Ny antony tsy hinoana an'ATra ...!
21. prime
(
28/08/2008 10:29)
ikaretsaka:... Natao ihany ny tsy hanao fanamarihana nefa mahasoa ny ilazana fa, raha ny baiboly protestanta sy ny baiboly DIEM dia "Amena" avokoa no ao no sady anaran'Andriamanitra mihitsy aza izany any amin'ny Apokalipsy...
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
Toy izao no voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"[Laodikia] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana* any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: [* Gr. eklesia]" Apokalypsy 3:14
"Isaorana mandrakizay anie Jehovah. Amena dia Amena." Salamo 89:52
niryna> Misaotra amin'ny lohahevitra...
Raha ny lazain'ny Soratra Masina dia anisan'ny mahatonga ny tsy finoana ihany koa ny asan'ny fahavalo izay manongotra sy mamono izany...
Anisany ihany koa ny finoana tsy misy asa... tsy ampy ny mivelona amin'ny finoana fotsiny fa sady mino no miasa ary manatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra sy manao ny asan'i Kristy... :)
22. booboo
(
28/08/2008 10:45)
tsy mba hanaiky an'i AmenA io mihitsy Ikaretsaka fa ny katolika manko Amen dia zay raha aby aby momba ny protestanta rehefa tsy mitovy ny an'ny katolika romana dia tsy ekeny mihitsy na hanazava lava beeee eo ara....( cf dinika rehetra misy resaka protestanta ato @ serasera )
23. badboy
(
28/08/2008 10:46)
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS RY FANATIKA MIANAKAVY!!!
F'ANGAHA NY MPIVAVAKA IHANY NO TOMPON'NY HOE RATSY SY NY TSARA?? SA NY MPIVAVAKA IHANY NO MAHALALA NY RATSY SY NY TSARA??? MOA VE IZANY FILAZANA IZANY TSY TONGA DIA MAMETRAKA IREO MPIVAAKA HO TOMPON'NY MARINA???
ARY AMEN NO IZY FA TSY AMENA!!! AMENA INONA?????????????? MANGATAKA LAVA, IZAY VE ILAY TENA HOE MPINO NA MPIVAVAKA, MIAOOUUUUUU LAVA TSISY FARANY??? :evil: :evil: :evil:

24. booboo
(
28/08/2008 10:55)
raha ny baiboly protestanta sy ny baiboly DIEM dia "Amena" avokoa no ao
dia koa sady " Omena " fa tsy " Amena " izany raha ilay manao miaou miaou lava no tiana tenenina ( cf rakibolana malagasy )
26. Koditra
(
28/08/2008 14:07)
Ny soratra teny malagasy dia saika miafara @ zana-tsoratra avokoa, ka na dia ny teny frantsay nadika teny gasy aza dia notovanana zanatsoratra, ohatra :
du pain = mofo dipaina ( fa tsy natao oe mofo dipain)
savon = savony
Ka raha Amen tsy teny gasy no resahanareo dia marina io tsy misy A io. Ny any ambanivohitra rehetra any rehefa manonona an'io dia tononony mihitsy io A farany io (AmennnnnA)

27. bor2lais
(
28/08/2008 14:28)
fahamarinana:
:arrow: :-D :-D mahita lazaina daholo koa tsika ato an.. (l)
Ka mety mampiozongozona ny finoantsika kosa angamba ange ny fisiany na tsy fisian\'io \"A\" io ry \"fahamarinana\" e !!!
:D
HS. Toa hitako ery : izahay fiangonana n\'ny \"Amen\" ary ianareo kosa fiangonan\'ny \"Amena\" (tandremo sao dia tapaka eo ny tsinay an ! )
28. fahamarinana
(
28/08/2008 14:42)
:arrow: ka ilay fihitaran'ny dinika lasa lesona malagasy ity no nampihomehy ahy... :-D ,naika mba handray anjara aho fa aoka ndray aloha kah !! :) (l)
29. niryna
(
28/08/2008 18:58)
ikaretsaka:
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
ny Jesosy ahay mba voaporofo hoe manahatahaka ny teny grika moa ny jesoa manahatahaka ny teny latinina izay teny t@ androny
o boy ...mamamia ,tsy big deal izany ry ika fa mivoana ny hafatra
:oops: :oops: :lol: :lol: =))=))
30. niryna
(
28/08/2008 19:08)
ikaretsaka:...
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
prime:aleloia ,big deal be aminy anie izany ry prime e,efa novaiko ho amena ilay Amena dia mbola mitohy sy mitarazoka eo foana ny resaka.tssss.
Natao ihany ny tsy hanao fanamarihana nefa mahasoa ny ilazana fa, raha ny baiboly protestanta sy ny baiboly DIEM dia "Amena" avokoa no ao no sady anaran'Andriamanitra mihitsy aza izany any amin'ny Apokalipsy...
