VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?
21. badboy
(
08/07/2008 20:38)
fijo >> Ka tsy mamitatena ve izireo @ zany ataony zany??? :roll: :roll: :roll:
23. naritsimba
(
09/07/2008 09:47)
hoy ikaretsaka:
Aoka ho fantatsika fa voalaza ao fa mpanao fanafody na Dokotera no voalaza ao @ Baiboly DIEM(Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara). na tsy voalaza mivantana aza ny momba ny aretina dia Andrimanitra no manasitrana.
Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra Salamo 103:3
Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina Marka 3:10
niandry aho ka niandry ka tsary nisy namaly mihitsy hoe mamakia tenin'ny soratra masina fa na heo mihinana viagra na hoe mamonje dokotera no nasesin'ny olona!

24. naritsimba

25. prime
(
09/07/2008 11:18)
badboy:... aza manampy izay voalaza!!!
Io le mampifangaro! Raha nianatra ilay olona dia lazaina fa A/tra no nampahay, raha tsy nianatra ka tsy nahay aveo ilay olona dia lazaina fa adalany no tsy nianatrafa tsy A/tra no tsy nampahay!!! Ka inona ihany ary zany!!!
naritsimba> Tsy ho azony mihitsy ny amin'izany...
26. badboy
(
09/07/2008 12:43)
prime >> Tena marina ny anao hoe tsy azoko mihitsy fa ianao ihany no manana ilay vérité absolue!! Sady tena diso be aho miady hevitra hoe tsy avy @ A/tra ny rehetra satria hitan'ny be sy ny maro marina eo @ fiainany fa mana avokoa no mitotona ao aminy!! Sady tena marina tokoa hoe ny baiboly no fototry ny rehetra ary na marary voan'ny cancer aza dia mamaky baiboly de ao ny valiny!!! :-D :-D :-D :-D
27. Ilo
(
09/07/2008 13:08)
Mieritrereta ihany sao dia lasa ao anatin'ireo mijery nefa tsy mahita, mihaino nefa tsy mandre e!...
Mat 13.13 :"Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy, fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.14 Dia tanteraka aminy ny faminanian' Isaia, izay manao hoe: " Handre mandrakariva ihany hianareo, fa tsy hahafantatra; Ary hijery mandrakariva ihany hianareo, fa tsy hahita;15 Fa efa adala ny fon'izao olona izao. Ary efa lalodalovana ny sofiny, Ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ka hahalala ny fony, Dia hibebaka izy, Ka hahasitrana azy Aho" ( Isa.6.9.10).16 Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre."
Ny olona na samy marary aza dia hafa kokoa ny mahatoky an'A/tra, manana fanantenana ny @ ny hoavy, manana fiadanana anaty sy ny olona mamoy fo.

badboy:
Sady tena marina tokoa hoe ny baiboly no fototry ny rehetra ary na marary voan'ny cancer aza dia mamaky baiboly de ao ny valiny!!!

28. Rasiligaoma
(
09/07/2008 17:43)
ny momban'ny fialofana L tsy fototra ihany akory no mahavita trano fa ao koa ny tafo , ny rindrina sy ny sisa! izany hoe mifameno ireo
toy izany koa ny olana sy ny alaolana: tsy ny soratra masina ihany akory no alaolana, fa eo daholo ireo zavatra noharin'Andriamanitra hanampy: izany hoe mifameno koa ireo!
fa ny hoe manana trano aho fa nahatsangana sy manana rindrina fotsiny dia ampy izay , dia sady tsy mitombina no diso, mila ny fifamenoan'ireo fitaovana rehetra mahasahana izany vao hoe :trano

