Ny antony tsy hinoana an'ATra ...!
1. niryna
(
26/08/2008 17:04)
Raha sendra nihaino ity mpitandrina aho androany dia nanazava izy fa rehefa manomboka manaiky ho tantan'i kristy ny fiainantsika dia mahita ny zavatra mety sy tsy mety isika noho ilay fanahy masina mitarika antsika.
Ny famakiana ny baiboly hoy izy dia ahitantsika zavatra maro izay mety handratra antsika ny fahamarinana voalaza ao ary tena" tsy confortable" isika mihaino na mamaky izany kanefa rehefa miaiky ilay fahotana isika dia miova tsikelikely izany toetra ratsy na fahazarandratsy izany noho ilay tenin'Atra izany ary dia isika indray aza no ho faly sy mihezaka ny anaraka izay nampianarina antsika ao.
Ny antony tsy hinoan'ny olona an'Atra hoy izy dia tsy te hiova ilay toetra ratsy fanaony izy satria tsy mora izany manova ilay fahazarandratsy izany ka dia aleo fohezina fotsiny hoe tsy mino an'Atra aho.
Mety misy fahamarinany ve izany aminao sa misy zavatra hafa koa ?
Misaotra betsaka
Ny fahasoavan'Andriamanitra anie hirotsaka ho amintsika tsirairay hatrany. Amena !
(l) niryna

répondu par niryna le 09/09/2008 16:35
2. ikaretsaka
(
26/08/2008 22:40)
fanontaniana .. mila voalaza ao anaty baiboly ihany sy fotsiny ve Atra vao afaka inoana?
3. ikaretsaka
(
26/08/2008 22:41)
niryna an> "amen" ny fiteny fa tsy "amenA" izany
amena inona ianao?
amena inona ianao?
4. rakapy
(
27/08/2008 00:54)
Ka ny tena mahazendana @ ity resaka finoana an'A/tra sy kristianina ary baiboly ity dia izao:
Amporisihina sy tarihina ny olombelona mba hanaraka io filozofia io nefa rehefa jerena sy adiadina ny salan'isan'ireo olona nahavanon-doza be indrindra teto an-tany dia tsy iza fa ireo olona notaizana hihino ireo ihany no be indrindra. :-D :-D :-D

5. ikaretsaka
(
27/08/2008 03:49)
dia izay no mampanontany tena hoe eo @ le fomba "fitarihina" sy "famporisihana" mihitsy no mety misy mivoana fa tsara jerena akaiky!
misy fiteninolo-malaza izay hoe
"ny fihatombohan'ny hadalana dia ny fitoizana manao zavatra iray hatrany hatrany nefa manantena zavatra hiova"
"Insanity is doing the same thing over and over again and expecting a different result"