=))=))
prime:ka asa na afa-po amin'izay ranadahy kely io na tsia,afa-po amin'izay ve toi ry ikaretsaka kely tsy mahafoy an'i niryna sy tsy foin'i niryna !
Toy izao no voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"[Laodikia] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana* any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: [* Gr. eklesia]" Apokalypsy 3:14
"Isaorana mandrakizay anie Jehovah. Amena dia Amena." Salamo 89:52
eo aloha omeko ba mamikely mipoaka be izy ':-*'
prime:tsy misy fisaorana hatrany e,mahasoava .
niryna> Misaotra amin'ny lohahevitra...
prime:
Raha ny lazain'ny Soratra Masina dia anisan'ny mahatonga ny tsy finoana ihany koa ny asan'ny fahavalo izay manongotra sy mamono izany...
Anisany ihany koa ny finoana tsy misy asa... tsy ampy ny mivelona amin'ny finoana fotsiny fa sady mino no miasa ary manatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra sy manao ny asan'i Kristy... :)
dia inona ilay asa tiany ho tenenina eto e ?
(l) niryna
31. ikaretsaka
(
28/08/2008 19:15)
niryna:
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
ny Jesosy ahay mba voaporofo hoe manahatahaka ny teny grika moa ny jesoa manahatahaka ny teny latinina izay teny t@ androny
o boy ...mamamia ,tsy big deal izany ry ika fa mivoana ny hafatra
:oops: :oops: :lol: :lol: =))=))
lasa adala?
BIG deal tsara mihitsy izany...
ny inoanao aza tsy fantatrao ary ny ataonao aza tsy hainao ko tsy big deal @ ahoana?
mba mieritrereta
32. niryna
(
28/08/2008 19:19)
booboo:
tsy mba hanaiky an'i AmenA io mihitsy Ikaretsaka fa ny katolika manko Amen dia zay raha aby aby momba ny protestanta rehefa tsy mitovy ny an'ny katolika romana dia tsy ekeny mihitsy na hanazava lava beeee eo ara....( cf dinika rehetra misy resaka protestanta ato @ serasera )
=)) ka izany anie no ilaina ny firesahana eto e,mizara dia samy mandray izay tandrifiny avy azy,ao ny fohazin'Atra indray ,ao ny ataoko ihany no ataoko ,ao ny hoe avelao izahay ho toy izao ihany,ao ny hoe aza forcena ny olona ,samy manana ny filazany avokoa ka dia tsotra fotsiny ny lesona nianarako androany hoe toy ny mpivady ihany io ,tsy nitovy ny fitaizana azy roa ireo fa mianatra ny mahafantatra ny tsi11 avy ary dia mianatra ny mitia azy amin'izay toetrany fa tsy misy na hisy na hoe anova ny toetran'ny hafa isika .Miezaka ny mitia ny rehetra ary mizara izay mba fantantsika.Atra irery no afaka anova ny toetrantsika raha manaiky koa aza isika ny hovainy.
Lesona azoko koa dia hoe :Ilay zavatra tsara amin'ilay olona foana no jerena fa raha ny lafiratsiny foana dia ho alina eto ny androntsika .. ka azo ampiasaina io na vady izany na zanaka ,ny namana ,ny mpiara-miasa na ny manodidina antsika .
Dia omena courage foana koa mba ampiakatra ny morale
tonga soa indray booboo a :-*
33. niryna
(
28/08/2008 19:25)
badboy:
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS RY FANATIKA MIANAKAVY!!!
F'ANGAHA NY MPIVAVAKA IHANY NO TOMPON'NY HOE RATSY SY NY TSARA?? SA NY MPIVAVAKA IHANY NO MAHALALA NY RATSY SY NY TSARA??? MOA VE IZANY FILAZANA IZANY TSY TONGA DIA MAMETRAKA IREO MPIVAAKA HO TOMPON'NY MARINA???
ARY AMEN NO IZY FA TSY AMENA!!! AMENA INONA?????????????? MANGATAKA LAVA, IZAY VE ILAY TENA HOE MPINO NA MPIVAVAKA, MIAOOUUUUUU LAVA TSISY FARANY??? :evil: :evil: :evil:
=)) tompon'ny ratsy sy ny tsara ahoana indray re izany e ?
ary toa tezitra be i badboy izany ? tsy manaiky ny Amena koa izany hianao ?
efa nohazavain'i prime io anie ilay Amena = Andriamanitra na efa voazava fa ny pro manao Amena fa novaiko ho Amen fa izay no tian'ikaretsaka
ataovy am-pitiavana foana ny zavatra ry badboy a
:-* :roll:
Andao amin'izay isika hiverina any amin'ilay sujet-ko e!! please ! lasa mivoana ilay hoe inona no antony tsy hinoana an'Atra ?