29. badboy
(
09/07/2008 18:15)
Ilo >> hoy ianao "Mieritrereta ihany sao dia lasa ao anatin'ireo mijery nefa tsy mahita, mihaino nefa tsy mandre e!.." Io ilay nolazain'i fijo hoe "fa maninona no rehefa mampita ilay soratra masina dia atao ao anaty fampitahorana??" Dia io ianao fa mampitombola ilay voalandranamana io! ;-) ;-) ;-) ;-)
Fa maninona moa no rehefa any @ hopitaly ny marary dia anotanian'ny dokotera izay tena akaiky azy indrindra ary angatahany ho tonga manakaiky ilay marary??? Dia satria ny fahitany ilay akaiky azy indrindra eo anilany sy ny fanantenany ny mbola hahita io olona io no misy fiantraikany ao antsainy ka mahatonga azy miady mafy @ ilay aretina. Misy vokany "positif "izany satria lasa mihamatanjaka ny anticorps-ny ka manjary miasa tsara ilay fananfody omena azy!!!
Torak'izay ihany koa ireo izay mivavaka satria manome heritsaina ilay filazana fotsiny hoe "tsy misy atahorako satria jehovah no mpiandry ahy"!
Dikany tsy voatery hoe ny mino ihany no lasa matanjaka ny anticorps-ny fa ireo manatena ny hiaona @ olona akaiky azy koa!! ;-) ;-) ;-)
Ilo:
Ny olona na samy marary aza dia hafa kokoa ny mahatoky an'A/tra, manana fanantenana ny @ ny hoavy, manana fiadanana anaty sy ny olona mamoy fo.
Fa maninona moa no rehefa any @ hopitaly ny marary dia anotanian'ny dokotera izay tena akaiky azy indrindra ary angatahany ho tonga manakaiky ilay marary??? Dia satria ny fahitany ilay akaiky azy indrindra eo anilany sy ny fanantenany ny mbola hahita io olona io no misy fiantraikany ao antsainy ka mahatonga azy miady mafy @ ilay aretina. Misy vokany "positif "izany satria lasa mihamatanjaka ny anticorps-ny ka manjary miasa tsara ilay fananfody omena azy!!!
Torak'izay ihany koa ireo izay mivavaka satria manome heritsaina ilay filazana fotsiny hoe "tsy misy atahorako satria jehovah no mpiandry ahy"!
Dikany tsy voatery hoe ny mino ihany no lasa matanjaka ny anticorps-ny fa ireo manatena ny hiaona @ olona akaiky azy koa!! ;-) ;-) ;-)
30. fijo
(
09/07/2008 21:13)
izao letsy tsotra an,raha samy mararyny olona roa,dia izao atao,ilay mino ,aza homena fanafody fa aleo hivavaka mandrapariva ny andro,fa ilay tsy mino homeo ny fanafody sahaza azy,di aho ita eo rah amanasitrana kokoa le mivavaka mandany andro na ilay fanafody.
31. badboy
(
09/07/2008 21:28)
fijo >>> Tsara asiana pari marina hoe mba hijerena ny vokany! ;-) ;-) ;-)
32. Rasiligaoma
(
09/07/2008 21:33)
Mieritrereta ihany sao dia lasa ao anatin'ireo mijery nefa tsy mahita, mihaino nefa tsy mandre e!...
tsy mety kosa ilay asiana fampitahorana ambadika nefa hoe "hizara fitiavana hono e"
sao ianao no mba tokony hiheritreritra
naritsimba> fa rehefa sanatria ka tsy sitrana (tsy nifanehitra tamin'ilay nantenaina) dia tsy andriamanitra intsony!
manamporofo ny voalazan'iKa hoe "rehefa izay tiatianareo momba an'Andriamanitra ihany no dradradradraina fatratra fa izay hafahafa dia odiana fanina any... dia tsy Andriamanitra intsony anie izany noinoanareo fa ny tenanareo" e....
34. Rasiligaoma
(
09/07/2008 21:46)
ka izay nefa ilay tsy mety. ny ao ambony no mandahatra ka na revinao na tsy revinao dia ny sitrapony no tanteraka fa tsy ny anao
tsy hoe rehefa milay ny tantana dia ouioui ny ao ambony dia rehefa tsy milay dia non non

35. fijo
(
09/07/2008 21:48)
dia mifandamina klo nareo mpino amin'izay,fa misy tsy manaiky an'izany.
36. badboy
(
09/07/2008 21:56)
fijo, Rasiligaoma >> Tsy efa kobonlisany angaha fa efa nisy nampiditra hoe asandevoly ary ambadika ary!!!
Io le "esprit manichéen" izay tsisy afatsy ny adin'ny tsara sy ny ratsy fa tsisy hoe safidy sy tsy safidy! ;-) ;-) ;-)