6. hao
(
27/08/2008 12:56)
nyrina:
Ny antony tsy hinoan'ny olona an'Atra hoy izy dia tsy te hiova ilay toetra ratsy fanaony izy satria tsy mora izany manova ilay fahazarandratsy izany ka dia aleo fohezina fotsiny hoe tsy mino an'Atra aho.
Ny toetra ratsy ny pasitera sasany koa ry nirina
Tsy ampy fatra izany resakao izany a!
rakapy:
Ka ny tena mahazendana @ ity resaka finoana an'A/tra sy kristianina ary baiboly ity dia izao:
Amporisihina sy tarihina ny olombelona mba hanaraka io filozofia io nefa rehefa jerena sy adiadina ny salan'isan'ireo olona nahavanon-doza be indrindra teto an-tany dia tsy iza fa ireo olona notaizana hihino ireo ihany no be indrindra.
ny tsy mpino koa, ohatra:
sezara(roma fahiny, rome antique), polpot(cambodge), staline (URSS)
ka aza faly manao zavatra mandeha ila,
fa lasa tsy ao le fatranareo e
7. diamondra27
(
27/08/2008 13:39)
niryna; hitako misy fahamarinany io fa kosa mila fanampiny satria tsy vitan'ny hoe: tsy te-hiala amin'ny toetra ratsy ilay olona fa kosa mety tampoka taminy ny nanao safidy , mbola tsy fotoana ary izay no antony hoe: mitory ihany no anjarantsika fa tsy mandidy ireny olona ireny hino an'AAtra.
Misy fahamarinana koa io voalazan'i hao io,misy pasitera na dia hoe pasitera na mompera na mpino aza izy dia mbola mikoty sipa ihany. Sasany hoy aho fa tsy izy rehetra Tsy omena tsiny izany fa mety tamin'izy mbola faible no nitranga ilay tentation dia robo. Olombelona tahaka antsika ireny fa tsy misy olona tsy manota izany saingy ny manao fanahy iniana no tsy mety
Matetika ireo olona manda tsy hino ireo dia kivy mahita ny toetran'ny mpino dia tsy te-hanaraka ihany koa ary marina ny azy tsy aleo ve tsy mivavaka ohatrazy ihany. Ny tiako lazaina dia hoe;: ireny milaza ho Xna ireny dia misy manao fitaovana an'ity baiboly ity fotsiny eo amin'ny manodidina azy. Na izaho koa aza dia tena tsy tia ireny olona ireny ary mandratra ahy izy ireny satria manakana ny asan'Atra tsy hiroborobo.
Ny olona sasany ihany koa dia mijery ny fombafomba ivelany ihany satria tsy mitovy amin'ny heviny ilay fombafomban'ny fiangonana
Firifiry amintsika zao raha vao hoa temoins jehovah tonga dia nnon, na koa ireny fiangonana sasany ireny, marina famisy ny sekta fa tsy tokony afangaro ilay izy.
ika: ary ianao ity tena maampime mihintsy an, am le we: inona no amena hiiii
ny fonao no amena an'i Jesosy we

8. ikaretsaka
(
27/08/2008 15:23)
diams> ka amen fa tsy amenA izany
tsy hitako mihitsy ny antony nambolena A eo.... lasa heo nankaiza ny tendron'ny A

9. diamondra27
(
27/08/2008 19:20)
ika mazava re ny amin'iny e
tsy misy A tokoa io ry niryna fa jereo tsara ange le hira any am atema ireny e

