoa NY @ hahasitranany no ho lazaintsika ho azy

different ny an'i fijo sy rabilabila, etc... izay mpanenjika fivavahana

nefa ry zareo mivavaha koa ho an'i fijo, sns...

farany tsy ny zavatra toy izao ihany no hita eo @ fivavahana, fa mba misy zava-tsoa koa:

AU LIEU DE NANATONA PSYCHOLOGUE IREO CADRE ENY @ LA DEFENSE(Paris), sy IREO ENY @ CITY (LONDRES), @ IZAO CRISE FINANCIERE IZAO, DIA VAKIO FA NY FIVAVAHANA SY NY EGLIZY NO NOHANTONIN'IZY IREO. SATRIA IO NO AHITANA PAIX DANS L'AME et DANS L'ESPRIT

27. ikaretsaka ( 17/10/2008 16:02)
xxx:

Raha nandalina sy nianatra ny tenin'Andriamanitra ve no nahalasa adala azy de nahoana moa izy no ihomehezana e!, fitsapana handalovany izany fa za anisany hivavaka ho azy mba hiverinany sainy, eo @ toe-javatra hoatr'izao no tena hamaritana ny olona hoe hatraiza tokoa ny finoana ary iza no tena namana kristianina eo @ fiainana!



le izy nianatra azy t@ n'a pas ka tsy azony akory ny nianarany ary mainka aza nampivaha azy no mampihomehy mampalahelo ko
28. cutie ( 17/10/2008 16:21)
hay ve ka mampalahelo e :)
29. ikaretsaka ( 17/10/2008 16:35)
misy mampihomehy mahafaly anie
de misy ny mampihomehy mampalahelo
misy ny mampihomehy mahatezitra
misy ny mampihomehy mampi-te hanakora

fa tsy hoe mihomehy de mihomehy tany vaky fotriny
30. cutie ( 17/10/2008 16:43)
zany moa izy io :)
31. rabilabila ( 17/10/2008 19:51)
oadray koa izany mba famakin'ny sasantsasany eto :

Nametraka hypothèses ny tenako amin'ny mety nahatonga ilay raha.
Tsy misy affirmation na iray aza fa hypothèses.
Avy eo aho dia nanome ity:


Na izany na tsy izany aloha , dia mampalahelo izy fa tsy salama saina e!! 'ty tsy fahampian-tsakafo 'ty hoy aho ,tsy mifidy fa izay malemy dia laimany avokoa !!indrisy!!

Izay purement médicale ,betsaka ny carences mety mampipika ny atidoha na mpino , na tsy mpino .

Sy ity:

Tsy maitsy hisy izay hypothèse izay ka!! Mazava ho azy !! Enga anie fotsiny fa tsy ilay hoe :" mivoaha !!mivoaha!! " no hitsaboana azy fa mba tena manantona pshychiatres ,na neurologues....


Izay fomba mety hanamaivanana ny fitsaboana azy.

Ka aiza ho aiza amin'ireo filazako ireo no MANOME TSINY ?

Tena mila tsiny amin'i Hao=XXX aho fa aza dia manao fixation loatra amin'ilay pseudo fa manjary very ny objectivité.

Miala tsiny koa aho fa tsy "mpanenjika fivavahana " akory ny athée fa manome fomba fijery hafa tsy misy idiran'ny fivavahana amin'izay tranga mety nisy , misy ary hisy eto an-tany.

I Hao no mametraka hoe tsy ilaina ny fankanesana any amin'ny psy sy ny sisa fa mamaky baiboly dia ampy ...... cela n'engage que vous mais laissez les autres consulter ce qui leur semblent efficaces pour leur santé .

Aiza moa ianareo no tsy ho critiquer-na , misy zavatra marobe mety azahoana fitoniana fa ny anareo ny anareo ihany no asesikareo , toa inianareo tsy fantatra fa maro dia maro no tsy mitovy fijery aminareo .

32. cutie ( 17/10/2008 20:08)
33. fijo ( 17/10/2008 20:33)
tywa an,ie ,atao kely aby.na toaka io,na vavaka ,na sipa(kely) na sakakely,na vary kely.

hao,ka rah amampitapy ve tsy aleohatsahatra e.
34. ikaretsaka ( 17/10/2008 22:46)
izya fahaizana mandanjalanja sy fahalalana honony izay mihitsy letsy ry fijo no tena ilaina a
fa tsy hoe ze misy eo hanina aby..na sakafo lo aza..de sh'av'eo marary de mbola be doika ihany heo ko anay noana o(na vatana na fanahy na saina)
35. tywa68 ( 18/10/2008 08:09)
fijo:

tywa an,ie ,atao kely aby.na toaka io,na vavaka ,na sipa(kely) na sakakely,na vary kely.

hao,ka rah amampitapy ve tsy aleohatsahatra e.

vary kely sy laoka b :-D raha be loatra d mankarary ny farany :°)
36. ikaretsaka ( 18/10/2008 16:17)
aleo hoa homan-kely fa mitohy
toy izay le tonga de rafale be de surdosage sh'hatreo
37. cutie ( 18/10/2008 16:18)
lasa resa sakafo mampanoana ndray ny ato :-D
38. tywa68 ( 18/10/2008 18:45)
cutie : tsy olana anie ny noana fa aza manao excès rehefa mihinana (na sakafo tena izy na sakafom-panahy) ! manjary mora tofoka d midegôba na mivaha mihitsy ny farany :°)
39. xxx ( 20/10/2008 09:30)
Za tsy hao fa aza afangaro, tena diniho @ fo tsy miangatra le mampihomehy ao anatin'le izy! olona marary sy resy ve no akoraina ary e? Mandiniha ihany tena dhl ary e! Za olombelona ihany ary tsy tonga lafatra, izay zavatra tsy tiako atao @ tenako, tsy ho ataoko @ olona ihany koa! Nefa ny olona samy manana ny eritreriny ary samy manana ny atao hoe adalany ihany koa, mety hoe tsy hiseho hivantana ohatran'ity zalahy ity fa miafina, any am-po mieritreritra e?
40. tywa68 ( 20/10/2008 10:40)
xxx : tsy misy manakoràna eo fa aza miafina e :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096