37. ari.malala
(
10/07/2008 06:33)
fijo:
izao letsy tsotra an,raha samy mararyny olona roa,dia izao atao,ilay mino ,aza homena fanafody fa aleo hivavaka mandrapariva ny andro,fa ilay tsy mino homeo ny fanafody sahaza azy,di aho ita eo rah amanasitrana kokoa le mivavaka mandany andro na ilay fanafody.
aza mandray an-tendrony kosa e! nga nisy niteny mou teo we refa marary d ts tokony minana fanafody mintsy? misy ny manao anizany, anazy zay fa matoa nianatra momba ny fanafody sy ny aretina ny dokotera d ilaina izany izy ireny, io ilay voalazan-dRasiligaoma we mifameno avokoa ny zavatra rehetra fa tsy misy maka hoazy na mandeha ila!
38. Rasiligaoma
(
10/07/2008 06:35)
misy olona mihevitra hoe rehefa marary dia hivavahana fotsiny fa tsy mihinana fanafody dia sitrana hono...
ireny sectes be ireny
ireny sectes be ireny
39. badboy
(
10/07/2008 08:16)
ari.malala:
aza mandray an-tendrony kosa e! nga nisy niteny mou teo we refa marary d ts tokony minana fanafody mintsy? misy ny manao anizany, anazy zay fa matoa nianatra momba ny fanafody sy ny aretina ny dokotera d ilaina izany izy ireny, io ilay voalazan-dRasiligaoma we mifameno avokoa ny zavatra rehetra fa tsy misy maka hoazy na mandeha ila!
Ka ilay hoe nianatra misy manitsoka tsotra izao hoe avy amin'Atra ilay fahaizana sy ilay fahalalana! Raha avy aminy ilay fahalalana manasitrana dia tsy mila mianatra ho dokotera mpanasitrana fa ny olondrehetra mino dia mahavita azy! Eo ilay tsy eken'ny 3 ato : izaho, rasiligaoma ary fijo! ;-) ;-) ;-)
40. prime
(
10/07/2008 12:10)
badboy:... :-D tena nahay ianao namantatra ny tsy noeritreretiko...
Tena marina ny anao hoe tsy azoko mihitsy fa ianao ihany no manana ilay vérité absolue!!
badboy:... hay moa izany tokoa no foto-pinoan'ny kristiana... mahay ianao ka...
Sady tena diso be aho miady hevitra hoe tsy avy @ A/tra ny rehetra satria hitan'ny be sy ny maro marina eo @ fiainany fa mana avokoa no mitotona ao aminy!!
badboy:... sady mahay ny fiainana kristiana ianao no mahalala mihoatra noho ny hafa ka afaka mi-"se moquer" amin'ny atao hoe finoana... hamaly fitia anao anie Andriamanitra... :)
Sady tena marina tokoa hoe ny baiboly no fototry ny rehetra ary na marary voan'ny cancer aza dia mamaky baiboly de ao ny valiny!!!
badboy:... Diso angaha izany? dia porofoy hoe ny mahadiso azy! fa na ny minitra sy segondra iray amin'ny fiainana aza Azy avokoa... sa misy afaka manampy ny andro iainany?...
Ka ilay hoe nianatra misy manitsoka tsotra izao hoe avy amin'Atra ilay fahaizana sy ilay fahalalana!
badboy:... raha izany tokoa no fandraisanao azy dia indrisy... ny finoana tsy bontolo sy boraingina ka rehefa tsy A dia B... fa raha izany dia tsy nisy nanam-pahaizana, tsy nisy dokotera, tsy nisy olon-kendry kristiana teto ambonin'ny tany na dia iray aza...
Raha avy aminy ilay fahalalana manasitrana dia tsy mila mianatra ho dokotera mpanasitrana fa ny olondrehetra mino dia mahavita azy! Eo ilay tsy eken'ny 3 ato : izaho, rasiligaoma ary fijo!
Hafa ny mpitsabo, hafa ny mpanasitrana... eo dia efa tsy azonao ka izany no mahatonga ahy miteny hoe na hidradradradra aza ianao hoe tsy mitombina, Andriamanitra tsy fehezin'olona ary tsy voafehin'olona araka izay fantatry ny saina ny heriny, ny voninahiny, ny fahendreny, ny asany, ny fitiavany (efa impiry noporofoin'i Kristy izany fony Izy teto an-tany?)... ka azonao ampiatahaina amin'izay kely zakan'ny sain'olombelona... Dia mihevitra ve ianao fa ny fomba fiasan'Andriamanitra dia azo fehezina amin'ny fahaizana sy fahalalàna??? ka itompoana teny fantatra hoe ny nahasitrana ilay "cancer" tatsy dia herin'olombelona??? aoka lehiretsy a...