Ny antony tsy hinoana an'ATra ...!

41. Ilo ( 29/08/2008 10:56)
Fijo:
fa ngaha tokoa moa raha tsy mpino tsy mahay manavaka ny ratsy tokony hialana e?????io tsy mila famakian abaiboly,fa ny fiainana andavanandro dia efa ahitan ahoe ity tsy mety hialako,ity mety ataoko.

Sûr ve ianao fa tena mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara ny olona? Ary mahay miala @ ratsy @ izao fotsiny?
Firy moa ny olona rehefa tonga ny faran'ny taona no mandray fanapaha-kevitra hoe tena hiala @ ity fanaoko ity @ izay aho fa ratsy kanefa tsy mahavita?
Ary firy ny firenena na antoko manaiky ny zavatra ratsy ho tsara kanefa zavatra raran'A/tra?

Ny tenin'A/tra amiko no fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny làlako ary ao aho ihany no ahafantarako ny tena fahamarinana, dia izay tokony ataoko kanefa na dia mahafantatra aza aho dia tsy ampy izany fa mila ny Kristy aho satria manohatra noho ny mpandresy aho ao Aminy fa tsy mahay manao na inona na inona aho raha misaraka aminy.

Ikaretsaka:
taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?

Nahoana moa izy no tsy hiteny hoe "nofidin'ny Tompo", tsy misy mahay manaiky an'i Kristy ho Tompo anie raha tsy ny Fanahy masina no mampiteny azy e! ary efa mahatoky araka ny teniny hoe "Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakam-pisorona, firenena masina, olona nalain'A/tra hoan'ny tenany, mba ilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala @ maizina, ho @ fahazavany mahagaga"" (I Pet 2:9)
42. ikaretsaka ( 29/08/2008 15:39)
Ilo:

aza ampitoviana ny voatendrin'ny Tompo sy ny manendry tena ao amin'ny Tompo s
43. badboy ( 29/08/2008 18:14)
Izaho ve izany izao milaza hoe nofidin'ny tompo, dia ny fanahy masina no nampiteny ahy izay sa ny tenakono nanendry hoe izaho ange ka nofidianay???? Mba ataovy ampisainana ilay fiainana mairaka @ ilay andrandraina fa raha izao no mitohy dia hiverina alevina any golgota ny rôle satria mananihany be ilay fanandratantena tsisy farany!! :^) :^) :^)
44. niryna ( 29/08/2008 19:19)
fijo:

fa ngaha tokoa moa raha tsy mpino tsy mahay manavaka ny ratsy tokony hialana e?????io tsy mila famakian abaiboly,fa ny fiainana andavanandro dia efa ahitan ahoe ity tsy mety hialako,ity mety ataoko.

mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara tokoa .Fa ny fanontaniana dia hoe moa vve mino an'Atra ilay olona ,na tsy mino aza izy dia tsy midika fa tsy misy Atra

45. niryna ( 29/08/2008 19:22)
ikaretsaka:

taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?
tena mbola lavitry ny afo ny kitay
tsy ny eritreritrao na ny fijerinao akory no maha tsy zanak'Atra ahy.Nomeny anjara eo amin'ny fanompoana azy avokoa ny zanany satria mpandova Azy

aza alefa lavitra loatra ny saina ho'a!
e .indrisy tokoa woa izato hianao

fijo> ka izay indrindra manko...
mifanaraha eo hianareo roa lahy raha mety mitovy ny tady sy lokanga

46. niryna ( 29/08/2008 19:25)
Ilo:

Fijo:
fa ngaha tokoa moa raha tsy mpino tsy mahay manavaka ny ratsy tokony hialana e?????io tsy mila famakian abaiboly,fa ny fiainana andavanandro dia efa ahitan ahoe ity tsy mety hialako,ity mety ataoko.

Sûr ve ianao fa tena mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara ny olona? Ary mahay miala @ ratsy @ izao fotsiny?
Firy moa ny olona rehefa tonga ny faran'ny taona no mandray fanapaha-kevitra hoe tena hiala @ ity fanaoko ity @ izay aho fa ratsy kanefa tsy mahavita?
Ary firy ny firenena na antoko manaiky ny zavatra ratsy ho tsara kanefa zavatra raran'A/tra?

Ny tenin'A/tra amiko no fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny làlako ary ao aho ihany no ahafantarako ny tena fahamarinana, dia izay tokony ataoko kanefa na dia mahafantatra aza aho dia tsy ampy izany fa mila ny Kristy aho satria manohatra noho ny mpandresy aho ao Aminy fa tsy mahay manao na inona na inona aho raha misaraka aminy.

