VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?
1. naritsimba
(
07/07/2008 13:24)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Rehefa nandinika ny zavatra voasoratra ato @ Forum ny tenako, na io olana, na io vahaolana, na io hevitra mahakasika ny zavatra rehetra iainana @ izao fotoana dia mahita aho fa, miainga avy ao @ Soratra Masina ny ankamaroan'ny valinteny omentsika na Kristiana na tsy Kristiana no mamaly azy. Tsapako izany fa izay olana napetraky ny namana rehetra tato dia nahitako vahaolana ara-tsoratra masina daholo izy 100%. Misy anefa ireo izay mamaly dinika fa tsy mahatsapa fa ao anatin'ny Baiboly io hevitra hamaliany azy io.
Azoko tsoahina avy amin'izay fa tena ilain'ny rehetra ny Baiboly na ho an'ny Kristiana na ho an'ireo milaza tena ho tsy Kristiana.
Koa inona moa no mahatonga antsika hametraka ny olantsika amin'ny olombelona toa antsika? Tsy aleo tonga dia raisina ny Baiboly dia ao no mitady vahaolana.
Hoy ity andinin-tsoratra masina ity:« Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao. » (Ohabolana 16:3)
Hevitra io ka atsipy amintsika.

répondu par prime le 18/08/2008 10:00
2. ikaretsaka
(
07/07/2008 13:55)
tsy voatery ka
fa ohatran'ny miresaka zavatra rehetra ihany io ka raha miresaka forum momban'ny baolina ianao ohatra dia baolina no iaingan'ny fotokevitra.
sady ny famahana olana koa ange tsy ny filazana ny hoe izao sy izao no mahavaha azy fa ny fanaovana azy e

3. badboy
(
07/07/2008 14:19)
Hoy ikaretsaka "tsy voatery" de amafisiko hoe "eny, tsy voatery"!
naritsimba >>> Ny fiavian'ny herimbaratra ohatra dia tsy ao anaty baiboly, ny fomba fanaovana sezarienne na ny fitsaboana aretina dia tsisy ao anaty baiboly sns sns ...!!
Ny faharariampanahy no ahitanao valiny ao anaty baiboly, fa ny fahararian'ny nofo dia ny vokatry ny tany sy avy @ olombelona no hitsaboanao azy!!!
Aza afangaro ny tsy tokony hifangaro fa izay no mahatonga ilay dogma tsisy iafarany ka na ny tsisy valiny ao anaty baiboly aza dia terena tsotra izao hoe voalaza ao io!! Ary io fomba fijery io ihany no mahatonga ny hafa manilaka ilay finoana satria fijery tsy mivoatra io!;-) ;-) ;-) ;-) ;-)

4. niryna
(
07/07/2008 17:48)
Antsoy Aho dia ho valiko hianao anao Manatona Ahy dia anatona anao koa Aho.
Mahery,mandratra ary mahatonga saina ny tenin'Atra ka ho antsika izay mandray azy dia mety maratra saingy raha mahafantatra isika fa fitiavana antsika avokoa izany,fampianarana antsika andeha amin'ny fahamarinana ary fahasoavana ho antsika fa mbola afaka mibebaka isika .Raha mandray azy amin'ny fo sy mampiasa izany amin'ny fiainana dia isika no ahazo fahasambarana be indrindra.
19 Akory re ny haben'ny zava-tsoanao voarakitrao ho an'ny matahotra Anao! dia izay nataonao teo anatrehan'ny zanak'olombelona ho an'izay mialoka aminao! Salamo 31:19
4 Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.Salamo 25:4
3 Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan'i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy*; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho.[Na: fa efa nomen'i Jehovah voninahitra ny olo-masiny] Salamo 4:3
Eny vahaolana ny soratra masina ary efa fantaNy koa ny olona manaiky Azy ho Mpamonjiny sy ny olona izay mandaha ny teniNy ka manamafy ny fony.
Isaorana Atra fa nanome ny Zanany ho antsika ka hoy aho hoe raha mbola tsy nahita experiences hianao izany fitiavan'Atra izany dia antsoy ny Zanany anampy anao amin'ny fiaiananao rehetra,andramo ka zahao fa tsara Izy.
Ampiharo amin'ny fiainana izany fa na iza milaza azy ho mafy fo na ratsy toetra rehefa sahy mijoro sy manaiky Azy ho tompony dia Izy no anova izany fo vato izany.
Mahereza
(l) niryna