10. niryna
(
27/08/2008 21:38)
ikaretsaka:dia avereno aminao foana hoy aho ny fanontaniana ? Ahoana ny hevitrao amin'io fanontanianao io ?
fanontaniana .. mila voalaza ao anaty baiboly ihany sy fotsiny ve Atra vao afaka inoana?
ny fanontaniana ry ika no mba valiana kely azafady ,manjary hivoana indray ny hafatro avy eo ,misaotra tompoko
:wink:
11. niryna
(
27/08/2008 21:44)
ikaretsaka:hivoana indray ny hafatro ,hitako eto sahady
niryna an> "amen" ny fiteny fa tsy "amenA" izany
amena inona ianao?
Tsy mampiova inona izany ry ika fa ika koa tena tsssss.
Ny amerikana manao amen ny malagasy manao Amena
Hoy ity mpitandrina miteny hoe ;
Ho voninahitr'Andriamanitra izay nifidy anao .Amena
dia ho teneniko izany izy hoe esory any io a io ?
Aleo ary averiko eto raha izay no mahafaly anao
Ho voninahitr'Andriamanitrana izay nifidy anao .Amen
:D :wink: :D
12. fahamarinana
(
27/08/2008 21:47)
diam's:
mbola tsy fotoana ary izay no antony hoe: mitory ihany no anjarantsika fa tsy mandidy ireny olona ireny hino an'AAtra.
:arrow: iraisako hevitra tanteraka e...
diam's:
ireny milaza ho Xna ireny dia misy manao fitaovana an'ity baiboly ity fotsiny eo amin'ny manodidina azy. Na izaho koa aza dia tena tsy tia ireny olona ireny ary mandratra ahy izy ireny satria manakana ny asan'Atra tsy hiroborobo.
:arrow: mbola iraisako hevitra ihany koa....tamiko manokana aloha dia tsy nandaitra fa vao maika nampisitaka ahy,mbola tsy fotoanany ihany koa araka ny voalazan'ny diam's teo tamin'izany....
HS kely :tongasoa ndry diam's :-* (l)
13. niryna
(
27/08/2008 21:58)
rakapy:tena zendana sy valaka izany rakapy ?
Ka ny tena mahazendana @ ity resaka finoana an'A/tra sy kristianina ary baiboly ity dia izao:
Amporisihina sy tarihina ny olombelona mba hanaraka io filozofia io nefa rehefa jerena sy adiadina ny salan'isan'ireo olona nahavanon-doza be indrindra teto an-tany dia tsy iza fa ireo olona notaizana hihino ireo ihany no be indrindra. :-D :-D :-D
tsy hoe amporisihina ny olona angamba no fahalalako azy fa tena tian'Atra mihitsy isika olombelona ary nataony ambony indrindra tamin'ny zavatra nohariany ,nomeny fanahy ,nahalala fahamarinana ary mahafantatra ny tsra sy ny ratsy
Mety ho isika olombelona angamba no be siasia e
ireo olona notazaina tamin'ny fivavaha ireo ihany no nahavanon-doza ? dia mitombona tanteraka ve izany aminao ? mba zarao aminay hoe ?
tsy matahotra izay Andriamanitra atahorako hoy ny fitenintsika
ny baiboly izay mahazendana anao mantsy dia manambara mazava tsara
fa hoe zaro amin'ny lalana tokony alehany ny olona ka na dia efa lehibe aza izy dia tsy hiala aminy izany ,izay lalana notarihanao azy tamin'ny mbola kely izany dia tsy ho adinony satria efa niaina tamin'izany izy,eny mety manadino izy saingy ilay fisainan'ny fieritreretiny dia mbola hiverina ihany indray andro any .
asa aloha fa izay no fahalalako azy e
14. niryna
(
27/08/2008 22:04)
ikaretsaka:
dia izay no mampanontany tena hoe eo @ le fomba "fitarihina" sy "famporisihana" mihitsy no mety misy mivoana fa tsara jerena akaiky!
misy fiteninolo-malaza izay hoe
"ny fihatombohan'ny hadalana dia ny fitoizana manao zavatra iray hatrany hatrany nefa manantena zavatra hiova"
"Insanity is doing the same thing over and over again and expecting a different result"
dia ao koa ny tenin'Atra manao hoe : Salamo 26 2 Toy ny vorona mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, Dia toy izany ny fanozonam-poana: tsy mba hihatra izany.
3 Ny karavasy ho amin'ny soavaly, ny lamboridy ho amin'ny boriky, Ary ny tsorakazo kosa ho amin'ny lamosin'ny adala.
4 Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa hianao.
5 Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
8 Toy ny manisy vato eo amin'ny antsamotady, Dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