Ikaretsaka:
taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?

Nahoana moa izy no tsy hiteny hoe "nofidin'ny Tompo", tsy misy mahay manaiky an'i Kristy ho Tompo anie raha tsy ny Fanahy masina no mampiteny azy e! ary efa mahatoky araka ny teniny hoe "Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakam-pisorona, firenena masina, olona nalain'A/tra hoan'ny tenany, mba ilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala @ maizina, ho @ fahazavany mahagaga"" (I Pet 2:9)

__________________________________________
=D

:-* :-*
47. ikaretsaka ( 29/08/2008 19:35)
niryna:

taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?
tena mbola lavitry ny afo ny kitay
tsy ny eritreritrao na ny fijerinao akory no maha tsy zanak'Atra ahy.Nomeny anjara eo amin'ny fanompoana azy avokoa ny zanany satria mpandova Azy

aza alefa lavitra loatra ny saina ho'a!
e .indrisy tokoa woa izato hianao

fijo> ka izay indrindra manko...
mifanaraha eo hianareo roa lahy raha mety mitovy ny tady sy lokanga

s

samihafa ny hoe nomeny anjara sy zanak'Andriamanitra sy ny hoe nofidina hitory teny... samihafa dia samihafa ireo ka zahavo aloha ny maha samihafa azy
mandiniha tena fa lasa fariseo
48. fijo ( 29/08/2008 21:19)
ilo,hoy ianao:"Sûr ve ianao fa tena mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara ny olona? Ary mahay miala @ ratsy @ izao fotsiny? "

dia mino ve ianao fa raha tsy mino tsy ahay izany tokoa???

hoy niryna:
" Voalaza teo :

fijo> ka izay indrindra manko...

mifanaraha eo hianareo roa lahy raha mety mitovy ny tady sy lokanga"

fa ngah ary niryne rehefa tsy mitovy finoan adia tsy hoafaka hitovy fomba fijery mihintsy????loza koa izany
49. niryna ( 30/08/2008 00:07)
ikaretsaka:

niryna:

taiza no nisy niteny hoe "nofidin'ny tompo" koa ianao ry niryna? ko raha tsy ianao no Paoly ko?
tena mbola lavitry ny afo ny kitay
tsy ny eritreritrao na ny fijerinao akory no maha tsy zanak'Atra ahy.Nomeny anjara eo amin'ny fanompoana azy avokoa ny zanany satria mpandova Azy

aza alefa lavitra loatra ny saina ho'a!
e .indrisy tokoa woa izato hianao

fijo> ka izay indrindra manko...
mifanaraha eo hianareo roa lahy raha mety mitovy ny tady sy lokanga

samihafa ny hoe nomeny anjara sy zanak'Andriamanitra sy ny hoe nofidina hitory teny... samihafa dia samihafa ireo ka zahavo aloha ny maha samihafa azy
mandiniha tena fa lasa fariseo

:cry: :oops: :oops:
50. Ilo ( 01/09/2008 08:59)
Izaho ve izany izao milaza hoe nofidin'ny tompo, dia ny fanahy masina no nampiteny ahy izay sa ny tenakono nanendry hoe izaho ange ka nofidianay???? Mba ataovy ampisainana ilay fiainana mairaka @ ilay andrandraina fa raha izao no mitohy dia hiverina alevina any golgota ny rôle satria mananihany be ilay fanandratantena tsisy farany!!

Ka voalaza ao anaty Baiboly izany, raha tsy hoe ny fahamarinan'ny baiboly angaha no ataonao remise en question.
I Kor 12.3 : "...tsy misy afa-milaza hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina"
Fa io koa anie A/tra no mahalala izay tena ao am-pon'ny olona e! Fantany foana izay mihatsaravelatsihy toy ny fariseo sy izay tena mino @ fo. Araka ny nolazain'i Kristy koa hoe fantatra @ voany eny ihany na hazo tsara na hazo ratsy isika.
Tsy misy resaka fanandratan-tena izany fa mino sy mahatoky aho fa nofidiny, tsy manana fisalasalana intsony aho ny @ fiainana mandrakizay satria efa nandray an'i Kristy ho Tompoko sy Mpamonjiko, ary tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ato anatiko.
Ary manasa antsika rehetra izay mbola tsy manana an'i Kristy eo @ fiainany mba handray Azy ho Tompo sy Mpamonjy fa tsara ny miaraka Aminy. (l) (l) (l)
Ny Fanahy Masina anie hiasa ao anatintsika, ho tany lonaka hanirin'ny Tenin'A/tra.Amen
51. niryna ( 02/09/2008 17:34)

mitovy hevitra aminao koa aho.