5. ikaretsaka
(
07/07/2008 19:09)
badboy > ny somary nahagaga ahy ka nahatonga ahy nanao io hoe "tsy voatery io" dia tany @ 2005 tany ho any tato nisy resaka nandeha teto hoe inona no fanafody ho'zy ilay ranamana raha somary sahirana ny tenany eo @ lafiny firaisana ara-nofo (olana izany an) :
dia samy nanolotra ny vahaolany teo aby: niandry aho ka niandry ka tsary nisy namaly mihitsy hoe mamakia tenin'ny soratra masina fa na heo mihinana viagra na hoe mamonje dokotera no nasesin'ny olona!
dia niteny amin'izay aho hoe mamakia baiboly! fa ady izao.... ady izao... hoe inona koa ny hifandraisan'ny baiboly @ fihenjanan'ny filahiana!
fa niova moa ny taona sy ny volana ka de :wink:

6. rakaroka
(
07/07/2008 19:49)
:-D =)) =)) =)) :-D
manapatsinay ahy i Ika :-D :-D :-D tsy ilay vahaolana wà no tsy misy fa ilay olana mihitsy ataonao tsy mifanandrify @ ilay tsipona loatra knou :-$ :-$ :-$
'ndraso kaloha fa vao hotadiaviko any @ tono,kira 'ngamba ny valiny :-D :-D :-D

7. ikaretsaka
(
07/07/2008 19:54)
rakaroka> fa de tonga saina aho t@ izay an nahatonga ahy nitovy fijery t@ i badboy hoe
dia nahatonga ahy haka ilay filozofia hoe "finding god in all things"
Ny faharariampanahy no ahitanao valiny ao anaty baiboly, fa ny fahararian'ny nofo dia ny vokatry ny tany sy avy @ olombelona no hitsaboanao azy!!!
Aza afangaro ny tsy tokony hifangaro fa izay no mahatonga ilay dogma tsisy iafarany ka na ny tsisy valiny ao anaty baiboly aza dia terena tsotra izao hoe voalaza ao io!! Ary io fomba fijery io ihany no mahatonga ny hafa manilaka ilay finoana satria fijery tsy mivoatra io!
dia nahatonga ahy haka ilay filozofia hoe "finding god in all things"
8. rakaroka
(
07/07/2008 21:12)
dadany ihany aloha ty tarazo @ bornazy ny saina amam-panahy tsy hihevitra sy tsy hino hafa tsy izay voavolavola @ anjerimanontolo voafetra ihany ? Dia misy akony koa moa ny manodidina sy ny tsy fisiana hono???vao miha mampifikitra @ kely nananana. C''est comme si hoe azo ho noreduisé-na tao anaty baiboly ny tontolo ho an'ny sasany!
9. ikaretsaka
(
07/07/2008 22:39)
io koa no tsy azoko mihitsy..
tabatabaina fa tsy manam-petra andriamanitra... nefa ferana @ toko sy andininy ao anaty baiboly
izany ve tsy contradictoire