34. niryna
(
28/08/2008 19:40)
badboy:toa tsy nisy niteny kosa teto hoe tompon'ny marina ry toi a
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS RY FANATIKA MIANAKAVY!!!
MOA VE IZANY FILAZANA IZANY TSY TONGA DIA MAMETRAKA IREO MPIVAAKA HO TOMPON'NY MARINA???
ka Atra angatahina aza tsy tezitra koa inona no olana raha mangataka manao miaoumiaou isika? Andramo ka zahao fa tsara Izy ry toi a !
ARY AMEN NO IZY FA TSY AMENA!!! AMENA INONA?????????????? MANGATAKA LAVA, IZAY VE ILAY TENA HOE MPINO NA MPIVAVAKA, MIAOOUUUUUU LAVA TSISY FARANY???
:D
:evil: :evil: :evil:lasa devoly ve izany izay mangataka lava amin'Atra tsy misy farany ? izany ve no dikan'ireo devoly telo ireo sa inona ,ooops :°) =))
35. ikaretsaka
(
28/08/2008 20:00)
niryna:
toa tsy nisy niteny kosa teto hoe tompon'ny marina ry toi a
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS RY FANATIKA MIANAKAVY!!!
MOA VE IZANY FILAZANA IZANY TSY TONGA DIA MAMETRAKA IREO MPIVAAKA HO TOMPON'NY MARINA???
ka Atra angatahina aza tsy tezitra koa inona no olana raha mangataka manao miaoumiaou isika? Andramo ka zahao fa tsara Izy ry toi a !
ARY AMEN NO IZY FA TSY AMENA!!! AMENA INONA?????????????? MANGATAKA LAVA, IZAY VE ILAY TENA HOE MPINO NA MPIVAVAKA, MIAOOUUUUUU LAVA TSISY FARANY???
:D
:evil: :evil: :evil:lasa devoly ve izany izay mangataka lava amin'Atra tsy misy farany ? izany ve no dikan'ireo devoly telo ireo sa inona ,ooops :°) =))
nisy kos ateo heo ny anao ihany hono no marina ..izay no iteennako anao hoe jereo ihany nyfanatisme anao dia mandiniha tena
36. niryna
(
28/08/2008 20:02)
ikaretsaka:dia raiso ry toi izay mahafaly ny fo sy mafinaritra ny saina fa fantan'ilay JK hivavahana foana ny tiantsika ho teneninana ,eny na dia manadino ny Amen aza isika
tsy voaporofo naiza n'aiza ny fisian'ny A amin'io ry niryna an..
ny Jesosy ahay mba voaporofo hoe manahatahaka ny teny grika moa ny jesoa manahatahaka ny teny latinina izay teny t@ androny
[B]AMEN FA TSY AMENA NO TIANAO....? DIA IO NOMEKO IO IZY E [/B]
Dia hialako tsiny raha mahatezitra anao ilay teny efa voasoratra
Vonihitra anie ho an'ilay Ray Nahary izao tontolo izao ary fiadanana anie ho antsika tsirairay avy.Ny fahasoavan'ilay Tompo Mahery ,mahefa ny zavatra rehetra anie hirotsaka ao amintsika avy. [color=red] AMEN [/COLOR] [/B]
niryna:
o boy ...mamamia ,tsy big deal izany ry ika fa mivoana ny hafatra
:oops: :oops: :lol: :lol: =))=))
ikaretsaka:[b] fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny mahery;
lasa adala?
BIG deal tsara mihitsy izany...
ny inoanao aza tsy fantatrao ary ny ataonao aza tsy hainao ko tsy big deal @ ahoana?
mba mieritrereta
I Kor 1:27
(l) (l) (l) :-* :-* :-*
37. fijo
(
28/08/2008 20:05)
fa ngaha tokoa moa raha tsy mpino tsy mahay manavaka ny ratsy tokony hialana e?????io tsy mila famakian abaiboly,fa ny fiainana andavanandro dia efa ahitan ahoe ity tsy mety hialako,ity mety ataoko.
38. ikaretsaka
(
28/08/2008 20:24)
taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?
aza alefa lavitra loatra ny saina ho'a!
fijo> ka izay indrindra manko...
aza alefa lavitra loatra ny saina ho'a!
fijo> ka izay indrindra manko...
39. fijo
(
28/08/2008 20:28)
manjary mampisoe fahalemetsaina le izy ka ratsy rah adia tovozina fotsiny ao daholo izao rehetra izao.
40. ikaretsaka
(
28/08/2008 20:29)