:-*
52. ikaretsaka ( 03/09/2008 22:10)
niryna:

] mitovy hevitra aminao koa aho.

:-*

io le hoe ny nety t@ paoly tsy voatery hiety @ niryna fa aza forcena

53. Ilo ( 04/09/2008 13:33)
Ny Tenin'A/tra natao an'ny rehetra fa tsy hoan'i Paoly irery ihany kosa e!
Efa voalazan'ilay Teny izay tsy tsy mahay iny anie hoe "Fa toy izao ny nitiavan'A/tra izao tontolo izao, nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay" Jn 3.16

Izany hoe:
Iza no tian'A/tra : Izao tontolo izao (fa tsy olona manokana akory)
Inona no miandry izao tontolo izao : ny ho very
Inona no vahaolana nomen'A/tra : ny Zanany
Inona no tokony hatao mba tsy ho very : mino ny Zanak'A/tra
Inona no miandry ireo izay mino ny zanak'A/tra : ny fiainana mandrakizay

Inona ary no mbola hisalasalana @ izany ? zavatra efa mazava be zany
54. niryna ( 04/09/2008 17:11)

55. coopsal ( 08/09/2008 15:53)
Niryna:
Ny antony tsy hinoan\'ny olona an\'Atra hoy izy dia tsy te hiova ilay toetra ratsy fanaony izy

- Izaho kosa mino fa tsy dia ny olona feno faharatsiana be (ohatra mpamono olona, mpisotro toaka, ...etc) no tsy te hiova. Satria inoako fa tsy dia fifaliana ho an\'ireny olona ireny akory ny fijaliana izay mihatra @ tenany. Saingy ny fivavahana amin\' Andriamanitra mihitsy no naseho tamin\'izy ireo fa fibedesana sy karazana fifehezana be! Izay mifanohitra indrindra amin\'ny nahatongavan\'i Kristy. Kristy tonga hanavotra azy ireo, saingy tsy izany no hitany sy aseho aminy! Raha misy olona tsy mety miova dia ny mpivavaka sy ny olona mihevitena fa tsara fitondrantena ihany. Ary na dia mamaky baiboly aza izy ireo dia mihevitra fa tsy tokony hiova satria mpivavaka na hoe tsara fitondran-tena! Raha tsy miaiky ireo ao am-pony fa ratsy dia tsy afaka ny hiova na hamaky baiboly sy hafana fo amin\'ny fanompoam-pivavahana eo aza.

- Raha ny finoana an\' Andriamanitra, tsy ny finoana (ny fisi)an\' Andriamanitra loatra no tena hitako olana na tsy misy ao amin\'ny olona, fa ny fahafantarana ny marina momba an\' Andriamanitra. Izaho manokana na dia nino ny fisian\' Andriamanitra aza hatrizay fahakeliko, ary nafàna fo t@ fivavahana kristiana satria nitaizana ahy hatry ny fony kely izany! Dia nisalasala be tamin\'ny fahamarinan\'ny baiboly. Hoe velona marina ve izany Jesoa izany sa angano io! Betsaka no miteny hoe \"velona\" saingy tsy misy eny amin\'izy ireo nahitako fa marina izany! Nanaiky aho fa filozofia tsara be ilay ao amin\'ny baiboly! Tsara tahaka ny ohabolana Malagasy maro, na fahendrena araka ny finoana silamo, na boudhisme, ary misy mihoatra aza! Saingy tsy nanana porofo aho nampiaiky ahy fa tena io no avy amin\' Andriamanitra, hoe tena nisy an\'izany Jesoa Kristy avy any Nazareta izany novonoina ... ary nitsangana tamin\'ny maty ka velona any an-danitra ankehitriny. Fa ankehitriny aho no mino, tsy noho ny asan\'ny saina na ny siansa! Fa tantaraiko eto @ity
56. niryna ( 09/09/2008 16:17)
Niryna:
Ny antony tsy hinoan'ny olona an'Atra hoy izy dia tsy te hiova ilay toetra ratsy fanaony izy
coopsal:

- Izaho kosa mino fa tsy dia ny olona feno faharatsiana be (ohatra mpamono olona, mpisotro toaka, ...etc) no tsy te hiova. Satria inoako fa tsy dia fifaliana ho an'ireny olona ireny akory ny fijaliana izay mihatra @ tenany.
mitovy hevitra aminao koa aho,samy manana ary samy mandalo izany isika,mety ny kilema samy hafa ,mety tsy mitovy ny an'ny hafa ,mety ho eritreretintsika fa hoe maivana noho ny an'ny hafa ,kanefa kosa dia samy mahatsapa fa tsy mendrika akory isika na dia hiantso ny anaraNy aza.Manaiky fa nanao fahadisoana teo anatrehany sy miaiky fa tsy mendrika akory na dia hiantso ny anaraNy aza ary miaiky ny fahotana izay tsapantsika fa tsy tokony natao .
Izay fanetrentena izay,izay fanekentena fa olona meloka ka mila mibebaka izay ,mba tsy hibaby ny ota intsony ,ary ny finoana ihany koa fa na dia mena toy ny jaky aza izany ota izany dia ho fotsy toy ny oram-panala(na inona na inona io) tsy misy fetra,izay no tadiavintsika, izay no antony nahatongavan'ilay Tompo tety an-tany ho ahy,ho anao ,ho antsika rehetra.
Mino an'Atra izay manana fitiavana lehibe eo amintsika(Jaona 3:16-17) ary tiany ho voavonjy avokoa isika rehetra .
Mino ny zavatra tsy takatry ny saina kanefa dia vitan'Atra rehefa tena atao amin'ny finoana tokoa izany ary misy valiny avokoa ny zavatra angatahintsika aminy ary misy antony avokoa ny zavatra miseho amin'ny fiainantsika mba hiderantsika an'ilay Atra mahery be fitiavana ,mino ny zavatra tsy hita maso izay ataoNy amin'ny fiainantsika raha tena nametraka izany tenin'Atra izany ao am-pontsika tokoa isika.
Experiences tamin'ny fiainana io,fiainako ,fiainan'ny rehetra,tsy misy afaka ny ahafantatra raha tsy nandalo izany ny tsi11 ary dia nampiasa ilay finoana kely toy ny voatsiperifery kanefa lasa hazo ngezabe fialofana rehefa avy eo raha tena nino ny asaNy marina . :D
57. ikaretsaka ( 09/09/2008 16:34)
coopsal> zaho koa mino io hoe indraindray ange ny mahatonga ny olona tsy mino an'Atra dia vao mainka aza ampifendrofendroan'ilay "soit disant" hoe hampino azy hoe misy an zao sy zao sy zao ianao ka mila atao an zao sy zao sy zao..

dia lasa tsy nohon'ny fitiavana sy ny naham-pony intsony no mahatonga azy hino na tsy hino fa nohon'ny tahotra sy ny stereotype isan-karazany apetraka aminy...
possible izy hoe lasa hino tsy satry, possible koa izy hoe hi rebel ka tsy hino tsotra izao!
58. niryna ( 09/09/2008 16:35)
coopsal:

- Raha ny finoana an' Andriamanitra, tsy ny finoana (ny fisi)an' Andriamanitra loatra no tena hitako olana na tsy misy ao amin'ny olona, fa ny fahafantarana ny marina momba an' Andriamanitra. Izaho manokana na dia nino ny fisian' Andriamanitra aza hatrizay fahakeliko, ary nafàna fo t@ fivavahana kristiana satria nitaizana ahy hatry ny fony kely izany! Dia nisalasala be tamin'ny fahamarinan'ny baiboly. Hoe velona marina ve izany Jesoa izany sa angano io! Betsaka no miteny hoe "velona" saingy tsy misy eny amin'izy ireo nahitako fa marina izany! Nanaiky aho fa filozofia tsara be ilay ao amin'ny baiboly! Tsara tahaka ny ohabolana Malagasy maro, na fahendrena araka ny finoana silamo, na boudhisme, ary misy mihoatra aza!
Saingy tsy nanana porofo aho nampiaiky ahy fa tena io no avy amin' Andriamanitra, hoe tena nisy an'izany Jesoa Kristy avy any Nazareta izany novonoina ... ary nitsangana tamin'ny maty ka velona any an-danitra ankehitriny. Fa ankehitriny aho no mino, tsy noho ny asan'ny saina na ny siansa! Fa tantaraiko eto @ity

mitombona ny teninao hoe tsy manana porofo,ny finoana dia tsy toy ny siansa mila porofo,ny fivavahana mila finoana
.12 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray.

13 Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka.

14 Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hanareo, dia hataoko izany.

15 Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

16 Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.

18 Tsy hamela anareo ho kamboty Ahy; hankaty aminareo Aho.

19 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao; fa hianareo no hahita Ahy; satria velona Aho, dia ho velona koa hianareo.

20 Amin'izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin'ny Raiko, ary hianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo. Jaona 14

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0371