10. prime
(
08/07/2008 10:53)
badboy:... fa ny mpikaroka nahita ny fihavian'ny herinaratra, ny dokotera na manam-pahaizana manokana nahita ny fanaovana sezariena, fa iza no nanome azy ny fahalalàna sy ny fahaizana? moa tsy Andriamanitra ve? ary iza no afaka manambara ny momba an'Andriamanitra na dia ny ampahany aza, moa tsy ny baiboly ve?...
naritsimba >>> Ny fiavian'ny herimbaratra ohatra dia tsy ao anaty baiboly, ny fomba fanaovana sezarienne na ny fitsaboana aretina dia tsisy ao anaty baiboly sns sns ...!!
badboy:... Tsia dia tsia, diso tanteraka izany... raha izany no marina dia tsy nanasitrana tamin'ny teny sy ny fahefany Kristy ary tsy nisy nitsangana tamin'ny maty koa aza satria mbola hiandry ny manam-pahaizana isika vao ho fantatra indray ny amin'izany...
Ny faharariampanahy no ahitanao valiny ao anaty baiboly, fa ny fahararian'ny nofo dia ny vokatry ny tany sy avy @ olombelona no hitsaboanao azy!!!
12. ari.malala
(
08/07/2008 12:01)
matoa rey olona mbola eto ambonin'ny tany d mbola olona misy vatana izany a! ts fanahy fotsiny ny olona ary tsy vatana fotsiny! fa vatana sy fanahy.
13. ikaretsaka
(
08/07/2008 12:16)
dia izay...
ianaro ny manavaka ny heo rehefa sakafom-panahy dia sakafom-panahy dia rehefa sakafom-batana dia ara batana..
fa aza terena ho ara batana ny ara panahy
Raha misy 4mi mandondona ao ambaravaran'ny Ray am-panahy na masera na pasitera ka mangataka sakafo fa noana dia tsy heo satria izy mompera sy pastera dia hitoriany teny sy izarany baiboly
fa sakafo kosa aloha no omena dia ny sisa manaraka ihany...sa?

14. ari.malala
(
08/07/2008 14:33)
ohatra velona i Père Ganapini (miala tsiny manonona anarana fa zavatra misy ary marina) tao Ambanidia fony izy mbola curé tao, bedabe mpangataka mipetraka fona eo an-tokotanim-piangonana satria izy d mizara izay hany hanina ao an-tranony ao, hany ka niparitaka ny feo hoe ao Ambanidia misy mopera tsara fanahy be, d na olona tsy ao am paroasy aza tonga mangataka, ts manavaka izy fa manome raha misy ny omeny
15. badboy
(
08/07/2008 15:38)
prime:
fa ny mpikaroka nahita ny fihavian'ny herinaratra, ny dokotera na manam-pahaizana manokana nahita ny fanaovana sezariena, fa iza no nanome azy ny fahalalàna sy ny fahaizana? moa tsy Andriamanitra ve? ary iza no afaka manambara ny momba an'Andriamanitra na dia ny ampahany aza, moa tsy ny baiboly ve?...
Io le mampifangaro! Raha nianatra ilay olona dia lazaina fa A/tra no nampahay, raha tsy nianatra ka tsy nahay aveo ilay olona dia lazaina fa adalany no tsy nianatrafa tsy A/tra no tsy nampahay!!! Ka inona ihany ary zany!!! :-D :-D :-D :-D :-D
Hoy ikaretsaka mahaiza manavaka ary aza terena ho arabatana ilay arapanahy, dia amafisiko hoe "f'inona eh"!!! ;-) ;-)
16. fijo
(
08/07/2008 20:16)
aiza indray ity hoe baiboly no mahavaha ny rehetra ity le??????io fa miverina indray ny hoe baiboly ihnay di arano mangatsiak ade velona.
18. fijo
(
08/07/2008 20:22)
toa lasa terena hoe ity boky iray dia ao daholo izay rehetra misy eto an tany.nefa io boky io tsy miresaka firaisana aranofo akory
19. badboy
(
08/07/2008 20:30)
Nisy namana ankiray ao ambadika ao nanao fanamariha na tena milay be : nasehony fa milaza ireo milaza mpino sy mpamoy ny fiainany ao anaty baiboly fa A/tra dia tsy voafetra, nefa hoy ranamana fehezin'ireo ao anat baiboly izy! Dia ny fanotaniana napetrany hoe mety ve izany famehezana ny lazaina tsy manapetra izany!
Dia manaiky tateraka ny hevitr'io ranamana io ny tenako! Ary ankoatr'izay ilay fanerena ny fiainana aranofo ho ao anaty baiboly dia fanampiana ny tsy voasoratra ao!! Dikany : ireo manao io fihetsika io dia mitady hametraka ny fomba fijeriny ho lalàna ao anaty baiboly na dia tsy ao aza ilay hevitra!! ;-) ;-) ;-)