9 Toy ny tsilo eny an-tànan'ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.
11 Toy ny amboa miverina amin'ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin'ny hadalany.
12 Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.
13 Hoy ny malaina: Misy liona any an-dàlana, Misy liona atsy an-dàlambe.
17 Izay mandalo ka mitsaraingona amin'ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin'ny [/b]
dia lasa samy mivoana isika sy ika fa dia samy adalabe eto hi,hi
:D =))
16. niryna
(
27/08/2008 22:18)
hao:marina izany ka na iza na iza ,fa maninona moa no tsongoina i pasitera ? na iza na iza,tsy misy marina na iray aza ary izany no hianarantsika manova ny toetra ratsy rehetra efa voavidin'ny ran'ilay kristy isika ka dia tsy matahotra intsony fa misy mampahatsiahy hatrany foana rehefa manao adalana na manao zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra .
nyrina:
Ny antony tsy hinoan'ny olona an'Atra hoy izy dia tsy te hiova ilay toetra ratsy fanaony izy satria tsy mora izany manova ilay fahazarandratsy izany ka dia aleo fohezina fotsiny hoe tsy mino an'Atra aho.
Ny toetra ratsy ny pasitera sasany koa ry nirina
Tsy ampy fatra izany resakao izany a!
rakapy:
Ka ny tena mahazendana @ ity resaka finoana an'A/tra sy kristianina ary baiboly ity dia izao:
Amporisihina sy tarihina ny olombelona mba hanaraka io filozofia io nefa rehefa jerena sy adiadina ny salan'isan'ireo olona nahavanon-doza be indrindra teto an-tany dia tsy iza fa ireo olona notaizana hihino ireo ihany no be indrindra.
hao:
ny tsy mpino koa, ohatra:
sezara(roma fahiny, rome antique), polpot(cambodge), staline (URSS)
ka aza faly manao zavatra mandeha ila,
fa lasa tsy ao le fatranareo e
izay mantsy
Namono ny olona izay tsy nifanaraka ny finoana nisy satria nanda sy nilaza ny marina izay lasa nivoana ny tenin'Atra ary dia nendahina hiala tao,
firifiry ny kristiana novonoina teo imason'ny vady aman-janany ,notapahan-doha,ho zakan'ny eritreritsiika ve izany nahita ny raintsika notapahana izany ny lohany teo imasontsika ? :cry: :cry:
Teo koa ny tsy mpino izay mbola marobe hatramin'izao ny firenena tsy mahazo mamaky ny tenin'Atra ireo kristiana ,misaotra an'Atra isika fa mbola afaka mamaky ny baiboly ary dia miezaka ny hianatra ny hitadidy izany tenin'Atra izany satria any am-parany any dia hitsangana avokoa ireo mpanohitra an'ilay mpamonjy antsika .
Ny vaovao mahafaly na izany aza no tranga dia efa miely ny tenin'Atra erak'izao tontolo izao .Aleloia !
17. niryna
(
27/08/2008 22:37)
diamondra27:
ika mazava re ny amin'iny e
tsy misy A tokoa io ry niryna fa jereo tsara ange le hira any am atema ireny e
misy nanisy A ary misy tsy manisy fa tsy any ny olana rehefa tsy asiana dia tsy asiana izany ka toy ny Jesosy sy Jesoa io ,samy miteny izay tiany ary rehefa tsy tiany ny Amena dia Amen atao izany e hi,hi
18. ikaretsaka
(
27/08/2008 22:47)
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
ny Jesosy ahay mba voaporofo hoe manahatahaka ny teny grika moa ny jesoa manahatahaka ny teny latinina izay teny t@ androny

19. ikaretsaka
(
27/08/2008 22:49)
tsy hoe ze tiako sy tsy tiako io fa miankina @ theologie histoire zava misy ary ny tena notenenina!
20. rakapy
(
28/08/2008 04:07)
Ny xana novonoina no henonao sy nasesika ao anaty ny lohanao ry nyrina! fa ny asa ratsy izay vitan'izy ireo dia hodianao tsy fantatra ary tsy ho henoinao na hinoanao akory na kely aza.
Ohatra vitsy fotsiny no holazaiko aminao. Mihevitra ve ianao fa tsy mpino na tsy nobehazina t@ finoana ireo jiolahy sy olon-dratsy eto Madagasikara ireo? Ny statistikan'ny komisarian'ny polisy no nahafantarana fa 80% an'izy ireo dia xana na nobeazina t@ fitaizana xana avokoa ary nilaza fa mino.
Hao> raha mbola te hiverina any Roma antique sy ry Staline ianao dia ataovy tsara ny fatran'ny varinao sao dia lany vatsy an-dalana any!